Kabary UN. Voadingana Andry Rajoelina

1. hery ( 24/09/2009 14:54)
Dia iny niaraha-nahita iny fa voadingana tsy navela hikabary i Andry Rajoelina androany maraina tao amin'ny ONU.
http://www.un.org/ga/64/generaldebate/

Hatramin'ny omaly dia mbola tao anaty lisitry ny kabary hatao ny fichier pdf misy ny lahatenin'i Andry Rajoelina. Vao voadingana ilay izy dia nesorindry zareo mbaka ny kabary.

répondu par tsiafoi1 le 28/09/2009 07:39
2. hery ( 24/09/2009 14:58)
Efa nisoratra teo amin'ny lisitry ny hikabary i leiry androany ary efa napetraky ry zareo tao ny kabariny http://www.un.org/ga/64/generaldebate/pdf/MG_fr.pdf fa nesorina tao amin'ny lisitra nony hita hoe nodinganina izy

3. xxx ( 24/09/2009 15:00)
ka haparitao ny vaovao mba ho fantatry ny malagasy rehetra indrindra ny any Mcar reo olona zay tsy mahita internet sy tsy mahalala ny zava-misy marina, fa hizesta indray manko rehefa tonga eny ivato i radomelina rehefa hiresaka @ mpanao gazety!
4. vatofototra ( 24/09/2009 15:20)
Je confirme, Sierra léon no miteny izao.

Voir en direct Canal 9 ONU
http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
5. milamm ( 24/09/2009 15:21)
rariny zany ka nodiany UN fanina fa kabary avy any @ reo soltenany frantsa namany no entiny tany,nisolelaka t@ sg UN sy khadaffi fa tsy tafa...i ravalo etsy andaniny lasa saina @ zvmisy ao Honduras momba an'i Mr Zelaya tafaverina ao antanindrazany(brazilian embassy) refa voatsoka 3 volana lasa zay,mieritreritra oe saode zay ny vahaolana aorinany fihetsehana 03/10 izao sy ny valinteny farany CI @ 06/10 momba ny hat
6. Mirananirina ( 24/09/2009 15:27)
zany hoe nanao vacances fotsiny tany indray izay ry tgv mianakavy isany.Ohatrinona ariary indray re no lanin'izy ireo tany eh..?????Efa nahavita mahantra 1000 isa mandrapahafatiny izy ireo mihinakanina.
7. dadabe ( 24/09/2009 15:55)
mahita enao bainina a.. ^:^ saingy ny indro kely dia tsy i Andry irery no nitafy henatra fa na ny tenanko aty anatanin'olona aty aza tratran'ny question sarobalina be androany :-@ :-@ ..ny marna kokoa dia ny malagasy iray manontolo no nitafy hentra eo anatrehan'izao tontolo izao :roll:
8. menalamba ( 24/09/2009 16:12)
HIP! HiP ! HIP!!!! HOOOOUURRAHHH!!!!! Any zany éééé!!!!
Rara-tefaka ve mihoatr'izany...dia inona indray no mbila hambaran'ny mpanompony vitsivitsy mpandalo eto :^) :^) :^) ahahahaaaa!! :-D :-D
9. xxx ( 24/09/2009 16:16)
bah ecoute... j'ai envie de dire... BIEN FAIT POUR SA GUEULE!


mouhahahahaha

:p :evil:
10. diloo ( 24/09/2009 16:28)
Sali ra-Hery ary misaotra manaraka sy mampita ny vao2.

Hivaoka indray izao ny kozy hoe intoxe ny UN io.
Ary ilaza ny sasany fa tafita soa-aman-tsara ny fanambarana nataon'i Andry.
Ary nahazo akony sy tehaka fa aleo tokoa zaza tsy ampy expériences sy tanora toa an'i Andry, no hanova ny mambra ny UN ho tanora toa azy daholo. Ary tokony hanao coup d'état daholo eran-tany.
Raha mamaky ilay fanambarana aho, dia fahagantam-bola sy ny reconnaissances
internationales no tena hevitra mivaingana ao.
Nefa ny HAT mi-zesta be nandritra ny iray volona izay hoe: tsy mila GIC, tsy mila ONU, tsy mila bailleurs de fond, fa vitanay io. Avy eo dia misolelaka any @'ny ONU ihany. Ary jereo anie fa mbola hikonetaka sy hangataka ihany @'ny fahatongavan'ny GIC ny faha 06-10-09 izao. Dia ilaza avy eo fa hiova hevitra izahay ary hanaiky ny fanapahank'hevitra ny Maputo 2.
Dia miandry ny film manaraka indray izany e! :wink:
11. Noue ( 24/09/2009 16:33)
enganie ka mba ahatonga saina ireo tgvendrana ireo fa rehefa tsy mety ny atao dia tsy ahazo rariny na dia andeha mbaka ny lohany aza eee !! mpanala baraka ny malagasy fotsiny ee !!!
12. zama91 ( 24/09/2009 16:35)
accident ny train dia derape ao new york :* :* :*
grace à qui G.T.T
bravo gtt =)) =)) =))
13. xxx ( 24/09/2009 16:37)
Angaha moa tsy vao nolazaina hoe coup d'état ny mahazo ny gasy dia efa afabaraka daholo NY MALAGASY TENA MISY SAINA FA TSY NY OLN'i TGVENDRANA SY NY MPANGALATRA ohatra AZY,marary saina ny te ho mpanakarena aa@ny fivarotan-tanindrazana ,ataon'ny olona hoe tsisy saina ny gasy soa fa tsy ny rehetra fa ireo pangalatra miaraka a@n'i tgVORIKA PAMADIKA ANKADY NY TANINDRAZANA !
Miady toeran ohtra ny alika ho eo àpouvoir hangalatra ,izao ny harena ambanin'ny tany sy ny bois de rose ny gasy hahondrana any Asie ary ny gouvernement-ny TGVORIKA mihintsy no manome alàlana ,jereo age le maoja tsy matahaotody ra tsy miteny2 foan lazina fa mebola tsy hatahorana hono ny économie ny MALAGASY ,asa inona koa no mbola handrasana ny @zao tsy hisamborana ireo jiolahimboto roa ireo ,HANDRASANA HO FONGANA VE MCAR SA TSY HAIKO INTSONY ?TOKONY EFA ELA NO MIPASSE ACTION NY GASY FA PACIFIQUE BE TROP ?ny olo-madinika dia mijaly FADIRANOVANA NY VAHOAKA 18millions mandry andrirana'antsy!!!sy maty noana !!!
14. klitika ( 24/09/2009 16:40)
Dia manal'andro tokoa moa izany no atao ao NY city ao, mitaingina cadilac.

Dia mba mitety boite de noy fa mety hiverina hampandihy indray angamba rehefa tsy HAT intsony.

Dia hoe mitady mpandraharaha ampiasa vola any Mada. Reraka mihintsy i ngahy ambasadaoro zina mivezika etsy sy eroa fa eh eh

Dia ho any DC indray izany ireto delegasiona sandoka ireto. Ka asa izay hitranga any.
15. xxx ( 24/09/2009 16:40)
veleso dia ny mafana vy ,http://www.dailymotion.com/relevance/search/magic+system/video/x1eqit_magic-system-bouger-bouger_music
alefa ravalo8 en force
16. Papoose ( 24/09/2009 17:10)
indrisy :-D
17. tlay ( 24/09/2009 17:25)
Tenenina fona fa eh eh eh eh anarina fona fa eheheheh zao aiza? marina ry reto ny volazan HERY fa aparitao marina le vao2 sao de manao ok ok ok eo i tgv io raha tonga any @tanana any.
18. Noue ( 24/09/2009 17:34)
tlay:

Tenenina fona fa eh eh eh eh anarina fona fa eheheheh zao aiza? marina ry reto ny volazan HERY fa aparitao marina le vao2 sao de manao ok ok ok eo i tgv io raha tonga any @tanana any.
tena izay mahintsiny no tokony hatao ee ! efa fahazarany manko io oe OK io na dia efa hita zao fa KO aza !!!


19. ifiona ( 24/09/2009 17:46)
ny aty amiko ve no tsy mandeha sa tena tsy mety misokatra ntsony ilay lien faharoa nomen'i hery io momban'ny kabary saika nataon'i TGV?
20. Papoose ( 24/09/2009 17:53)
:-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1566