PERDU DE VUE

1. xxx ( 30/06/2009 15:43)
Azafady tompoko ! mba hametraka ity fialazana ity aho, nanana namana tena akaiky ahy efa ho 15 taona izay no nisarahanay,nohon' ny hetreketraky ny fiainana, nitady azy aho hatraiza hatraiza nefa tsy hitako izy " TOVO" no fiantsoana azy , tokony ho eo amin' ny 45 taona eo izy izao, nipetraka teny ambonambo talatamaty izy taloha " Razafimbelo " no anarany fa tsy fantatro na mbola eny izy na tsia . misaotra anareo namana mialoha amin' ny fanampiana :-* :-* (l)
répondu par RATOVOARY le 29/07/2009 06:48
2. Mirananirina ( 02/07/2009 07:32)
tsy mahafantatra aho.
3. Tazana ( 02/07/2009 16:08)
Satria hanananao ny nom de famille sy prénom, maninona raha tadiavina anaty annuaire téléphonique aloha?

Raha fanatra koa ny nisy azy taloha, efa nandeha nijery tany ve ianao?
Zay zavatra farany fantatrao momba azy no ataovy fiaingana. Satria izay olona manodidina azy amin'io mety manana info izay mety ho piste ho anao.
Fa kosa ny mitady olona izany raha tsy ianao mihitsy no mihetsika manao zavatra tsy hahita azy amin'izao fa mila mi sedéplacer sy mikaroka!
Raha olona fotsiny no hirahina, tsy manana motivation mitovy amin'ny anao izy!

Mahereza!
Misy efa perdu de vue efa 10 taonao mahery koa tatsy ambadika tatsy fa taorianan'ny recherche be dia be dia hita ihany! Mirary so!
4. ni81 ( 02/07/2009 16:19)
Satria hanananao ny nom de famille sy prénom, maninona raha tadiavina anaty annuaire téléphonique aloha?
sarotra be ry tazana fa tsy ny rehetra no manana téléphone misoratra anaty annuaire a!
Ny mety aza dia manatona ny ao @ FKT dia hita any avokoa ny lisitry ny olona tao @ io toerana io
5. xxx ( 03/07/2009 08:33)
Misaotra anareo rehetra amin' ny torohevitra zah tsy any Mada fa aty ivelany ka sarotra amiko ny ho any amin' izao fotoana izao, ilay nisy azy taloha dia tranon' ireo ray amandreniny, ny tena anarany fano dia izao" Razafimbelo Tovohery" efa nojerevako tamin' ny net fa izy tokoa ilay nipoitra fa tsy dia nahitana indice misy azy loatra fa mikasika ny asany fotsiny, nefa dia misaotra ihany :-*
6. ni81 ( 03/07/2009 09:04)
Misaotra anareo rehetra amin' ny torohevitra zah tsy any Mada fa aty ivelany ka sarotra amiko ny ho any amin' izao fotoana izao, ilay nisy azy taloha dia tranon' ireo ray amandreniny, ny tena anarany fano dia izao" Razafimbelo Tovohery" efa nojerevako tamin' ny net fa izy tokoa ilay nipoitra fa tsy dia nahitana indice misy azy loatra fa mikasika ny asany fotsiny, nefa dia misaotra ihany
ka izao koa ange no olana izao e!raha sendra misy mahita indice hanoroana azy aminao aza dia tsy misy ahafahana manoratra aminao akory, satria tsy fantatra ny ps-nao. Manaova ps vaovao hafa aloha raha toa ka tsy tianao ho fantarina ilay ps-nao taloha.
7. xxx ( 03/07/2009 09:04)
Mirananirina:

tsy mahafantatra aho.

Tsy maintsy hoe mamaly ve ianao ????
8. ni81 ( 03/07/2009 11:25)
Tsy maintsy hoe mamaly ve ianao ????
:-D :-D
9. endrika01 ( 06/07/2009 04:59)
xxx:
Mirananirina:
tsy mahafantatra aho.
Tsy maintsy hoe mamaly ve ianao ????
xxx> matoa izy niditra teo,na tsy nahalala aza dia midika hoe manana fahavononana handray anjara aminy dinika apetraky ny namana,eny na tsisy fatany aza ohatra,dia io voasorany eo io dia efa marika manambara izany fahavononana izany (l)
10. ni81 ( 06/07/2009 05:07)
xxx> matoa izy niditra teo,na tsy nahalala aza dia midika hoe manana fahavononana handray anjara aminy dinika apetraky ny namana,eny na tsisy fatany aza ohatra,dia io voasorany eo io dia efa marika manambara izany fahavononana izany
marina tokoa akia izany ry endrika fa i xxx no toa malikiliky @ tsy antony! :lol: :lol:
11. xxx ( 06/07/2009 09:53)
ni81:

Nanampy an'ilay olona nahitany ilay notadiaviny ve ilay fandraisana anjara ?

12. ni81 ( 06/07/2009 09:59)
Nanampy an'ilay olona nahitany ilay notadiaviny ve ilay fandraisana anjara ?
:lol: :lol: anontanio izy
13. ni81 ( 06/07/2009 10:02)
Tsy maintsy hoe mamaly ve ianao ????

Nanampy an'ilay olona nahitany ilay notadiaviny ve ilay fandraisana anjara ?

Mitovy ihany izao ny zavatra nataonareo ka dia maninona anefa? Tsy dia hitako izay mampisy olana @ zany :D
14. Tazana ( 06/07/2009 12:51)
Ni a, fantatro fa sarotra ilay annuaire fa rehefa mitady olona tsy misy piste azo avela fa tsy maintsy trandrahana daholo. Raha tsy izany bobies tatsy ambadika tsy nahita ilay tany Moramanga iny. Na mandany fotoana aza mila atao. Avy eo rehefa tsy misy téléphone ilay olona raha tsy mitady tsy fantatra na manana izy na tsy manana. Raha za dia antsoiko daholo na mitovitovy anarana fotsiny aza dia hanontaniako hoe mitady an-dranona aho ka sao fantany.

Ianao ry xxx1 milaza fa resaka momba ny asany ilay izy. Misy indice ve hoe aiza izy no miasa. Na inona no ataony. Misy anarana hafa ve voatonona ao ary moa ve io anarana hafa io misy contact.

Rehefa mitady olona ny lien rehetra tsy misy azo hajanona fa jerena daholo. Tsy manantena koa hoe ho mora! I Bobbies zao ilay nitady olona tatsy ambadika naniraka olona foana dia farany izy mihitsy no lasa tany fa efa lany fotoana sy vola aman karena vao hita. Fa tsy maninona izany raha izay no hahazoana fiadanan-tsaina avy eo hoe efa nanao zay azo natao fa tsy hanontany tena foana hoe raha nanao an'izao ve za dia ahoana. Fa mila vonona kosa hoe mety efa nanambady izy na asa zavatra ohatra izany.

Fa raha tsy resaka fitiavana fiarahana fa te hihoana fotsiny dia tsy misy risque zany. Mahereza fa tsy misy mafy tsy laitran'ny zoto.
15. Itovoary ( 06/07/2009 13:59)
Azafady tompoko ! mba hametraka ity fialazana ity aho, nanana namana tena akaiky ahy efa ho 15 taona izay no nisarahanay,nohon' ny hetreketraky ny fiainana, nitady azy aho hatraiza hatraiza nefa tsy hitako izy " TOVO" no fiantsoana azy , tokony ho eo amin' ny 45 taona eo izy izao, nipetraka teny ambonambo talatamaty izy taloha " Razafimbelo " no anarany fa tsy fantatro na mbola eny izy na tsia . misaotra anareo namana mialoha amin' ny fanampiana
Sao dia izaho aloha zany e! :lol:
Nefa aho vao 36ans sady vao 6 taona no nialako an'ny Tanà, mbola mila miandry folo taona vao ho izy. :-D :-D :-D Nefa mety efa dila ny ela sy ela an :roll:
16. xxx ( 06/07/2009 17:25)
Itovoary:

Tsy ianao re ilay izy ry Itovoary ka dia misaotra indrindra
17. xxx ( 06/07/2009 17:29)
Sarotra be amiko ny hahita azy nefa tsy maninona fa hionina aho mety mino aho fa mbola hihaona izahay indray andro any; faly fotsiny aho fa mbola velon' aina izy satria hitako tao amin' ny net ny thèse nataony fa saingy tsy nilaza izay toerampiasany ny tao no izay misy azy koa mitondra anarana hafa tokoa izy tao , misaotra anareo ihany na dia izany aza
18. endrika01 ( 07/07/2009 05:57)
xxx:
ni81:
xxx> matoa izy niditra teo,na tsy nahalala aza dia midika hoe manana fahavononana handray anjara aminy dinika apetraky ny namana,eny na tsisy fatany aza ohatra,dia io voasorany eo io dia efa marika manambara izany fahavononana izany
marina tokoa akia izany ry endrika fa i xxx no toa malikiliky @ tsy antony! :lol: :lol:
Nanampy an\'ilay olona nahitany ilay notadiaviny ve ilay fandraisana anjara ?
:-D:-D:-D >>>>io ve ry xxx dia tsy ho hitanao an, mino aho aloha fa tsy i xxx nametraka ny dinika,ity xxx be safary eto ity jereo tsara ny date nametrahan i xxx ny lohahevitrany,dia jereo ny daty nametrahan i Mirananirina ny hvt-ny. Zany hoe dinika nipetraka efa ho 2 andro tsy nisy mpamaly. :roll: :roll: :roll: sa i Mirananirina iany lay xxx nametraka ny dinika? :P
19. Papoose ( 07/07/2009 20:30)
jereo @ yellowpages.com fa sao de mba ao!
20. endrika01 ( 08/07/2009 05:19)
[quote=ni81]
ka izao koa ange no olana izao e!raha sendra misy mahita indice hanoroana azy aminao aza dia tsy misy ahafahana manoratra aminao akory, satria tsy fantatra ny ps-nao. Manaova ps vaovao hafa aloha raha toa ka tsy tianao ho fantarina ilay ps-nao taloha.
nda mba hanandrana koa zany zah ry ni. :P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3046