tsy misy hafa tsy faux riche ao mada

21. caprio ( 30/08/2009 16:57)
tsara ny mangina fa misy ny sasany mampiteny ny moana
22. bazylou ( 31/08/2009 18:11)
ka raha ny moana no miteny tsy ef amirakla ve izany e?? tsy tsar ave izany?, :-D :-D :-D
23. bazylou ( 31/08/2009 18:15)
ry caprio topny zany le santionan'ny olona nipitika tany dago fa tsy poinsa tsonyny saosy tao amin'i le8, dia avy eo niletika taty, pauvre ami, beuurrk :-D :-D :-D , faux riches mpivelona amin'ny credit dy ny hataka etsy sy eroa, :-D :-D
24. Ratoa ( 31/08/2009 18:25)
O rabazy ô!
Mba hevitra hoy aho apetraka fa hajanony ny "projection". No heveroko fa fantatrao izany atao hoe "manao projection". Hay ilay izy tena hevitra lalina dia lalina aminao ka tena tsy takatry ny sainao é!!!!indryyyyyy!!!! Antsôôôôô rabazy ôôôôô. lalina dia lalina ilay hevitra "projection" éééé!!! Mahonena izato ianao......Mba miteny anefa tsy mahatakatra indryyyyy......Ny teny soratanao aza rabazy tsy takatrao endreyeyeyeyey izato fahavoazanao. Antsôôôôôôô.......
25. bazylou ( 03/09/2009 17:45)
sao dia ianao no rendrika tao anaty prjection fa tsy mahita le votoatiny tian ataongavan?? :-D :-D :-D :-D beuurrk
26. hanjaris ( 22/09/2009 11:12)
xxx:

Aza mirediredy ry ambany saina a!,hangalatra ny alehan'ny vazaha ao fa tsy hanome vola mody omeny vola variraiventy basy loha fa hangalariny daolo ny harena ambanin'ny tany ,itony tena hita hoe olona tsy nandia fianarana miteniteny foana tsy lao fanjanahan-tany fa mbola omena koa ny saina ho zanahany!!! aiza ny marché rehetra fa tsy mbola aty amin'ny firenena lazaina mahantra toy i madagasikara,af tsy ireo firenena voazanaka rehetra tao afrika tsy nomen'ny vazaha ny fahaleovan-tena raha tsy azony daolo izay tiana nalaina rehetra mba nde mianatra fa mahamenatra olona !!!



Tiko be sady marina ny zavatra lazainao satria betsaka ny mbola tsy tonga saina hoe ny vazaha ngeh hitsetsitra fa tsy manome fa any ambadika any ny fifanarahana ny momba ny takalon'ireny fanapina ireny e!!! Izany no atao hoe coulisse politique, raha tsy nisy vazaha mpampitrosa foana sy tsy nisy mpitondra mpanome takalony tsy be trosa be ohatrizao tsika ary efa tafavoaka ny firenena hoatr'izao.
Ny tena marina dia ity: ny mpitondra faly hapidi-bola any ampaosiny amin'ny fanapiana lava moa ny vahiny te hitsetsitra ny harena malagasy dia samy voky izy fa tsika miahaka!!! kopy amin'izay ve lay nanokatra ny hevitra???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2395