Masoivohontsika

1. Tazana ( 12/06/2009 04:00)
Misy zavatra tsikaritro ka asa raha nisy nahatsapa koa: ny masoivohontsika toa tsy manana information ampy na mal informé mihitsy aza ka tsy fantatra tsony hoe aiza ary no haka fanazavana.
Ohatra ilay resaka passeport: ela be tsy nazava mihitsy hoe inona no dikan'ilay 31 décembre 2008!!!! Dia ilay circulaire mandeha ve no tsy mazava izay lazainy sa inona no mahatonga izany? Miscommunication?
Zao mbola io resaka passeport io ihany tsy mbola mahay ry zareo na dia ny hoe afaka entina mody sy mivaoka ve fa dia ny olona indray no miantso any manome vaovao hoe ie mety na tsia...Dia avy eo mahazo hoe zany hono rehefa miantso any...Sa aiza ny zavatra ohatra zany no tokony hanontaniana e?! Maninona no tsy mahfantatra na inona na inona ny ambassade section consulaire? Ny aty io resahako io nefa na ny tany Frantsa koa aza nisy fotoana tsy hita be ihany ny tena valin-teny fa dia ilay 31 décembre ihany no navemrimberina nefa tsy azoko mihitsy hoe inona tsara io daty io...Zao toa mandeha amin'ny pass taloha daholo ihany!
répondu par Ratoa le 04/07/2009 22:05
2. lemenakely ( 12/06/2009 05:10)
Io resaka passeport io dia mandreraka tokoa ! Raha ny tokony ho izy dia any @ ambassade ihany isaky ny firenena dia mahavita ny passeportny , ho antsika malagasy anefa dia tsy maintsy mankany Tana raha te hanolo io passeport io , ary ny galères eny @ ministera eny Ampefiloha koa mbola tsy lazaina!

Izany zavatra izany important ary tokony mba ho jeren izay mpitondra ho avy eo!
3. ni81 ( 12/06/2009 05:27)
Ny aty io resahako io nefa na ny tany Frantsa koa aza nisy fotoana tsy hita be ihany ny tena valin-teny fa dia ilay 31 décembre ihany no navemrimberina nefa tsy azoko mihitsy hoe inona tsara io daty io...Zao toa mandeha amin'ny pass taloha daholo ihany!
zà dia nikorapaka mihitsy nanolo ny passeport t@ décembre 2008 teo na dia tsy mbola lany daty aza ilay teo aloha fa nahita ilay hoe 31 no farany, nefa tokony ho @ 2015 vao ho soloina, avy eo toa tsy nisy olana akory fa mbola maro no mandeha @ ilay passeport taloha (tsy biométrique). Ilay vaovao anefa 5 ans fotsiny koa fa tsy 10 ans toy ny taloha intsony.
4. Papoose ( 12/06/2009 13:31)
Misy pays mametraka olana ihany hoe tsy biometrique ny pasipaoronao ka, ho an'ny olona mandeha mivoyage @ toerana maro dia tsara le manana azy!
5. Tazana ( 13/06/2009 23:51)
Papoose:

Misy pays mametraka olana ihany hoe tsy biometrique ny pasipaoronao ka, ho an'ny olona mandeha mivoyage @ toerana maro dia tsara le manana azy!

Aiza ohatra sao fantatrao?

6. Papoose ( 15/06/2009 14:39)
nisy olona nandeha belzika fantatso dia nilany vaniny fa nalefany ihany rehefa elaela!
7. Tazana ( 15/06/2009 15:04)
Zany ange ho'aho hoe! Dia ahoana zao: handeha zany dia hi-risque fotsiny?!
Ny tena mahasosotra ahy io dia ilay ambassady tsy mahay na inona na inona mihitsy!!!!! Ilay resaka communication tsy mandeha no mandreraka ahy satria tsy hita hoe iza no niteny inona sy manaparitaka ilay izy!

Tsy hoe faly mitsikera fotsiny fa tena mba mandreraka ilay mamaoka lalàna nefa ange avy eo tsy tohanana ilay izy e! Tokony hoe lany daty amin'izao dia sady efa vonona ilay machine ohatra fa tsy hoe tsy hay na ahoana na ahoana. Avy eo koa moa tonga ny krisy...Aiza no tsy hampivadika ati-doha amin'izany! Tsy haiko tsony na te hitomany aho na te hanao inona...

8. flodine ( 30/06/2009 18:04)
Tazana:

Aza mitomany zany akia, fa aleo miantso ny ambasady indray ianao. de zay valiteniny eo no ataonao excuse raha misy ny penpen eny aeroport.
Zah aloha decembre niala taty, dia niverina mi-javier teo iny fa tsy nisy olana zany pass-ko, nadia mbola ilay taloha aza no netiko.

9. xxx ( 01/07/2009 07:26)
Ny mody any M/car dia mbola mandeha foana ilay passeport taloha fa ny mivoaka avy any tsy possible intsony

Mety tsy ny polisy gasy no tsy mety fa ny ambassade frantsay any ohatra tsy mety mandray passeport gasy taloha intsony
10. Tazana ( 02/07/2009 02:25)
Ambassade frantsay aiza no tianao lazaina? Raha any Europe tsinona dia azoko raha tsy mandray zareo satria efa misy fitaovana ao Paris dia afaka mandeha any - sady tsy misy frontiere Europe.
Fa aty amerika avaratra tsy misy ilay fitaovana dia tsy haiko hoe inona ary no ataonay eo?
Miala tsiny fa tena ohatra ny tsy voatazoko intsony fa tena ohatra ny kitoatoa zany ny nanaovana ilay lalàna - za aloha dia efa sady tena frustrée no ranomaso sisa tsy latsaka! Nefa aza mbola misaotra an'Andriamanitra manana carte de résidence permanente satria ny polisy aty rehefa manana an'iny dia efa ampy tafiditra eto. Ka raha tena tonga ny hoe tsy hety fa tsy maintsy mandeha Mada dia mody zany manao passeport. Fa mieritreritra aho hoe tsy manana carte de résidence permanence daholo anie ny ankizy aty e, ary tsy manana vola hodiana daholo? Mankaleo, mankaleo, mankaleo.... :cry: :cry: :cry: :cry: :cry:

Ary iza no mahay raha mandray fanaovana passeport ny embassade gasy ao Paris raha tsy mipetra ao fa aty an-tany hafa?
11. ni81 ( 02/07/2009 19:34)
Ary iza no mahay raha mandray fanaovana passeport ny embassade gasy ao Paris raha tsy mipetra ao fa aty an-tany hafa?

Ity ny adiresy sy ny telefaonina raha ilainao, fa raha izaho aloha dia aleoko antsoina izy ireo toy izay hanoratra; somary ela ihany koa ry zareo indraindray vao mandray telefaonina fa averimbereno matetika.

4, Avenue Raphaël
75016 Paris
01 40 72 75 36

12. Tazana ( 03/07/2009 02:45)
ni81:

4, Avenue Raphaël
75016 Paris
01 40 72 75 36

Merci!
Ary nifanojo ny eritreritra fa androany koa aho nitady numéro de téléphone. Asa numéro 5 na 4 no hitako dia nantsoiko daholo. Farany nahazo olona. Afaka manao any hono aho fa saingy mila maka rendez-vous dia avy eo koa 1 mois be zao vao vita!!! Dia raha tsy mahazo congé lava dia ahoana hoy aho? Dia tsy garanti koa hoe ho vita apres un mois ilay izy...
Dia mbola tsy haiko ndray aloha izay atao. :/
Za na handalo ny frontiere frantsay aza efa matahotra satria isaky ny mankany aho dia mahay tsara ny pasipaoro gasy ry zareo. Ka amin'ity tsy haiko hoe avelany miditra ve sa tsia? Fanontaniana tsy niandry valiny iny fa rehefa tonga any angaba hita eo zay hiseho...ny miverina aty indray raha tsy miditra Montréal tsy maninona. Montreal no betsaka gasy tsinona.
Tena aventure ity marina....
13. Tazana ( 03/07/2009 02:48)
Hay tokoa dia saika hoe haka rendez vous aho satria hoy izy efa fenofeno. Dia hoy izy, 20 juillet dia eny ary hoa dia hoy izy tena efa misy olona valo ao. Dia hoy indray izy, le 21 zany. Dia eny ary hoa...dia hoy izy, aleo mihitsy ianao miverina miantso dia jereko ato aloha zay azoko atao ho anao dia ity ny numéro portable-ko....
Tsy hafahafa be ve zany aminareo?! Sa za koa no mahana tsy aman-antony? Maninona tsy omeny zay daty misy malalaka ao fotsiny aho? Za amin'io tsy tena mbola tapakevitra anefa fa ohatra ny mampitahotra izy hoe feno...
14. ni81 ( 03/07/2009 07:59)

:-D :-D :-D fomba fanao io e! Tokony tonga dia omena anao ny daty fa tsy ahodina hoe izao na izaroa, sady avy eo indray dia hoe ity ny numéro portable-ko?????
Mila manambitamby sy mitalaho ianao dia omeny toerana e! na koa itondrao kely voandalana izy angamba no tiany atao! :roll: 8O
15. Ratoa ( 03/07/2009 11:21)
Tazana â!
Tsy misy ambassade na consulat gasy angaha any aminareo?
Mangalà ny formulaire sy izay rehetra ilaina momba ny fanavaozana passeport eny an-toerana (any aminareo )aloha. Dia izay vao maka rendez-vous ao Paris. Ny mivaoka an'i Madagasikara no tsy maintsy manana ny passeport vaovao fa raha amin'ny tany hafa, dia izao no izy:
1° Tsy mbola lany andro ilay pass taloha fa mbola misy taona votsy vitsy
2° tsy maintsy misy pejy roa mifanatrika ny passeport-nao. Izany hoe tsy ilay takelaka manoloana ny fonony sisa.
3° efa mahalala ny tany hafa fa tsy hary fitaovana ny ambassade gasy sasany ka raha mbola tsy lany pejy ny pass taloha dia azo ampiasaina.
4° tsy ny olona rehetra no afaka mankany Madagasikara na Paris mba hanavao passeport.
Dia aza kivy
16. Tazana ( 03/07/2009 11:49)
Ratoa:

Ni: hiomehezan-dry ndray ve za...:( Za ve akia hanambitamby hoe ahoana? Fombany ahoana moa izany? Mitomany hitondrana zavatra? Fa maninona ary isika no manao an'izany fa tsy ny asa tokony atao no atao? Tokony atao toy ilay embassade hoe sur Internet no maka rendez-vous dia mipoitra eo zay malalaka fa tsy iny koa mbola hampifilafilaina eo..nnntss.

Ratoa: misaotra be dia be re! Mbola misy page vitsivitsy ilay izy kah. Dia hiafiako amin'iny fa tsy mahazo congé lava be aho hanovana passeport. Raha tsy hoe misy miracle! Ny ambassade gasy aty any Ottawa (mbola lavitra eto, fa efa nijery site frantsay nomen'ilay rangahy tao amin'ny ambassade ao Frantsa aho. Azoko imprimer-na sur Internet koa ilay formulaire.
Misoatra indray re Ratoa fa mba mandrimandry indray aloha ny saina mandra-pa...Tsy maintsy lazaiko anareo ihany ny fandehany!

Hay saika adinoko: hananako ny nom sy prénom an'ilay tao amin'ny ambassade miaraka amin'ny numéro portable...Hita be hoe tsy professionel mihitsy: numéro portable anao no omenao olona? Sa efa te hilaza zavatra amin'ny lazain'i Ni izy? Dia tsy omeny koa zany ny passeport raha tsy tambazana koa avy eo...Mahakivy raha dia ho zany foana ny antsika. marina e.
17. Ratoa ( 03/07/2009 14:58)
aza kivy re tazana â!
be anie ny adala é!
Vitsy ny hendry ohatra antsika!!!! :D
18. Tazana ( 03/07/2009 16:53)
Ratoa:

be anie ny adala é!
Vitsy ny hendry ohatra antsika!!!! :D

Tsy niomehy indray aho raha tsy iny! :lol: :lol: :lol:
Misaotra manome courage e! :-*
19. ni81 ( 03/07/2009 18:46)

Ni: hiomehezan-dry ndray ve za... Za ve akia hanambitamby hoe ahoana? Fombany ahoana moa izany? Mitomany hitondrana zavatra? Fa maninona ary isika no manao an'izany fa tsy ny asa tokony atao no atao? Tokony atao toy ilay embassade hoe sur Internet no maka rendez-vous dia mipoitra eo zay malalaka fa tsy iny koa mbola hampifilafilaina eo..nnntss
ilay fomba fiasan-dry zareo (sasantsasany) no mampihomehy ahy fa tsy i tazana e! Efa mampalahelo ve ny pb dia hihomehezako. :-*
20. Ratoa ( 03/07/2009 20:25)
Bjr é!
Hitanao ary fa misy lafiny azo iomehezana foana ny fiainana !
Tsikitsiky ihany hoy aho :D :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2216