Ireny otran-tsinoa ireny ve
1. soanja
(
16/06/2009 14:24)
misy resaka hafa ao ambadika sa tsia?
Nentiko tany amin'ireny mpanotra sinoa (oil massage- acupuncture) malaza mahay sns.. ireny ny vadiko satria tsy nahavita nanotra azy aho fa mba tiako hiova tanana indray izy tamin'ity. Gaga anefa aho nony nivoaka tao izy nipitrapitra sady nitantara fa nesorina daholo ny akanjo mbamin'ny atinakanjo fa niboridana, de nisy aza fikitihana ny fitaovam-pananahana eo ampanorana eo matetitetika. Mazava moa ny zavanitranga tamin'izay fa hozy izy oe na nanao mody maty aza aho, nakipiko ny masoko tsy hihiratra hijery ny manjo ahy, de tsy nety mihitsy le izy fa nidiridiry. Ilay sipa manja be tsy misy ohatr'izany hozy izy. Ny tanany malefaka be. Nangasihasy nampalahelo ahy tokoa ny nahita azy.
Saika hivoaka aho hanontany fa tsy tantiko loatra. Izany ve ny fanoran-tsinoa aty aty an-dafy sa resaka hafa mihitsy ireny fa mody hoe otra satria tsy ara-dalana ny resaka prostitution aty aminay. Efa nisy niaina izany ve ianareo?

répondu par ikaretsaka le 25/06/2009 00:07
2. Papoose
(
16/06/2009 14:51)
arakarak'ilay toerana io! raha vao any @ le toerana misy fanaovana spa sy massage reny ka hoe lounge dia matetika prostitutes no mpiasa ao ary tena atao an'le sipa manja be no mpiasa ao...betsaka @ izy reny aza no tsy mahay miteny afatsy ny teniny fa betsaka le notrafikena avy tany aminy tany... tsy ny spa sy massage ihany fa na le salon fanaovana pedicure sy manicure koa!!!
aleo ihany mandeha le eny @ mall reny mba ho sure tokoa hoe le tena massage tadiavina no azo! :)
aleo ihany mandeha le eny @ mall reny mba ho sure tokoa hoe le tena massage tadiavina no azo! :)
3. soanja
(
16/06/2009 15:08)
Papoose> misaotra fa niana-javatra indray izahay zany tamin'iny. Ireny toerana Spa sy massage ireny mihitsy tokoa satria zah manotra ihany fa tsy mafy tanana loatra dia tiako mba hijery ny hafa izy. Ny otra Sinoa no tena tsara noheverinay fa ireto vazaha ireto malemy tanana. Efa niotra matetika tany amin'ny Mall fa tsy afapo ny anao fa hoe manafosafo aby hoe ny any. Deep tissue massage no notadiavinay kay kilalao no azo tao. :-P :-P
4. Papoose
(
16/06/2009 15:26)
:-D ary maninona ndray raha mividy massager le apetaka @ seza? mahavita hatrany@ hatoka tonga eo valahana...ka raha tsy vitan'ny tanana dia ampiana @ iny! :wink:
5. ikaretsaka
(
16/06/2009 16:16)
Le hotran tsinoa misy karazany betsaka ka alohan'ny irosoana lalina dia hanontanio foana aloha hoe ilay hotra natao hanasitrana maharary ve ilay izy sa hotran-plaisir..dia arakaraky ny tadiavinao amzay...
Na tonga de teneno le ollona hoe voan krampy ny fe na torovana ny lamosina... na tena te horina ny fitaovam-pananahana...
Dia rehefa azo ny renseignements hoe izao ny horiny zay vo miditra
Na tonga de teneno le ollona hoe voan krampy ny fe na torovana ny lamosina... na tena te horina ny fitaovam-pananahana...
Dia rehefa azo ny renseignements hoe izao ny horiny zay vo miditra
6. soanja
(
16/06/2009 16:40)
ikaretsaka:

Ka ry zareo tsy misy mahay teny Anglisy fa mba niezaka ihany izahay niteny hoe deep tissue massage ve no atao ato sa hafa, fa tsy acupressure no tadiavinay. De ilay vidin'otra foana mo asetrin'le nandray teo asehony anay. De farany niantso olona tsy niteny anglisy ihany avy any anaty rooms any , ka nanao massage ny tanako teo nampiseho hoe izao no atao. De natoroko azy hoe mafy toy izao no atao. Ok hoy ry zareo. Dia iny moa zah no lasa kay raha hafa no tao....
7. soanja
(
16/06/2009 16:44)
Papoose:
:-D ary maninona ndray raha mividy massager le apetaka @ seza? mahavita hatrany@ hatoka tonga eo valahana...ka raha tsy vitan'ny tanana dia ampiana @ iny! :wink:
Efa nanandrana tamin'ny seza koa indray mandeha fa tsy tody hatrany amin'ny taolana sy vanintaolana ny effet-ny de tsy tiany. Ny tena tadiaviny moa izany dia ny otra toy ny any amin'ny Ratsimamanga ka aia no hisy an'izany aty.... Rolfing moa no efa nandramana koa.
8. Papoose
(
16/06/2009 17:21)
raha le otra ohatran'ny any @ Ratsimamanga ndray ary (izay mbola tsy nataoko)dia maninona raha mividy produits-ny dia atao ao an-trano ihany, dia ataonao? raha mbola tsy natao mazava ho azy!
9. soanja
(
16/06/2009 23:30)
Papoose:
raha le otra ohatran'ny any @ Ratsimamanga ndray ary (izay mbola tsy nataoko)dia maninona raha mividy produits-ny dia atao ao an-trano ihany, dia ataonao? raha mbola tsy natao mazava ho azy!
Kay diso aho. Homeopharma no tiako lazaina. Afangarko le toerana. Mafy sy mafonja be hono ny otra any. Zah moa tsy mahalala fa ny ahy aloha tsy malemy mihitsy saingy ilay tsy mahazatra loatra angamba.
10. sitlo
(
17/06/2009 03:42)
Aty aminay aloha mampigadrana ny mikil ka tsy arako tsara izany.
Fa izao. Misy mpivarotra askafo sinoa izay aty akaikinay. Dia misy rangahy somary tsy ampy kely izay ao amin'ilay izy. Ny fahitako azy ny antony tsy maha-ampy kely azy dia zatra ny fiainana tany Sina izy.
Fa izy mahay miady be. Ilay fiadina sinoa ireny. Tsy haiko na misy anarany ireny, kongona sa inona. Dia indray andro izay aho noriny. Gaga be aloha aho, fa avy eo ilay izy milay be dia navelako noriny.
Fa tena mahay ry zareo. Tena serieux. Hay ve ka misy manotra andrina izany koa. Sady tsy mandoha vola ilay miotra. Lasa mazoto be misakafo any aho.

11. Papoose
(
17/06/2009 15:02)
soanja, betsaka no tia homeopharma, za koa aza mampiasa fa mbola tsy nampiasa menaka fanorana avy @ndry zareo aho.
sitlo, sambatra enao zany mahazo otra gratos nefa tena mandaitra sy mahay le olona! za mahagaga ahy mihitsy fa tsy tiko ny orina raha tsy tena tokony!
sitlo, sambatra enao zany mahazo otra gratos nefa tena mandaitra sy mahay le olona! za mahagaga ahy mihitsy fa tsy tiko ny orina raha tsy tena tokony!
12. soanja
(
17/06/2009 16:18)
Ny otra advantista sy ny homeopharma no tena mahazatra azy tany Mada. Zah tsy mbola tany amin'ireo ka tsy tena arako mihitsy na dia efa manaraka torohevitra eo aza. Izy koa Sitlo manao Kung Fu ka ny tena tiany tokoa ny otra eo amin'ny handrina sy ny loha sy ny otra mampiasa kiho ireny. Lany ny menaka tato aminay dia izay no isan'ny nitadiavana toerana vaovao hojerena ny fiasany, kay moa raha hafa no azo tany.
:?
Misy menaka Mahalia izay no tena fampiasako tato fa io no avy any aminay any ambanivohitra ny huille essentielle-ny. Mahavita azy tsara aloha fa izay lany izay.
:?
Misy menaka Mahalia izay no tena fampiasako tato fa io no avy any aminay any ambanivohitra ny huille essentielle-ny. Mahavita azy tsara aloha fa izay lany izay.
13. Papoose
(
17/06/2009 18:41)
Tompo oh! ahoana re zany otra @ kiho zany e! tsy maharary v zany?tanana aza efa mampikikiaka!
14. xxx
(
18/06/2009 13:02)
Papoose:
Tompo oh! ahoana re zany otra @ kiho zany e! tsy maharary v zany?tanana aza efa mampikikiaka!
:-D :-D :-D
15. endrika01
(
18/06/2009 15:50)
soanja:Mampahatsiaro ahy ny resaka massage,nifampiresahako tamina mpitsabo frantsay iray izay ty tranga ty.Satry nisy kofa zay saiky hitory ny membres reetra tao amle toerana fanaovana massage . Miboridana be mintsy hono tao,de nosaronany serviette ny faritra mamoafady! Fa le massage de hatrany atapon-doha ka hatrany am-paladiha,izy mou niheritreri-dratsy we ...,hay refa tafaresaka taminio mpitsabo io dia ,nohazavainy fa mifandray doly ny hozatra sy ny lalan-dra ka refa we massage de ny vata-tena mantolo,raha lhl zany de voakitika kou any am mahalhl azy any,raha vhv kosa izy ireo tsy hitady lalana any anaty ala any,fa de ho bedaina hatrany am sakafon-jaza,ka hatrany hapoto-pe,hatrany ampaladia!Massage generale angambany o ! Raha niboridana le sipa nanao anle massage vo tokony hisaina zvt hafa :D
misy resaka hafa ao ambadika sa tsia? Nentiko tany amin\'ireny mpanotra sinoa (oil massage- acupuncture) malaza mahay sns.. ireny ny vadiko satria tsy nahavita nanotra azy aho fa mba tiako hiova tanana indray izy tamin\'ity. Gaga anefa aho nony nivoaka tao izy nipitrapitra sady nitantara fa nesorina daholo ny akanjo mbamin\'ny atinakanjo fa niboridana, de nisy aza fikitihana ny fitaovam-pananahana eo ampanorana eo matetitetika. Mazava moa ny zavanitranga tamin\'izay fa hozy izy oe na nanao mody maty aza aho, nakipiko ny masoko tsy hihiratra hijery ny manjo ahy, de tsy nety mihitsy le izy fa nidiridiry. Ilay sipa manja be tsy misy ohatr\'izany hozy izy. Ny tanany malefaka be. Nangasihasy nampalahelo ahy tokoa ny nahita azy. Saika hivoaka aho hanontany fa tsy tantiko loatra. Izany ve ny fanoran-tsinoa aty aty an-dafy sa resaka hafa mihitsy ireny fa mody hoe otra satria tsy ara-dalana ny resaka prostitution aty aminay. Efa nisy niaina izany ve ianareo?
16. soanja
(
18/06/2009 16:16)
Papoose:
Tompo oh! ahoana re zany otra @ kiho zany e! tsy maharary v zany?tanana aza efa mampikikiaka!
Tena mandaitra be ny otra amin'ny kiho ka. Ao an-damisina sy ny fe no fanaovana azy. Mitovy amin'ny acupressure ihany zany hoe ny tsindriana mafy isaky ny mahazo faritra iray mety mila tosika elaela. Ny tanana mantsy tsy ampy rehefa mahazo faritra lalina. Maharary tokoa aloha saingy izay no tena mahafa-bizana sy azahoana tsirony ary mahasalama. Mila olona zatra otra vao mahatanty an'io raika io aloha.
17. soanja
(
18/06/2009 16:30)
endrika01:
,de nosaronany serviette ny faritra mamoafady! Fa le massage de hatrany atapon-doha ka hatrany am-paladiha, .....raha lhl zany de voakitika kou any am mahalhl azy any,raha vhv kosa izy ireo tsy hitady lalana any anaty ala any,fa de ho bedaina hatrany am sakafon-jaza,ka hatrany hapoto-pe,hatrany ampaladia!Massage generale angambany o ! Raha niboridana le sipa nanao anle massage vo tokony hisaina zvt hafa :D
An an raha ny fitantarany dia tsy misy serveta eo amin'ny faritra mamoafady fa miboridana dia asaina mihoaka aloha. Ilay mpanotra kosa mipataloha manify tokoa. Ny nataony voalohany aloha dia manotra ny hatoka sy lamosina ny tanany, ka izy mitaingina misabaka eo amboniny eo ao an-damosina, ka rehefa tandrify ny vody dia heno mihitsy eo midona eo amin'ny vatan'ny mpiotra ny fivaviany sady mamoaka feo hafahafa izy ohatra hoe miaina mafy nefa toa mangotsoka anao ao ambany ao ampototsofina. De rehefa manotra ny fe ao anaty izy dia kitihany lalovan'ny tanany eo ny voany ao ambany somary ataony maika. Avy eo mivadiha amzay hoy izy. De menatra be ny anao lahy satria io eo izy eo an-tampony miringiringy mivelatra. Ny tanany eo amin'ny filahiana tanteraka manisy menaka. Saika hiteny aho sady hiarina hoy ny anao lahy dia nanao fihetsika hoe aza miteniteny ilay vehivavy. Nosafosafoiny teo amzay sy nolambolamboiny. Dia nataony teo izay tiany atao! Vita ny otra! Naloa ny $90.
Efa miotra matetika ny vadiko fa ity iray ity hoy izy tsy otra fa tena fitadiavam-bola miavaka. Manao rechereche momba ilay toerana izahay izao sady mamaky ny hevitr'olona momba ilay toerana, vao tamin'ny 2008 le izy no nisokatra ka asa na efa nisy nitaraina na tsia. Izay nisy rehetra dia fanatsarana azy nefa Sinoa no mpanoratra ka mety ry zareo ihany manao pub.
18. ni81
(
18/06/2009 17:21)
Ao madagasikara @ zao fotoana izao dia feno tovovavy karamain'ny sinoa dia manotra io. Tsy tadidiko ilay site fa manana mihitsy ry zareo ireo dia misy ny tarif arakaraka ny ora anaovany azy.
19. fahamarinana
(
18/06/2009 18:01)
:arrow: soa za tsy tia otra an ! raharaha kosa zany nanjo any ramose zany kouh ! :? (l)
20. ikaretsaka
(
18/06/2009 18:08)
za aloha tia horina @ kiho raha lamosina e.. fa raha fe voan'ny krampy @ biskleta kosa... aoka baba!
soanja> na mot a mots aza no hany hifamkazahoana rehefa mihoatra ny arofaniko kosa ny ahy tena aoka izay ko... iza no sinoa eto zamerl tsy hahalala stop kosa raha iny ianao fa miarina?
soanja> na mot a mots aza no hany hifamkazahoana rehefa mihoatra ny arofaniko kosa ny ahy tena aoka izay ko... iza no sinoa eto zamerl tsy hahalala stop kosa raha iny ianao fa miarina?