rehefa tsy hiady ravalomanana ,omeo an'i tgv ny fanjakana e

1. xxx ( 21/09/2009 20:33)
leo be izahay toa mba mitolona ihany nefa i ravalo any afrika du sud manao vacance ,alefaso ny mercenaire na vidio ny miaramila dia basta si non laisse nous trankil ,leo an le politika hoe minoa fotsiny ihany asio action ,asio action si non laisse nous trankil
répondu par pikatti le 23/09/2009 16:22
2. ifiona ( 21/09/2009 20:59)
efa tsy Ravalo ntsony zao anie no objectif fa ny fanoherana an'i TGV fotsiny

3. xxx ( 21/09/2009 21:20)
rehefa tsy misy action fa mitolona pasifika dia aleo mijanona
4. patrick2002 ( 22/09/2009 01:50)
ka efa en action anie izaho Ravalo eh! hitanao madagasikara miha mahantra io ,efa tsynahomby iny aloha ny Maputo ,avy any amireo mpanambola vahiny manohana an`i Ravalo ,dia bloquer na indray ny vary tsy hiditra ny madagasikara ,
Mitovy ny nataony Ratsiraka ny 2002 ihany fa saingy iny barazy tao Brickaville no natao ,ity kosa dia fahirano avy any ivelany mihintsy .
5. Noue ( 22/09/2009 04:53)
patrick2002:

ka efa en action anie izaho Ravalo eh! hitanao madagasikara miha mahantra io ,efa tsynahomby iny aloha ny Maputo ,avy any amireo mpanambola vahiny manohana an`i Ravalo ,dia bloquer na indray ny vary tsy hiditra ny madagasikara ,
Mitovy ny nataony Ratsiraka ny 2002 ihany fa saingy iny barazy tao Brickaville no natao ,ity kosa dia fahirano avy any ivelany mihintsy .
tena efa lasa adala ity rapa ity ka!


6. Noue ( 22/09/2009 04:54)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
7. AndriambyII ( 22/09/2009 06:39)
Voalaza teo :
5. Mpandefa : Noue [ Valio ] 22-09-2009 06:54:18
Lohateny : Re : rehefa tsy hiady ravalomanana ,omeo an\'i tgv ny fanjakana e
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

Misy marina ihany ny tenin\' i rapa ry noue fa mba diniho ihany an !! fa na dia izany aza ampahany tsy ampy fahamarinana.
Vokatry ny rivalité politique économique eo @ ireo mpampiasa ny volany ao mada no anisan\' ny nahatonga ny fahantrana ao @ firenena izao, ary tsy maintsy hitadiavana vahaolana haingana .
Ireo pays anglophone sy lusophone ary francophone , manana accord politique @ Dago dia manaraka antsakany sy andavany ny contrat efa vita sonia tany aloha tany ,izay miozongozona isaky ny misy evenement politique ao antoerana.
Ny olana dia ireo mpamboly sy mpiompy tantsaha tsy mahita lavitra fa voagejan\'ny fifanarahana izay nataony t@ ireo bailleur de fond ireo ary mahatonga ny stagnation de distribution \' ny PPN eny antsena .
Ny mampalahelo anefa dia malagasy ihany no mametra izany situation izany tsy hilamina .Toa ireo mpanao politika malagasy pahina tsy mahita ny vahaolana mendrika hamahana ny olana goavana mianjady @ firenena ,fa manana main mise @ vokatry ny agriculture,ny produits sous sol et miniers sns ,ny tsy azon- dry zareo antsaina dia ahitan\' ny malagasy sy ireo vahiny manana contrat economique @ Dago tombony bediabe tokoa ,raha misy ny fanatsarana ny flux commercial interne et externe malagasy, fa tsy atao fairano ohatr\'izao foana .Tsy mifandanja ny tolotra sy ny tinady , ary mitotongan\' ila foana ny mizanam-barotra .
:idea: :idea:
8. AndriambyII ( 22/09/2009 06:56)
Tsy hitanareo ve fa ohatry ny be loatra ireo mpanao antsonjay ny toe-karena malagasy hatramin' izay ? jereo fotsiny itony investigation ataon' ity gazety ity!
http://www.madagascar-tribune.com/Marc-Ravalomanana-On-court-vers-la,12767.html
Hita taratra mazava be ny fangejana ataon' ny FMI sy ny WM ary ireo firenena mpitsentsitra ny economie malagasy via les personnalités politiques nationaux.
Mba asio vahaolana diplomatika fa efa antomotra ny tondra-drano.
:idea: :idea:
9. mihitsy ( 22/09/2009 07:02)
ifiona:

efa tsy Ravalo ntsony zao anie no objectif fa ny fanoherana an'i TGV fotsiny



Hafa ndra anie zany nareo zany ry ifiona e, hay tsy mila ra8 ntsony?, nanomboka oviana?, ka inona ary no tianao e hiverina am reo efa naloa reo?, hitovy am aliaka?, hanakorontana fotsiny ny fiainana eto Mada?
Tsy aleo ze mitondra eo hitondra de hita eo ze ataony?. Fa ny anareo mantsy tgv halako bika tsy tiako tarehy fotsiny de ze ataony eo ratsy daholo
10. hery ( 22/09/2009 08:14)
mihitsy> Ary nareo tena tara be mihitsy... Na i Ravalo aza anie efa niteny tany Maputo hoe tsy handray anjara amin'ny tetezamita e. Efa navelany ny tetezamita fa dia hiandry ny fifidianana izy.
Tsy misy famerenana an-dRavalo zany intsony izao fa ny tanjona dia hoe ny hiverina malaky dia malaky amin'ny ara-dalàna. Ny ara-dalàna dia ny fitondrana entin'ny olom-boafidy ara-dalàna. Ka karakarao malaky ny fifidianana araka izay nifanarahana tany Maputo. Izany hoe ao anatin'ny tetezamita tsy miangatra fa iraisana. Raha tsy vita izany dia tokony miala... dia eo koa no mila action.

Saingy mila sainina tsara ny action fa tsy atao action jiolahimboto tahaka ny an'ny TGV.
11. ndotofetsy ( 22/09/2009 10:44)
k efa hoe za zao no ho filoha fa tsy misy olo hafa izany zao

ary reto gasy keliko reto mitady ho mafy loha han aleo avoakako kely i sarla aloha
:^) :^) :^) :^) :^)
12. mihitsy ( 22/09/2009 10:44)
hery:

mihitsy> Ary nareo tena tara be mihitsy...



tsy tara mihitsy tompoko, haiko tsara ny tenin'dadanareo fa nareo migeste taloha oe avereno dadanay, zahay ts hiala ao am amgro raha ts miverina dadanay, sns e, hay nahalala nionona ihany!

13. hery ( 22/09/2009 10:49)
mihitsy> Ny tao @ Magro izany. Sady normal ry zareo raha nanao an'izany satria aleo miverina amin'ny naloany tahaka ny alika toa izay matin'ny Capsat. Fa mbola mamy ny miaina fa aza manody.

Raha toa ka miteny amin'izao hoe atsangano ny rafitra tetezamita toa izay nifanarahana tany Maputo dia tsy midika hoe mahalala mionona fa manaiky izay nifanarahana sy mampandefitra ny hambom-po na dia teo aza ny finiavana hamerina @ ara-dalàna amin'ny fomba rehetra. Izany no atao hoe olon-kendry. Mahay mampandefitra ny hambom-po ho an'ny firenena.

Dia jereo fotsiny ny ataon'i Andry TGV :-)
14. mihitsy ( 22/09/2009 10:55)
nareo sy magro anie iray ihany no tanjona e!, hamerina an'dada! Tsy enao io indd no niteny fa ra8 np pdt, azo atao Tgv no praiministra?
15. xxx ( 22/09/2009 11:11)
mankaleo bee
16. ndotofetsy ( 22/09/2009 11:24)
za zao no hitondra fitondrana fa mangina daholo nareo asaiko samborin i sarla ze mimenomenona eo
:^) :^) :^) :^)
17. hery ( 22/09/2009 11:27)
mihitsy> Ny tena tanjona hatr@ izay dia ny hamerenana ny ara-dalàna. Raha Ra8 (dada hoy ianao :-)) miverina no mahatanteraka an'izany dia tsara be. Raha toa ka zavatra hafa ifanarahana dia tsara ihany koa.

Ny tanjona voalohany dia ny manala teo @ toerany izay mpanongam-panjakana. Rehefa avy eo hita na Ra8 no apetraka na ra9.

Ny TGV no matahotra an-dRa8 fa tsy izahay mihitsy. Raha te ho tonga izy dia tonga.... raha te hirotsaka izy dia afaka mirotsaka fa rehefa tsy tian'ny vahoaka @ fifidianana izy dia miala.
18. mihitsy ( 22/09/2009 11:38)
hery:


Ny tanjona voalohany dia ny manala teo @ toerany izay mpanongam-panjakana. R


efa resa-tsika omaly io fa enao no tena tara variana any an-dafy any, ts enao ve le miandry vavahady?
19. tlay ( 22/09/2009 11:41)
Mihitsy, vakio tsara ny voalazan'I Hery fa aza maika mamaly.
20. ntss ( 22/09/2009 17:52)
Ny lalana nizoran'i Alain Andriamiseza sy Jacques Silla sy Rakotomaharo arahina dia milamina ny tanàna e! rera-maina eo nareo fa raha mbola TGV ko ny TGV ra8 tsy mandingana ato DAGO zany. Raha Maputo ndray efa nifiranay iny "f'anga moa nisy an'zany "lol
:-D :-D :-D :-D :lol: :lol: :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3692