Fa inona tokoa moa no helok'i Jesoa Kristy...
1. fidinirina
(
22/10/2009 13:04)
Fa inona tokoa moa ny helok’i Jesoa Kristy ?
Moa tsy nanasitrana ny marary ve Izy, nampahiratra ny jamba, nampiteny ny moana, nampitsangana ny malemy, namoaka demonia t@ olona, nanangana ny maty sns.
Lioka 23.13 Ary rehefa nasain'i Pilato novorina ny lohan'ny mpisorona sy ny mpanapaka ary ny vahoaka,
23.14 dia hoy izy taminy: Entinareo aty amiko ity Lehilahy ity toy ny nampiodina ny vahoaka; ary, indro, efa nanadina Azy teto anatrehanareo aho, nefa tsy hitako izay helok'ity Lehilahy ity amin'izay iampanganareo Azy.
23.15 Tsia, na dia Heroda koa aza, fa namerina Azy ho aty amintsika izy; ary, indro, tsy nisy zavatra nataony izay tokony hahafaty Azy;
23.16 koa hofaiziko Izy, dia halefako.
23.17 Fa tsy maintsy mandefa ny anankiray ho an'ny olona izy amin'ny andro firavoravoana.
23.18 Fa izy rehetra niantso mafy indray miredona nanao hoe: Vonoy Io, ka Barabasy no alefaso ho anay!
23.19 Nefa natao tao an-tranomaizina io Barabasy io noho ny fikomiana tao an-tanàna sy ny vonoan-olona.
23.20 Ary satria tian'i Pilato halefa Jesosy, dia niteny indray izy.
23.21 Fa ny olona niantso kosa ka nanao hoe: Homboy, homboy amin'ny hazo fijaliana Izy!
23.22 Fa hoy izy taminy fanintelony: Ka inona ary no ratsy nataony? Tsy hitako izay helony tokony hahafaty Azy; koa hofaiziko Izy, dia halefako.
23.23 Fa niantso tamin'ny feo mafy ny olona ka nangataka hanomboana an'i Jesosy amin'ny hazo fijaliana. Ary nahery ny feon'ny olona.
23.24 Ary Pilato dia nandidy hanao izay nangatahiny.
Moa tsy nampianatra ny olona hifankatia ve Jesoa, hankato an’Andriamanitra Ray, nananatra ny @ fitondran-tena tsara, hiaina ny tenin’Andriamanitra ka hitandrina izany, nampanantena ny fitsanganan’ny tena @ maty sy fiainana mandrakizay ho an’izay Mino Azy.
Ary satria avy @ Andriamanitra feno fitiavana Izy ka te-hamonjy ny olona rehetra tsy an-kanavaka, dia nahoana no nohelohina mihoatry ny mpanota Izy ?

répondu par xxx le 22/12/2009 17:46
2. rakapy
(
22/10/2009 15:53)
Tsy meloka izy, ary tsy nomelohina. Tantara efa maty paikan'A/tra ny tantarany. Plan efa vitan' A/tra ny azy fa tsy maintsy hovonoin'ny ny mpankatoa ny testameta taloha izy.Efa nalamina fa tsy maintsy hamadika azy i Jodasy sns...
Raha tsy nisy namono moa izy , inona tokoa no nitranga???

3. rakaroka
(
22/10/2009 15:55)
8O 8O 8O
Ny "blem" @ izy ity mantsy dia izao 'ze tiana mitombo tarehy !" hoy ny fitenenana . Ary tsapako tsy mahazaka "fanakianana akory ny xtiana fa na milaza hevi-tsaina lojika aza ianao na rariny sy hitsiny izao dia "kianina" hoe
sain'olombelona e! Tsy ampy fahendrena e!sns tsy am-piheverana akory izay "Contenu" fa vao hoe avy @ olona dia "tsy lavorary" , peta-toko, sns...
Fa raha vao hoe Atra na Jesoa...nisy namana izao vao nanao reportage tamiko hoe ilay Andriamaniny hono dia "BBBe lolom-po be " ( tsy io alou ny "expression" nampiasainy an :wink: fa ny heviny dia io mihitsy) satria ilay izy mamaly ny heloky ny ray @ zanany sy ny taranany aza!
Raha olona 'zao no manao izany an => Efa bedy BBBbbbbbbeeeee, sy voaenjika draidraidray , hoe "tokony mamela heloka e, patatipatata e!
Fa rehefa misy filaza izay aza hoe "tsy ny soa irery no raisintsika @ Atra fa ny ratsy koa! "Raha olona no mano ratsy antsika na fikatsahany ny soa ho antsika aza! Voakina izaitsizy !
Ka tsy hitako ny ipetrahan'ito fanontaniana!!!!

6. niryna
(
23/10/2009 05:44)
fidinirina:
Fa inona tokoa moa ny helok’i Jesoa Kristy ?
Moa tsy nanasitrana ny marary ve Izy, nampahiratra ny jamba, nampiteny ny moana, nampitsangana ny malemy, namoaka demonia t@ olona, nanangana ny maty sns.
Lioka 23.13 Ary rehefa nasain'i Pilato novorina ny lohan'ny mpisorona sy ny mpanapaka ary ny vahoaka,
23.14 dia hoy izy taminy: Entinareo aty amiko ity Lehilahy ity toy ny nampiodina ny vahoaka; ary, indro, efa nanadina Azy teto anatrehanareo aho, nefa tsy hitako izay helok'ity Lehilahy ity amin'izay iampanganareo Azy.
23.15 Tsia, na dia Heroda koa aza, fa namerina Azy ho aty amintsika izy; ary, indro, tsy nisy zavatra nataony izay tokony hahafaty Azy;
23.16 koa hofaiziko Izy, dia halefako.
23.17 Fa tsy maintsy mandefa ny anankiray ho an'ny olona izy amin'ny andro firavoravoana.
23.18 Fa izy rehetra niantso mafy indray miredona nanao hoe: Vonoy Io, ka Barabasy no alefaso ho anay!
23.19 Nefa natao tao an-tranomaizina io Barabasy io noho ny fikomiana tao an-tanàna sy ny vonoan-olona.
23.20 Ary satria tian'i Pilato halefa Jesosy, dia niteny indray izy.
23.21 Fa ny olona niantso kosa ka nanao hoe: Homboy, homboy amin'ny hazo fijaliana Izy!
23.22 Fa hoy izy taminy fanintelony: Ka inona ary no ratsy nataony? Tsy hitako izay helony tokony hahafaty Azy; koa hofaiziko Izy, dia halefako.
23.23 Fa niantso tamin'ny feo mafy ny olona ka nangataka hanomboana an'i Jesosy amin'ny hazo fijaliana. Ary nahery ny feon'ny olona.
23.24 Ary Pilato dia nandidy hanao izay nangatahiny.
Moa tsy nampianatra ny olona hifankatia ve Jesoa, hankato an’Andriamanitra Ray, nananatra ny @ fitondran-tena tsara, hiaina ny tenin’Andriamanitra ka hitandrina izany, nampanantena ny fitsanganan’ny tena @ maty sy fiainana mandrakizay ho an’izay Mino Azy.
Ary satria avy @ Andriamanitra feno fitiavana Izy ka te-hamonjy ny olona rehetra tsy an-kanavaka, dia nahoana no nohelohina mihoatry ny mpanota Izy ?
=D>
7. niryna
(
23/10/2009 05:48)
rakapy:marina izany tsy meloka izy fa nitondra ny helontsika ,nohombohina teo amin'ny hazofijaliana izy ary ny diakampony no nanasitranana ny aretintsika ,jereo ny Isaia 53 mitantara azy .izay mpaminany ao amin'ny testamenta taloha izany
Tsy meloka izy, ary tsy nomelohina.
Tantara efa maty paikan'A/tra ny tantarany. Plan efa vitan' A/tra ny azy fa tsy maintsy hovonoin'ny ny mpankatoa ny testameta taloha izy.Efa nalamina fa tsy maintsy hamadika azy i Jodasy sns...aleloia .,izaho woa efa milaza aminareo fa ny famakiana ny tenin'Atra eto dia mitamberina ny teny izay nomena fahiny .
Raha tsy nisy namono moa izy , inona tokoa no nitranga???
8. niryna
(
23/10/2009 05:58)
rakaroka:ka teny voasoratra io ka iza no anohitra an'io ?
Fa raha vao hoe Atra na Jesoa...nisy namana izao vao nanao reportage tamiko hoe ilay Andriamaniny hono dia "BBBe lolom-po be " ( tsy io alou ny "expression" nampiasainy an :wink: fa ny heviny dia io mihitsy) satria ilay izy mamaly ny heloky ny ray @ zanany sy ny taranany aza!
izany ve ? satria tiany ho voavonjy avokoa isika ry rakorako a,dia mandeha ny ohabolana hoe ny zanaka tia no tsy tsitsian-drotsakazo.
Raha olona 'zao no manao izany an => Efa bedy BBBbbbbbbeeeee, sy voaenjika draidraidray , hoe "tokony mamela heloka e, patatipatata e!
Zaro ny lalana tokony alehany koa ny zaza,mibilobiloka isika dia ahitsy eo ary farany dia mahdeha amin'ny fahamarinana amin'ny fahitan'Atra azy fa tsy ny olona. Jereo ilay nijangajanga notorahambato
Fa rehefa misy filaza izay aza hoe "tsy ny soa irery no raisintsika @ Atra fa ny ratsy koa! "Raha olona no mano ratsy antsika na fikatsahany nyaleloia, manao ny ahy io,itan'i rakorako izany fa mihamitombo andro aman'alina ny tenin'Atra ao amin'i rakorako ..dia aleo aza ho azavaiko fa matetika alaintsika araka izay tiantsika ilay izy kanefa misy antony no mahatonga izany hevinteny izany.
isika mihevitra fa ratsy daholo izao rehetra izao rehefa tsy mifanaraka ny hevitsika,matetika dia manome tsiny an'Atra foana isika satria mangataka foana fa tsy mahay mihonona na midera izay mitranga amintsika,rehefa dinihina anefa ao ambadikin'iny zavatra noheverintsika fa ratsy iny dia mifona zavata mysitery ary tsy tsampantsika ny hasarobidin'ilay fitiavan'Atra antsika fa noheverintsika
9. xxx
(
23/10/2009 06:40)
Mety manasaraka ny maha-Andriamanitra an'i Jesoa ny fipetraky ny fanontaniana eto.
Ny namana eo ambony izay mamaly fa ireo mpandala ny Testamenta taloha no namono Azy ohatra dia diso satria drafitra hanaovana sorom-panavotana no nahatongavany teto. Izy Andriamanitra no tonga nofo ary raha tsy ny Rany latsaka tsy sitrana ny olony. Iray ihany Andriamanitra izay ao amin'ny Ray sy Zanaka izay miara-miteny amin'ny Fanahy Masina ao amin'ny boky roa tonta ary Iray tsimivaky ny Baiboly raha tena zohina tsara.

10. bor2lais
(
23/10/2009 07:31)
xxx:
Mety manasaraka ny maha-Andriamanitra an\'i Jesoa ny fipetraky ny fanontaniana eto.
Ny namana eo ambony izay mamaly fa ireo mpandala ny Testamenta taloha no namono Azy ohatra dia diso satria drafitra hanaovana sorom-panavotana no nahatongavany teto. Izy Andriamanitra no tonga nofo ary raha tsy ny Rany latsaka tsy sitrana ny olony. Iray ihany Andriamanitra izay ao amin\'ny Ray sy Zanaka izay miara-miteny amin\'ny Fanahy Masina ao amin\'ny boky roa tonta ary Iray tsimivaky ny Baiboly raha tena zohina tsara.
--------
+1
Fanampiny kely (fomba fijeriko ity an !) momba ny maha iray tsimivaky ny Baiboly :
Ho Azy (Jesoa) no nanaovaNY (Ray) izao rehetra izao. Naditra anefa ireto olombelona tiaNY (Jesoa) : Testamenta taloha. Dia nirahiNY (Ray) Izy (Jesoa) hanavotra azy ireo. Vita ny fanavotana (lasa niverina any amin\'ny Ray Izy) : Filazantsara. Ankehitriny dia ny Fanahy Masina no nirahin\'Izy ireo (Ray sy Jesoa) ampahatsiaro antsika izany fanavotana vitaNY izany : mba inoantsika Azy ka andraisantsika ny famonjena ... : Epistily !
-> Fomba fijery iray ihany ny ahy io ka mety tsy hifanaraka amin\'ny fijerin\'ny hafa ! :D
-> Ialako tsiny ihany koa raha toa ka mety vao maika manamaizina ny fahazoantsika azy ity noheveriko ho fanazavana ity ! :D
11. rzakarivola
(
23/10/2009 09:51)
rakaroka >>> Voasoratra ao amin\'ny Baiboly angamba ilay zavatra nolazain\'ilay reporteur-nao :
\"Tu ne te prosterneras pas devant de telles idoles et tu ne leur rendras pas de culte, car moi, l\'Éternel, ton Dieu, je suis un Dieu qui ne tolère aucun rival : je punis les fils pour la faute de leur père, jusqu\'à la troisième, voire la quatrième génération de ceux qui me haïssent. ...\". Raha be lolom-po ny terme ampiasainao dia tsy maninona fa izay no fahazoanao azy. Fa no-reporteny taminao ve ny tohin\'io teny io ?
\"...Mais j\'agis avec amour jusqu\'à la millième génération envers ceux qui m\'aiment et qui obéissent à mes commandements.\".
Ireto no fanamarihako :
Famaizana :
- mipetraka @izay \"mankahala Azy\" : manompo sampy.
- 3 ou 4 générations ny degré-ny
Famindrampo :
- mipetraka amin\'izay tia Azy : mankato ny DidiNy.
- 1000 générations ny degré-ny
Ahoana ny rapport entre malédiction et bénédiction eto ?
3/1000.
Tsy fantatro ilay andriamanitra inoan\'ilay reporteur-nao, fa ilay Andriamanitra inoako io ambaran\'ny Baiboly io, dia Andriamanitra :
1- (Ray) Masina
2- (Mpitsara) Marina, rehefa fahadisoana dia fahadisoana! Tsy afeniNy, tsy ahenaNy, tsy ampitomboiNy.
3- (Tompo) be Fitiavana, mandrakizay ny famindram-pony.
Ary ananako porofo ireo zavatra telo ireo, satria hitako ao amin\'ny fiainan\'i Jesoa Kristy teto an-tany, ny nijaliaNy sy ny nahafatesaNy, ary ny fitsanganaNy t@ maty ka ahavelomaNy mandrakizay.

12. ikaretsaka
(
23/10/2009 12:18)
niryna:
...nisy namana izao vao nanao reportage tamiko hoe ilay Andriamaniny hono dia "BBBe lolom-po be " ( tsy io alou ny "expression" nampiasainy an fa ny heviny dia io mihitsy) satria ilay izy mamaly ny heloky ny ray @ zanany sy ny taranany az
->
ka teny voasoratra io ka iza no anohitra an'io
taaaa! nga raha teny voasoratra ka hitanao sy ny sainao sy tsapa fa mandripaka de tsy azo contester-na?
13. rakapy
(
24/10/2009 05:45)
Hoy xxx
Hoy bor2lais
Toa hors sujet be le resakarareo ry zalahy a. Fa angaha nisy nilaza fa mivaky ny baiboly teo? :-D
Ny namana eo ambony izay mamaly fa ireo mpandala ny Testamenta taloha no namono Azy ohatra dia diso satria drafitra hanaovana sorom-panavotana no nahatongavany teto. Izy Andriamanitra no tonga nofo ary raha tsy ny Rany latsaka tsy sitrana ny olony. Iray ihany Andriamanitra izay ao amin'ny Ray sy Zanaka izay miara-miteny amin'ny Fanahy Masina ao amin'ny boky roa tonta ary Iray tsimivaky ny Baiboly raha tena zohina tsara
Hoy bor2lais
+1
Fanampiny kely (fomba fijeriko ity an !) momba ny maha iray tsimivaky ny Baiboly :
Toa hors sujet be le resakarareo ry zalahy a. Fa angaha nisy nilaza fa mivaky ny baiboly teo? :-D
14. mmmhh
(
24/10/2009 10:47)
rzakarivola:
"Tu ne te prosterneras pas devant de telles idoles et tu ne leur rendras pas de culte, car moi, l'Éternel, ton Dieu, je suis un Dieu qui ne tolère aucun rival : je punis les fils pour la faute de leur père, jusqu'à la troisième, voire la quatrième génération de ceux qui me haïssent. ...". Raha be lolom-po ny terme ampiasainao dia tsy maninona fa izay no fahazoanao azy. Fa no-reporteny taminao ve ny tohin'io teny io ?
"...Mais j'agis avec amour jusqu'à la millième génération envers ceux qui m'aiment et qui obéissent à mes commandements.".
Tsy izaho no iantefan'ny fanontanianao fa misy remarque kely tiako hatao,
Rah ijanona @le tapany ambony iny isika,
Koa rah tsy manompo sampy ny taranaka aty aoriana, de mbola ho faizina? satria ry Bebe sy dadabe nanompo andriamani-kafa dia ny taranak'i bebe sy dadabe no ho faizina?
Ary sao de izay ary no mbola mampahantra foana an'i Gasikara satria ny Razam-be'ny gasy nanompo andriamani-kafa?
Tsetsatsetsa tsy aritra fotsiny iny.
15. ikaretsaka
(
24/10/2009 11:19)
Ko tsy ry zareo aziatika veno tena farahidiny (sinoa sy karana sns...) raha izany?
Ok...hs out!
Ok...hs out!
16. bor2lais
(
24/10/2009 12:49)
Hoy Rakapy :
"Toa hors sujet be le resakarareo ry zalahy a. Fa angaha nisy nilaza fa mivaky ny baiboly teo? "
----
Raiso ho toy ny "parenthèses" kely fotsiny ary ilay izy e ! :D

17. rakaroka
(
24/10/2009 16:35)
Raha tena mijery @ saina tsy miangatra , manao "comparaison" ho an'ny olona mpanaraka an'i Bouddha sy i Jesoa , dia mahatsapa fa "olon'afaka" kokoa ireo olona mpanaraka an'i Bouddha, satria i Boudha dia tsy nampifantoka ireo mpanaraka azy hibanjina azy monja, tsy nampitondra "zioga" ireo mpanaraka azy fa namela azy ireny hiatrika malalaka : ny fiainany ! Izy tsy ni(focalisé tahaka an"'i Jesoa hoe "Izy irery ihany no marina sy lalana", tsy misy afa-tsy izy!" dia tahaka ny "fizahozahoana ihany izany satria "manana" ny marina" ekeny koa ny fhm ka 'zary tsinotsiniavina izany satria hoe 'zany dia hoe 'i Jesoa ihany no "considerable!"
Izay momba azy ihany no izy => Donc manifika ny "existence" hafa rehetra izany. Fiheverako : TSIA TENA tsy mety izany satria matoa nohariana ny hafa tsy natap hotsinitsiniavina kosa angamba . Tsy taratra "fanetrentena izany!
TSIA "TSY METY IZANY!"wink: :idea:

18. cutie
(
25/10/2009 14:01)
--------ka ny pble eto nge ry rakaroka refa misy resaka we finoana sy fivavahana de tsy maintsy foana we JK foana fa ze ankoatran'zay tsy de mety tafandalo eto e. Na hiresaka buddha eo aza ndry tsy ho azon-dry zareo mitsy zany no tsy ilainy koa :-D
19. niryna
(
26/10/2009 04:50)
cutie:
--------ka ny pble eto nge ry rakaroka refa misy resaka we finoana sy fivavahana de tsy maintsy foana we JK foana fa ze ankoatran'zay tsy de mety tafandalo eto e. Na hiresaka buddha eo aza ndry tsy ho azon-dry zareo mitsy zany no tsy ilainy koa :-D
cutie anagamba tsy probleme izany amiko fa afaka mizara izay inoany avokoa ny rehetra na inona na inona ,mizara no atao eto ary anisana niderako anao izany satria manana fanontaniana betsaka tokoa hianao dia miezaka manazava izay fantatry ny rehetra ny rehetra,raiso izay tsara ka mahasoa anao.Eny miresaka an'i kristy foana ny olona ato satria mizara ny fahasoavana nomeny ary mizara ny famonjena izay resahina foana eto fa any aminy irery no misy ny famonjena,ka raha misy olona mamorona na mandainga na mamahana lalitra ny olona hafa dai tsy maintsy mijoro isika mizara ny fahamariana tsy avy amin'ny saintsika izany fa mi -base amin'ny tenin'Atra,raha toa ka milaza ny mpizara fa mino an'Atra kaneka manohitra ny teny izay nampitondraina dia azy sy ATra irery izany.
Izay mino sy atao batisa no ho vonjena hoy i kristy,izay mino azy izany fa izay tsy mino azy kosa dia ho heloina nafafy ny teny dia izay hatreo ihany fa tsy misy na iray aza afaka amonjy olona eto. ok
tandremo ny fanahy mamtiaka,zahao ny fanahy na avy amin'Atra na tsy avy aminy
:-*
20. rzakarivola
(
26/10/2009 12:14)
mmmhh:
[quote=rzakarivola]"Tu ne te prosterneras pas devant de telles idoles et tu ne leur rendras pas de culte, car moi, l'Éternel, ton Dieu, je suis un Dieu qui ne tolère aucun rival : je punis les fils pour la faute de leur père, jusqu'à la troisième, voire la quatrième génération de ceux qui me haïssent. ...".
Tsy izaho no iantefan'ny fanontanianao fa misy remarque kely tiako hatao,
Rah ijanona @le tapany ambony iny isika,
Koa rah tsy manompo sampy ny taranaka aty aoriana, de mbola ho faizina? satria ry Bebe sy dadabe nanompo andriamani-kafa dia ny taranak'i bebe sy dadabe no ho faizina?
==> Voalohany indrindra, raha Andriamanitra no miteny, ny mot tsirairay avy dia mila raisina @ définition an' Andriamanitra fa tsy interprétation an'ny olona : famaizana, fanompoan-tsampy, fankahalana, taranaka, ... Ary ny fehezan-teny koa toraka izany, raha tsy izany dia tsy ny tenin' Andriamanitra indray.
Faharoa, afaka dinihinao raha marina izao teniko izao na tsia, izay ataon'ny lehibe no arahin'ny kely. Koa raha manompo sampy ny lehibe, tsy maintsy misy manompo sampy ny kely izay tezainy eo ... ka hatramin'ny taranaka faha 3 na faha 4! Ary raha mino marina an'i Jesoa ny lehibe, dia tsy maintsy misy manaraka an'izay finoana izay koa ny taranaka hatramin'ny arivo mandimby.
mmmhh:
Ary sao de izay ary no mbola mampahantra foana an'i Gasikara satria ny Razam-be'ny gasy nanompo andriamani-kafa?
Tsetsatsetsa tsy aritra fotsiny iny.
==> Izao no tenin' Andriamanitra "Antsoy aho dia hovaliako ianao, ka hampisehoako zavatra lehibe sady saro-pantarina izay mbola tsy fantatrao". Antsoy Izy dia hamaly anao.