Fa inona tokoa moa no helok'i Jesoa Kristy...

21. rzakarivola ( 26/10/2009 12:39)
rakaroka:
Raha tena mijery @ saina tsy miangatra , manao "comparaison" ho an'ny olona mpanaraka an'i Bouddha sy i Jesoa , dia mahatsapa fa "olon'afaka" kokoa ireo olona mpanaraka an'i Bouddha, satria i Boudha dia tsy nampifantoka ireo mpanaraka azy hibanjina azy monja, tsy nampitondra "zioga" ireo mpanaraka azy fa namela azy ireny hiatrika malalaka : ny fiainany ! Izy tsy ni(focalisé tahaka an"'i Jesoa hoe "Izy irery ihany no marina sy lalana", tsy misy afa-tsy izy!" dia tahaka ny "fizahozahoana ihany izany satria "manana" ny marina" ekeny koa ny fhm ka 'zary tsinotsiniavina izany satria hoe 'zany dia hoe 'i Jesoa ihany no "considerable!"

==> Izaho tsy nandala ny bouddhisme, mahafantatra lehilahy mpiara-nianatra taminay izay aho mpiandry hono izy taloha, dia avy eo nivadika bouddhiste noho ny antony ahatsapan'ny tenany fa voafehifehy raha tsy diso aho.
Ireto indray tenin'olona anakitelo samihafa izay samy nilona tao anaty finoana bouddhisme mikasika ny bouddhisme, sans y trouver la paix :
1- "J'admire la très bonne conduite de Bouddha, seulement, il manque d'humilité, il aurait dû retourner chez le Sanyasis, de qui il avait pris conseil. On ne peut servir Dieu sans humilité"
2- "Le bouddhisme est une religion complètement illusoire"
3- "Où trouver la vérité demandera malgré tout quelqu’un ?
Beaucoup de jeunes vont jusqu’à Katmandou pour la trouver, mais comment y arriver au pays où il y a trente trois millions de dieux ? Il y a un engouement pour l’orientalisme ces derniers temps, mais Bouddha à la fin de sa vie disait : Je cherche encore la vérité, ce qui veut bien dire qu’il ne l’était pas."
Raha miteny an'i Jesoa kosa aho, dia izay fantatro momba Azy araka ny fahafantarako Azy no teneniko, ary na dia miteny zavatra tsy fantatro aza aho kanefa inoako, dia satria manana antoka ahafahako mino aho. Ho ahy, i Jesoa no Tenin' Andriamanitra velona, koa tsy mba mety mandainga Izy, satria Andriamanitra tsy mba mandainga.
Raha misy hitanao ny fiainan'i Jesoa voasoratra ao amin'ny Baiboly ka nanao tsinontsinona ny fiaraha-monina, na ny fitondrana, dia ento eto.

rakaroka:

Izay momba azy ihany no izy => Donc manifika ny "existence" hafa rehetra izany. Fiheverako : TSIA TENA tsy mety izany satria matoa nohariana ny hafa tsy natap hotsinitsiniavina kosa angamba . Tsy taratra "fanetrentena izany!
TSIA "TSY METY IZANY!"wink: :idea:

==> Indray mandeha nisy tovolahy tonga teo amin'i Jesoa niankohoka dia nanao hoe "Mpampianatra tsara ô! Inona no ataoko handovako fiainana mandrakizay?". Izao no navalin'i Jesoa Azy : "nahoana aho no ataonao hoe tsara ? Tsy misy tsara afa-tsy iray ihany, dia Andriamanitra".
Ary ianao milaza hoe tsara i Jesoa sa tsy tsara ?

Mety ho tsy manetry tena ve ny fandrenesana ny teniNy ? Raha miteny ny marina Izy, ataoko fa tsy misy idiran'ny tsi-fanetren-tena izany, ny mifanohitra amin'izany aza, fa raha marina fa ny Zanak'Andriamanitra Lahitokana tokoa no nahafoy ny voninahiNy fa nidina tety :
1- niara-nonina tamin'ny mpanota,
2- nanaiky hampijaliana mba hahazoan'izy ireo famelan-keloka
dia ataoko fa tsy misy fanetren-tena mihoatra noho izany. Hoariko tsotsotra amin'ny hoe zanaka miliardera tonga manatona tanàna feno loto (zoridira, maloto etsy sy eroa, ...) sady mahantra, mba hitaomana azy ireo ho any amin'izay toerana farany tsara ao amin'ny fonenan'ny rainy.
Ny fitsarana toy io teneninao io dia noho ny tsifahafantaranao Azy. Nefa Izy tsy lavitra, fa "mitsangana eo am-baravarana mandondona," koa raha renao ny feoNy, vohay ny varavaran'ny fonao dia hiditra Izy, dia hiray latabatra aminao, dia ho fantatrao, ary afaka hanontany ny zavatra rehetra ianao.
22. cutie ( 26/10/2009 13:27)
cutie anagamba tsy probleme izany amiko fa afaka mizara izay inoany avokoa ny rehetra na inona na inona ,mizara no atao eto ary anisana niderako anao izany satria manana fanontaniana betsaka tokoa hianao dia miezaka manazava izay fantatry ny rehetra ny rehetra,raiso izay tsara ka mahasoa anao
:wink:
23. rakaroka ( 26/10/2009 20:00)
[quote=rzakarivola]

==>
Izaho tsy nandala ny bouddhisme

Fony nianatra Katekomena tao Isotry Fitiavana aho, dia nampianarina ahy fa raha tena te hametraka ny "finoanao ianao dia "ILAINA" indrindra koa ny mahafantatra ny "finoan'ny hafa" => isan'ny antony nandalinako ny "Bouddhiste" koa!
samy nilona tao anaty finoana bouddhisme mikasika ny bouddhisme, sans y trouver la paix :

Samy manana ny hiheverany ny "paix" anie, ary justement tsy hoe kosa angamba hoe efa maty i Jesoa dia 'za nandray azy tonga dia "paix" mandry ny saina! Ary nampianatra mikasika "paix izay tokoa i Bouddha, ary marina ny fampianarany satria ny zavatra mamatotra ny olona tokoa no tsy hananany "paix", tandisque tsa haiko na "paix" tokoa ny fifikirana @ Jesoa satria maro ihany moa ny xtiana mifandripatra ao Dago sy tsy Dago! Ka "paix" ve 'zany?....


1- "J'admire la très bonne conduite de Bouddha, seulement, il manque d'humilité! Driiyyyyy ka tsy nahafantatra an'i Bouddha tsara ity ranamana ity !
2- "Le bouddhisme est une religion complètement illusoire"
:?
Dia mitovy @ery ambony hoe rehefa tsy azo dia miketrona koa inn moa?
3-
"Où trouver la vérité demandera malgré tout quelqu’un ?

Ty koa aloha dia efa nasiany valiny fa tsy mihantona ohatr'izao an!
Ao anatin'ny fiainana ihany!
24. ikaretsaka ( 26/10/2009 20:30)
==> Voalohany indrindra, raha Andriamanitra no miteny, ny mot tsirairay avy dia mila raisina @ définition an' Andriamanitra fa tsy interprétation an'ny olona ... Ary ny fehezan-teny koa toraka izany, raha tsy izany dia tsy ny tenin' Andriamanitra indray.


eo aloha d'efa mivaona razaka .. maha samihafa ny "mpandray mpitsimpona (toa azy) sy ny mandray ny hevitra tena fonosiny (toa anay sy ry rakaroka sns...)

Ny antony?

->Tadidio fa efa nadika t@ karazan-teny maro samihafa anie ireo "mots ireo ..... betsaka ny very (na tsy nahy na fanahy iniana nariana) ka noho iznay tsy ilay teny tena novolagnign'ilay Atra (sy izay nanoratra) loatra intsony io fa efa hafa... fa kosa le idee de mbola izy
Misy teny izay nataon'ny namana Fody hoe tsy izy le tsimpotsimponina de samatsamahana de forcena atambatrambatra avy eo.


Fony nianatra Katekomena tao Isotry Fitiavana aho, dia nampianarina ahy fa raha tena te hametraka ny "finoanao ianao dia "ILAINA" indrindra koa ny mahafantatra ny "finoan'ny hafa" => isan'ny antony nandalinako ny "Bouddhiste" koa!

marina tanteraka io!
Ireny "olom-pinoana" (jesoa, Paoly sns....) dia nahay aby ny finoana Jiosy, Romanina , tsy mpino.... nahafahany naka karazana repere @ raha toriiany kokoa aza izany!
@ fomba ahoana moa no hahafahanao mandeha raha tsy hitanao ny repere...
i Md Thomas d'Aquin izao no anisan'ny Teolojianina ikoizanaary saika mifototra @ "summa theologica" aby ny theologie ankehitriny.. fa naka ny ohatra manomboka any @ aristote izy ka hatrany @ maimonides, dyonisius... fa tsy heo Jesoa no tianko tarohgnigna de Jesoa ihany!

Raha tsary tianao i Md Thomas de i Md paoly koa JerenA fa bobaka ny zavatra tsy biblika quiten'i paoly sy angalany reperages
25. Mandefitra ( 27/10/2009 04:54)
rakaroka:
Driiyyyyy ka tsy nahafantatra an'i Bouddha tsara ity ranamana ity !

tahak'izany koa : tsy mahafantatra an'i Jesosy tsara ianao, ka raha teh iresaka momba Azy, miverena ndray aloha mianatra sy mandalina fa mivaona dia mivaona ny fijerinao an'i Jesosy.
26. rakaroka ( 27/10/2009 05:49)
Mandefitra:

rakaroka:
Driiyyyyy ka tsy nahafantatra an'i Bouddha tsara ity ranamana ity !

tahak'izany koa : tsy mahafantatra an'i Jesosy tsara ianao, ka raha teh iresaka momba Azy, miverena ndray aloha mianatra sy mandalina fa mivaona dia mivaona ny fijerinao an'i Jesosy.



'ka des années 'za nampianarina momba an'i Jesoa foana. 'zary hay tsianjery
tsy fidy aza ny toko sy andininy sy ny momba ny baiboly. Ary nisy boky maaaro hafa sy fijery hafa koa aza mbola nandalinako mikasika an'i Jesoa!
Désolé kosa alou Mandefitra fa efa ampy ahy ny fandalinako mikasika azy izay!
koa "aza sesefana 'tsony re!" => mbola be koa ny zavatra haga miandry ahy eo @ fiainana fa tsy dia hoe "izy irery monja ihany no mbô fimbanjina. Mba kôzy e! :wink:
27. Mandefitra ( 27/10/2009 07:28)
Ka zay no nahatonga an'i Jesosy niteny hoe :
"avelao ny zaza hanatona Ahy, ary aza rarana; fa an'ny toa azy ny fanjakan'Andriamanitra"
Satria ny olondehibe tsy maintsy miady hevitra, mora influencer-na, tsy mandray ny Tenin'Andriamanitra @ finoana, minana ambolony, mandray an-tendrony , mihevi-tena ho hendry ...
Hoy Lotera hoe :

"Dis-moi, est-ce parler chrétiennement que de juger des oeuvres de Dieu selon notre guise, en disant : les enfants n'ont pas encore atteint l'âge de raison; c'est pourquoi ils ne peuvent pas croire? Et si, au lieu de faire comme toi, de parvenir à la foi par la raison, les enfants y parvenaient par leur déraison? Qu'est-ce que la raison peut apporter de bon à la foi et à la Parole de Dieu? N'est-elle pas celle qui s'y oppose le plus? Ne faut-il pas, pour parvenir à la foi et aimer la Parole de Dieu, aveugler la raison et la bafouer, mourir à elle et devenir comme un insensé, déraisonnable et inintelligent comme un petit enfant?... Combien de fois le Christ ne dit-il pas que nous devons devenir des enfants et des insensés, et ne condamne-t-il pas la raison? Où en était la raison des enfants que Jésus serra dans ses bras, qu'il bénit et à qui il offrit le royaume des cieux? N'étaient-ils pas sans raison? Pourquoi demande-t-il qu'on les lui amène et les bénit-il? D'où ont-ils la foi qui fait d'eux des enfants du royaume des cieux? Justement, parce qu'ils sont sans raison et sans intelligence, ils sont plus propres à la foi que les adultes dont la raison s'insurge souvent et ne veut pas passer sa grosse téte par la petite porte. Quand il est question de la foi et des oeuvres de Dieu, il ne faut pas regarder à la raison et à ses oeuvres. Là, c'est Dieu qui agit, et la raison est morte, aveugle" (Sermon pour le troisième Dimanche après l'Epiphanie, W2 XI, 493 s.).
28. rakaroka ( 27/10/2009 18:08)
Ny zanako anie ka nentiko nianatra sekoly akahady koa fa "fanina" koa rizareo
:{ :{ :{ fanontaniana izao napetrany ahy izao :roll: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?:
Tsy te hamaly azy ireo @zavatra tsy "mazava tsara aho dia naleoko nasintaka tsy nampianarina sekoly alahady tsony rizareo! :-D :-D :-D
29. cutie ( 28/10/2009 00:18)
26. Mpandefa : Mandefitra [ Valio ] 27-10-2009 08:28:09
Lohateny : Re : Fa inona tokoa moa no helok'i Jesoa Kristy...
Ka zay no nahatonga an'i Jesosy niteny hoe :
"avelao ny zaza hanatona Ahy, ary aza rarana; fa an'ny toa azy ny fanjakan'Andriamanitra"
Satria ny olondehibe tsy maintsy miady hevitra, mora influencer-na, tsy mandray ny Tenin'Andriamanitra @ finoana, minana ambolony, mandray an-tendrony , mihevi-tena ho hendry ...

de raha tsy miverina toy ny zaza ndray ny olon-dehibe tsy hahita ny fanjakan'ny lanitra hono.
Ahona ndray aza io :lol:
30. Mandefitra ( 29/10/2009 06:04)
tsy miverina toy ny zaza, fa mino an I Jesosy Kristy tsy misy ady varotra toy ny zaza ka.
Satria rehefa tsy raisinao @ finoana ny filazantsara, dia tsy ho azonao mitsy, ary tsy hitondra soa ho anao.
Dia mandeha aby ty eritreritra mandalo rehetra ty hoe : tsy io ihany e, mifanohitra e, miolakolaka e, tsy Jesosy irery no tsara, tsy Izy irery no lalana, tsy ireny no Marina, tsy Andriamanitra Izy e, be dia be ny Kristy .....
h@ ny hoe tsy misy Andriamanitra, tsy misy devoly
:lol:


31. xxx ( 29/10/2009 06:26)
Dia mandeha aby ty eritreritra mandalo rehetra ty hoe : tsy io ihany e, mifanohitra e, miolakolaka e, tsy Jesosy irery no tsara, tsy Izy irery no lalana, tsy ireny no Marina, tsy Andriamanitra Izy e, be dia be ny Kristy .....
h@ ny hoe tsy misy Andriamanitra, tsy misy devoly
:D ka rehefa tsy mino ange dia mahita valiny samihafa ho lazaina foana mifanohitra @ izay voalazan'ny baiboly e!
32. rakapy ( 29/10/2009 06:36)
Voalaza teo :
Dia mandeha aby ty eritreritra mandalo rehetra ty hoe : tsy io ihany e, mifanohitra e, miolakolaka e, tsy Jesosy irery no tsara, tsy Izy irery no lalana, tsy ireny no Marina, tsy Andriamanitra Izy e, be dia be ny Kristy .....
h@ ny hoe tsy misy Andriamanitra, tsy misy devoly
ka rehefa tsy mino ange dia mahita valiny samihafa ho lazaina foana mifanohitra @ izay voalazan'ny baiboly e!

Ka tsy zaranareo mpino kosa ary ve mba ho vitsivitsy ny effectifs any @ toerana izay hiisy anareo any rahatrizay toy izay ho feno hiboka tsy misy ihetsahana? Sa izay ilay tanjonareo, ny ahafeno hiboka ny paradisa? mety tsy ahitana fahasamabarana indray raha izany ko?
:-D :-D :-D
33. cutie ( 29/10/2009 13:19)
Mpandefa : Mandefitra [ Valio ] 29-10-2009 07:04:47
Lohateny : Re : Fa inona tokoa moa no helok'i Jesoa Kristy...
tsy miverina toy ny zaza, fa mino an I Jesosy Kristy tsy misy ady varotra toy ny zaza ka.
Satria rehefa tsy raisinao @ finoana ny filazantsara, dia tsy ho azonao mitsy, ary tsy hitondra soa ho anao.
Dia mandeha aby ty eritreritra mandalo rehetra ty hoe : tsy io ihany e, mifanohitra e, miolakolaka e, tsy Jesosy irery no tsara, tsy Izy irery no lalana, tsy ireny no Marina, tsy Andriamanitra Izy e, be dia be ny Kristy .....
h@ ny hoe tsy misy Andriamanitra, tsy misy devoly

tsy azon'i Mandefitra ny tiako lazaina fa aoka ihany :)
34. xxx ( 29/10/2009 18:18)
Ka tsy zaranareo mpino kosa ary ve mba ho vitsivitsy ny effectifs any @ toerana izay hiisy anareo any rahatrizay toy izay ho feno hiboka tsy misy ihetsahana? Sa izay ilay tanjonareo, ny ahafeno hiboka ny paradisa? mety tsy ahitana fahasamabarana indray raha izany ko?
Ny tanjona dia mba hankany @ paradisa daholo ka! SAFIDY anefa io fa tsy misy TERENA; fa sao koa dia ny tsy fitiavana ilay hoe paradisa fotsiny dia aleo mifidy ny ho any @ helo! nefa any mety ho hiboka indray koa ary tsy hisy fahasambarana! (mifanohitra @ lazainao)
35. soanja ( 30/10/2009 16:12)
fidinirina:

Fa inona tokoa moa ny helok’i Jesoa Kristy ?




Raha ny fahitako azy dia tsy manan-keloka izy eo anatrehako saingy azoko tsiniavina hoe nahoana izy no tsy nanoratra boky fanazavana ny momba ny fomba hanarahana ny diany fa navelan'ny ho asan'ny Apostoly izany nefa ireto farany toa samy miovaova hevitra ihany no tsy mitovy fisainana no sady mbola olombelona tanteraka. Hany ka zary misaratsaraka ny fiangonany toy ny valala tapa-kelatra anaty harona ka zary mifanitsaka ny havany.




36. fijo ( 17/12/2009 21:59)
notsaraina izy ary meloka,noho izany tsy olomarina ka dia novonoina.izay.sady nandrava tsena ny anao lahy,no nandika ny lalana nisy tamin'izanyandro izany.ka akory atao,fa toa ny mpandika lalana rehetra ,dia voaheloka e
37. fidinirina ( 18/12/2009 09:33)
Tsy olo-marina Izy satria nahoana ? Ary inona no lalàna t@ izany andro izany nodikainy ?
38. xxx ( 18/12/2009 15:06)
Raharaha notadiavina ny azy e! aiza mo no tsy ajedaky ry lerony
39. fidinirina ( 21/12/2009 07:18)
Marina ny anao ry xxx, nataony tokoa izany ho antsika olombelona rehetra, ho fampihavanana antsika indray @ Andriamanitra. Tsarovy, indrindra @ izao Noely izao, fa tonga tety an-tany i Kristy (Andriamanitra naka endrika olona = Amintsika Andriamanitra) tonga hamonjy ahy sy ianao, hanadio antsika ho afaka @ fahotana ary hanome antsika ny fiainana vaovao ao Aminy, ety an-tany ka hatrany an-danitra.
40. xxx ( 21/12/2009 13:16)
Marina zany ry fidy a! raha mbola miverina ety indray iny Jesosy iny dia voajedaka fanindroany. Tokoa moa izany!!! aleo izy mijanona any @ misy azy any ihany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1194