Voafetra ve ny fifandraisako amin'i kristy ?
1. niryna
(
01/10/2009 05:16)
Nisy namana nametraka fanontaniana:Noho ny maha mpanota ahy taloha,voafetra arak'izany ve ny fifandraisako an'i kristy amin'izao fotoana izao? na koa hoe vato misakana ny fifandraisako an'i kristy ve ny otako taloha ?
Dia hoy aho hoe : raha nisy olon-dratsy dia anisan'i Saoly na Paoly kanefa dia izy no fitaovana nampiasain'Atra anatanteraka ny hafany mba ho voavonjy ny olona
Tsimpona : II Kor 5 :17 Koa raha misy olona ao amin'i Kristy, dia olom-baovao izy; efa lasa ny zavatra taloha, indreo, efa tonga vaovao ireo.
Indraindray tokoa ve hianao mieritreritra izany ?
(l) niryna

répondu par niryna le 07/10/2009 03:45
2. bobone
(
01/10/2009 06:39)
Niryna:

tsy voafetra ny fifandraisana an'i Kristy !!! fa isan'andro isan'ora !! malalaka @ fotoana rehetra ! n'aiza misy anao ! ary aza mamoha ny lasa hono e! aoka ny lasa homban'ny lasa fa fiainana vaovao no banjinina!!! dia ilay toeran-tsamabtra miaraka @ Ray !!! ety an-tany no manomana izany ! na toetra na fanahy- ny aminao rehetra dia omena voninahitra daholo satria efa vaovao! na fiteny na fihetsika na fomba na fisainana e! ny aminao manontolo
bà njy e! :-* :D

3. rakapy
(
01/10/2009 09:52)
Hoy i Nirina
Tsy mpanota intsony izany io namanao io? Ary tsy hanota intsony koa ve?
Ataoko fa raha toa ka tena A/tra ilay jesosy dia tsy tokony hiisy fetra ny fifandraisana aminy ary tsy tokony hiisy fanavakavahana izany fifandraisana izany na mpanota na tsia.
Noho ny maha mpanota ahy taloha,
Tsy mpanota intsony izany io namanao io? Ary tsy hanota intsony koa ve?
Ataoko fa raha toa ka tena A/tra ilay jesosy dia tsy tokony hiisy fetra ny fifandraisana aminy ary tsy tokony hiisy fanavakavahana izany fifandraisana izany na mpanota na tsia.
5. muro
(
01/10/2009 13:17)
slt!
Tsy misy tokony atahoranao raha toa ka tena efa nifonanao ireo otanao,A/ta anie tsy mitovy amintsika fa rehefa mamela izy dia mamela.Miezaha manao ny sitrapony.
Courage fa tiany ianao!

6. klitika
(
01/10/2009 17:42)
niryna:
Nisy namana nametraka fanontaniana:Noho ny maha mpanota ahy taloha,voafetra arak'izany ve ny fifandraisako an'i kristy amin'izao fotoana izao? na koa hoe vato misakana ny fifandraisako an'i kristy ve ny otako taloha ?
Fa nga ianao tsy mpanota intsony izao? sambatra raha samy sambatra ianao...
Sao dia hanao ilay namana iray izay hoe: "Isa-minitra sy segondra aho dia mifandray amin'Atra, raha tsy izany aho tsy velona tahaka izao..." Dia novalian'i Koto hoe: "tokony efa maty izany ianao izao fa ilaozanao miresaka aminay fa tsy mifandray amin'Atra"
7. rakaroka
(
01/10/2009 18:16)
klitika:
"Isa-minitra sy segondra aho dia mifandray amin'Atra, raha tsy izany aho tsy velona tahaka izao..." Dia novalian'i Koto hoe: "tokony efa maty izany ianao izao fa ilaozanao miresaka aminay fa tsy mifandray amin'Atra"
:-D :-D :-D =)) =)) =))
'zareo wà raha hanao be filaza ! :lol: :-D :-D :-D
8. xxx
(
01/10/2009 18:40)
niryna:
Nisy namana nametraka fanontaniana:Noho ny maha mpanota ahy taloha,voafetra arak'izany ve ny fifandraisako an'i kristy amin'izao fotoana izao? na koa hoe vato misakana ny fifandraisako an'i kristy ve ny otako taloha ?
Dia hoy aho hoe : raha nisy olon-dratsy dia anisan'i Saoly na Paoly kanefa dia izy no fitaovana nampiasain'Atra anatanteraka ny hafany mba ho voavonjy ny olona
Tsimpona : II Kor 5 :17 Koa raha misy olona ao amin'i Kristy, dia olom-baovao izy; efa lasa ny zavatra taloha, indreo, efa tonga vaovao ireo.
Indraindray tokoa ve hianao mieritreritra izany ?
(l) niryna
@ olona mpino dia kapoka avy @ lanitra no tsy maintsy hanjo ireo mpanota ,
hoan' ireo sasany kosa dia tsy misy ny atody fa ny akoho no miverina , toy ireo silamo manao hoe maso ho an' ny maso , nify ho an' ny nify .
Ny sasany indray dia tsy fahitana ny fitadiavana ny làlana tokony nombana taloha no miteraka izany.
Ny an' ny sasany indray dia misy ozona tokony ho diovina amin'ireo mpanota .
Dia etc anie izany é !!
9. cutie
(
01/10/2009 22:10)
Mpandefa : niryna [ Valio ] 01-10-2009 07:16:02
Lohateny : Voafetra ve ny fifandraisako amin'i kristy ?
Nisy namana nametraka fanontaniana:Noho ny maha mpanota ahy taloha,voafetra arak'izany ve ny fifandraisako an'i kristy amin'izao fotoana izao? na koa hoe vato misakana ny fifandraisako an'i kristy ve ny otako taloha ?
Indraindray tokoa ve hianao mieritreritra izany ?
non
10. soanja
(
02/10/2009 05:10)
niryna:
Nisy namana nametraka fanontaniana:Noho ny maha mpanota ahy taloha,voafetra arak'izany ve ny fifandraisako an'i kristy amin'izao fotoana izao? na koa hoe vato misakana ny fifandraisako an'i kristy ve ny otako taloha ?
Dia hoy aho hoe : raha nisy olon-dratsy dia anisan'i Saoly na Paoly kanefa dia izy no fitaovana nampiasain'Atra anatanteraka ny hafany mba ho voavonjy ny olona
Tsimpona : II Kor 5 :17 Koa raha misy olona ao amin'i Kristy, dia olom-baovao izy; efa lasa ny zavatra taloha, indreo, efa tonga vaovao ireo.
Indraindray tokoa ve hianao mieritreritra izany ?
(l) niryna
Io fanontaniana io indrindra no mahatonga ahy mamerimberina eto fa diso filaza isika raha miresaka ota amin'olombelona. Tsy misy ny fahotana fa naman'ny fiainana daholo ny andalovantsika misy tsara eo imasaontsika ary ratsy eo imasontsika, eo imason'Andriamanitra kosa na i Kristy aza dia mitovy isika rehetra. Samy tiany ary nomeny ny rehetra tadiavintsika mba hahafahantsika manompo sy midera azy ary mamita ny sitrapony tamin'ny nandefasany anao ety an-tany.
Anjarantsika tsiraidray avy ny miezaka mamoha ny masom-panahy ao anatintsika mba hanantonana akaiky an'Andriamanitra isanandro isanandro. Tsy misy fetra io ary tsy misy fotoana ary tsy misy tombon'antoka tsy maintsy atao, fa dia mazava ny lalana mankany amin'Andriamanitra ary malalaka ny tanany handray antsika amin-karavoana.
Raha io resaka eo ambony io dia feno tahotra ilay olona ary tsy mahatoky ny halehiben'Andriamanitra amin'ny fitiavaNY feno antsika n'iza n'iza. Ary io no atahorako amin'ny fisian'i baiboly izay tsy manome feno ny fanazavana momba an'Andriamanitra feno fa zary manesika tahotra ho an'ny hafa.
11. bobone
(
02/10/2009 13:53)
soanja:
manaitra ahy ihany io satria ahoana no tsy misy ny fahotana!!
tsarovy tsara va vokatry ny fihinanan'i Eva sy Adama ny voankazo voarara no nahatonga ilay fahotana izay noteren'ny satana!!! ary tsarovy koa fa nanomboka teo nihiratra ny mason'izy 2 ka nahatsapa ny tenany izy fa mitanjaka!!! miseho eo izany ilay toetra ratsy ! ary manaraka eny ihany ny tsara !izany hoe ilay fanahy masin'Atra omeny ny olona no mampahatsiahy azy hoe tsy mety io hataonao io na mety io hataonao io!!! samy manana ny fahadisoany avy isika ! tsy misy marina na dia iray aza an fa kosa mbola ao ilay fitiavan'Atra
Hafa mihitsy ny fitiavan'Atra antsika olombelona ! na tsy tia azy aza isika , na manota be tahaka n'inona aza isika tsy mba manoso-bohon-tanana antsika izy fa mandray raha solafaka, manarina raha lavo ary mampahery raha azo n-java-manahirana , mampionona raha sendra fahoriana!!! tadidio fa tsy azo vazivaziana ihany koa anefa Izy!!!!

12. soanja
(
02/10/2009 14:12)
bobone:
soanja:
![]()

Tsy mino ny tantaran'i Adama sy Eva aho koa dia noho izany tsy voatery hahatsiaro izany rehetra izany. Amiko ny Genesisy dia angano toy ny angano rehetra.
Tsy tahak'izany ny itiavan'Andriamanitra antsika. Mirary toa tsihy ao anaty fiainan'olombelona ny ratsy sy ny tsara ary ny fiasan'ireo amin'olombelona no manome ny fifohazam-panahy.
13. majesty
(
05/10/2009 06:10)
niryna :
fanontaniana : efa tsy mpanota ntsony angah hono izy amin'izao ????
Noho ny maha mpanota ahy taloha,voafetra arak'izany ve ny fifandraisako an'i kristy amin'izao fotoana izao? na koa hoe vato misakana ny fifandraisako an'i kristy ve ny otako taloha ?
fanontaniana : efa tsy mpanota ntsony angah hono izy amin'izao ????
14. rzakarivola
(
05/10/2009 13:20)
vato misakana ny fifandraisako an\'i kristy ve ny otako taloha ?
==> eny, araka ity voasoratra ity : \"Ny fahotanareo no mampisaraka anareo amin\' Andriamanitra\".
Nefa vato afaka dinganina.
Rehefa voadingana io vato io dia lasa fitaovana tsara :
1- mampahatsiaro azy tsy hirehareha @ izay mba toetra tsara ananany fa mba hanetry tena mandrakariva eo ambany fahasoavan\' Andriamanitra : \"... ny hanao ny marina sy ho tia famindrampo Ary ny hanaraka an\'Andriamanitrao amin\'ny fanetren-tena\" [Mika 6:8]
2- vavolombelona ho an\'ireo rehetra ny amin\'ity tenin\'ny Apostoly Jaona ity : \"Si nous prétendons n\'étre coupable d\'aucun péché, nous vivons dans l\'illusion, et la vérité n\'habite pas en nous.
Si nous reconnaissons nos péchés, il est fidèle et juste et, par conséquent, il nous pardonnera nos péchés et nous purifiera de tout le mal que nous avons commis.\" [1 Jean 1:8-9]
Tahaka izany, ny olona tsy misy pentina dia tsy afaka ho vavolombelon\'i Kristy na oviana na oviana.
15. rakapy
(
05/10/2009 14:04)
Hoy Rakapy
hoy Majesty
Tsy mpanota intsony izany io namanao io? Ary tsy hanota intsony koa ve?
hoy Majesty
fanontaniana : efa tsy mpanota ntsony angah hono izy amin'izao ????
16. Ratoa
(
05/10/2009 22:56)
toy ireo silamo manao hoe maso ho an' ny maso , nify ho an' ny nify .tena marina ve fa milaza izany ny silamo ry xxx?
rakapy sy makesty: nahoana no i niryna no ametrahanareo ireo fanontaniana etsy ambony? Inona no fantary i niryna amin'izany
17. ikaretsaka
(
05/10/2009 23:04)
fa ahoana izany no tsy ho fantany? izy efa milaza tena fa Atra sns
19. cutie
(
05/10/2009 23:31)
. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 06-10-2009 01:04:57:-D :-D :-D :-D
Lohateny : Re : Voafetra ve ny fifandraisako amin'i kristy ?
fa ahoana izany no tsy ho fantany? izy efa milaza tena fa Atra sns
20. ikaretsaka
(
06/10/2009 14:31)
Ratoa:
izy efa milaza tena fa Atra snsô ry ikaretsaka!!!
Dray! raiza ianao t@ ora-midona? taoko teny novolanin'ny vavany izany!