:D :D :D :D :D izay zany ilay teny hoe ''Ny andry eny @ handrinao tsy hitanao fa ny andry eny @ hafa no hita !!! hihihihihi raharaha izy ity an!
mahagaga tokoa an! ny lesoka ny hafa no hitanao dia faly ery mitsikera!! fa ny anao aza lombolombon'iny ny lesoka hataonao ! ny diakany dia hoe jereo aloha ny anao izay vao miteny ny hafa !!! na koa hoe samy mifampijery e! jerenao ny lesoko dia jereko koa ny lesokao , dia tsy misy mora tezitra fa samy manaiky ahintsy! izay izao no tokony tazana eto !! sa ahoana aloha !!! :D :D