mba omeo sopapa fa sahirana

21. Mirananirina ( 04/09/2009 08:48)
misaotra fa ho arahina ny sopapa nomenareo de inn kay ny couche tena tsara fa elbebec no feno aty fa zay aty @ province fa misy pampers ihany .
Misy pampers fa ratsy ary misy ny tena tsara nefa lafo..ny ataovy dia andramana vidina daholo ;rehefa lany ny 1 dia hafa indray vidiana,avy eo hitanao hoe iza no tsara sy mety amin'ny zanakao.
22. ravonjison ( 04/09/2009 14:48)
xxx:

mba question kel ko! fir jour aprè teraka vao tokony anao firaisana ny vhv ra ny normal! D aOn ny fomba fanisana azy ra mataotra ny ho isy zandry vetivety eo le zaza?
merci

6 SEMAINES aloha ny vehivavy vao niteraka tsy azo kasihina mihitsy ( mifana), satria mandritra io fotoana io dia mandeha ny fiverenan' ny taovam-pananahana ho normal. Noho izany misy risque ara-pahasalamana be dia be ao ( physique sy psychique).
Raha ilay resaka hoe mba tsy ho bevohoka izy dia tsy maintsy miandry ny fadimbolana voalohany ianao mba ahafahanao manomboka manisa andro. Ny fiverenan' iny anefa dia miankina @ tsirairay .
23. ari.malala ( 07/09/2009 06:54)
Momba ilay couche hoan'ny zazakely, mila fitandremana tsara fa misy hono izy ireny miteraka réaction allergique hoan'ny zazakely, fa tam zà nampiasa aloha ts nanin ny zanako e! efa samy nampiasaiko elbebek, pampers, bebedou fa ts nanin izy
24. ninimalala ( 11/09/2009 11:14)
Ie satria sahirana se zany de talia na zay fampiasan'ise no ampiasaina ny zaza couche de pampers no tena tsara fa misy ny mora fa io tena zakan'ny zaza tsara, de farany nt retour de couche misy 2mois misy 6 mois misy aza hono 1an ko hiandry 1an kosa ve ralehila tsy hilaozany eo, tsara manotania Dr fa 1 mois fara faha aingana angamba fa mila manao protection
25. xxx ( 11/09/2009 11:18)

xxx:

mba question kel ko! fir jour aprè teraka vao tokony anao firaisana ny vhv ra ny normal! D aOn ny fomba fanisana azy ra mataotra ny ho isy zandry vetivety eo le zaza?
merci

ravonjison:

6 SEMAINES aloha ny vehivavy vao niteraka tsy azo kasihina mihitsy ( mifana), satria mandritra io fotoana io dia mandeha ny fiverenan' ny taovam-pananahana ho normal. Noho izany misy risque ara-pahasalamana be dia be ao ( physique sy psychique).
Raha ilay resaka hoe mba tsy ho bevohoka izy dia tsy maintsy miandry ny fadimbolana voalohany ianao mba ahafahanao manomboka manisa andro. Ny fiverenan' iny anefa dia miankina @ tsirairay .

Aty Frantsa vao teraka ny vehivavy dia omen'ny gynéco pillules, midika fa afaka manao RS Avy hatray fa tsy voatery miandry 6 mois izany
26. booboo ( 11/09/2009 12:48)
ôy ôy ôy " avy hatrany " ?
27. ravonjison ( 11/09/2009 13:05)

Aza mirediredy.... Ary 6 semaines no lazaina fa tsy 6 mois.
28. ni81 ( 11/09/2009 13:28)
Aty Frantsa vao teraka ny vehivavy dia omen'ny gynéco pillules, midika fa afaka manao RS Avy hatray fa tsy voatery miandry 6 mois izany
ôy ôy ôy " avy hatrany " ?
:lol:

Ka na dia ain'omby kosa aza ve e? :-D :-D
29. ni81 ( 11/09/2009 13:29)
Aza mirediredy.... Ary 6 semaines no lazaina fa tsy 6 mois.
:D
30. xxx ( 11/09/2009 13:33)
xxx:

mba question kel ko! fir jour aprè teraka vao tokony anao firaisana ny vhv ra ny normal! D aOn ny fomba fanisana azy ra mataotra ny ho isy zandry vetivety eo le zaza?
merci

ravonjison:

6 SEMAINES aloha ny vehivavy vao niteraka tsy azo kasihina mihitsy ( mifana), satria mandritra io fotoana io dia mandeha ny fiverenan' ny taovam-pananahana ho normal. Noho izany misy risque ara-pahasalamana be dia be ao ( physique sy psychique).
Raha ilay resaka hoe mba tsy ho bevohoka izy dia tsy maintsy miandry ny fadimbolana voalohany ianao mba ahafahanao manomboka manisa andro. Ny fiverenan' iny anefa dia miankina @ tsirairay .

xxx:

Aty Frantsa vao teraka ny vehivavy dia omen'ny gynéco pillules, midika fa afaka manao RS Avy hatray fa tsy voatery miandry 6 mois izany

ravonjison:

Aza mirediredy.... Ary 6 semaines no lazaina fa tsy 6 mois.

Mirediredy ahoana ? Ianao no vehivavy le miteraka sa ianao no gynécologue ? Izaho vao tsy tafavoaka ny hopitaly dia efa nahazo ordonnance pillule ka inona no rediredy @ izany !!! Taiza io lalàna hoe tsy azo kasihina mihintsy io !!! Ianao no tena mirediredy
31. booboo ( 11/09/2009 14:09)
xxx > ka ouz kosa ianao hoe " avy hatrany " kouh :-D :-D :-D . Na izany aza, marina io nolazain'i Ravonjison io hoe tsara ary tokony miandry 6 semaines eo ho eo aorian'ny niterahana vao manao RS, eny na mihinana pilules aza. Tsy lalàna akory io fa atao hoe io no fotoana hiverenan'ny taova rehetra ao anaty ao @ toerany taloha @ ankapobeny. Io ny idéal fa tsy hary hahandry 6 semaines aby akory ny vhv. Raha mbola tsy miverina @ toerany kosa anefa ny taova rehefa no mitoe-jaza indray dia mila arahana maso akaiky² kokoa noho ny mahazatra ilay vhv. Ary aza mora sendaotra ohatra io :-D :-D
32. ravonjison ( 11/09/2009 14:58)
xxx:

xxx:

mba question kel ko! fir jour aprè teraka vao tokony anao firaisana ny vhv ra ny normal! D aOn ny fomba fanisana azy ra mataotra ny ho isy zandry vetivety eo le zaza?
merci

ravonjison:

6 SEMAINES aloha ny vehivavy vao niteraka tsy azo kasihina mihitsy ( mifana), satria mandritra io fotoana io dia mandeha ny fiverenan\' ny taovam-pananahana ho normal. Noho izany misy risque ara-pahasalamana be dia be ao ( physique sy psychique).
Raha ilay resaka hoe mba tsy ho bevohoka izy dia tsy maintsy miandry ny fadimbolana voalohany ianao mba ahafahanao manomboka manisa andro. Ny fiverenan\' iny anefa dia miankina @ tsirairay .

xxx:

Aty Frantsa vao teraka ny vehivavy dia omen\'ny gynéco pillules, midika fa afaka manao RS Avy hatray fa tsy voatery miandry 6 mois izany

ravonjison:

Aza mirediredy.... Ary 6 semaines no lazaina fa tsy 6 mois.

Mirediredy ahoana ? Ianao no vehivavy le miteraka sa ianao no gynécologue ? Izaho vao tsy tafavoaka ny hopitaly dia efa nahazo ordonnance pillule ka inona no rediredy @ izany !!! Taiza io lalàna hoe tsy azo kasihina mihintsy io !!! Ianao no tena mirediredy

Salut xxx a !

Efa voalazan\' i Booboo daholo fa ampiako fotsiny:
1- ny pillule contraception dia tsy ny resaka zaza ihany no antony hampiasana azy, fa misy antony ampiasana azy be dia be ankoatr\' iny.

2- ny fanomezana anao an\' iny dia tsy midika velively fa afaka manao firaisana sahady ianareo. Milaza kosa fa hiverina haingana @ normal ianao aorian\' ny fiterahana raha mihinana an\' iny ( manampy @ balance hormonal)

3- ny fotoana 6 semaines dia norme iraisana eran\' izao tontolo izao ( araka ny WHO). Misy antony be dia be ao matoa io no natao norme ( lany andro eto aho raha hitanisa izany).

4- Misy ny olona tsy mahandry ilay 6 semaines, izany anefa dia risque ho ahy manokana, ka asakasakao.

Ka mba mahandrasa kely e , tsy ela anie izany 6 semaines izany e.
33. ni81 ( 11/09/2009 16:22)
Mirediredy ahoana ? Ianao no vehivavy le miteraka sa ianao no gynécologue ? Izaho vao tsy tafavoaka ny hopitaly dia efa nahazo ordonnance pillule ka inona no rediredy @ izany !!! Taiza io lalàna hoe tsy azo kasihina mihintsy io !!! Ianao no tena mirediredy
zà koa nahita ilay valin-teny hoe avy hatrany dia nihevitra fa hoe ny ampitson'iny fara faha tarany koa! :) Dia izay koa no nilazako hoe: "na dia ain'omby aza ve e". Izao vao nazava tsara!
34. yonikafopl ( 11/09/2009 17:28)
hihihihi hanao resaka adala za an, :-$
refa tena tsy mahandry na te hamalifaly andrangahy, de ataovy am lavaka ambony raha hatahorana ny lavaka ambany eeee
35. sipagasy ( 11/09/2009 18:21)
hihihihhi cousine mahita tenenina koa injy annn, io aloha dia arakarak'ilay olona ihany e! tsy misy hoe tsy maintsy 6 herinandro na firy izany, marina fa io no toroina ny vehivavy fa booof samy manao izay tiany io e!
36. xxx ( 11/09/2009 20:26)
Mirediredy ahoana ? Ianao no vehivavy le miteraka sa ianao no gynécologue ? Izaho vao tsy tafavoaka ny hopitaly dia efa nahazo ordonnance pillule ka inona no rediredy @ izany !!! Taiza io lalàna hoe tsy azo kasihina mihintsy io !!! Ianao no tena mirediredy

ni81:

zà koa nahita ilay valin-teny hoe avy hatrany dia nihevitra fa hoe ny ampitson'iny fara faha tarany koa! :) Dia izay koa no nilazako hoe: "na dia ain'omby aza ve e". Izao vao nazava tsara!

Dia maninoa koa raha tsy extrémiste !!! Rehefa hoe tsy voatery miandry elabe ve dia tsy maintsy avy hatrany , hoe mbola any @ maternité koa hoe !!!
37. booboo ( 11/09/2009 20:54)
rhoooooooooo :-D :-D :-D :-D :-D
Nijery lanitra zà teo fa efa tsy diavolana intsony nefa xxx mbola tena sendaotra beee foana :-D :-D
38. ni81 ( 11/09/2009 21:10)
Dia maninoa koa raha tsy extrémiste !!! Rehefa hoe tsy voatery miandry elabe ve dia tsy maintsy avy hatrany , hoe mbola any @ maternité koa hoe !!!
zà ve no lazainao fa extremista eto ry xxx35? :)
39. xxx ( 24/09/2009 09:16)
fa manin'na nefa ra manao ze te hanao de aza manao ze tsy te hanao de vita é! satria misy ny tsy maintsy manao sns.. fa normal tsy bevohoka zany ny vhv pendant 6 mois vô teraka ra mampinono ara-dalana ! na miandry règle na tsy miandry ! fa ze tinao na isk'zay mahatsiaro aza ! de mazotoa manao é!
40. mamiz ( 28/09/2009 12:13)
mafy be kosa enao fa vao latsaka d mahatsiaro sahady mba aleo valoha hikombona ny fery eeeeeeee!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.143