Ny fifohazam-panahy...

1. fidinirina ( 26/09/2009 07:59)
Ny fifohazam-panahy na «réveil spirituel»

Ny hoe matory dia tsy mihetsika, tsy manao na inona na inona, tsy mahita fa maizina, mety ho manonofy fotsiny koa…Torak’izany ny matory ara-panahy.

Ny fananana ny fanahy masina dia miteraka fiainana, aim-panahy. Misy fotoana ny kristiana (izay manana an’i Kristy ao anaty), satria nofo dia malemy, kivy sy ketraka manoloana ny zava-misy, mahatsiaro ho resy manoloana ny fanambaniana sy fanakianan’ny hafa. Dia mila fohazina indray ny fanahy mpampahery sy mpanavao hamerina ny fiainana amin’ny fifaliana ao @ Jesoa krsity.

Mety maty na miala mihitsy mantsy ilay fanahy masina io raha toa ka tsy ampiasainao sy iainanao intsony. Ohatra, mpandray kominio na fanasan’ny Tompo ianao nefa nijanona nandritry ny taona maro. Ianao anefa mahafantatra tsara fa ireny dia sakramenta (marika hita maso ny fahasoavana noraisina tsy hita maso). Koa sanatria ve midika fa tsy eo ambany fahasoavan’ny Tompo intsony ianao ka aleonao mijanona. Sa koa sao dia niandry tambiny t@ Andriamanitra ianao ka rehefa tsy azonao izay tadiavinao @ zavatra hita maso sy ny filànao dia ialanao Andriamanitra.

Matory ara-panahy ireo izay mahafantatra an’Andriamanitra kanefa mbola mandeha @ nofo sy ny filany ihany, ireo izay efa nandray an’i Jesoa nefa tsy nahita voka-tsoa mivaingana teo @ fiainany ka miveri-dàlana, indrindra ireo izay mbola tena voageja ao anaty fahamaizinina. Mila velomina ao anatiny fa tsy ny sitrapony no tokony ataony fa ny sitrapon’Andriamanitra. Izay no mandeha araka ny fanahy fa tsy ara-nofo. Raha miteny Andriamanitra hoe : katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany, mifamelà heloka, mifankatiava, mifampizarà, mifampianara sns dia izany no tsy maintsy atao fa tsy hoe : ny ahy izay tiako sy metimety amiko ihany (tsy baikon’iza n’iza) ; na rehefa tsy omen’Andriamanitra aho, avelao Izy ho any ; na hoe aleo aloha aho hanota fa rehefa eo am-pialana aina aho hibebaka, sy ny sisa marobe tsy voatanisa.

Ny mifoha ara-panahy izany dia olona mahatsapa fa efa tonga ny maraim-baovao (Mazava = Jesoa), mila mitsangana (Mino), midio (Mibebaka ary miala @ fahotana, atao batisa), miomana tsara (Mivavaka), misakafo (Mandray ny tenin’Andriamanitra) ary mandeha mamonjy ny asa nanirahan’ny Tompo (Mitory sy mampianatra). Ireo dia atao am-pitiavana (araka an’Andriamanitra) avokoa.

Galatiana 5.22 Fa ny vokatry ny Fanahy kosa dia fitiavana, fifaliana, fiadanana, fahari-po fahamoram-panahy, fanaovan-tsoa, fahamarinana,
5.23 fahalemem-panahy, fahononam-po; tsy misy lalàna manohitra izany.
5.24 Fa izay an'i Kristy Jesosy dia efa nanombo ny nofony mbamin'ny faniriany sy ny filàny tamin'ny hazo fijaliana.
5.25 Raha velon'ny Fanahy isika, dia aoka handeha araka ny Fanahy.
répondu par ikaretsaka le 07/10/2009 22:12
2. rijadolly ( 26/09/2009 14:38)
Misaotra e!
3. ikaretsaka ( 26/09/2009 15:51)
Ny hoe matory dia tsy mihetsika, tsy manao na inona na inona, tsy mahita fa maizina, mety ho manonofy fotsiny koa…Torak’izany ny matory ara-panahy

Misy koa ny matory fa manonofy mitsangana.. mahavita mandehandeha sns.. ireny saingy tsy conscient ny zavatra ataony!

zahako.. fanahy iniako tsy adika le izy fa sao manaitra ny "mbola matory":
Spirituality means waking up. Most people, even though they don't know it, are asleep. They're born asleep, they live asleep, they marry in their sleep, they breed children in their sleep, they die in their sleep without ever waking up. They never understand the loveliness and the beauty of this thing that we call human existence. You know, all mystics -Catholic, Christian, non-Christian, no matter what their theology, no matter what their religion -- are unanimous on one thing: that all is well, all is well. Though everything is a mess, all is well. Strange paradox, to be sure. But, tragically, most people never get to see that all is well because they are asleep. They are having a nightmare.
4. ni81 ( 26/09/2009 15:56)
Ny mifoha ara-panahy izany dia olona mahatsapa fa efa tonga ny maraim-baovao (Mazava = Jesoa), mila mitsangana (Mino), midio (Mibebaka ary miala @ fahotana, atao batisa), miomana tsara (Mivavaka), misakafo (Mandray ny tenin’Andriamanitra) ary mandeha mamonjy ny asa nanirahan’ny Tompo (Mitory sy mampianatra). Ireo dia atao am-pitiavana (araka an’Andriamanitra) avokoa
^:^
5. ikaretsaka ( 26/09/2009 16:05)
When you hear "Repent for your past," realize it's a great religious distraction from waking up. Wake up! That's what repent means. Not "weep for your sins.": Wake up! understand, stop all the crying. Understand! Wake up!
6. niryna ( 26/09/2009 16:41)
fidinirina:



Ny fananana ny fanahy masina dia miteraka fiainana, aim-panahy. Misy fotoana ny kristiana (izay manana an’i Kristy ao anaty), satria nofo dia malemy, kivy sy ketraka manoloana ny zava-misy, mahatsiaro ho resy manoloana ny fanambaniana sy fanakianan’ny hafa. Dia mila fohazina indray ny fanahy mpampahery sy mpanavao hamerina ny fiainana amin’ny fifaliana ao @ Jesoa krsity.
misaotra mizara

fidinirina:

Matory ara-panahy ireo izay mahafantatra an’Andriamanitra kanefa mbola mandeha @ nofo sy ny filany ihany, ireo izay efa nandray an’i Jesoa nefa tsy nahita voka-tsoa mivaingana teo @ fiainany ka miveri-dàlana, indrindra ireo izay mbola tena voageja ao anaty fahamaizinina. Mila velomina ao anatiny fa tsy ny sitrapony no tokony ataony fa ny sitrapon’Andriamanitra. Izay no mandeha araka ny fanahy fa tsy ara-nofo. Raha miteny Andriamanitra hoe : katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany, mifamelà heloka, mifankatiava, mifampizarà, mifampianara sns dia izany no tsy maintsy atao fa tsy hoe : ny ahy izay tiako sy metimety amiko ihany (tsy baikon’iza n’iza) ; na rehefa tsy omen’Andriamanitra aho, avelao Izy ho any ; na hoe aleo aloha aho hanota fa rehefa eo am-pialana aina aho hibebaka, sy ny sisa marobe tsy voatanisa.
ho deraina anie ny anaraNy masina
fidinirana:

Ny mifoha ara-panahy izany dia olona mahatsapa fa efa tonga ny maraim-baovao (Mazava = Jesoa), mila mitsangana (Mino), midio (Mibebaka ary miala @ fahotana, atao batisa), miomana tsara (Mivavaka), misakafo (Mandray ny tenin’Andriamanitra) ary mandeha mamonjy ny asa nanirahan’ny Tompo (Mitory sy mampianatra). Ireo dia atao am-pitiavana (araka an’Andriamanitra) avokoa.
mazava be mihitsy ,misaotra mizara aminay hatrany fidy a
Ny fahasovan'Atra anie ho ao aminao mandrakariva ary fiadanana ho an'izay rehetra ankasitrahany
fidinirina:

Galatiana 5.22 Fa ny vokatry ny Fanahy kosa dia fitiavana, fifaliana, fiadanana, fahari-po fahamoram-panahy, fanaovan-tsoa, fahamarinana,
5.23 fahalemem-panahy, fahononam-po; tsy misy lalàna manohitra izany.
5.24 Fa izay an'i Kristy Jesosy dia efa nanombo ny nofony mbamin'ny faniriany sy ny filàny tamin'ny hazo fijaliana.


fidinirina :

5.25 Raha velon'ny Fanahy isika, dia aoka handeha araka ny Fanahy.
^:^



:-* :-*
7. fahamarinana ( 26/09/2009 16:50)
:arrow: mankasitraka ilay fanazavana fidinirina a :-* (l)
8. ikaretsaka ( 26/09/2009 17:21)
Ny mifoha ara-panahy izany dia olona mahatsapa fa efa tonga ny maraim-baovao (Mazava = Jesoa), mila mitsangana (Mino), midio (Mibebaka ary miala @ fahotana, atao batisa), miomana tsara (Mivavaka), misakafo (Mandray ny tenin’Andriamanitra) ary mandeha mamonjy ny asa nanirahan’ny Tompo (Mitory sy mampianatra). Ireo dia atao am-pitiavana (araka an’Andriamanitra) avokoa

de ny tsy vita batisa, tsy mahalala an'i jesoa, ary ny tsy mitory sy mampianatra izany midodo be?
sao ianao aza no manonofy atoandro eo
9. rakaroka ( 26/09/2009 19:56)
8O 8O 8O
[quote=fidinirina]

[color=blue]
Ny mifoha ara-panahy izany dia olona mahatsapa fa efa tonga ny maraim-baovao

Ka vao foana anie ny maraina h@ izao ! Dia resaka "atokona tokotrany izay izany marina!

(Mazava = Jesoa)

Izao aloha no nahatonga ahy tsy nandefa ny zanako nianatra Sekoly alahady 'tsony e. => MIVOANA @ définition "universelle" ny fampianarana ny voambolana hany ka "VERY" ny ankizy rehefa anontanian'ny mpampianatra vokabolary any ampianarana, raha atao hoe "mazava ve ny lesona? dia hanao izy hoe "Jesoa no lesona izany?...Very repera ny zaza @ fampianarana toa izao an!

10. ikaretsaka ( 26/09/2009 20:19)
zay nge wa e
amareo izany mi dodo aby afa tsy ry zareo ihany.. de miverina @ le teniko taloha hoe raha ho tonga any andanitra ..raha ho tonga hoa .... de aza gaga raha mahita ireo olona heveriny fa matory bobaka any!
11. cutie ( 26/09/2009 21:58)
Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 26-09-2009 21:56:40
Lohateny : Re : Ny fifohazam-panahy...

[quote=fidinirina]

[color=blue]
Voalaza teo :
Ny mifoha ara-panahy izany dia olona mahatsapa fa efa tonga ny maraim-baovao

Ka vao foana anie ny maraina h@ izao ! Dia resaka "atokona tokotrany izay izany marina

le voambolana ampiaisana ngamba no tsy mampazava azy kokoa :-D :-D :-D
Voalaza teo :
(Mazava = Jesoa)

Izao aloha no nahatonga ahy tsy nandefa ny zanako nianatra Sekoly alahady 'tsony e. => MIVOANA @ définition "universelle" ny fampianarana ny voambolana hany ka "VERY" ny ankizy rehefa anontanian'ny mpampianatra vokabolary any ampianarana, raha atao hoe "mazava ve ny lesona? dia hanao izy hoe "Jesoa no lesona izany?...Very repera ny zaza @ fampianarana toa izao an!

Za vo saika hanontany mitsy we ilaina ve ny manazatra ny ankizy handeha @ reny sekoly alahady reny sa le RAD fotsiny no mi-forcer ny zanany, sa avela refa lehibebe le zaza vo ampahafantarina ny momba ny finoana, de anjarany avy eo no misafidy zay tiany atao???
12. cutie ( 26/09/2009 22:01)
Mpandefa : fidinirina [ Valio ] 26-09-2009 09:59:24
Lohateny : Ny fifohazam-panahy...
Ny fifohazam-panahy na «réveil spirituel»

Ny hoe matory dia tsy mihetsika, tsy manao na inona na inona, tsy mahita fa maizina, mety ho manonofy fotsiny koa…Torak’izany ny matory ara-panahy.

Ny fananana ny fanahy masina dia miteraka fiainana, aim-panahy. Misy fotoana ny kristiana (izay manana an’i Kristy ao anaty), satria nofo dia malemy, kivy sy ketraka manoloana ny zava-misy, mahatsiaro ho resy manoloana ny fanambaniana sy fanakianan’ny hafa. Dia mila fohazina indray ny fanahy mpampahery sy mpanavao hamerina ny fiainana amin’ny fifaliana ao @ Jesoa krsity.

Mety maty na miala mihitsy mantsy ilay fanahy masina io raha toa ka tsy ampiasainao sy iainanao intsony. Ohatra, mpandray kominio na fanasan’ny Tompo ianao nefa nijanona nandritry ny taona maro. Ianao anefa mahafantatra tsara fa ireny dia sakramenta (marika hita maso ny fahasoavana noraisina tsy hita maso). Koa sanatria ve midika fa tsy eo ambany fahasoavan’ny Tompo intsony ianao ka aleonao mijanona. Sa koa sao dia niandry tambiny t@ Andriamanitra ianao ka rehefa tsy azonao izay tadiavinao @ zavatra hita maso sy ny filànao dia ialanao Andriamanitra.

Matory ara-panahy ireo izay mahafantatra an’Andriamanitra kanefa mbola mandeha @ nofo sy ny filany ihany, ireo izay efa nandray an’i Jesoa nefa tsy nahita voka-tsoa mivaingana teo @ fiainany ka miveri-dàlana, indrindra ireo izay mbola tena voageja ao anaty fahamaizinina. Mila velomina ao anatiny fa tsy ny sitrapony no tokony ataony fa ny sitrapon’Andriamanitra. Izay no mandeha araka ny fanahy fa tsy ara-nofo. Raha miteny Andriamanitra hoe : katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany, mifamelà heloka, mifankatiava, mifampizarà, mifampianara sns dia izany no tsy maintsy atao fa tsy hoe : ny ahy izay tiako sy metimety amiko ihany (tsy baikon’iza n’iza) ; na rehefa tsy omen’Andriamanitra aho, avelao Izy ho any ; na hoe aleo aloha aho hanota fa rehefa eo am-pialana aina aho hibebaka, sy ny sisa marobe tsy voatanisa.

Ny mifoha ara-panahy izany dia olona mahatsapa fa efa tonga ny maraim-baovao (Mazava = Jesoa), mila mitsangana (Mino), midio (Mibebaka ary miala @ fahotana, atao batisa), miomana tsara (Mivavaka), misakafo (Mandray ny tenin’Andriamanitra) ary mandeha mamonjy ny asa nanirahan’ny Tompo (Mitory sy mampianatra). Ireo dia atao am-pitiavana (araka an’Andriamanitra) avokoa.

Galatiana 5.22 Fa ny vokatry ny Fanahy kosa dia fitiavana, fifaliana, fiadanana, fahari-po fahamoram-panahy, fanaovan-tsoa, fahamarinana,
5.23 fahalemem-panahy, fahononam-po; tsy misy lalàna manohitra izany.
5.24 Fa izay an'i Kristy Jesosy dia efa nanombo ny nofony mbamin'ny faniriany sy ny filàny tamin'ny hazo fijaliana.
5.25 Raha velon'ny Fanahy isika, dia aoka handeha araka ny Fanahy.

misaotra nanazava fa ito moa zany le nandrasako :)
Raha fintinina zany raha azoko tsara ny fandehany de ny atao we mifoha aram-panahy de ze nahatsapa fa nandray an'i jesoa hany ka lasa manantanteraka ny sitrapony?
13. cutie ( 26/09/2009 22:03)
Hoy i zahako.. fanahy iniako tsy adika le izy fa sao manaitra ny "mbola matory:
Spirituality means waking up. Most people, even though they don't know it, are asleep. They're born asleep, they live asleep, they marry in their sleep, they breed children in their sleep, they die in their sleep without ever waking up. They never understand the loveliness and the beauty of this thing that we call human existence. You know, all mystics -Catholic, Christian, non-Christian, no matter what their theology, no matter what their religion -- are unanimous on one thing: that all is well, all is well. Though everything is a mess, all is well. Strange paradox, to be sure. But, tragically, most people never get to see that all is well because they are asleep. They are having a nightmare

io koa alou hiombonako hevitra :) :)
14. niryna ( 27/09/2009 03:58)
ikaretsaka:

When you hear "Repent for your past," realize it's a great religious distraction from waking up. Wake up! That's what repent means. Not "weep for your sins.": Wake up! understand, stop all the crying. Understand! Wake up!


dia mba azavao hoe io tsimpona nindraminao tamin'ny olona io ,inona no heviny tiany ho tenenina,lazao ny hevinao fa aza tsimpontsimponina fotsiny ny hevitry ny olona ooops sorry

15. niryna ( 27/09/2009 03:59)
ikaretsaka:


zahako.. fanahy iniako tsy adika le izy fa sao manaitra ny "mbola matory":
Spirituality means waking up. Most people, even though they don't know it, are asleep. They're born asleep, they live asleep, they marry in their sleep, they breed children in their sleep, they die in their sleep without ever waking up. They never understand the loveliness and the beauty of this thing that we call human existence. You know, all mystics -Catholic, Christian, non-Christian, no matter what their theology, no matter what their religion -- are unanimous on one thing: that all is well, all is well. Though everything is a mess, all is well. Strange paradox, to be sure. But, tragically, most people never get to see that all is well because they are asleep. They are having a nightmare.


dia mbola misy iray koa ity raha tsy mahadiso mba azavao ny tsimpona e

16. cutie ( 28/09/2009 00:01)
Mpandefa : niryna [ Valio ] 27-09-2009 05:58:00
Lohateny : Re : Ny fifohazam-panahy...
Hoy i ikaretsaka:

When you hear "Repent for your past," realize it's a great religious distraction from waking up. Wake up! That's what repent means. Not "weep for your sins.": Wake up! understand, stop all the crying. Understand! Wake up!



dia mba azavao hoe io tsimpona nindraminao tamin'ny olona io ,inona no heviny tiany ho tenenina,lazao ny hevinao fa aza tsimpontsimponina fotsiny ny hevitry ny olona ooops sorry
:-D :-D :-D :-D
17. cutie ( 28/09/2009 00:03)
. Mpandefa : niryna [ Valio ] 27-09-2009 05:59:25
Lohateny : Re : Ny fifohazam-panahy...
Hoy i ikaretsaka:


zahako.. fanahy iniako tsy adika le izy fa sao manaitra ny "mbola matory":
Spirituality means waking up. Most people, even though they don't know it, are asleep. They're born asleep, they live asleep, they marry in their sleep, they breed children in their sleep, they die in their sleep without ever waking up. They never understand the loveliness and the beauty of this thing that we call human existence. You know, all mystics -Catholic, Christian, non-Christian, no matter what their theology, no matter what their religion -- are unanimous on one thing: that all is well, all is well. Though everything is a mess, all is well. Strange paradox, to be sure. But, tragically, most people never get to see that all is well because they are asleep. They are having a nightmare.


dia mbola misy iray koa ity raha tsy mahadiso mba azavao ny tsimpona e

mitovy le mbola tsy nandray an'i jesoa ihany io e sa ahoan ry ika??? Ika zay mbola variana ny @ parrots-ny :-D
18. ikaretsaka ( 28/09/2009 01:15)
niryna> any @ blaogiko io fa tsy an'olona izany... an'ahy io
19. ni81 ( 28/09/2009 06:41)
niryna> any @ blaogiko io fa tsy an'olona izany... an'ahy io
fa angaha ianao tsy olona? :-D :-D :-D :-D
20. fahamarinana ( 28/09/2009 10:37)
:arrow: :-D mahita raha nama nareo an ! 8) (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0644