Ny olona marina @ finoana...
1. fidinirina
(
14/10/2009 08:01)
Ny olona manam-pinoana mino an’i Jesoa Kristy dia :
Sahy manaiky sy manatanteraka ny tenin’Andriamanitra
Manana hery andresena ny asan’ny ratsy
Miasa ho fampandrosoana ny fanjakan’Andriamanitra
Mijoro vavolombelona
Marina amin’ny finoany
Ohatra: Abrahama, nasain’Andriamanitra nentiny ho dorana atao fanatitra ny zanany, lahitokana, sady tiany. Nefa izy dia efa ho zato taona mahery ary ny vadiny efa antitra torak’izany koa.
Notanterahany tsy ampisalasalana izay baikon’Andriamanitra ary hatramin’ny farany izay efa naninjirany ny tanany hamono ny zanany dia tsy niova ny fankatovany.
Izany lehilahy izany no olona mino sy manaiky an’Andriamanitra. Tsy manao ho zava-dehibe ny momba ny tena mihoatra noho ny sitrapon’Andriamanitra.
Abrahama : Rain’ny mino
Ohatra faharoa : Joba, notahin’Andriamanitra tokoa t@ fiainany rehetra, nalain’Andriamanitra indray nefa izany ka nataony fongana ny fananany, nalain’Andriamanitra ny zanany rehetra, niseho taminy ny aretina mahatsiravina sns. Nefa tsy nivadika t@ Andriamanitra izany lehilahy izany. Marina ny finoan’i Joba ary tsy misy fitaka na fihatsaram-belatsihy ny fankatoavany an’Andriamanitra. Joba 42.10 Ary Jehovah nampody ny fiadanan'i Joba, raha nivavaka ho an'ny sakaizany izy, ka dia nanome azy indroa toraka izay nananany fahiny Izy.
Ohatra fahatelo: Lioka 8.43 Nisy vehivavy anankiray nanarary nandritra ny 12 taona, izay efa nandany ny fananany rehetra tamin'ny mpanao fanafody, nefa tsy nisy nahasitrana azy akory.
8.44Dia nankao ivohon'i Jesosy ravehivavy ka nanendry ny somotraviavin-dambany, ary niaraka tamin'izay dia nijanona ny aretiny.
8.46 Fa hoy Jesosy: Nisy olona nanendry Ahy; fa fantatro fa nisy hery nivoaka avy tamiko.
8.47 Ary rehefa hitan-dravehivavy fa tsy takona Azy (Jesoa) izy, dia nangovitra izy ka nankeo aminy sady niankohoka teo anatrehany, dia nanambara teo anatrehan'ny vahoaka rehetra izay anton'ny nanendreny Azy sy izay nahasitranany niaraka tamin'izay.
8.48 Ary hoy Jesosy taminy: Anaka, ny finoanao no nahasitrana "Gr, nahavonjy" anao; mandehana soa aman-tsara.
Ohatra fahaefatra : Matio 14.26 Ary nony nahita Azy nitsangantsangana ambonin'ny ranomasina ny mpianatra, dia raiki-tahotra ka nanao hoe: Matoatoa io; dia niantso izy noho ny tahotra.
14.27 Ary Jesosy niteny taminy niaraka tamin'izay hoe: Matokia, fa Izaho ihany, aza matahotra.
14.28 Ary Petera namaly Azy ka nanao hoe: Tompoko, raha Hianao ihany, dia asaovy manatona Anao eny ambonin'ny rano aho.
14.29 Ary hoy Izy: Manatòna. Dia nidina niala tamin'ny sambokely Petera ka nandeha tambonin'ny rano hanatona an'i Jesosy.
14.30 Fa raha nahita ny rivotra "Na [rivotra mahery]" izy, dia natahotra, ary raha vao nilentika izy, dia niantso hoe: Tompo ô, vonjeo aho!
14.31 Ary naninjitra ny tànany niaraka tamin'izay Jesosy, dia nandray azy ka nanao taminy hoe: Ry kely finoana, nahoana no niahanahana hianao?
Ny fananana finoana an’Andriamanitra no hitahiany anao na tsia.
Minoa an’i Jesosy Tompo, dia hovonjena ianao sy ny ankohonanao. Asa 16:31
Ny finoanao no efa nahavonjy (nahasitrana) anao. Lioka 7:50 ; Lioka 8:48 ; Lioka 17:19 ; Lioka18:42
Vakio Hebreo 11
Ary ny finoana no fahatokiana ny amin'ny zavatra antenaina, fanehoana ny zavatra tsy hita …

répondu par ikaretsaka le 20/10/2009 15:31
2. cutie
(
14/10/2009 12:23)
Mpandefa : fidinirina [ Valio ] 14-10-2009 10:01:31
Lohateny : Ny olona marina @ finoana...

zay zany koa :)
3. ikaretsaka
(
14/10/2009 13:57)
de aza adino fa niasa ireny olona ireny fa tsy nijanona fotsiny t@ maha "mpino azy"
4. prime
(
14/10/2009 14:11)
Misaotra an'Andriamanitra amin'ny ambaran'ny fidinirina fa izany tokoa no lazain'ny tenin'Andriamanitra...
Mankasitraka tanteraka...
Mitovy hevitra feno amin'ikaretsaka ihany koa aho satria hoy indrindra ny voasoratra amin'ny anaran'i Jesosy : "Ary mba toy izany koa ny finoana, raha tsy misy asa, dia maty mihitsy." Jakoba 2:17

5. ikaretsaka
(
14/10/2009 14:20)
io le lazaiko lalandava hoe tsy vitan'ny mjoro eo Tanjombato manao hoe iny ny lalana mankany Bira akory de tonga any Bira (na Mino be sy marina be azaq ny lazainao) , fa ny fandehanana mankany no mahatonga any...
toy izany koa ny mankany @ Ray tsy ny filazana hoe Jesosy no lalana.... fa ny fandehanana eo ambonin le lalana...

6. prime
(
14/10/2009 14:33)
ikaretsaka:... dia mba omeo hevitra ary ry ikaretsaka hoe ahoana no fomba fandeha amin'ilay lalana!?... :lol:
toy izany koa ny mankany @ Ray tsy ny filazana hoe Jesosy no lalana.... fa ny fandehanana eo ambonin le lalana...
7. ni81
(
14/10/2009 15:12)
Ny olona manam-pinoana mino an’i Jesoa Kristy dia :misaotra nizara!
Sahy manaiky sy manatanteraka ny tenin’Andriamanitra
Manana hery andresena ny asan’ny ratsy
Miasa ho fampandrosoana ny fanjakan’Andriamanitra
Mijoro vavolombelona
Marina amin’ny finoany
Ohatra: Abrahama, nasain’Andriamanitra nentiny ho dorana atao fanatitra ny zanany, lahitokana, sady tiany. Nefa izy dia efa ho zato taona mahery ary ny vadiny efa antitra torak’izany koa.
Notanterahany tsy ampisalasalana izay baikon’Andriamanitra ary hatramin’ny farany izay efa naninjirany ny tanany hamono ny zanany dia tsy niova ny fankatovany.
Izany lehilahy izany no olona mino sy manaiky an’Andriamanitra. Tsy manao ho zava-dehibe ny momba ny tena mihoatra noho ny sitrapon’Andriamanitra.
Abrahama : Rain’ny mino
Ohatra faharoa : Joba, notahin’Andriamanitra tokoa t@ fiainany rehetra, nalain’Andriamanitra indray nefa izany ka nataony fongana ny fananany, nalain’Andriamanitra ny zanany rehetra, niseho taminy ny aretina mahatsiravina sns. Nefa tsy nivadika t@ Andriamanitra izany lehilahy izany. Marina ny finoan’i Joba ary tsy misy fitaka na fihatsaram-belatsihy ny fankatoavany an’Andriamanitra. Joba 42.10 Ary Jehovah nampody ny fiadanan'i Joba, raha nivavaka ho an'ny sakaizany izy, ka dia nanome azy indroa toraka izay nananany fahiny Izy.
Ohatra fahatelo: Lioka 8.43 Nisy vehivavy anankiray nanarary nandritra ny 12 taona, izay efa nandany ny fananany rehetra tamin'ny mpanao fanafody, nefa tsy nisy nahasitrana azy akory.
8.44Dia nankao ivohon'i Jesosy ravehivavy ka nanendry ny somotraviavin-dambany, ary niaraka tamin'izay dia nijanona ny aretiny.
8.46 Fa hoy Jesosy: Nisy olona nanendry Ahy; fa fantatro fa nisy hery nivoaka avy tamiko.
8.47 Ary rehefa hitan-dravehivavy fa tsy takona Azy (Jesoa) izy, dia nangovitra izy ka nankeo aminy sady niankohoka teo anatrehany, dia nanambara teo anatrehan'ny vahoaka rehetra izay anton'ny nanendreny Azy sy izay nahasitranany niaraka tamin'izay.
8.48 Ary hoy Jesosy taminy: Anaka, ny finoanao no nahasitrana "Gr, nahavonjy" anao; mandehana soa aman-tsara.
Ohatra fahaefatra : Matio 14.26 Ary nony nahita Azy nitsangantsangana ambonin'ny ranomasina ny mpianatra, dia raiki-tahotra ka nanao hoe: Matoatoa io; dia niantso izy noho ny tahotra.
14.27 Ary Jesosy niteny taminy niaraka tamin'izay hoe: Matokia, fa Izaho ihany, aza matahotra.
14.28 Ary Petera namaly Azy ka nanao hoe: Tompoko, raha Hianao ihany, dia asaovy manatona Anao eny ambonin'ny rano aho.
14.29 Ary hoy Izy: Manatòna. Dia nidina niala tamin'ny sambokely Petera ka nandeha tambonin'ny rano hanatona an'i Jesosy.
14.30 Fa raha nahita ny rivotra "Na [rivotra mahery]" izy, dia natahotra, ary raha vao nilentika izy, dia niantso hoe: Tompo ô, vonjeo aho!
14.31 Ary naninjitra ny tànany niaraka tamin'izay Jesosy, dia nandray azy ka nanao taminy hoe: Ry kely finoana, nahoana no niahanahana hianao?
Ny fananana finoana an’Andriamanitra no hitahiany anao na tsia.
Minoa an’i Jesosy Tompo, dia hovonjena ianao sy ny ankohonanao. Asa 16:31
Ny finoanao no efa nahavonjy (nahasitrana) anao. Lioka 7:50 ; Lioka 8:48 ; Lioka 17:19 ; Lioka18:42
Vakio Hebreo 11
Ary ny finoana no fahatokiana ny amin'ny zavatra antenaina, fanehoana ny zavatra tsy hita …
8. fahamarinana
(
14/10/2009 15:13)
fidi:
Sahy manaiky sy manatanteraka ny tenin’Andriamanitra
Manana hery andresena ny asan’ny ratsy
Miasa ho fampandrosoana ny fanjakan’Andriamanitra
Mijoro vavolombelona
Marina amin’ny finoany
:arrow: Misaotra r'ise nampahatsiahy a,eny na misy tsy tafa-ko aza ny sasany fa tsy very fanantenana e ! :) (l)
9. ikaretsaka
(
14/10/2009 15:14)
prime:
toy izany koa ny mankany @ Ray tsy ny filazana hoe Jesosy no lalana.... fa ny fandehanana eo ambonin le lalana...... dia mba omeo hevitra ary ry ikaretsaka hoe ahoana no fomba fandeha amin'ilay lalana!?... :lol:
Miasa, mifanasoa @ mpiara belona, manampy ny ory, miezaka mamita ny anjara lahasa nomena anao androany ... (izay le hira hoe miaraka miasa @ Jesoa zahay... manomana tany sy lanitra vao e)
10. ikaretsaka
(
14/10/2009 15:16)
NB> vo tonga moa i prime fa misy tenin'i Mere teresa izay ao ambany ao nozarain'i cutie... iny mahafehy anazy tsara
11. fahamarinana
(
14/10/2009 15:23)
ikaretsaka:
Miasa, mifanasoa @ mpiara belona, manampy ny ory, miezaka mamita ny anjara lahasa nomena anao androany ... (izay le hira hoe miaraka miasa @ Jesoa zahay... manomana tany sy lanitra vao e)
:arrow: ikarestaka : na mitory ilay olona eto,na mizara,na mijoro vavolombelona dia tsy voatery tsy manao ireo lazainao ireo akory , angamba tsy afaka hitanisa izany asa vitany izany satria tsy azy tsy akory fa ho an'Andriamanitra ka tsy hipoerapoerana eto hoe izaho nahavita izatsy na izary ! Tsy hainao izay ataon'olona any ambadika any amin'ny fiainany manokana e!
Fa tsara koa ny nampahatsiahivanao azy(asa ) mba tsy ho adinoana ! Na izany na tsy izany dia mbola i Jesoa hatrany no lalana sy fahamarinana ary tsy misy mankany amin'ny Ray raha tsy amin'ny alalany !Izay ilay finoako ary hajaiko tanteraka koa ny any hafa e ! :)
Hevitro monja izay ka aleo hiverina amiko rahatoa ka tsy azoazo ! (l)
12. ikaretsaka
(
14/10/2009 15:29)
faha: sia misy "toritenin'i simplex" izay koa ao ananonanona ao vakio tsara fa mahalaza azy tanteraka (le momban'ny bandy akamany iny)
13. cutie
(
14/10/2009 20:06)
. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 14-10-2009 17:16:54:wink:
Lohateny : Re : Ny olona marina @ finoana...
NB> vo tonga moa i prime fa misy tenin'i Mere teresa izay ao ambany ao nozarain'i cutie... iny mahafehy anazy tsara
14. soanja
(
14/10/2009 22:34)
fidinirina:
Ny fananana finoana an’Andriamanitra no hitahiany anao na tsia.
Minoa an’i Jesosy Tompo, dia hovonjena ianao sy ny ankohonanao. Asa 16:31
Ny finoanao no efa nahavonjy (nahasitrana) anao. Lioka 7:50 ; Lioka 8:48 ; Lioka 17:19 ; Lioka18:42
Vakio Hebreo 11
Ary ny finoana no fahatokiana ny amin'ny zavatra antenaina, fanehoana ny zavatra tsy hita …
Tena izay tokoa raha ny finoana Xtianina no heverina. I Jesoa dia hamonjy tokoa ireo mino azy.
15. majesty
(
15/10/2009 04:20)
ika:
* fandehanana eo @ ilay lalana no tsaratsara kokoa fa tsy ambonin'le lalana (misy nuance kely)
Efa vokatry ny fiasan'ny fanahy ao anaty io fa ty io akory ilay lalana,ny lalana dia araka ilay voalaza hoe "Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana " hoy Jesoa, tsy misy mankany @ Ray afa tsy amin'ny alalako. Izany hoe mankeo @ Jesoa aloha dia izy no manome an'ireo vokatra ireo avy eo,fa tsy hoe hanao asa soa aloha izay vao mankeo @ Jesoa.
toy izany koa ny mankany @ Ray tsy ny filazana hoe Jesosy no lalana.... fa ny fandehanana eo ambonin le lalana...
* fandehanana eo @ ilay lalana no tsaratsara kokoa fa tsy ambonin'le lalana (misy nuance kely)
Miasa, mifanasoa @ mpiara belona, manampy ny ory, miezaka mamita ny anjara lahasa nomena anao androany ... (izay le hira hoe miaraka miasa @ Jesoa zahay... manomana tany sy lanitra vao
Efa vokatry ny fiasan'ny fanahy ao anaty io fa ty io akory ilay lalana,ny lalana dia araka ilay voalaza hoe "Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana " hoy Jesoa, tsy misy mankany @ Ray afa tsy amin'ny alalako. Izany hoe mankeo @ Jesoa aloha dia izy no manome an'ireo vokatra ireo avy eo,fa tsy hoe hanao asa soa aloha izay vao mankeo @ Jesoa.
16. ikaretsaka
(
15/10/2009 07:38)
De miverina @ le example lalana ihany isika... efa hay fa ny rn7 ny lalana mankany Bira ary tsisy lalana hafa (hatr@ zao aloha) mankany raha avy eto Tana raha tsy izay.... de atao hoe zahako ao Isotry no mipetraka... de haiko tsara ny hoe mankany Bira sy rn7... fa ny fanontaniana de hoe ho tonga any Bira ve zahako raha haiko sy fantatro. Sy hananako ao anaty carte sy averimberiko ohatran boloky ny filazana fa ny rn7 no mankany ary tsisy afa ts'io?
Mazava ho azy fa Non!.... tsy misy nuance izany fa eo "amboniny" mihitsy no mandeha ary mampiasa "vehicule" handehanana eo amboniny...
Raha lalana io mety kapa biskleta vespa..fiara..pieds nu (izay manampy anao "handeha " rehetra) io vehicule io
Fa eto @resaka jesoa... ny anjara "Lahasanao" isan'andro io
->ny tiako hahatongavana de hoe mila vehicule io fa tsy hoe mitanisa carte sy mamerina ny ao fotsiny de tonga.. raha izany de ampy manko d' efa tafahoatra lavitra be an'Bira aby ny mpanera sy ny mpiasan'ny ftm

17. ni81
(
15/10/2009 09:15)
Fa eto @resaka jesoa... ny anjara "Lahasanao" isan'andro io:lol: :lol:
->ny tiako hahatongavana de hoe mila vehicule io fa tsy hoe mitanisa carte sy mamerina ny ao fotsiny de tonga.. raha izany de ampy manko d' efa tafahoatra lavitra be an'Bira aby ny mpanera sy ny mpiasan'ny ftm
18. fidinirina
(
15/10/2009 12:54)
Samy hafa tanteraka @ finoana kristiana ny fandalinanao. Jesoa tokoa no làlana ary tsy misy afatsy izy, fa amin’ny kristiana dia tsy Jesoa akory no «vehicule» fa ny olona. Mety ho entin’i Jesoa ve ny fiainanao ? Manaiky (mino) ve ianao fa izy no hitondra anao ka ho any @ làlana izay tiany sy efa nomaniny ho anao no alehanareo. Izany no fototry ny finoana kristiana. Kristy no velona ao anatinao fa tsy arak’izay ao an-dohanao no handehananao.
Tsy ny olona no mandeha @ izay «moyen de transport» tiany ho entiny. Raha izany dia izay no mahatonga ny maro hihevitra fa samy manana izay tiany hitondrana ny fiainany io. Ka raha manamanana izy mahavidy 4x4 fa raha sahirana izy mandady. Izany hoe, ohatra : ny ahy ny «antokom-pivavahana» izao na izao no metimety amiko na, ny ahy ny sampy no ampiasaiko na, ny ahy ny saiko ihany no andriamanitro sns.
Noho izany ny olona mino an’i Jesoa kristy sy ny asam-pamonjeny dia tsy misafidy izay làlana izay hitondran’i Jesoa azy (mety ho @ fahasoavana, fakam-panahy, fanakiviana aza indraindray…) fa manaiky ny hoentin’i Jesoa foana – Jereo Abrahama, Joba. Ny mpitondra no mahalala izay itondrany ny «véhicule»-ny. Ary fantatrao fa tsy misy «véhicule» mandeha ho azy na velona ho azy izany fa tsy maintsy misy mpikarakara, mpamelona, mpitondra.
Fa ‘lay izy koa raha izay izao no itondrana ny fanazavana dia hisy indray hametraka fanontaniana hoe : ataon’ny «véhicule» ahoana moa no hisafidy izay hitondra azy, saingy tsy izay no resaka fa olona mino (fanoharana fotsiny io).
Jaona 15.16 Tsy hianareo no nifidy Ahy, fa Izaho no nifidy anareo ka nanendry anareo mba handeha sy hamoa, ary mba haharetan'ny vokatrareo, mba homen'ny Ray anareo izay rehetra hangatahinareo amin'ny anarako na inona na inona.
Efa nifidy hamonjy antsika ny Tompo, hanome fiainana mandrakizay aorian’ny fahafatesan’ny nofo. Inona moa no tsy efa nataony hampandehanana antsika fa isika foana no mitokona.
Fomba fitenin’ny kristiana ny hoe «fitaovana eo am-pelatanan’Andriamanitra» aho hanatanteraka ny sitrapony fa tsy ny ahy. Ny kristiana eo @ zavatra rehetra ataony dia manontany an’i Jesoa Kristy foana hoe : inona Tompo no sitraponao? Rehefa mandeha eny izy manontany ndray hoe aiza no làlana itondranao ahy?
Izany no hanoratana eto, mahatsapa aho fa tena mbola misy tsy mahalala akory na dia ny fisian’io «carte» sy RN7 io aza. Mandeha an-jambany fotsiny @ fiainany fa tsy mba manana na dia «repère» (sombim-pahamarinana) akory ary misy mampiasa ny carte fa ampiasainy @ izay tiany (haiko, fantatro, zahako, hananako…) ka diso làlana.
Carte : Jesoa no làlana, fahamarinana ary fiainana mankany @ Andriamanitra Ray ary ny tanjona farany dia ny fiainana mandrakizay. Izy manafaka, mamelona, mamonjy ny tenantsika (véhicule).
Ka raha mitory aho dia ampahafantariko ny olona aloha ilay «carte» marina, fa rehefa fantany fa tokony handeha izy dia antsoiny @ izay ilay mpitondra hitarika azy eo @ fiainany.
Tsy sasatra tokoa aho manome fampianarana ny olona ny @ io «carte» lazainao io. Fantatrao fa betsaka ny mahalala fotsiny @ ankapobeny ny RN7 fa tsy hainy hoe inona no mitranga eny an-dalàna eny ambarapahatonga any @ farany : ny finoana, ny mazava, ny Marina, ny fahotana, ny famelan-keloka, ny fitiavana, ny baiboly, ny farihy mirehitra afo sns.
Ireny zavatra marobe ireny anefa ilaina hampitombo ny fahalàlantsika (en détail) fa tsy ampy ny miteny fotsiny hoe : Jesoa kristy mpamonjy ; fa inona avy ny zavatra nambarany sy nafarany.
Izany tokoa no averimberiko eto (boloky hoy ianao fa tsy maninona, mety foana) nefa firifiry akory no mbola mandà. Misy vao ny làlana fotsiny no ambaranao dia efa lavina hoe diso ny zavatra atoronao na tsy ekeko io làlana io. Dia aiza ihany ary izany.
Io làlana io fotsiny nge ry [ika] dia efa adihevitra be ny fanekena azy e! Misy milaza mahita làlana hafahafa (Hoy ny sasany: Tsy Jesoa izany no làlana ahazoana famonjena sy fiainana mandrakizay = tsy ny RN7 izany no mankany Antsirabe). Koa mainka ny hanomboka handeha. Nefa dia na ianao aza manaiky marina fa tokana ihany no ahatongavana any @ toerana io [fiainana mandrakizay] dia Jesoa Kristy.

de haiko tsara ny hoe mankany Bira sy rn7... fa ny fanontaniana de hoe ho tonga any Bira ve zahako raha haiko sy fantatro. Sy hananako ao anaty carte sy averimberiko ohatran boloky ny filazana fa ny rn7 no mankany ary tsisy afa ts'io?
Izany no hanoratana eto, mahatsapa aho fa tena mbola misy tsy mahalala akory na dia ny fisian’io «carte» sy RN7 io aza. Mandeha an-jambany fotsiny @ fiainany fa tsy mba manana na dia «repère» (sombim-pahamarinana) akory ary misy mampiasa ny carte fa ampiasainy @ izay tiany (haiko, fantatro, zahako, hananako…) ka diso làlana.
Carte : Jesoa no làlana, fahamarinana ary fiainana mankany @ Andriamanitra Ray ary ny tanjona farany dia ny fiainana mandrakizay. Izy manafaka, mamelona, mamonjy ny tenantsika (véhicule).
Ka raha mitory aho dia ampahafantariko ny olona aloha ilay «carte» marina, fa rehefa fantany fa tokony handeha izy dia antsoiny @ izay ilay mpitondra hitarika azy eo @ fiainany.
Tsy sasatra tokoa aho manome fampianarana ny olona ny @ io «carte» lazainao io. Fantatrao fa betsaka ny mahalala fotsiny @ ankapobeny ny RN7 fa tsy hainy hoe inona no mitranga eny an-dalàna eny ambarapahatonga any @ farany : ny finoana, ny mazava, ny Marina, ny fahotana, ny famelan-keloka, ny fitiavana, ny baiboly, ny farihy mirehitra afo sns.
Ireny zavatra marobe ireny anefa ilaina hampitombo ny fahalàlantsika (en détail) fa tsy ampy ny miteny fotsiny hoe : Jesoa kristy mpamonjy ; fa inona avy ny zavatra nambarany sy nafarany.
Izany tokoa no averimberiko eto (boloky hoy ianao fa tsy maninona, mety foana) nefa firifiry akory no mbola mandà. Misy vao ny làlana fotsiny no ambaranao dia efa lavina hoe diso ny zavatra atoronao na tsy ekeko io làlana io. Dia aiza ihany ary izany.
Io làlana io fotsiny nge ry [ika] dia efa adihevitra be ny fanekena azy e! Misy milaza mahita làlana hafahafa (Hoy ny sasany: Tsy Jesoa izany no làlana ahazoana famonjena sy fiainana mandrakizay = tsy ny RN7 izany no mankany Antsirabe). Koa mainka ny hanomboka handeha. Nefa dia na ianao aza manaiky marina fa tokana ihany no ahatongavana any @ toerana io [fiainana mandrakizay] dia Jesoa Kristy.
19. ikaretsaka
(
15/10/2009 13:00)
a amin’ny kristiana dia tsy Jesoa akory no «vehicule» fa ny olona.
diso ... tsisy vehicule mitondra tena izany.... ny olona =marchandise ny anarany na hoe chargement... jesia chemin! ....
20. prime
(
15/10/2009 14:23)
ikaretsaka:... Misaotra no sady mankasitraka... :)
Miasa, mifanasoa @ mpiara belona, manampy ny ory, miezaka mamita ny anjara lahasa nomena anao androany ... (izay le hira hoe miaraka miasa @ Jesoa zahay... manomana tany sy lanitra vao e)
ikaretsaka:... Efa hitako fa misaotra... :)
NB> vo tonga moa i prime fa misy tenin'i Mere teresa izay ao ambany ao nozarain'i cutie... iny mahafehy anazy tsara
Tena fototra ny finoana sy ny fitiavana ary tsy afaka misaraka... izany no tena isaorako an'Andriamanitra ny amin'ny fanambarana entin'i fidinirina satria izany tokoa no izy no sady marina rahateo... ary indrindra fa raha miampy asa izany finoana sy fitiavana izany araka ny ambaran'ikaretsaka dia fehin'ny fahatanterahana mihitsy... :)
Mifameno ny ambaranareo fa tsy mifanohitra tsy akory ary samy hamarinin'ny tenin'Andriamanitra... :)