Kabary UN. Voadingana Andry Rajoelina
21. zama91
(
24/09/2009 18:03)
sady tsy invité nikaly niaraka an'i obama no tsy hita liste hiteny ,raha olona misaina aloha dia efa nanipy gant,
saika hampandihy tao @ onu tao kanjo =)) =)) =))
saika hampandihy tao @ onu tao kanjo =)) =)) =))
24. Noue
(
24/09/2009 18:28)
f'inona oa eee ! tokony hitehaka sy hanao HIP HIP HIP HOURRRRRAAAA zao bazylou eee ?? :-D :-D :-D :-D :-D
25. Papoose
(
24/09/2009 18:37)
tssss, dia faly daholo mahita ny fahavoazan'ny sasany....vice versa....manongoa tena rey olona fa henatra ne zao alohan'ny ihomehezana e!!!Madagasikara io ka zay voa manodidina rehefa mahatsiaro tena ho gasy!
26. xxx
(
24/09/2009 19:15)
mandehana any @ dinika hafa fa be ny azo hisafidianana ato rehefa tsy mahatanty é !
27. fijo
(
24/09/2009 20:44)
marina fa ten ahenetra hoantsik agasy izao,saingy tsara hoazy koa e,itann'y manaraka main'izay ,fa tsy fanao izany manongam panjakan aizany fa toetra ratsy.
28. Papoose
(
24/09/2009 22:48)
xxx. tsy misy idiran'ny tsy fahatantesana mihitsy....fa ny imagen'ny tanindrazana no mi-jouer @ io dia vao maika mahazo mauvaise reputation!!'
koa raha tsy baolina antani-katsaka izy ty koa tsy mahatanty! :-D
ie le politika aloha sahala @ zay ihany angamba ee ;-)
koa raha tsy baolina antani-katsaka izy ty koa tsy mahatanty! :-D
ie le politika aloha sahala @ zay ihany angamba ee ;-)
29. diloo
(
24/09/2009 22:58)
Ary nankaiza Hery ilay fanambarana antsoratra an'i Andry tetsy ambony?
Niverina nikiliky aho, dia toa novain'ny ONU
http://www.un.org/ga/64/generaldebate/pdf/MG_fr.pdf
Nikasa hanao fanoharana an'ity aho:
http://www.gouvernement.lu/salle_presse/discours/autres_membres/2007/09septembre/24asselborn_uno_climat/index.html
Misaotra an'i Milamm nahita io
:wink:

30. Papoose
(
24/09/2009 23:05)
le izy toa miova matetika be manaraka ny fahavitana na zay mety ho fiovan'ny filahatry ny mpikabary!
31. tsiafoi1
(
28/09/2009 07:39)
Reny ny vokatry ny lobbing Frantsay tany ONU sy ny droit de véto nananany. Tafitany ihany aloa ny fanatrehan'i Kelifingotra ny fivoriana 64è ONU.
Heverin'i La Frantsa fa hovoafingany mora ny Bekintana.... Kanjo tratran'ny felaka diplomatika mandrivorivo Frantsa..., Iniana tsindriana mihitsy hoe Frantsa, satria mazava eo imason'izao tontolo izao fa izy no ao ambadik'i TGV, na de mody mihatsaravalatsihy aza, te hibodo samirery ny petrole an'i Gasikara...
Efa nanambara mivantana koa ny Ambasadaoro Amerikana teto an-tanindrazana fa handray anjara mivantana @'ny fampiharana ny Maputo I sy II... Midika izany fa tsy ho afa-mihetsika ihany koa ny saribakolin'ny La Frantsa eo anivon'ny GIC, ... De izao mikaondoha mafy any Frantsa izao ny telo tonta (Chissano - TGV - Ratsiraka)... Midika zvt betsaka izany.
Mbola vao ny fiandohan'ny fietrena ireny, mbola aiza ny hanjo an'ireo....Ny hahiako hipetraka ambony chaises électriques no hiafaran'i Kelifingotra sy ekipany.