Fa inona tokoa moa no helok'i Jesoa Kristy...

41. fidinirina ( 22/12/2009 07:39)
Saingy tsara ho fantatrao fa tsy maintsy hiverina tokoa izy haka izay nino azy. Dia tsy misy dikany mihitsy kosa ve aminao ny mino an'Andriamanitra sy ny tsy nino azy ary ho afa-maina fotsiny koa ve ny devoly sy ny mpanao ratsy teto @ ity tany ity. Ho avy ny Tompo Jesoa Kristy hitsara ny olona rehetra araka ny natao teo @ fiainany.
Ny fanantenana lehibe dia hoe : ahazo ny fiainana mandrakizay aho sy ireo izay mino an'izany toa ahy.
42. xxx ( 22/12/2009 17:46)
Raha ho avy i jesosy kristy dia hitsara ny kristianina fa tsy hafa finoana tsy akory.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0446