tsy misy hafa tsy faux riche ao mada

1. bazylou ( 23/08/2009 17:49)
olona mpivelona amin'ny vola omen'ny vazaha , izao izao no porofo, fa vao lasa i ravazaha dia very daholo ny gasy 20.000.000 sy ny 4x4 be 1 miliara ar. :-D :-D
répondu par hanjaris le 22/09/2009 11:12
2. xxx ( 23/08/2009 23:50)
Aza mirediredy ry ambany saina a!,hangalatra ny alehan'ny vazaha ao fa tsy hanome vola mody omeny vola variraiventy basy loha fa hangalariny daolo ny harena ambanin'ny tany ,itony tena hita hoe olona tsy nandia fianarana miteniteny foana tsy lao fanjanahan-tany fa mbola omena koa ny saina ho zanahany!!! aiza ny marché rehetra fa tsy mbola aty amin'ny firenena lazaina mahantra toy i madagasikara,af tsy ireo firenena voazanaka rehetra tao afrika tsy nomen'ny vazaha ny fahaleovan-tena raha tsy azony daolo izay tiana nalaina rehetra mba nde mianatra fa mahamenatra olona !!!
3. endrika01 ( 24/08/2009 11:33)
Hangalatra sa fifanampiana! :D toa mbola tsisy gasy mahavita fil-na herinaratra kou :D sa izy roa mitambatra fifanampiana,halatra dia inona zany no tokony ho ataon-draMALAGASY :roll: :roll::roll:
4. niryna ( 25/08/2009 05:59)
xxx:

Aza mirediredy ry ambany saina a!,hangalatra ny alehan'ny vazaha ao fa tsy hanome vola mody omeny vola variraiventy basy loha fa hangalariny daolo ny harena ambanin'ny tany ,itony tena hita hoe olona tsy nandia fianarana miteniteny foana tsy lao fanjanahan-tany fa mbola omena koa ny saina ho zanahany!!! aiza ny marché rehetra fa tsy mbola aty amin'ny firenena lazaina mahantra toy i madagasikara,af tsy ireo firenena voazanaka rehetra tao afrika tsy nomen'ny vazaha ny fahaleovan-tena raha tsy azony daolo izay tiana nalaina rehetra mba nde mianatra fa mahamenatra olona !!!



=D> =D> mamapalahelo ny toe-tsaindrra bazy ,tsy tian' ny mahantra kanefa tsy tian'ny mpanana koa. =)) =)) sady tsy mamokatra eo amin'ny sera fa vao maika miha-mirefarefa amin'ny tany ny toetsainy.Rahaoviana re no mba hivoattra anatsara ny sera ra bazy io e.mampadositra ny vahiny moa mampitsoaka ny efa tamantrano :-@ :-@ :-@ mba ovay amin'izay ny famindra fa efa 2009 izao e enjehina ny avy any ivelany,tsikefonina ny any an-tanana,mba manao ahoana re ny miqra mipetraka aminao io e,angamba efa nisaraka izay raha tsy itako aza ooops mampatsy te hiaraha monina fa manana toetra ratsy fandray foana foana,mba fantatrao moa fa mampalahelo sy mahamenatr'olona ny toetranao io ? (l) (l) fitiavana ihany no manome fitiavana sy mizara fitiavana ,ataonao ahoana tokoa moa ny mitia ny hafa kanefa ny tenanao aza tsy tianao ,hany ka mirediredy foana manoratra eto ? :-* :twisted: :twisted: :-* :-* (l) (l) (l) (l) (l) (l)
5. Mirananirina ( 25/08/2009 14:20)
very daholo ny gasy :( :( :( ,ny gasy anie toa very foana e,lalaovin'ireto mpanao politika.Aodina miankavia,avy eo miankavanana.tsy hitako izay hidirandry vazaha.Izy aza manana be tonga any dago koa inona.tsy aleo very any.
6. endrika01 ( 25/08/2009 17:46)
Ny toen-tsaina Malagasy amzao efa simba,efa tsy mamiratra intsony ilay fitenenana manao hoe Aleo very tsikalakalam-bola;toy izay very tsikalakalam-pihavananazay miezaka mitraka,darofana avokou,hany ka raha tsy maty dia fanimpanina.Tsy mahay miray hina,fa samy te ho kalaza avy,na dia efa hita aza,fa tsy tsara ny mandeha irery...
7. niryna ( 25/08/2009 21:10)
endrika01:

Ny toen-tsaina Malagasy amzao efa simba,efa tsy mamiratra intsony ilay fitenenana manao hoe Aleo very tsikalakalam-bola;toy izay very tsikalakalam-pihavananazay miezaka mitraka,darofana avokou,hany ka raha tsy maty dia fanimpanina.Tsy mahay miray hina,fa samy te ho kalaza avy,na dia efa hita aza,fa tsy tsara ny mandeha irery...

endrika ka i bazy ny santionany k'nou,ny olona efa mijaly amin'ny fiainana mbola halany ihany ny gasy,ny any ivelany moa dia enjehiny ireo tsy manana taratasy ,kanefa anie tsy nisy na iray aza ireo ankizy nangataka tany aminy e
adao adala toa tezitra atao hendry anefa toa asa hoy ilay fiteny izay :D

8. Ratoa ( 28/08/2009 00:33)
olona mpivelona amin'ny vola omen'ny vazaha , izao izao no porofo, fa vao lasa i ravazaha dia very daholo ny gasy 20.000.000 sy ny 4x4 be 1 miliara ar.

Very amin'ny ahoana ary? Ity indray ilay ataoko hoe "projection"
Ianao manoratra io moa malagasy sa tsia? Tena very ianao ary very inona koa? Inona ny anao no very, ra-malagasy manoratra ity teny voafaritra ity? Sa moa ianao tsy gasy?
9. Ratoa ( 28/08/2009 00:35)
Adinoko: inona angaha no tena tsy haritrao amin'izao "faux riches " lazainao izao?
10. bazylou ( 28/08/2009 10:52)
zerevenareoo mety daholo, fa izao aloha ny porofon'ilay gasy, firenena 50 taona nahantra ary hahantra mandrakizay, miarak aain'ny ao anatiny, vita hatreo, na ny mponina ao aminy aza efa nitsoaka daholo, fa tsynandroso mandrakizay, beuuurrk pauvre gasy, :-D :-D :-D
11. Ratoa ( 28/08/2009 13:14)
Indryyyy mampalahelo izato ianao rabazy.
na ny mponina ao aminy aza efa nitsoaka daholo
. Nankaiza daholo ilay 20.000.000? Mahohenana izato ianao fa nindaosin'ilay malagasy 20.000.000.
12. Papoose ( 28/08/2009 13:33)
bazylou:

olona mpivelona amin'ny vola omen'ny vazaha , izao izao no porofo, fa vao lasa i ravazaha dia very daholo ny gasy 20.000.000 sy ny 4x4 be 1 miliara ar. :-D :-D


tsy aleo v zany mitady solution toy izy mi critique fotsiny?? :-*
13. soanja ( 28/08/2009 14:32)
bazylou:

olona mpivelona amin'ny vola omen'ny vazaha , izao izao no porofo, fa vao lasa i ravazaha dia very daholo ny gasy 20.000.000 sy ny 4x4 be 1 miliara ar. :-D :-D


Raha olona mihevitra fa ny vola sy ny fanana no harena.... fa tsy izay anefa ny harena amin'ny sasany.


14. caprio ( 29/08/2009 23:57)
Nataoko hiany ny tsy hiditra eto @ity dinika forum ity,fa raha izao toe-tsain-drabazy zao dia tena hita mihintsy we manambany gasy sady sambany vao nivoaka an'ny mada dia miseho manao vavam-bavy,eto mantsy samy afaka milaza izay tiany holazaina doly, fa raha tena kof hialahy ra-bazy fa tsy pelaka dia miverena mipetraka any dago dia ho hitan-lah eo ny tena mokondohana bandy, na refa tsy faly hialahy dia atsoy zay fa vonona hitafa fa aza manao vavana pelaka io ny num 0662802498 de refa tsy sahy miantso hialahy akombony ny vava,mbola averiko indray fa refa tsy sahy miantso elah dia akombony ny vava ,tsy mamaly an-lah eto tsony za fa refa tsy miantso elah dia pelaka sady sarim-bavy
15. caprio ( 30/08/2009 00:05)
za koa mipetra aty @ 95000 aty dia jereo ny sariko fa za tsy mila olona manana toe-tsaina hoatra an-lah,fa raha fantatr'elah za dia aza miresaka amiko hintsony fa manao resam-bavy sady matahotra, fa maninona raha aseho eto ny sarin-lah raha tena bandy misaina elah fa tsy manambany gasy sady be resaka nefa tsy sahy miseho masoandro :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted:
16. caprio ( 30/08/2009 00:08)
Efa ela mintsy elah ra-bazy no mifaly @ vehivavy eto foana fa androany elah raha tena bandy dia atsoy io num io,de mba fidifidio izay avoaky ny vava @manaraka
17. caprio ( 30/08/2009 06:00)
Mifamaly mantsy fa tsy mifaly e!misy diso kely ny sora-tananay
18. ni81 ( 30/08/2009 06:13)
tsy mamaly an-lah eto tsony za fa refa tsy miantso elah dia pelaka sady sarim-bavy
:lol: :lol:
19. caprio ( 30/08/2009 06:28)
Efa mba niteny atsika namana eto koa anie za we refa mametraka dinika eto reny olona mandrangitra lava reny dia aza valiana @izay izy leo de miala tany
20. ni81 ( 30/08/2009 06:37)
Efa mba niteny atsika namana eto koa anie za we refa mametraka dinika eto reny olona mandrangitra lava reny dia aza valiana @izay izy leo de miala tany
ka izay ilay toe-tsaina samy manana ny azy koa! misy mahazaka ilay resaka dia manohy, misy ny tsy mahazaka dia miala, dia misy manao vava be, dia misy miteny ratsy, dia misy manompa sns... (ankapobeny io lazaiko io fa tsy eto ihany). Fa zà zao namaky fotsiny teto fa tsy namaly ilay dinika nataony, dia :lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2094