PERDU DE VUE

21. ni81 ( 08/07/2009 06:13)
nda mba hanandrana koa zany zah ry ni.
ndana fa nendry ps ray io monja e? :-P :-P hahahaha
22. endrika01 ( 08/07/2009 19:50)
ni. > ie,marina tokotrany,zah ngah mou mba manana afa-tsy ny tsiambaratelo ny endrika01 =))=))=))=))=)).
23. ni81 ( 08/07/2009 20:11)
ni. > ie,marina tokotrany,zah ngah mou mba manana afa-tsy ny tsiambaratelo ny endrika01
hehe, mitonon-tena an! efa fantatro toy ny paosiko ikala tsiambara iny koa ka! hahaha
24. endrika01 ( 10/07/2009 04:02)
ni81:
ni. > ie,marina tokotrany,zah ngah mou mba manana afa-tsy ny tsiambaratelo ny endrika01
hehe, mitonon-tena an! efa fantatro toy ny paosiko ikala tsiambara iny koa ka! hahaha
Tsy takatry ni81 ny tiako hahatongavana,tsy resaka we mitonon-tena,efa hatraminy Decembre 2007 izany no nisy nahalala,fa enao angamba no tara sa mody tsy mahita.Sa tena tsy nahalala,donc tsy omeko tsiny. fa ny tiako hahatongavana dia hoe hay ve misy mi-comprendre iany hoe misy ilaina azy iany,ny fanana ps hafa,akoatrany efa hanananao,refa misy dinika tena mba tiana hiavaka.,na tsy tianao ho fantatra hoe ianao,ekena fa azo atao ny manao xxx,nefa raha hoatry ny voalazany ni81 eo ambony eo io,dia mety tsy ahafahana,manampy anle namana nametraka dinika ny fananany ny pseudo-ny ,sy ny fampiasany xxx ,satry tsy te hitonon-tena izy,nefa koa tsy tafavoaka anaty xxx.Ny ahy mantsy tsy zany mintsy no nentina nampiharihariana azy teto.,hi hi hi,nefa tsy zah irery no nanana 2,misy aza manana 4 no mihoatra :-D:-D:-D
25. endrika01 ( 10/07/2009 04:07)
xxx:

Azafady tompoko ! mba hametraka ity fialazana ity aho, nanana namana tena akaiky ahy efa ho 15 taona izay no nisarahanay,nohon' ny hetreketraky ny fiainana, nitady azy aho hatraiza hatraiza nefa tsy hitako izy " TOVO" no fiantsoana azy , tokony ho eo amin' ny 45 taona eo izy izao, nipetraka teny ambonambo talatamaty izy taloha " Razafimbelo " no anarany fa tsy fantatro na mbola eny izy na tsia . misaotra anareo namana mialoha amin' ny fanampiana :-* :-* (l)



xxx> sao kosa ary mbola tsy ampy na feno lay anarany manontolo? Ny anarana mako tanim-boanjo ka ilaina indice maromaro .Mahita soa e, :-*
26. ni81 ( 10/07/2009 05:11)
Tsy takatry ni81 ny tiako hahatongavana,tsy resaka we mitonon-tena,efa hatraminy Decembre 2007 izany no nisy nahalala,fa enao angamba no tara sa mody tsy mahita.Sa tena tsy nahalala,donc tsy omeko tsiny. fa ny tiako hahatongavana dia hoe hay ve misy mi-comprendre iany hoe misy ilaina azy iany,ny fanana ps hafa,akoatrany efa hanananao,refa misy dinika tena mba tiana hiavaka.,na tsy tianao ho fantatra hoe ianao,ekena fa azo atao ny manao xxx,nefa raha hoatry ny voalazany ni81 eo ambony eo io,dia mety tsy ahafahana,manampy anle namana nametraka dinika ny fananany ny pseudo-ny ,sy ny fampiasany xxx ,satry tsy te hitonon-tena izy,nefa koa tsy tafavoaka anaty xxx.Ny ahy mantsy tsy zany mintsy no nentina nampiharihariana azy teto.,hi hi hi,nefa tsy zah irery no nanana 2,misy aza manana 4 no mihoatra
hahaha, azoko akia ny tian-dry ho lazaina a! ary efa fantatro ela fa indry daholo ireo fa mba manadala aho e!
Ny fananana ps maromaro na hatr@ 10 aza ka arak'indry tsy olana mihitsy e! Raha ampiasain-dry @ rariny sy hitsiny moa maninona.
Fa marina tokoa ry XXX ilay hoe anarana tanimboanjo io an! Mety anarana mitovy fotsiny fa tsy tena izy akory ka izay vao mijabaka eo :)
27. endrika01 ( 14/07/2009 03:32)
ni81:
marina tokoa ry XXX ilay hoe anarana tanimboanjo io an! Mety anarana mitovy fotsiny fa tsy tena izy akory ka izay vao mijabaka eo :)
tena misy io,hoatranah zao,any avarabaratry ny Nosy any,misy tovovavy ,mety efa ramatoa izy amzao,mitovy anarana amiko,soa iany fa zandriko izy,soa iany koa fa nasisika tao aminy anarako lay sombin anarana kely zay,mba hampiavaka anay. :D [b] ka sao mbola misy anarana hafa tsy napetraky xxx eo,na mety hoe mbola manana anara-petaka iany kou izy.Misy namako zao 2 mitovy prenom,ny iray kaomisera,ny iray mpampianatra! Samy BRUNO lay kaomis ataony namany hoe Rabri,dia ilay anakiray atsoiny namany hoe Bids de ireo no hanavahana azy! :-P
28. roxanaha ( 24/07/2009 11:24)
tsy ao @ facebook ve?
29. fijo ( 25/07/2009 19:29)
za koa mba misy olona tadiaviko fa heeeee tsy hita mihintsy e
30. RATOVOARY ( 29/07/2009 06:48)
za koa mba misy olona tadiaviko fa heeeee tsy hita mihintsy e

Ka nareo mitady ny tsy hita koa!
Mbola tsy hita ve le hoe : TOVO tadiavin'i xxx e?
Ovay TOVO hafa indray sao mora hita ihany rehefa elaela eny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3042