Masoivohontsika

21. Tazana ( 04/07/2009 02:18)
Ratoa:

Bjr é!
Hitanao ary fa misy lafiny azo iomehezana foana ny fiainana !
Tsikitsiky ihany hoy aho :D :D

Hay ve ry Ni a! :-D Rehefa tamin'ilay nitrangan'ilay izy tsy nampiomehy ahy mihitsy aloha na kely aza fa efa taty aoriana nieritreritra ilay izy aho vao nanao hoe tena mba tsss...sady niomehy aho! Noraisny any ny anarako fa za tsy hanova pasipaoro zany fa raha tsy misy olana dia aleo handeha amin'izao fa dia vita ity tsy maintsy aleha ity dia mipirina aloha mandrapa misy zay machine aty. Hirariana avant 2015 satria zay no lany daty ny pasipaoro. Na aloha kelin'izay fa efa ho feno ilay izy, raha misy ny tampoka tsy azo hihoarana tsinona hitomboka indray ilay pasipaoro!

Ratoa a: marina mihitsy kah, rehefa tsy mieritreritra an'io aho dia tsy maninona. Betsabetsaka ihany ny manavesatra sy manahirana fa soa mbola hamaivanin'ny fihomehezana indraindray!

Dia ho an'zay gasy mety ho avy aty, aza adino mandalo Toronto fa mandray anjara amin'ny Afrofest Madagasikara amin'ity taona ity (mihira sy mandihy)
22. Ratoa ( 04/07/2009 22:05)
Dia hoy iTazana hoe:
tazana:
mandray anjara amin'ny Afrofest Madagasikara amin'ity taona ity (mihira sy mandihy)


Handihy sy hihira izany isika? Mba hafa indray ity. Raha ampiarahana amin'ny hehy dia angamba ho tongalafatra. Mba ilaina koa ny milalao ka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.83