mba omeo sopapa fa sahirana

41. anhyams ( 10/11/2009 05:04)
[quote=crasoa]
mety ve ra vao teraka no mampiasa serviet ajeter oh.thalia
de ny mampiasa couchenjazakely ko .sady rams ko tsy mahay manasa lamba
nefa zaho sy izy irery no mbola miasa ko izy.
de mba toroy ry reto za fa tena sahirana a.
de tsy maintsy misarona be ao anaty bodofotsy ve nareo refa teraka sa ahoana amle sendra andro mafana be iny no teraka
de zakany zaza ve le couche aminy mafana be iny fa za manko tena ao anatinilay fatoanany hafanana no teraka.
misazotra e miandry ny hevitrareo .


[anhyams/quote]
Tsy hitako ze problème @ le resaka couche-jazakely, natao an'i zazakely mitsy ny couche fa tandremo fotsiny le couche varotana eny @ sisin-dalana fa tsy de ara-pahasalamana lotra aleo mividy lafo nefa manaram-penitra.
Matahotra sovoka angamba enao matoa miteny hoe tsy maintsy misarona bodofotsy ve refa teraka, ny sovoka de vokatr'ny loto (avoretrana) dikan'izany raha voadio tsara ny tany anatinao t@ enao teraka de tsy atahorana ho voan'ny sovoka enao, za 2jr avy teraka efa nandendeha erakin'ny tanàna tsy naninona mitsy satria voadio tsara ny tany anatiko rehetra tany.


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4381