Ireny otran-tsinoa ireny ve
21. niryna
(
18/06/2009 19:11)
soanja:
misy resaka hafa ao ambadika sa tsia?
Nentiko tany amin'ireny mpanotra sinoa (oil massage- acupuncture) malaza mahay sns.. ireny ny vadiko satria tsy nahavita nanotra azy aho fa mba tiako hiova tanana indray izy tamin'ity. Gaga anefa aho nony nivoaka tao izy nipitrapitra sady nitantara fa nesorina daholo ny akanjo mbamin'ny atinakanjo fa niboridana, de nisy aza fikitihana ny fitaovam-pananahana eo ampanorana eo matetitetika. Mazava moa ny zavanitranga tamin'izay fa hozy izy oe na nanao mody maty aza aho, nakipiko ny masoko tsy hihiratra hijery ny manjo ahy, de tsy nety mihitsy le izy fa nidiridiry. Ilay sipa manja be tsy misy ohatr'izany hozy izy. Ny tanany malefaka be. Nangasihasy nampalahelo ahy tokoa ny nahita azy.
Saika hivoaka aho hanontany fa tsy tantiko loatra. Izany ve ny fanoran-tsinoa aty aty an-dafy sa resaka hafa mihitsy ireny fa mody hoe otra satria tsy ara-dalana ny resaka prostitution aty aminay. Efa nisy niaina izany ve ianareo?
mba maro ihany ny otra efa nalehako fa mety zavatra hafa mihitsy ity nahazo anareo ity.
Eny e, misy mpanotra lehilahy aloha ka hoe tsara ery izany tongotrao izany sy ny odi-tavanao fa nomeko ny pakeany ary noresahiko ilay lehibeny satria tsy tokony iteniteny foana toa izany izy ,tsy nanotra ahy intsony ilay rangahy io taty aoriana,nolazaiko ny vadiko sy ny zanako dia samy tonga dia tezitra izy mianaka. Izaho koa moa tonga dia niteny heo " sexual harrassment " izany ary nataoko mafibe ho henon'ilay ankizivavy iray mpanotra ahy izay teo ihany koa ilay izy,menatra be izy ary tena bora-mena.
Hoy aho mantsy ilay mpampiasa azy hoe aza manantena hoe omeko klil hianao raha io rangahy io no resahina fa mampandositra ny mpanotra izy.
Efa nisy nitaraina hono fa tsy nihaino izy fa lakolosy tokana fa izao hono izy dia iresaka ilay rangahy ,dia noteneniny tokoa ilay izy.Noteneniko kosa anefa izy hoe tezero izy mba tsy iteniteny foana fa mahatezitra olona izany,omeo chance koa izy fa mazana ny mitady asa fa raha mbola manao vao roahanao .Noho ny atezeran'ilay mpampiasa dia saika noroahiny ilay mpanotra,ny antony dia mora mitoritory ny olona aty ary na zavatra kely tsy misy dikany aza dia hiakatra fitsarana eo koa izy.
Ny fanorana aty dia manala akanjo saingy misy ankajo taratasy koa anaovanao,raha ny vatam-pe indray no oriny na ny lamosina dia manao short lava aho dia izay fa tsy anao slip irery koa aloha na avelako ho itany eo ny vatako rehetra ,hi,hi
:D
22. soanja
(
19/06/2009 15:37)
Ny tena moa tsy mahalala fa sambany vao mba nankany amin'izany fanorana any amin'ny sinoa izany.
Raha fantako fa izany no hitranga dia tao an-trano ihany dia novitaiko ilay otra sady tsy misy $90 naloa rehefa avy eo. :oops: :oops:
Ika> Nijanona ilay otra nony farany ka. Tsy maintsy naloa ihany anefa ny vola. Ary ny vatana nizaka izay nozakainy! :-D :-D :-D

23. endrika01
(
20/06/2009 12:07)
Natokana hoan-dry zalahy tsy manana girlfriends angamba le toerana ry i Soanja a ! Ary raha manafatra mpanotra any an-trano!Mbola tsy niotra mintsy lou ny tena,dia tsy mahalala ny effets-ny :D
24. ni81
(
22/06/2009 06:17)
Ny tena moa tsy mahalala fa sambany vao mba nankany amin'izany fanorana any amin'ny sinoa izany.tana massage no anaran'ilay ao dago ao, ary escort girl no filazany azy koa :-D :-D :{
Raha fantako fa izany no hitranga dia tao an-trano ihany dia novitaiko ilay otra sady tsy misy $90 naloa rehefa avy eo.
25. xxx
(
22/06/2009 11:58)
mahatsikaiky koa ilay tantara manontolo :D
izaho ve no zefa fa tsy hitako izay mampi-pitrapitra amin'ilay izy. aventure milay izany ka tsy tokony mahasadaikatra fa tokony atao tsiky dia ampy fotsiny :lol: :lol: :lol: Raha toa ka tsy notian'ny vadinao marina, tsy nisy tokony nanakana azy hiarina sy mitsotra amin'ny maha lehilahy azy fa game over dia afaka haninona moa ilay sinoa vavy fa mijanona hatreo ny safosafo. Fa matoa niaritra hatramin'ny farany izy dia naka tsirony ihany :P
Raha toa ka resaka arampahasalamana tokoa no nilàna ilay otra, naninona tsy nanontany dokotera ny toerana tokony aleha ?
Dia raiso fimehezana fotsiny e :-D :-D :-D :-D :-D

26. ikaretsaka
(
23/06/2009 03:11)
[Quote]Raha ara pahasalamana tokoa ilay otra naninona no tsy nijery dokotera nanontany izay toerana tokony haleha [/quote]
Izay mantsy ra xxx... fa bedebe @ le olona koa (indrindra ny gasy sy ireo miaraka aminy ka zatra otra le style any amintsika sy ny 1/3 monde ireny) no vao mahita hoe massage de roboka...
Ny ahy na krampy miakatra aza entiko any @ doko de izy no mandefa ahy atsy sy aroa fa tsy za no hoe vizana te hiotra de .... resaka hafa iny... shefa mila otra plezira

27. soanja
(
23/06/2009 12:53)
xxx:
mahatsikaiky koa ilay tantara manontolo :D
izaho ve no zefa fa tsy hitako izay mampi-pitrapitra amin'ilay izy. aventure milay izany ka tsy tokony mahasadaikatra fa tokony atao tsiky dia ampy fotsiny :lol: :lol: :lol: Raha toa ka tsy notian'ny vadinao marina, tsy nisy tokony nanakana azy hiarina sy mitsotra amin'ny maha lehilahy azy fa game over dia afaka haninona moa ilay sinoa vavy fa mijanona hatreo ny safosafo. Fa matoa niaritra hatramin'ny farany izy dia naka tsirony ihany :P
Raha toa ka resaka arampahasalamana tokoa no nilàna ilay otra, naninona tsy nanontany dokotera ny toerana tokony aleha ?
Dia raiso fimehezana fotsiny e :-D :-D :-D :-D :-D
An an raha vao hitany fa nihamafy ny fandehany amin'ny zavatra hafa fa tsy otra dia nihariny izy ka nanajanona ny otra. Ny tapany voalohany dia fahafantarana, fandinihina hoe otra ve zany sa inona, ny tapany faharoa tamin'ny fotoana dia ny fandinihana na hanohy na hajanona. Izay no nahavita ny otra. Fa raha nitohy izay mantsy dia mino aho fa nahazo raha matanjaka ilay sinoa vavy. Tsy vitan'ny hoe afaka mitsotra fotsiny aloha raha ny fahitako azy fa, miankina amin'olona izany, raha sipa manja be manoloana anao moa ny tanana malefaka dia mihenjana foana io na tsy tiana aza ilay olona. Izay no nampipitrapitra azy satria mino aho fa mety ho satry ny hijanona eo fa ny fisainana manoloana hanao izany no mitaky hoe tsy mety.
Ny hoe handeha amin'ny dokotera dia tsy hitako loatra no aleha any tsy aretina tsinona le izy na misy marary azy ny taolany na ny hozany fa ny otra aminy dia plaisir ny ho votsindritsindry mafimafy mba hahazoana enerjia vaovao ny maraina rehefa hikotrana indray. Ny mpiotra efa zatra ihany no manao izany fa raha marary ny olona dia marina izany dokotera no aleha voalohany.
28. ikaretsaka
(
25/06/2009 00:07)
Tsy voatery hoe misy marary ange ny taolana sy hozatra vao mila horina sy mandeha doko e...
Ireny mpanao sport ireny ohatra zao misy tsy marary fa mamonjy doko sy mpanotra izy maka enerjia vaovao entina miatrika ny ampitso
Ireny mpanao sport ireny ohatra zao misy tsy marary fa mamonjy doko sy mpanotra izy maka enerjia vaovao entina miatrika ny ampitso