Be fadifady izay
1. niryna
(
20/07/2009 23:12)
Manao ahoana daholo indray o! Tamintsika vao tonga taty ampitan-dranomasina dia marobe ny zavatra tsy mitovy ny fiainantsika tany amin'ny tanana.
Maro hoy aho satria marobe koa ireo ray aman-dreny izay tonga maka vakansy dia ampianarin'ireo zanany ny fomba marobe izy ireo.Tsara ilay izy saingy indraindray dia tafahoatra loatra.Aza mihinana an'io i dada fa sao marary eo.Tsy mahazo manao izao fa sao lazain'ny olona tsy mahalala fomba.Dia lasa ilay zanaka indray no mibaiko ilay rar satria sao mahamenatra olona hono .Kanefa anie ilay zavatra toa tsy dia important be amin'ilay olona tonga e.Izay aloha no fijeriko kely azy Misy izany hoe tsy mahazo mandeha ary hianao raha tsy miera aminay,hi,hi dia raha mba te andeha aza ilay olona dia mipitrapitra kely miteny hoe aleo aloha aho hiera amindry zareo.
Efa mba nahita mitovitovy amin'izany ve hianareo?
Inona ary ny anareo ny zavatra tsikaritrareo taminareo tonga taty e?
Misaotra mialoha
(l) niryna

répondu par niryna le 01/08/2009 13:34
2. Lejoba
(
21/07/2009 00:11)
Isika Malagasy zatra miresaka @ olona tsy fantatra, indrindra raha misy zavatra tokony hahitsy, zatra manolo-tanana avy hatrany raha mahita olona tojo fahasahiranana, mahalala fomba manome toerana olon-dehibe anaty fitateram-bahoaka ets (oh: tandremo fa mitady hilatsaka iny zavatra eny aminao iny, itsy misy toerana malalaka sns.)
Ny vazaha nefa samy maka ho azy, matoa izy tsy mitady toerana dia tsy te hipetraka izy izay, raha lazainao izy fa misy tsy mety eny aminy dia mahatezitra azy. Mila ampahafantarina ireo RAR izay, na izay GVT
Mandeha ho azy @ sasany amintsika koa ny resaka fanambadiana sy fivavahana, zavatra tsy mandalo ny sain'ny vazaha betsaka akory. Mety hanahirana rehefa miresaka.
io micro ondes io, io lapoaly io sy io rice cooker io fady vy. Tsisy motera hafanaina izany vao miainga ny fiara. Tsy mivarotra safosafo na menaka antsinjarany. Ny zava-pisotro tsy consignée ny tavoahangy, ario ireo boîtes de conserves ireo fa tsy misy mividy an'ireny aty.
Rehefa ho any @ olona dia miantsoa téléphone aloha fa tsy tonga dia mitonantonana any, dia esory ny kiraro rehefa tafiditra ny varavarana
Mbola azo ampiana be dia be, koditra ihany ilay vao tonga

3. niryna
(
21/07/2009 15:08)
Lejoba:

ka tsara ilay izy kou
ny antsika nampianarina" morale" tany am-pianarana ary natao tao an-tsaina izany hoe manaja lehibe izany,hatramin'ny hira aza dia misy hoe "raha misy manome zavatra ho anao ,kinga miteny hoe misaotra tompoko o"
Ny vazaha nefa samy maka ho azy, matoa izy tsy mitady toerana dia tsy te hipetraka izy izay, raha lazainao izy fa misy tsy mety eny aminy dia mahatezitra azy. Mila ampahafantarina ireo RAR izay, na izay GVT
ny aty indray raha omena seza ilay olona efa lehibe dia misy miteny ratsy mihitsy na mangarika.Ka jereo amin'izany
toa efa misy ihany ankehitriny manontany ka,fa ahoana no mahatonga anao falifaly lava? toa tsy mba mahita anao tezitra aho ? dia eo amin'izay no milaza ny marina hianao,mampahafantatra azy ilay Jesosy kristy ao anatinao
Mandeha ho azy @ sasany amintsika koa ny resaka fanambadiana sy fivavahana, zavatra tsy mandalo ny sain'ny vazaha betsaka akory. Mety hanahirana rehefa miresaka.
hi,hi
io micro ondes io, io lapoaly io sy io rice cooker io fady vy. Tsisy motera hafanaina izany vao miainga ny fiara. Tsy mivarotra safosafo na menaka antsinjarany. Ny zava-pisotro tsy consignée ny tavoahangy, ario ireo boîtes de conserves ireo fa tsy misy mividy an'ireny aty.
dia alefa moramora kely ny fiara fa tsy manindra mihitsy aloha mandra raha tsy te hamana ilay motera ka
na miantso aza ny week-end dia hoe izahay mbola maka sieste fa ny olona aty tsy azo antsoina vao maraina izany.Na efa atoantoandro aza an ,hi,hi
Rehefa ho any @ olona dia miantsoa téléphone aloha fa tsy tonga dia mitonantonana any, dia esory ny kiraro rehefa tafiditra ny varavarana
Mbola azo ampiana be dia be, koditra ihany ilay vao tonga
dia miandra ny tohina izany fa dia misaotra nizara e :D
4. xxx
(
22/07/2009 13:01)
Hoy i Niryna
Ny titre aloha dia efa diso be satria tsy FADY ireo zavatra notanisainao ireo fa FOMBA. Ary matoa ianao nifidy ny hipetraka any ampita-dranomasina dia tokony hivonona ny hanaraka izay fomban-dry zareo fa tsy ny anao no asisikao.
Tsy aleo kosa ve mifampiantso aloha toy izay hanao toy ny fomba Gasy hoe tonga vao maraina tsy misy fampandrenasana. Ny programanao tsy fantany hoe ahoana ary tsy misy izay iraharahiany izany. Dia eo izy manokondresaka lava eo, dia avy eo tsy maintsy rosoana sakafo ataoandro, dia eo indray miresaka, dia tonga indray ny sakafo hariva dia mbola eo koa. Dia avy eo lany ny sakafo hariva dia izay vao milaza ny anton-dia hoe " maty hono ny anabavin-drenin'ny rafozandahin'ny vinatovaviny ka mba vonjeo vola izy"
:-D :-D :-D
Be fadifady izay
Ny titre aloha dia efa diso be satria tsy FADY ireo zavatra notanisainao ireo fa FOMBA. Ary matoa ianao nifidy ny hipetraka any ampita-dranomasina dia tokony hivonona ny hanaraka izay fomban-dry zareo fa tsy ny anao no asisikao.
Rehefa ho any @ olona dia miantsoa téléphone aloha fa tsy tonga dia mitonantonana any, dia esory ny kiraro rehefa tafiditra ny varavarana
na miantso aza ny week-end dia hoe izahay mbola maka sieste fa ny olona aty tsy azo antsoina vao maraina izany.Na efa atoantoandro aza an ,hi,hi
Tsy aleo kosa ve mifampiantso aloha toy izay hanao toy ny fomba Gasy hoe tonga vao maraina tsy misy fampandrenasana. Ny programanao tsy fantany hoe ahoana ary tsy misy izay iraharahiany izany. Dia eo izy manokondresaka lava eo, dia avy eo tsy maintsy rosoana sakafo ataoandro, dia eo indray miresaka, dia tonga indray ny sakafo hariva dia mbola eo koa. Dia avy eo lany ny sakafo hariva dia izay vao milaza ny anton-dia hoe " maty hono ny anabavin-drenin'ny rafozandahin'ny vinatovaviny ka mba vonjeo vola izy"
:-D :-D :-D
5. xxx
(
22/07/2009 13:44)
Dia mbola ao koa ilay fomba Gasy hoe rehefa misy namana na olom-pantatra na.... miteny hoe tsy aleo ve isika mihinana sakafo na hisotro zavatra na... Dia midika izay fa ilay olona nandroso sosokevitra no hiantoka ny lany rehetra!!! nefa ilay olona tsy niteny hoe "manasa anao aho"," je vous invite" na "I invite you". Dia tonga ny facture dia mody fanina be....nefa nihina sy niletra niaraka teo.
Hoy lejoba
Misy antony kosa no anesorana kiraro rehefa mihiditra tokatranon'olona iray. Tsy haingitraingitra na zesta fa tokony ho tsaronao fa ny kiraronao dia nanitsaka izay tsy fanitsaka tany rehetra tany ka nahoana no afendraka ao an-tranon'olona ny malotonao avy tany nalehanao tany. Indrindra fa ny vazaha dia tia mipetraka sy manala azy @ gorodona, indrindra moa fa misy zaza madinika ao @ trano hivahiniananao dia hita fa famosaviana mihintsy ny tsy fanalana kiraro.
Koa mba mahaiza mandinika vao manakiana fomban'olona.
Hoy lejoba
dia esory ny kiraro rehefa tafiditra ny varavaran

6. niryna
(
22/07/2009 13:54)
Hoy i Niryna
.Fantatrao ihany no tiako ho tenenina
dia tsy mba gaga ve xxx nahita ireo ray aman-dreny mba faly ery namangy ny zanany kanefa dia baikona toy ny zazakely,toa atahorana hoe tsy mahalala fomba dia tenenina isa-minitra foana izy ireo? tsy mbola nahita izany xxx?
izay no tiako tenenina fa tsy izay hoe tsy maintsy manaraka ny fomba ny olona,zavatra tsy itany,tsara ny manoro fa tsy dia atahorana hoe raha tsy manao izao izy ireo dia tsy mandroso.Fantatrao amin'izay ny tiako ho tenenina?
Tsy aleo kosa ve mifampiantso aloha toy izay hanao toy ny fomba Gasy hoe tonga vao maraina tsy misy fampandrenasana.[/quote] hi,hi
izaho izao tonga tany dago,vao maraina dia tonga daholo ny fianakaviako avy lavitra na avy aty amiko izany na avy any amin'ny vadiko,tsy nisy ny olana taminay,satria mba te ahita anay izy ireo ,izahay koa faly fa tsy tapak'olona dia ahoana? hi,hi
dia manontany ny vaovao kosa izy kou ,manao ahoana retsy i ranona izay raha mifosa fotsiny no tonga dia ovaina ny resaka ,amiko io fa ny anao no tsy fantatro ry xxx .Dia tsy mitovy ny aty amintsika koa satria tsy dia mifanankaiky daholo aloha ny olona ,noho izany tsy dia fahitra firy ny hoe eo ambaravarana izy satria mety tsy tafiditra eo ambavahady akory izy raha izay no eritreretinao.
Ny ankizy rehetra ary dia miaraka matory daholo ny lahikely ary mitokana ny vavikely na firy na firy izahay no tonga ato amiko
:-D :-D :-D :D
Be fadifady izay
xxx:misaotra anao nanitsy ilay teny
Ny titre aloha dia efa diso be satria tsy FADY ireo zavatra notanisainao ireo fa FOMBA.
.Fantatrao ihany no tiako ho tenenina
xxx:ary toa masiaka be i xxx izany ? hi,hi .Hay ve tonga dia efa nivonona anaraka izay nitranga taty tokoa ry xxx e hi,hi,hi dia tena nanaraka ny fomba rehetra tokoa ve izany?
Ary matoa ianao nifidy ny hipetraka any ampita-dranomasina dia tokony hivonona ny hanaraka izay fomban-dry zareo fa tsy ny anao no asisikao.
dia tsy mba gaga ve xxx nahita ireo ray aman-dreny mba faly ery namangy ny zanany kanefa dia baikona toy ny zazakely,toa atahorana hoe tsy mahalala fomba dia tenenina isa-minitra foana izy ireo? tsy mbola nahita izany xxx?
izay no tiako tenenina fa tsy izay hoe tsy maintsy manaraka ny fomba ny olona,zavatra tsy itany,tsara ny manoro fa tsy dia atahorana hoe raha tsy manao izao izy ireo dia tsy mandroso.Fantatrao amin'izay ny tiako ho tenenina?
Rehefa ho any @ olona dia miantsoa téléphone aloha fa tsy tonga dia mitonantonana any, dia esory ny kiraro rehefa tafiditra ny varavarana
na miantso aza ny week-end dia hoe izahay mbola maka sieste fa ny olona aty tsy azo antsoina vao maraina izany.Na efa atoantoandro aza an ,hi,hi
Tsy aleo kosa ve mifampiantso aloha toy izay hanao toy ny fomba Gasy hoe tonga vao maraina tsy misy fampandrenasana.[/quote] hi,hi
izaho izao tonga tany dago,vao maraina dia tonga daholo ny fianakaviako avy lavitra na avy aty amiko izany na avy any amin'ny vadiko,tsy nisy ny olana taminay,satria mba te ahita anay izy ireo ,izahay koa faly fa tsy tapak'olona dia ahoana? hi,hi
hi,hi, ny sakafo aty tsy misy olana ry xxx a,ny ahy anim-pitoloha no arosoka ny olona izay tonga ato amiko ary mitondra mody ,tsy any amin'ny sakafo mihitsy ny olana aty ivelany ,marina fa mila miantso fa ilay fombafomba be diso tafahoatra ny sasany rehefa misy ireny olon-dehibe tonga aty ireny no asiako resaka
Ny programanao tsy fantany hoe ahoana ary tsy misy izay iraharahiany izany. Dia eo izy manokondresaka lava eo, dia avy eo tsy maintsy rosoana sakafo ataoandro,
dia manontany ny vaovao kosa izy kou ,manao ahoana retsy i ranona izay raha mifosa fotsiny no tonga dia ovaina ny resaka ,amiko io fa ny anao no tsy fantatro ry xxx .Dia tsy mitovy ny aty amintsika koa satria tsy dia mifanankaiky daholo aloha ny olona ,noho izany tsy dia fahitra firy ny hoe eo ambaravarana izy satria mety tsy tafiditra eo ambavahady akory izy raha izay no eritreretinao.
dia eo indray miresaka, dia tonga indray ny sakafo hariva dia mbola eo koa.izaho indray aloha mbola tsy nahita izany ary mbola tsy naheno izany,izaho aza no miantso ny ankizy hoe tongava matory aty aminay na tongava aty ,na miteny izy hoe ho avy any izahay na tongava aty aminay dia samy mitondra sakafo kely eo rehefa manatonotono hena eny an-tokontany eny izahay na zavatra hafa,malala tanana ny olona aty ary tsy dia fahita izany resaha sainkanina na hoe resaka sakafo izany fa mandroso foana ny olona izay misy ary misy foana koa no aroso,dia masoandro maty no mampalahelo aminay ary mety matory mihitsy aza avy eo,tsy mitovy tokoa ny olona e,misy olona tsy tia hidirana an-trano misy olona mafana ny tranony ka tsy te hody ny olona rehefa tonga any aminy dia miara-mialalao eo na manao karaoke eo na mahita atao eo foana,ny fifaliana amin'izany tsy ita lazaina intsony fa mifaly avanja hatramin'ny zazakely mahita anay rehetra mitokelaka sa ahoana ry xxx? Hianareo ve tsy mba manao an'izany?
Ny ankizy rehetra ary dia miaraka matory daholo ny lahikely ary mitokana ny vavikely na firy na firy izahay no tonga ato amiko
Dia avy eo lany ny sakafo hariva dia izay vao milaza ny anton-dia hoe " maty hono ny anabavin-drenin'ny rafozandahin'ny vinatovaviny ka mba vonjeo vola izy"io kosa angamba dia any dago fa tsy aty aminay mihitsy ,raha resaka sakafo kely indraimbava iny indray dia tsy mba ataoko mankarary ny foko,izaho aza tonga any dago feno olona ny tranoko efa ho 13 ny ankizy isan'andro.Mandalo kely aho ary malala tanana ary dia mifandimby tonga ao aminay daholo na ankizy na tanora na lehibe.Dia tsy mety mandray olona ve i xxx raha tonga any dago ka dodomin'ny olona vao maraina ny vavahady?
:-D :-D :-D :D
7. xxx
(
22/07/2009 13:56)
Hoy i Niryna
Ny vazaha na ny olona mipetra any ampitan-dranomasina tompoko dia miasa 5 days / week ny ankamaroany, minimum 8hours /day noho izany dia ny WE no mba fotoana hialany sasatra sy tsy hifoazany maraina be.
Ianao angamba tsy misy atao na kely asa ka hiantso olona maraina be. Soa ihany ianao fa tsy namako fa raha ianao no hiantso ahy maraina be @ WE dia hahita ny valiteniko hoe "what the fuck son of a bitch, do you need to lick my asshole full of shit?"
na miantso aza ny week-end dia hoe izahay mbola maka sieste fa ny olona aty tsy azo antsoina vao maraina izany.Na efa atoantoandro aza an ,hi,hi
Ny vazaha na ny olona mipetra any ampitan-dranomasina tompoko dia miasa 5 days / week ny ankamaroany, minimum 8hours /day noho izany dia ny WE no mba fotoana hialany sasatra sy tsy hifoazany maraina be.
Ianao angamba tsy misy atao na kely asa ka hiantso olona maraina be. Soa ihany ianao fa tsy namako fa raha ianao no hiantso ahy maraina be @ WE dia hahita ny valiteniko hoe "what the fuck son of a bitch, do you need to lick my asshole full of shit?"
8. xxx
(
22/07/2009 14:08)
Hoy i Niryna
Ianareo angamba manana ny ampy ka afaka ny hizara @ olona rehetra fa raha toa anay tsy dia ampy fivelomana itony no dodomina isa-maraina isan'andro mba krizy ihany ka!
*Izaho mipetraka aty M/car fa tsy any an-dafy nefa koa tsy hoe tsy mbola tany a-dafy sy tsy mahalala ny fomba any akory. Angamba raha ny tany nalehako rehetra mbola tsy hitanao.
io kosa angamba dia any dago fa tsy aty aminay mihitsy ,raha resaka sakafo kely indraimbava iny indray dia tsy mba ataoko mankarary ny foko,izaho aza tonga any dago feno olona ny tranoko efa ho 13 ny ankizy isan'andro.Mandalo kely aho ary malala tanana ary dia mifandimby tonga ao aminay daholo na ankizy na tanora na lehibe.Dia tsy mety mandray olona ve i xxx raha tonga any dago ka dodomin'ny olona vao maraina ny vavahady?

9. xxx
(
22/07/2009 14:20)
Hoy i Niryna
Tsy hoe tezitra aho akory fa milaza ny fahamarinana. Izaho aloha rehefa nandeha na handeha any an-dafy dia mivonona ny hanaraka izay zava-misy sy fomba fiainan'ny tany izay alehako e!Ary tsy hanao toy ny Gasy sasany hoe toa tsy misy vary ny laoka nefa mihiditra Greek restaurant na mexican food na German hot dog.
:-D :-D :-D
Ny momba ireo RAD izay mamangy indray dia tsara ny hilazana azy ireo ny zavatra sy lalana tokony hataony mba tsy hampisy olana eo @ fivahinianany. Fantatra mantsy fa tsy mitovy ny fomba aty M/car sy any ivelany ka aleo manoro hevitra toy izay hanaonao foana. Angamba ianao tsy mahazaka ny toro-hevitry ny zanakao ka mandray izany ho fahasiahana nefa mety @ fo madio no hanolorany izany anao.
ary toa masiaka be i xxx izany ? hi,hi .Hay ve tonga dia efa nivonona anaraka izay nitranga taty tokoa ry xxx e hi,hi,hi dia tena nanaraka ny fomba rehetra tokoa ve izany?
dia tsy mba gaga ve xxx nahita ireo ray aman-dreny mba faly ery namangy ny zanany kanefa dia baikona toy ny zazakely,toa atahorana hoe tsy mahalala fomba dia tenenina isa-minitra foana izy ireo? tsy mbola nahita izany xxx?
izay no tiako tenenina fa tsy izay hoe tsy maintsy manaraka ny fomba ny olona,zavatra tsy itany,tsara ny manoro fa tsy dia atahorana hoe raha tsy manao izao izy ireo dia tsy mandroso.Fantatrao amin'izay ny tiako ho tenenina?
Tsy hoe tezitra aho akory fa milaza ny fahamarinana. Izaho aloha rehefa nandeha na handeha any an-dafy dia mivonona ny hanaraka izay zava-misy sy fomba fiainan'ny tany izay alehako e!Ary tsy hanao toy ny Gasy sasany hoe toa tsy misy vary ny laoka nefa mihiditra Greek restaurant na mexican food na German hot dog.
:-D :-D :-D
Ny momba ireo RAD izay mamangy indray dia tsara ny hilazana azy ireo ny zavatra sy lalana tokony hataony mba tsy hampisy olana eo @ fivahinianany. Fantatra mantsy fa tsy mitovy ny fomba aty M/car sy any ivelany ka aleo manoro hevitra toy izay hanaonao foana. Angamba ianao tsy mahazaka ny toro-hevitry ny zanakao ka mandray izany ho fahasiahana nefa mety @ fo madio no hanolorany izany anao.
10. booboo
(
22/07/2009 15:10)
- rehefa misakafo dia misy protocoles bobaka be araka² ny fianakaviana ivantanana : salady kay gamatana miaraka @ fromages ( ny anà nohaniko t@ vary sy laoka t@ izany hihihihi ), misy ny voankazo hanina alohan'ny kaly rehetra, misy tsy misotro jus rehefa mimotika fa rano tsotra ( matsaboka be ery fahatsapako azy t@ zany fotoana zany, alahady ny andro t@ io dia sakafo milay be nataon'ilay olona ), ny tena terrible indrindra tamiko dia tsy nahay hoe fampiasa @ kaly toy inona aby aza ireo sotro sy sotro-rovitra ary antsy bobaka be akaikin'ny viliako ireo :°)
- Rehefa mandeha tôôbilina dia tsy maintsy manisy fehikibo.
Izay no tadidiko klou hatreto fa tena ni-marquer anà mihitsy ilay protocoles be @ sakafo t@ voalohany indrindra, fa izao efa mandeha ho azy ilay.

11. simplex
(
22/07/2009 16:47)
aza adino koa ny hoe:
ny gasin'andafy tsy maintsy mifampisozy sy miady isaky izay misy occasion...
:)
14. ni81
(
22/07/2009 17:54)
aza adino koa ny hoe::-D :-D :-D @ fiara ve sa @ lamody? :D
ny gasin'andafy tsy maintsy mifampisozy sy miady isaky izay misy occasion...
15. niryna
(
22/07/2009 18:35)
Hoy i Niryna
ary raha toa ka miantso tampoka ny olona any dago ? dia ahoana? satria ny tena matory ry zareo mifoha ary na dia tenenina foana aza izy fa tsy mitovy ny ora dia manao foana izy? dia voan'ny ompa variraraka toa izao ataonao izao ve izany ry zareo ? sa mi-comprendre hianao dia mandefitra ? toa takany voan'ny daka mandrivorivo ilay olona k'ty hi,hi sa ahoana ry xxx ?
:-* :-*
na miantso aza ny week-end dia hoe izahay mbola maka sieste fa ny olona aty tsy azo antsoina vao maraina izany.Na efa atoantoandro aza an ,hi,hi.
xxx:izany ve ?
Ny vazaha na ny olona mipetra any ampitan-dranomasina tompoko dia miasa 5 days / week ny ankamaroany, minimum 8hours /day noho izany dia ny WE no mba fotoana hialany sasatra sy tsy hifoazany maraina be
ary raha toa ka miantso tampoka ny olona any dago ? dia ahoana? satria ny tena matory ry zareo mifoha ary na dia tenenina foana aza izy fa tsy mitovy ny ora dia manao foana izy? dia voan'ny ompa variraraka toa izao ataonao izao ve izany ry zareo ? sa mi-comprendre hianao dia mandefitra ? toa takany voan'ny daka mandrivorivo ilay olona k'ty hi,hi sa ahoana ry xxx ?
ndry mampalahelo xxx izany ,tsy tia namana ,ny ahy na amin'ny firy na amin'ny firy ny olona miantso ahy dia raisiko ary matetika misy olana izy dia miantso ka tsy atosi-boritanana raha mbola misy kely azoko atao,tsy matetika tsinona io fa izay mandona dia voahana ,izay mangataka dia omena fa tsy omena teny ratsy mahamoa fady toa izao hoe
Ianao angamba tsy misy atao na kely asa ka hiantso olona maraina be. Soa ihany ianao fa tsy namako fa raha ianao no hiantso ahy maraina be
xxx:menatra be aho raha izaho no teo amin'ny toeranao manoratra teny mahamoa fady toa an'io sao dia mba mamo aza xxx no nidtra tato,ooops mba ataovy hoe son of biscot hoe fa aza manalabara-tenaa miteny ratsy ato ry xxx a,olona mora tezitra ,mpiteny ratsy hianao matoa sahy mamoaka ireo teny ratsy ireo.marina tokoa izany fa izay miaraka ny amboalambo dia amboalambo ka tsy miaraka ny mpiteny ratsy aho satria tsy miteny ratsy ,na izany aza aleo aloha omena holy kiss kely xxx
@ WE dia hahita ny valiteniko hoe "what the fuck son of a bitch, do you need to lick my asshole full of shit?"
:-* :-*
16. niryna
(
22/07/2009 18:40)
xxx:dia amin'ny manaraka aza mety ho voany intsony,marina tokoa aloha fa misy olona ny hafa foana no asiany miantoka e,fa izany aloha tsy maninona raha vokatry ny fo ilay izy fa raha fetsifetsy foana fantatry ny hafa kosa angamba amin'ny farany e
Dia mbola ao koa ilay fomba Gasy hoe rehefa misy namana na olom-pantatra na.... miteny hoe tsy aleo ve isika mihinana sakafo na hisotro zavatra na... Dia midika izay fa ilay olona nandroso sosokevitra no hiantoka ny lany rehetra!!! nefa ilay olona tsy niteny hoe "manasa anao aho"," je vous invite" na "I invite you". Dia tonga ny facture dia mody fanina be....nefa nihina sy niletra niaraka teo.
Hoy lejoba
dia esory ny kiraro rehefa tafiditra ny varavaran
Misy antony kosa no anesorana kiraro rehefa mihiditra tokatranon'olona iray. Tsy haingitraingitra na zesta fa tokony ho tsaronao fa ny kiraronao dia nanitsaka izay tsy fanitsaka tany rehetra tany ka nahoana no afendraka ao an-tranon'olona ny malotonao avy tany nalehanao tany. Indrindra fa ny vazaha dia tia mipetraka sy manala azy @ gorodona, indrindra moa fa misy zaza madinika ao @ trano hivahiniananao dia hita fa famosaviana mihintsy ny tsy fanalana kiraro.
Koa mba mahaiza mandinika vao manakiana fomban'olona.
izaho koa aloha tsy mampaninona ahy ny manala kiraro ary manala kiraro aho rehefa miditra ny tranon'olona satria maloto kosa ny tapis-any kou .Misy olona izao efa feno kapa ny tranony dia manala kiraro daholo ny olona,tsy misy olana izany amiko fa dia manala koa aho ka
17. niryna
(
22/07/2009 18:44)
Hoy i Niryna
Nisy experiences itan'i xxx angaha nitovy ireo teneniko ireo sa nisy olona tena tsy zakan'ny vavonin'i xxx mihitsy ny toetrany ?
io kosa angamba dia any dago fa tsy aty aminay mihitsy ,raha resaka sakafo kely indraimbava iny indray dia tsy mba ataoko mankarary ny foko,izaho aza tonga any dago feno olona ny tranoko efa ho 13 ny ankizy isan'andro.Mandalo kely aho ary malala tanana ary dia mifandimby tonga ao aminay daholo na ankizy na tanora na lehibe.Dia tsy mety mandray olona ve i xxx raha tonga any dago ka dodomin'ny olona vao maraina ny vavahady?
xxx:aiza kosa dia hisy olona andona anao isa-maraina eo,sa misy tokoa any aminareo? tsy miteny aho hoe manana ny ampy fa manazava fotsiny ilay teneninao hoe tonga ilay olona dia miandry sakafo,ny ahy izay misy eo dia arosoko avokoa na kely na be
Ianareo angamba manana ny ampy ka afaka ny hizara @ olona rehetra fa raha toa anay tsy dia ampy fivelomana itony no dodomina isa-maraina isan'andro mba krizy ihany ka!
hay ve e,tsara izany :-*
*Izaho mipetraka aty M/car fa tsy any an-dafy nefa koa tsy hoe tsy mbola tany a-dafy sy tsy mahalala ny fomba any akory. Angamba raha ny tany nalehako rehetra mbola tsy hitanao.
Nisy experiences itan'i xxx angaha nitovy ireo teneniko ireo sa nisy olona tena tsy zakan'ny vavonin'i xxx mihitsy ny toetrany ?
18. niryna
(
22/07/2009 18:49)
booboo:misaotra aky nizara a.
- rehefa misakafo dia misy protocoles bobaka be araka² ny fianakaviana ivantanana : salady kay gamatana miaraka @ fromages ( ny anà nohaniko t@ vary sy laoka t@ izany hihihihi ), misy ny voankazo hanina alohan'ny kaly rehetra, misy tsy misotro jus rehefa mimotika fa rano tsotra ( matsaboka be ery fahatsapako azy t@ zany fotoana zany, alahady ny andro t@ io dia sakafo milay be nataon'ilay olona ), ny tena terrible indrindra tamiko dia tsy nahay hoe fampiasa @ kaly toy inona aby aza ireo sotro sy sotro-rovitra ary antsy bobaka be akaikin'ny viliako ireo :°)
- Rehefa mandeha tôôbilina dia tsy maintsy manisy fehikibo.
Izay no tadidiko klou hatreto fa tena ni-marquer anà mihitsy ilay protocoles be @ sakafo t@ voalohany indrindra, fa izao efa mandeha ho azy ilay.
ny ahy indray ilay sakafo vorintsiloza,elany ngezabe re izany e.Izay jerena rehetra dia ngeza avokoa hatramin'ny olona ary na any amin'ny mpivarotra aza dia portion be foana ny sakafo arosony.
Matsiro ilay vorintsiloza fa taty aoriana vao fantatro hoe hay morabe ny sakafo aty.Eo kosa ny tombony.toa matsatso daholo koa ny sakafo aty tamin'izany fa izao ny lelan'ny tena efa zatra .
Ilay matahotra ny ho ngezabe no tena mazana satria izay jerenao toa mivoraboraka be daholo na olona ity na zavatra vidiana eny amin'ny mpivarotra
:D :D
19. xxx
(
22/07/2009 19:07)
Hoy i Niryna
Raha any an-dafy aho(Pacific time) dia mi-comprendre ny olona avy aty Dago raha tsy hainy ny orako fa raha mbola Europe no hiantso ahy maraina be ka @ tsy misy antony dia voaopa.
:-D :-D :-D Angamba ianao no mihevitra fa teny ratsy ireo fa tsy misy teny ratsy mihitsy io na iray aza fa ny fisainanao no maha ratsy azy.
izany ve ?
ary raha toa ka miantso tampoka ny olona any dago ? dia ahoana? satria ny tena matory ry zareo mifoha ary na dia tenenina foana aza izy fa tsy mitovy ny ora dia manao foana izy? dia voan'ny ompa variraraka toa izao ataonao izao ve izany ry zareo ? sa mi-comprendre hianao dia mandefitra ? toa takany voan'ny daka mandrivorivo ilay olona k'ty hi,hi sa ahoana ry xxx ?
Raha any an-dafy aho(Pacific time) dia mi-comprendre ny olona avy aty Dago raha tsy hainy ny orako fa raha mbola Europe no hiantso ahy maraina be ka @ tsy misy antony dia voaopa.
Hoy i xxx:
@ WE dia hahita ny valiteniko hoe "what the fuck son of a bitch, do you need to lick my asshole full of shit?"
menatra be aho raha izaho no teo amin'ny toeranao manoratra teny mahamoa fady toa an'io sao dia mba mamo aza xxx no nidtra tato,ooops mba ataovy hoe son of biscot hoe fa aza manalabara-tenaa miteny ratsy ato ry xxx a,olona mora tezitra ,mpiteny ratsy hianao matoa sahy mamoaka ireo teny ratsy ireo.marina tokoa izany fa izay miaraka ny amboalambo dia amboalambo ka tsy miaraka ny mpiteny ratsy aho satria tsy miteny ratsy ,na izany aza aleo aloha omena holy kiss kely xxx
:-D :-D :-D Angamba ianao no mihevitra fa teny ratsy ireo fa tsy misy teny ratsy mihitsy io na iray aza fa ny fisainanao no maha ratsy azy.
20. xxx
(
23/07/2009 08:29)
FADY vs TSY FAHAZARANA na TSY FANAO na TSY FOMBA
Efa taraiky ihany aho, amiko samihafa ny fady sy tsy fahazarana
Ny fady dia miankina @ finoana mantsy, ny tsy fanao fa tsy fahazarana na tsy fomba angaha no filaza ny zavatra tsy fanao noho ny @ fiaraha-monina
Ohatra fady mihinana kisoa, na osy ...
Tsy fanaon'ny olona any ivelany ohatra ny tonga mamangy tsy mampilaza mialoha
Ka izay no mahatonga ny olona hiteny hoe tandremo fa tsy fanao aty ny toy izao sy toy izao, raha tsy izany dia igagàn'ny fiaraha-monina aty nareo ! Azonao atao ihany fa tsy voarara akory fa dia mety hihomehezan'ny olona ianao avy eo