mba omeo sopapa fa sahirana

1. crasoa ( 02/09/2009 20:56)
mety ve ra vao teraka no mampiasa serviet ajeter oh.thalia
de ny mampiasa couchenjazakely ko .sady rams ko tsy mahay manasa lamba
nefa zaho sy izy irery no mbola miasa ko izy.
de mba toroy ry reto za fa tena sahirana a.
de tsy maintsy misarona be ao anaty bodofotsy ve nareo refa teraka sa ahoana amle sendra andro mafana be iny no teraka
de zakany zaza ve le couche aminy mafana be iny fa za manko tena ao anatinilay fatoanany hafanana no teraka.
misazotra e miandry ny hevitrareo .

répondu par anhyams le 10/11/2009 05:04
2. simplex ( 02/09/2009 21:04)

fa nga ny couche-njazakely tsy specifiquement natao hoan'ny zazakely e ?
zany hoe tokony ho azo ampiasaina @ zazakely izany na vao teraka aza izy.

:)
3. Ratoa ( 02/09/2009 23:32)
Misy âge na poids ohatra ny ronono ny couche;
Na voa teraka aza mahazo manao azy.
Ary nahoana no hikobona bodofotsy? Mangatsiaka angaha ianao? Raha amin'ny tany mafana tahaka i Mojanga ka fahavaratra ianao no teraka, tsy ilaina tafiana lamba mafana izany ny zazakely, na ianao aza. Raha tsy hoe mahare mangatsiaka angaha ianao.
Ahoana hoy ny dokotera momba ny fahasalamanareo mianaka?
4. xxx ( 03/09/2009 09:35)
mba question kel ko! fir jour aprè teraka vao tokony anao firaisana ny vhv ra ny normal! D aOn ny fomba fanisana azy ra mataotra ny ho isy zandry vetivety eo le zaza?
merci
5. xxx ( 03/09/2009 10:37)
xxx:

mba question kel ko! fir jour aprè teraka vao tokony anao firaisana ny vhv ra ny normal! D aOn ny fomba fanisana azy ra mataotra ny ho isy zandry vetivety eo le zaza?
merci


Mba andraso ihany ny retour de couche fa inn ary ity maika ny haninn nefa vao teraka?? Sa hanao ny manaraka sahady??? Kalmeo ny vadinareo sao lasa 14 zaza eo ! hi!hi! hi!
:-D :-D :-D :-D
6. xxx ( 03/09/2009 12:14)
xxx 3 > Mba firy mois kosa akia fa tsy firy jour a, :-D :-D :-D
7. xxx ( 03/09/2009 12:30)
Andraso ity retour de couche hoa fa aza vendrana te "hanao " toa ny biby dia eo no raisina!!!!! :}
8. xxx ( 03/09/2009 12:33)
xxx:

xxx 3 > Mba firy mois kosa akia fa tsy firy jour a, :-D :-D :-D



tezaoaloha ity voateraka dia ndeha mandeha any @ gygy na doko dia hanontanio azy fa manjary afrikana be zaza 20 eo hi!hi!hi! be ka tsy ho velona eeeeeeee!
na dia 40000000000 euros aza!! :-D :-D :-D :-D
9. Mirananirina ( 03/09/2009 13:11)
mampiasa couchenjazakely
Mety dia mety tokoa ny couche fa saingy mila soloina isaky ny adiny 4 na 5 eo ho eo.
ra vao teraka no mampiasa serviet ajeter oh
odry,fa inona indray no ampiasaina afatsy io??Sa tampax indray,hihihi.Mety daholo rehefa serv à jet aky an.
tsy maintsy misarona be ao anaty bodofotsy ve nareo refa teraka sa ahoana
raha mahatsiaro mangatsiaka ianao tafio ny bodofotsy,fa rah mafana kosa drap dia ampy.raha matahotra manaova pataloha.
fir jour aprè teraka vao tokony anao firaisana ny vhv ra ny normal
tsy misy jour fa rehefa tsy misy ra intsony dia mety saingyatahorana ny hahabevoka haingana avy eo.Dia aleo mitandrina ,miandry ny hiverenan'ny regle.
10. Papoose ( 03/09/2009 13:22)
gravy marina raha hoe ny eo an-tanana vao hanomboka hanao couches dia ny an-kibo mitsaika! ho araky ny vatana daholo ve zan???
fanampiny @ le resaka couches, asio creme ny vodin' le zaza mba tsy ho masak'ilay izy!! anontanio ny dokoteranao hoe in no creme mety @ vodin-janako. fanosotra alohan'ny hametahana coucousse!
11. ari.malala ( 03/09/2009 14:10)
Efa voavaly aby ny fanontaniana fa tena :-D :-D :-D :-D :-D b zà amle hoe après firy jours vao afaka manoa firaisana :-D :-D :-D :-D :-D enjana b zan kle!
12. xxx ( 03/09/2009 14:14)
Tsy misy contre indication kosa ilay RS après accouchement fa nareo kosa e, rehefa tsy mandeha rà dia efa izy izay

Tongava taiza ny papouse e
13. ari.malala ( 03/09/2009 14:35)
xxx, eny e, tsisy contre indication, fa manin nefa raha andrasana hisy ny retour des couches? ts ela avao any! sarotra b nge ny haminavina hoe eto mety hipetraka eto tsy mipetraka ny zaza raha tsy misy retour des couches no manao firaisana e! risque b zany! eny e, asanareo aloha e!
14. xxx ( 03/09/2009 14:42)
ari.malala:

xxx, eny e, tsisy contre indication, fa manin nefa raha andrasana hisy ny retour des couches? ts ela avao any! sarotra b nge ny haminavina hoe eto mety hipetraka eto tsy mipetraka ny zaza raha tsy misy retour des couches no manao firaisana e! risque b zany! eny e, asanareo aloha e!


Ny retour de couches anie mety ho heritaona e ? ny ahy izao heritaona t@ zaza voalohany satria nampinono elabe
15. ari.malala ( 03/09/2009 14:50)
d manin nefa na herintaona aza e! nga mahafaty ny ts manao RS? =)) =)) =)) =)) =)) refa tena ts zaka d manaova kapaoty e! iny tsotra kokoa ;)
16. Papoose ( 03/09/2009 14:59)
na manaova fanalebeazana aiza ohatran'ny le tatsy @ dinika ray tatsy :^)
17. xxx ( 03/09/2009 16:00)
xxx:

mba question kel ko! fir jour aprè teraka vao tokony anao firaisana ny vhv ra ny normal! D aOn ny fomba fanisana azy ra mataotra ny ho isy zandry vetivety eo le zaza?
merci


mety bandy fa tsy kala kosa angamba io manontany tsy mahandry tantana io:-D
18. crasoa ( 03/09/2009 16:02)
misaotra fa ho arahina ny sopapa nomenareo de inn kay ny couche tena tsara fa elbebec no feno aty fa zay aty @ province fa misy pampers ihany .
19. Papoose ( 03/09/2009 19:12)
any @ pharmacie mijery zay made in france!!! ny pampers bonbo be raha vao tsy mijery tsara an!
20. xxx ( 03/09/2009 21:07)
crasoa:




tsy maintsy misy soratra izy ireny raha limite ny olona afaka hampiasa azy.


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5365