rehefa tsy hiady ravalomanana ,omeo an'i tgv ny fanjakana e

21. pikatti ( 23/09/2009 00:06)
hoy wiwi
rera-maina eo nareo fa raha mbola TGV ko ny TGV ra8 tsy mandingana ato DAGO zany.

diso be elah ,ny tgv zao no mandrovitsihy ,miala aina io ve leity de tsy mbola hitan'elah foana ha ha ha,lery le manao répet le kabary ao @ lapakeliny ao iny é,kay nedala ty voantso any @ birao :-D :-D :-D minana ndray i bitrovoalavo
22. HERY2 ( 23/09/2009 15:40)
fa ahoana no tonga dia hoe omeo an'ny TGV ny fanjakana ? mazava anie lay tenin'i Hery io e, aleo miverina amin'ny naloany ny alika toy izay ho tifirin'i sarla , tsisy ambony noho ny aina fa rehefa velona ny aina dia eo ndray mitolona sy mampandresy ny aradalana sy ny tena fahamarinana ,,
23. pikatti ( 23/09/2009 16:22)
mazava anie lay tenin'i Hery io e,

ary elah zany anie wiwi mitomany ho Hery é,
mbola lavitra ny dia :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2382