Be fadifady izay

21. niryna ( 23/07/2009 11:57)
xxx:


Raha any an-dafy aho(Pacific time) dia mi-comprendre ny olona avy aty Dago raha tsy hainy ny orako fa raha mbola Europe no hiantso ahy maraina be ka @ tsy misy antony dia voaopa.
hmm! manopa indray izany fa tsy miteny ratsy e ,hi,hi
xxx::

@ WE dia hahita ny valiteniko hoe "what the fuck son of a bitch, do you need to lick my asshole full of shit?"
:roll: :roll: :roll: :D


xxx:

:-D :-D :-D Angamba ianao no mihevitra fa teny ratsy ireo fa tsy misy teny ratsy mihitsy io na iray aza fa ny fisainanao no maha ratsy azy.
hay va re e avelao ny teny avoaka tokoa no itsara e ,tsy teny ratsy io izany dia tsy teny ratsy hi,hi fa teny tsara


=)) =)) =))
22. niryna ( 23/07/2009 12:10)
xxx:

FADY vs TSY FAHAZARANA na TSY FANAO na TSY FOMBA

Efa taraiky ihany aho, amiko samihafa ny fady sy tsy fahazarana
Ny fady dia miankina @ finoana mantsy, ny tsy fanao fa tsy fahazarana na tsy fomba angaha no filaza ny zavatra tsy fanao noho ny @ fiaraha-monina

Ohatra fady mihinana kisoa, na osy ...
Tsy fanaon'ny olona any ivelany ohatra ny tonga mamangy tsy mampilaza mialoha
misaotra betsaka xxx a ,efa nahitsin'ny namana ny tiako ho tenenina e :D

Ka izay no mahatonga ny olona hiteny hoe tandremo fa tsy fanao aty ny toy izao sy toy izao, raha tsy izany dia igagàn'ny fiaraha-monina aty nareo !
iny ilay toy ny hoe aza manao maloto eo anatin'ny lavaka eo fa lavam-bazimba io,aza manao an'izao fa fady eto amin'ity tanana ity ny manao izany ,fady ny mihinana voa fa lasa voan'ny vay sns ,.efa nisy nanazava ilay izy fa tsy fady no tiako tenenina ka,misaotra na izany aza xxx an
Azonao atao ihany fa tsy voarara akory fa dia mety hihomehezan'ny olona ianao avy eo
ie ,izay indrindra fa ny zava-misy dia ireo olon-dehibe izay toa lasa zazakely indray izy ireo satria efa lehibe izy ary maro ny zavatra izay tenenina azy ireo oops
marina izany xxx a,misy zaza izao tsy mitsahatra mihinan-kanina mihitsy izy ary tena ngezabe ilay zaza, kanefa mbola kely ny taonany ,ny ray aman-dreniny mihitsy no manome azy ireo junk food na sakafo tsy mahasalama fa tsakitsaky mampitombo ilay zaza ary dia mihitatra tokoa ny kibony,mampalahelo kanefa tsy afaka ny iteny ny reniny intsony ny olony satria mampalahelo azy hono ilay zaza ary ny ataony ihany no ataony fa dia jerena fotsiny ilay zaza,.dia eo no mipetraka ny olana kely hoe mampalahelo ahoana? sarotra ny mitondra tena fa mora ny mitondra tehina hoy ny fiteny izay. Indraindray mety mahasoa ny olona no itenenana kanefa mety mahatezitra ny hafa ny iteny izany indrindra raha tsy dia mifanakaiky amin'ilay olona loatra ny tena satria lasa fankahalana fa tsy fitiavana no eritreretiny azy sa ahoana?
Resaka fotsiny no ataontsika eto sao misy miteny eo indray hoe angaha sakafonao no miditra any am-bavany>izy reniny aza tsy miraharaha.ooops :D


23. endrika01 ( 24/07/2009 08:02)
Resaka fady fady[b] ny aty amintsika,aty Madagasikara,raha vao tsy Adventiste zay le olona na karana,ka miteny we zay fady kisoa,de lazaina fa hoe milalao ody gasy,dia matahotra sao voahota ny odiny,nefa an-dafy ny olona tsy manisy tsikera na ihinana ianao na fady,fa manaja ny fomban-tany dia ampy.Zay ny fomban-drazanay tsy mahazo mihinana kisoa rehefa ihiditra ao aminio tanana io.Tsy Adventiste zay,na Silamo,fa refa hoe fady dia izay.Fa zay ndray mihinana refa any Bira :-P
24. tsiambaratelo ( 25/07/2009 09:43)
endrika01:

Resaka fady fady ny aty amintsika,aty Madagasikara,raha vao tsy Adventiste zay le olona na karana,ka miteny we zay fady kisoa,de lazaina fa hoe milalao ody gasy,dia matahotra sao voahota ny odiny,nefa an-dafy ny olona tsy manisy tsikera na ihinana ianao na fady,fa manaja ny fomban-tany dia ampy.Zay ny fomban-drazanay tsy mahazo mihinana kisoa rehefa ihiditra ao aminio tanana io.Tsy Adventiste zay,na Silamo,fa refa hoe fady dia izay.Fa zay ndray mihinana refa any Bira :-P


Any Ravaondrina ny Manjakandriana
25. tsiambaratelo ( 25/07/2009 11:28)
xxx:
Dia mbola ao koa ilay fomba Gasy hoe rehefa misy namana na olom-pantatra na.... miteny hoe tsy aleo ve isika mihinana sakafo na hisotro zavatra na... Dia midika izay fa ilay olona nandroso sosokevitra no hiantoka ny lany rehetra!!! nefa ilay olona tsy niteny hoe \"manasa anao aho\",\" je vous invite\" na \"I invite you\". Dia tonga ny facture dia mody fanina be....nefa nihina sy niletra niaraka teo.
io aloha samy manana ny toen-tsainy.Misy ny sasany miseho milay,manome soso-kevitra hotry ny io voalazan i xxx io,de ireo nanipazana lay teny izy tsy ivaky loha miitsy satry enao ,no namoaka anlay feo ,ka na ohatrinona lany eo,tsy affaire-ny zay :-P .Ny anay ndray,refa miaraka @bandy akama isany,alohany hanaovana proposition we ,andao zao na zao,na sakafo,na manala azy,miara-mifandom-bera,dia mande ny plus -plus,satry nifampierana sy niaraha-nanapaka,fa tsy teny misavoamboana fotsiny,nefa ny pokona tsy dakoro doly ny amzay,fa manara-drenirano fotsiny! refa mande ny plus-plus,ny joba alou tsy avelan-dry zalahy manome vola e,mbola misy maro iany ny kofa manome voninahitra ny andriambavilanitra an,isaorana azy ireny zany. Fa tsy disoko alou i xxx,raha toa ka namana efa zatra no manao lalakita-kisoa e,fa saingy tsy mety ,amiko manokana an,ny mampandoa vola ny namana vao sambany ,nihaona taminao,indrindra indrindra we izy no tonga any @toerana misy anao,ohatra zany ty e,zah sipa avy any Bira,misy namana manasa ahy ao Tana,miteny izy we,tsy aleo ve mba miaraka manalazy kely e,de entiny mamonjy bar na resto snack,de midika ve zay,fa we i tsiambaratelo (ohatra wa a,)niletra sy nihinana nefa tsy nandoa facture,ataoko angamba fa tsy fahalalam-pomba zay,na sarotra aza ny fiainana!Ndray andro koa enao mba ho tonga any aminy,mety ho lafatra noho io aza no andraisany anao.Satria raha toa ilay nasana hamoaka vola,mety ho ratsy koa ny tohininy ao ambadika ao! Lasa lay we,tsy ampahafiriny manam-bola leitsy i anin iny,zah no nanasa azy,nefa izy ndray no mba niseho nandoa ny facture,tena letra mintsy ah fa elah angah aona.Bla bla bla be angamba ny voasoratro.Ny toen-tsaina no mitondra azy io,ary ny isam-batan olona dia samy manana ny foto-pisainany,ny teny lazainao feno fitiavana,tsarainy ho fankahalana,ny fotsy lazainy fa mavo,ny mainty lazainy fa marron sns...sns :roll: :roll:
26. xxx ( 27/07/2009 13:56)
:?: :idea: :?:
27. niryna ( 28/07/2009 16:45)
endrika01:

Resaka fady fady[b] ny aty amintsika,aty Madagasikara,raha vao tsy Adventiste zay le olona na karana,ka miteny we zay fady kisoa,de lazaina fa hoe milalao ody gasy,dia matahotra sao voahota ny odiny,nefa an-dafy ny olona tsy manisy tsikera na ihinana ianao na fady,fa manaja ny fomban-tany dia ampy.Zay ny fomban-drazanay tsy mahazo mihinana kisoa rehefa ihiditra ao aminio tanana io.Tsy Adventiste zay,na Silamo,fa refa hoe fady dia izay.Fa zay ndray mihinana refa any Bira :-P

marina izany ry endrika,nisy olona izay nilaza izy fa adventista hono sainga nolazain'ireo mpiray tanana aminy fa mpanao fanafodigasy be tokoa ilay ramatoa rahavaviny.Mipetraka any ambatondrazaka ilay ramatoa ary dia nolazaindry zareo fa mivoaka foana amin'ny alinabe ,hi,hi .Alako aloha ny lainga fa dia izany no nandraisan'ny manodidina azy ireo hoe tsy mihinan-kisoa

:D
ary ilay tonga eo ambohimanga ny tena dia misy fombafomba tokoa ny mihemotra rehefa mandeha fa manaja ilay mpanjaka niamboho( tsy miteny koa hoe maty )
maro tokoa ny fombatany be fadifady ka
28. niryna ( 28/07/2009 16:46)

endrika01:

Resaka fady fady ny aty amintsika,aty Madagasikara,raha vao tsy Adventiste zay le olona na karana,ka miteny we zay fady kisoa,de lazaina fa hoe milalao ody gasy,dia matahotra sao voahota ny odiny,nefa an-dafy ny olona tsy manisy tsikera na ihinana ianao na fady,fa manaja ny fomban-tany dia ampy.Zay ny fomban-drazanay tsy mahazo mihinana kisoa rehefa ihiditra ao aminio tanana io.Tsy Adventiste zay,na Silamo,fa refa hoe fady dia izay.Fa zay ndray mihinana refa any Bira :-P
tsiambaratelo:


Any Ravaondrina ny Manjakandriana

maninona any ry tsiambaratelo?


29. niryna ( 28/07/2009 16:51)
xxx:
Dia mbola ao koa ilay fomba Gasy hoe rehefa misy namana na olom-pantatra na.... miteny hoe tsy aleo ve isika mihinana sakafo na hisotro zavatra na... Dia midika izay fa ilay olona nandroso sosokevitra no hiantoka ny lany rehetra!!! nefa ilay olona tsy niteny hoe "manasa anao aho"," je vous invite" na "I invite you". Dia tonga ny facture dia mody fanina be....nefa nihina sy niletra niaraka teo.
tsiambaratelo:
io aloha samy manana ny toen-tsainy.Misy ny sasany miseho milay,manome soso-kevitra hotry ny io voalazan i xxx io,de ireo nanipazana lay teny izy tsy ivaky loha miitsy satry enao ,no namoaka anlay feo ,ka na ohatrinona lany eo,tsy affaire-ny zay :-P .
ka raha toa ka tsy mahalala ilay hevitra ny olona dia ahoana? sa domina tampany andoha erany

Ny anay ndray,refa miaraka @bandy akama isany,alohany hanaovana proposition we ,andao zao na zao,na sakafo,na manala azy,miara-mifandom-bera,dia mande ny plus -plus,satry nifampierana sy niaraha-nanapaka,fa tsy teny misavoamboana fotsiny,nefa ny pokona tsy dakoro doly ny amzay,fa manara-drenirano fotsiny! refa mande ny plus-plus,ny joba alou tsy avelan-dry zalahy manome vola e,mbola misy maro iany ny kofa manome voninahitra ny andriambavilanitra an,isaorana azy ireny zany. Fa tsy disoko alou i xxx,raha toa ka namana efa zatra no manao lalakita-kisoa e,fa saingy tsy mety ,amiko manokana an,ny mampandoa vola ny namana vao sambany ,nihaona taminao,indrindra indrindra we izy no tonga any @toerana misy anao,ohatra zany ty e,zah sipa avy any Bira,misy namana manasa ahy ao Tana,miteny izy we,tsy aleo ve mba miaraka manalazy kely e,de entiny mamonjy bar na resto snack,de midika ve zay,fa we i tsiambaratelo (ohatra wa a,)
ka iny indray arakarany,raha mba mitsidika ny tanana ny tena dia mba hoentin'ny tena miditra resto kely ny fianakaviana maro kanefa sitrapon'ny tena ilay izy no mba mandalo kely iny koa moa dia tsy maninona kosa aloha e

niletra sy nihinana nefa tsy nandoa facture,ataoko angamba fa tsy fahalalam-pomba zay,na sarotra aza ny fiainana!Ndray andro koa enao mba ho tonga any aminy,mety ho lafatra noho io aza no andraisany anao.Satria raha toa ilay nasana hamoaka vola,mety ho ratsy koa ny tohininy ao ambadika ao! Lasa lay we,tsy ampahafiriny manam-bola leitsy i anin iny,zah no nanasa azy,nefa izy ndray no mba niseho nandoa ny facture,tena letra mintsy ah fa elah angah aona.Bla bla bla be angamba ny voasoratro.Ny toen-tsaina no mitondra azy io,ary ny isam-batan olona dia samy manana ny foto-pisainany,ny teny lazainao feno fitiavana,tsarainy ho fankahalana,ny fotsy lazainy fa mavo,ny mainty lazainy fa marron sns...sns
:roll: :roll:

marina izany dia misy koa ilay mpanao taty reraka foana sy ilay vola adala tompo,fa amin'ny farany fantatry ny olona ihany rehefa tena tsy manana na mody adala

:D
30. tsiambaratelo ( 01/08/2009 09:36)
tsiambaratelo:
Any Ravaondrina ny Manjakandriana
niryna:
maninona any ry tsiambaratelo?
Any aminy fiaviana e !
31. endrika01 ( 01/08/2009 10:06)
niryna:
marina izany dia misy koa ilay mpanao taty reraka foana sy ilay vola adala tompo,fa amin\'ny farany fantatry ny olona ihany rehefa tena tsy manana na mody adala :D
lay taty reraka kosa alou,tsy mety angamba fa manjary ataony sasany fiomehezana.:D
32. niryna ( 01/08/2009 13:34)
niryna:
marina izany dia misy koa ilay mpanao taty reraka foana sy ilay vola adala tompo,fa amin'ny farany fantatry ny olona ihany rehefa tena tsy manana na mody adala :D
lay taty reraka kosa alou,tsy mety angamba fa manjary ataony sasany fiomehezana.:D
[/quote][quote=endrika01]
ka izay anie ilay fiteny hoe vola adala tompo e,rehefa diso tsotra loatra ny olona dia lasa fametsifetsena indry no betsaka eo amin'ilay olona miaraka aminy.Misy fetrany anefa io fa tsy hoe tsotra dia araraotina eo foana,foana hi,hi

:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.048