hoan'i naritsimba
1. fijo
(
28/05/2009 22:53)
satria milaza ise,fa tsy maintsy miteny eo anoloan'ny tsy rariny dia misy fanamby kely ity.
ataovy ny lisitry ny zavatra tsy eken'ise tamindravalo ka misy porofo,dia anao izay vitan'ny TGV koa aho.de tsaraina eto izay tena manao ny tsy rariny.

répondu par rakaroka le 30/05/2009 20:31
2. xxx
(
29/05/2009 04:09)
Aza be fanontaniana fa refa ts milam alou Ravalomanana d ts milamina. Lesona ho azy izay. Ianao tsy mahafantatra an'i Ravalomanana bb kokoa noho i Naritsimba.
3. naritsimba
(
29/05/2009 05:35)
fijo> inona mihitsy no tsy aritr'ise eh? manana tokoa aho fa miandry fotoana ny famoahana azy.
Izao vao mazava tsara fa hay tena Ravalo no mapalahelo anareo fa resaka fotsiny ilay hoe ara_dalàna e, sns...!
Tsy maninona fa avoahy izay hitanareo fa tsy mety nataon'i Andry rajoelina hatramin'ny nitondrany teo, tao anatin'ny 3 volana, dia ho hitantsika eo.
1-Taiza moa ianareo no tsy nisy niteny mihitsy hatramin'izay fa dia nangina fony mbola nitondra Ravalomanana?
2-Mety mahalala bebe kokoa noho izaho aza ise raha tsy hiteny afa-tsy ny resaka bois de rose fotsiny, satria olona akaiky an'ise ny nanangona an'ireo tany @ faritra SAVA.
3-Mikasika ireo tany miaramila nanaovana Magro any Fort dauphin sy eny Ivato nanaovana ireo trano saika handraisana ny UA, ny tany nananganana ny fiangonana FJKM Andrainarivo izay nahavariana ahy ihany fa dia na ny fiangonana aza dia nanaiky.
4-Ny namoahana vola 20milliard fmg tato @ toeram-piasana misy ahy.
Mbola santionany ireo ary ananako porofo mazava.

4. Noue
(
29/05/2009 06:36)
naritsimba:ka @ naritsimba toa nety sy normale daholo ny zavatra nataon'FAT(Y) hatraizao ??? hatramin'ilay detournement d'avion koa ve ??
Tsy maninona fa avoahy izay hitanareo fa tsy mety nataon'i Andry rajoelina hatramin'ny nitondrany teo, tao anatin'ny 3 volana, dia ho hitantsika eo.
5. Oay
(
29/05/2009 06:47)
fijo:
satria milaza ise,fa tsy maintsy miteny eo anoloan'ny tsy rariny dia misy fanamby kely ity.
ataovy ny lisitry ny zavatra tsy eken'ise tamindravalo ka misy porofo,dia anao izay vitan'ny TGV koa aho.de tsaraina eto izay tena manao ny tsy rariny.
Mila averina ve ny resak'i falyfenosoa ry fijo!
D enao moa zandrin'oul mpanao politika, ka mba manontany anao aho:
TSY NISY MPANELINGELINA IANAREO KA NANINN NO MBOLA NIPEPIPEPY ERAKIN'NY VAZAN-TANY EFATRA NITADY NY VOLA HAMATSIANA NY Menaces Arrestations Prisons (MAP)?
Tadidio anefa fa @ izao fotoana izao d tsy mitsahatra ny faminganana ataonareo ny HAT, izay mbola averiko fa TETEZANA fa tsy ARABE, ny tetezana re tompoko d voafetra ny lanja azony entina fa ny arabe d malalaka ary tsy misy fetra, ataoko fa azon'i fijo tsara ilay izy!
i fijo moa eto d manararaotra otran'ny banga mihome @ alina satria tsy nisy namaly izy tato ato d tenenina daholo ity atsanga tsy hamanorana ity!
Mbola averiko fa olona nianatra ianareo ary tokony hahalala tsara fa matoa ferana ho 4ans ohatra ny mandat présidentiel anankiray d satria mila efa taona vao hita ny retour d'investissement, samy mahalala isika rehetra ohatra fa ny amortissement ny bien matériel anankiray d aman-taonany KA MANINN IANAREO OUL NIANATRA NO MILAZA FONA FA EN DEUX MOIS HISY MIRACLE ALORS QUE 7 ANS TSY VITANAREO NY PROMESSE HANOME ANAY 4L ISAN-TOKANTRANO!
Momba ny resaka démocratie indray d izao:
_Raha t@ fitondran'i Ravalomanana d tadidio fa NIGADRA ILAy JOURNALISTE ny RAdio Mada iny satria nanaovany dossier d vita, jereo anefa fa tsy nanao intervention mihintsy ny HAT fa navelany nanao ny asany ny Fitsarana d iny afaka iny ilay journaliste.
_Hiresaka momba ny fitazonana an'i Hanta sy Manandafy ianareo d izao JEREO FA TSY NISY FATY OUL INTSONY REHEFA VOAHIDY RY ZAREO sa ny tinareo d hinananana etsy sy eroa handrangitra ady i Hanta sy Manandafy d mitohy ny fitifirana ataon'ny CAPSAT!
Ka izao ry fijo a! Tsy mpivarotra anana ianao ka atoro fa olona mahalala ny atao hoe HAUTE POLITIQUE ka aza ampidinina ny valeur-nao!
Mbola averiko fa TETEZANA IZAO ALEHANTSIKA IZAO fa rehefa tafita eny @ ARABE isika miresaka ! d tadidio fa voafetra ihany koa ny hafainganampandeha ao anaty tetezana!
6. ravatorano
(
29/05/2009 06:49)
reaha ny tena marina dia tsy eto no fanomezana porofo fa any amin'ny fanjakana mahefa koa iangaviana isika manan an'izany hanantona an izy ireo mba hahafahana mampiditra amponja marina izay nahavita heloka.
Aza matahotra fa na iza na iza azo tohanana foana reefa manana porofo mazava entina miady fany fanebahana sy filazana fotsiny kome sa tsary mety kle sady hampisavorovoro drapeau eto indray :-D
iza no tena mahalala bebekokoa an i Ravalo ?
xxx

7. xxx
(
29/05/2009 07:35)
Oay:
fijo:
satria milaza ise,fa tsy maintsy miteny eo anoloan'ny tsy rariny dia misy fanamby kely ity.
ataovy ny lisitry ny zavatra tsy eken'ise tamindravalo ka misy porofo,dia anao izay vitan'ny TGV koa aho.de tsaraina eto izay tena manao ny tsy rariny.
Mila averina ve ny resak'i falyfenosoa ry fijo!
D enao moa zandrin'oul mpanao politika, ka mba manontany anao aho:
TSY NISY MPANELINGELINA IANAREO KA NANINN NO MBOLA NIPEPIPEPY ERAKIN'NY VAZAN-TANY EFATRA NITADY NY VOLA HAMATSIANA NY Menaces Arrestations Prisons (MAP)?
Tadidio anefa fa @ izao fotoana izao d tsy mitsahatra ny faminganana ataonareo ny HAT, izay mbola averiko fa TETEZANA fa tsy ARABE, ny tetezana re tompoko d voafetra ny lanja azony entina fa ny arabe d malalaka ary tsy misy fetra, ataoko fa azon'i fijo tsara ilay izy!
i fijo moa eto d manararaotra otran'ny banga mihome @ alina satria tsy nisy namaly izy tato ato d tenenina daholo ity atsanga tsy hamanorana ity!
Mbola averiko fa olona nianatra ianareo ary tokony hahalala tsara fa matoa ferana ho 4ans ohatra ny mandat présidentiel anankiray d satria mila efa taona vao hita ny retour d'investissement, samy mahalala isika rehetra ohatra fa ny amortissement ny bien matériel anankiray d aman-taonany KA MANINN IANAREO OUL NIANATRA NO MILAZA FONA FA EN DEUX MOIS HISY MIRACLE ALORS QUE 7 ANS TSY VITANAREO NY PROMESSE HANOME ANAY 4L ISAN-TOKANTRANO!
Momba ny resaka démocratie indray d izao:
_Raha t@ fitondran'i Ravalomanana d tadidio fa NIGADRA ILAy JOURNALISTE ny RAdio Mada iny satria nanaovany dossier d vita, jereo anefa fa tsy nanao intervention mihintsy ny HAT fa navelany nanao ny asany ny Fitsarana d iny afaka iny ilay journaliste.
_Hiresaka momba ny fitazonana an'i Hanta sy Manandafy ianareo d izao JEREO FA TSY NISY FATY OUL INTSONY REHEFA VOAHIDY RY ZAREO sa ny tinareo d hinananana etsy sy eroa handrangitra ady i Hanta sy Manandafy d mitohy ny fitifirana ataon'ny CAPSAT!
Ka izao ry fijo a! Tsy mpivarotra anana ianao ka atoro fa olona mahalala ny atao hoe HAUTE POLITIQUE ka aza ampidinina ny valeur-nao!
Mbola averiko fa TETEZANA IZAO ALEHANTSIKA IZAO fa rehefa tafita eny @ ARABE isika miresaka ! d tadidio fa voafetra ihany koa ny hafainganampandeha ao anaty tetezana!
toa ho rendrika eo ambony tetezana raha izao no mitohy e,tsy mahazaka le tetezana ka hirodana ,satria na ny fitaovana nanamboarana aza aza vonjimaika
:-D :-D
8. naritsimba
(
29/05/2009 07:59)
ravatorano> efa ela no nahalalako an'i Ravalomanana, satria efa filohan'ny zana-piangonana tao @ FJKM Ambohimifangitra izy, efa nisy fotoana namboly teny @ vitrine de M/car ihany ko zahay, ary azo anontaniana tsara koa Rajemison Rakotomaharo fa momba ireo dossier nomenay azy no anisan'ny nanalana azy tsy ho filohan'ny senat, satria tsy nanaiky tsikombakomba mihitsy Rajemison, soa aza fa tsy namoronan'i Ra8 dossier dia nogadrainy. Ny directeur d'usine ny TIKO dia zaodahiko ihany koa, saingy kapoaka moa ny azy ka na mahita ny tsy mety aza tsy sahy miteny.
Momba ireo hoe misy porofo, dia aleo tsoriko fa efa any am-pelatanan'ny fitondram-panjakana efa ela ireo zavatra noresahiko ireo, saingy mbola Ravalo moa no filoha t@ izany dia nipirina ny dossier, fa vao 1 volana izao no mandeha ny enquéte ary efa voaantso eny @ BIANCO ny akamaroan'ny ato @ tanana.
Dia miandry an'i zoky ravatorano hifanohana @ ilay fitoriana nataoko e, ananako daholo ny copie ny dossier rehetra, tandremo anefa sao lasan-ko vavany an! ka manao tsobo-dranon-dramiangaly ka raha marivo irobohana fa raha lalaina dia ihemorana.
Oay> tsy mba nahita izany resaky falifenosoa zany aho sa efa ela zany?
Ho an'izay manana porofo momba ny tsy mety ataon'ny mpitondra HAT @ izao dia omeo fa vonona aho ny hamoaka azy sy hitondra azy, sa tsy izay ravatorano?

10. naritsimba
(
29/05/2009 08:13)
Noue> omeo oà ny porofo fa vonona aho hamoaka sy hitory, ny AIR MAD ange no tokony hitaky ny volany raha tsy voaloha ny volan' ny orinasa.
11. andrywui
(
29/05/2009 08:35)
_Hiresaka momba ny fitazonana an'i Hanta sy Manandafy ianareo d izao JEREO FA TSY NISY FATY OUL INTSONY REHEFA VOAHIDY RY ZAREO sa ny tinareo d hinananana etsy sy eroa handrangitra ady i Hanta sy Manandafy d mitohy ny fitifirana ataon'ny CAPSAT!
ary aleo hidiana mafimafy tsara sy asiana mpiambina betsaka ry lereo sao tafavoaka eo ndray vao ho be ndray ny faty olona eto amin tanàna raha zany klé
12. coucou2
(
29/05/2009 09:07)
naritsimba:
Noue> omeo oà ny porofo fa vonona aho hamoaka sy hitory, ny AIR MAD ange no tokony hitaky ny volany raha tsy voaloha ny volan' ny orinasa.
Ny porofo misy ary afaka manotany ny mpiasan'ny air mad enao.Saingy ankehitriny tsy afaka miteny izy ireo noho ny basy sy ny hery setra zay ampiaharina @olona ankehitriny.
13. naritsimba
(
29/05/2009 09:26)
coucou2> fa angaha moa tsy hoe "Aza matahotra fa minoa fotsiny ihany" ilay teny fandren'ny sofina, ny tsy inoako dia izao:
1-Ny AIR MAD dia orinasa efa teo am-pialan'aina noho ny nanaovan'ny Ra8 azy, @ izao efa ny mpiasa Malagasy no mitantana ary manana ny fahalalahana izy, azo raisina ange ho toy ny zotra nofoanana rehetra izany rehefa misy antony manokana e.
2-Raha mpiasa ao @ AIR MAD ianao dia atero aty ny porofo fa vonona aho ny hamoaka azy.
3-Ny foto-kevitro dia tsotra: NY MARINA TSY MBA MATY, izay no tsy atahorako na iza na iza afa-tsy ANDRIAMANITRA sy JESOA KRISTY, matoa sahy mangalatra ny olona iray dia tsy matahotra an'Andriamanitra izy izany.
4-RAha ny hoe basy sy ny hery izany dia tadidio tsara fa tsy mahaleo ny FANAHY izany, aiza no hisy hoe andao ambanana basy ireto mpiasa ireto mba hanome fiaramanidina, sarotra ny hino izany, fa raha i Ra8 aloha dia ninoako fa nahavita an'izany, ny DG anay izao manana Colonel garde du Corps mihitsy satria tanana ankavanan'dRa8 sady fianakavian'ingahy DG ihany ilay olona, izany no tena fampiasan-kery, ananako ny porofon'izany satria andoavana karama toy ny mpiasa isam-bolana io Colonel io, ary azoko omena ny anarany.
Dia mbola mila inona koa re ianareo mpanohana an'i dada(rabeosy)e?

14. Oay
(
29/05/2009 10:24)
naritsimba a! io:
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m4a015a06b9d2b#m4a034bed20357

15. coucou2
(
29/05/2009 10:48)
naritsimba:
coucou2> fa angaha moa tsy hoe "Aza matahotra fa minoa fotsiny ihany" ilay teny fandren'ny sofina, ny tsy inoako dia izao:
1-Ny AIR MAD dia orinasa efa teo am-pialan'aina noho ny nanaovan'ny Ra8 azy, @ izao efa ny mpiasa Malagasy no mitantana ary manana ny fahalalahana izy, azo raisina ange ho toy ny zotra nofoanana rehetra izany rehefa misy antony manokana e.
2-Raha mpiasa ao @ AIR MAD ianao dia atero aty ny porofo fa vonona aho ny hamoaka azy.
3-Ny foto-kevitro dia tsotra: NY MARINA TSY MBA MATY, izay no tsy atahorako na iza na iza afa-tsy ANDRIAMANITRA sy JESOA KRISTY, matoa sahy mangalatra ny olona iray dia tsy matahotra an'Andriamanitra izy izany.
4-RAha ny hoe basy sy ny hery izany dia tadidio tsara fa tsy mahaleo ny FANAHY izany, aiza no hisy hoe andao ambanana basy ireto mpiasa ireto mba hanome fiaramanidina, sarotra ny hino izany, fa raha i Ra8 aloha dia ninoako fa nahavita an'izany, ny DG anay izao manana Colonel garde du Corps mihitsy satria tanana ankavanan'dRa8 sady fianakavian'ingahy DG ihany ilay olona, izany no tena fampiasan-kery, ananako ny porofon'izany satria andoavana karama toy ny mpiasa isam-bolana io Colonel io, ary azoko omena ny anarany.
Dia mbola mila inona koa re ianareo mpanohana an'i dada(rabeosy)e?
Tsy mino zany ianao io fa ny fampiasana ny basy no nahatonga ny fanonganampanjakana teto? sa dia lazainao koa fa tsy fanonganampanjakana no nisy teto?
Raha oe ra8 no nampiala aina ny airmad, dia manontany anao za oe t@ ra8 teo @ fitondrana ve no niala aina ny airmad sa talohan'zay? Mila valiny io fanontaniana io
16. Oay
(
29/05/2009 11:40)
coucou2:
Tsy mino zany ianao io fa ny fampiasana ny basy no nahatonga ny fanonganampanjakana teto? sa dia lazainao koa fa tsy fanonganampanjakana no nisy teto?
Raha oe ra8 no nampiala aina ny airmad, dia manontany anao za oe t@ ra8 teo @ fitondrana ve no niala aina ny airmad sa talohan'zay? Mila valiny io fanontaniana io
coucou2 a! Vary mangatsiaka be izany harosonao izany é!
Hatramin'izao ve d mbola hiresaka fanonganampanjakana fona é!
Efa tsy misy mandà fa coup d'Etat iny nataon'ny vahoaka iny fa ny zavatra TSY METY MIDITRA AO AN-TSAIN'NY MPANOMPON'I Ravalomanana d ny hoe: FA NANINN NY VAHOAKA NO NANARAKA AN'ILAY FANAOVANA Coup d'Etat!
Nanaraka sy nanaiky ny hanonganana an'i Ravalomanana ny vahoaka satria efa nazava ilay FANIRIAN'i Ravalomanana ho lasa mpanjaka toa ilay hôte-ny ao Swaziland.
Ka @ izao andro efa mazava be izao ve d mbola hisy hanaiky ny hamerenana ny fanandevozana sy ny fanompoana olona klé! Mba efa maro ihany ny nadia fianarana fa tsy tany ny maizina intsony izao klé! Jereo efa Obama ary izao no eken'ny Fotsy maro an'isa any USA any! ka ny antsika indray haverina ny fanompoana olona @ filazana fa tsy MISY MANANTSAINA HIADY HEVITRA RAHA TSY TONGA NY MPITARIKA antsoina hoe Ravalomanana!
Momba ny Air Mad indray d tsotra é! TAKALO PATSA VIDIM-PINANANA, deal nifanaovan'i Ravalomanana sy ny mpanambola avy any ivelany io, potehina tsikelikely ny orin'asa Malagasy hafa tsy ny TIKO d @ izay manjaka ny vahiny!
Mbola averiko fa io no mahatonga ireo JIOLAHY MPAMPIASA VOLA AVY ANY IVELANY TIA NY FIARAHANA MIASA T@ i Ravalomanana satria afaka nanao izay tiany izy ireny rehefa tsy nikasikasika ny finanan'i Ravalomanana!
Eto izao d tsy misy kopy fa nanao deal anie ny admnistration Bush sy ny TIKO Boys ka ny mpanelanelana t@ izany d ny United Methodist Church, d mba fantantsika ihany koa ve fa membre ao @ ity U.M.C ihany koa i Hillary Rodham Clinton d jereo fa maika mihintsy ny amerikanina nandrava ilay fiaraha-miasa satria tsy hogaboraraka toa ny teo aloha intsony ny fitsetsefana an'i Madagasikara klé! io ilay connivence efa resahako eto fona!
Alefaso lavitra ny fijery fa aza lany andro manompo olona fa efa aboli ny fanandevozana ka tokony hisaina é!
17. naritsimba
(
29/05/2009 12:17)
coucou2> raha tena mpiasan'ny Air Mad ianao dia tokony mahalala tsara ny zava-nisy sy niainana tao, mba ataovy kajy fotsiny hoe 40000euros/mois ny karaman'ny DG napetraka tao. Mba azonao saintsainina moa izany vola izany raha avadika ariary?
Taiza teto Madagasikara no nisy nikarama an'izany? dia mazava aminao angamba fa ohatrinona koa izany ny vola noraisin'ny Ra8 teo @ fitondrana satria ny budget nampiasain'ny prezidansa dia 2000000000Ariary/jour na 700000000000ariary/an na 700 milliards ariary mandritry ny taona, Tsy tarehi-marika noforoniko io fa voasoratra ary nolanian'ny deputé TIM. Ra8 tsy hanaiky handray vola kely noho ny vahiny izany fa tadidio tsara, ary dia toy io koa ny tao @ JIRAMA.
Manaiky aho fa fanonganam-panjakana no nisy teto fa fanonganam-panjakana neken'ny be sy ny maro ankoatran'ireo eo@ Magro.
Fantatro tsara koa fa t@ teo Ambohijatovo dia nomena 7000ariary isan'olona ireo olona tonga teny.
Raha isaina tokoa moa ny isan'ny mpikambana ao @ antoko TIM ka nahazoany ny maro an'isa tao Tsimbazaza dia ireo fotsiny ve no habetsaky ny olona? mampanontany tena ihany izany, izay no mampiseho fa novidiam-bola sy noterena hifidy TIMny olona t@ fifidianana satria tsy maintsy ekena ny baikon'ilay dada(rabeosy).
Marina ilay voalaza ery ambony hoe: ny senateur, ny deputé ombam-bady aman-janaka ary ny fianakavian'ny cadre tao @ Groupe TIKO no mankao @ MAGRO Ankorondrano, rehefa tonga aty izao ireo GTT any ivelany ireo tsy sahy miseho masoandro akory.

18. coucou2
(
29/05/2009 13:24)
[quote=naritsimba]

[/quo
Ataontsika ary oe nangalatra ra8, fa manontany anao kosa ary aho oe ireo mpitondra teto h@zay eny fa na dia io lazainao fa filoha @zao io ary, iza t@izy ireny no tsy nangalatra. Ary iza t@izy ireny koa mba nahitana fa nandroso ny firenena t@ fotoana nitondrany?
Afaka milaza ve enao io fa ts nis fandrosoana ny firenena t@ fotoana nitondrany ra8 na dia oe nangalatra aza izy. Fa ireo mpitondra teo aloha kosa eny fa na io filohanareo @zao io aza, afaka tanisainao ve azafady ny zavatra nisongadina vitany teto @ firenena?
Ary matahotra ny vahoaka maro anisa ve nareo TGV eh dia foronina daolo ty karazanjavatra rehetra ty. Aleo hita miharihary oe iza no tena vahoaka ny teo @ 13 mai ve sa ny eny magro.

19. booboo
(
29/05/2009 13:33)
Dia tena tsy maharaka ny tantaran'i Air Mad tokoa Naritsimba izany... hadio² tsara hatrany an-dreniny ao r'ise fa diso be aby ireo porofo hanan'ise raha izao. Ataovy sérieux ouz lay hira....
20. Noue
(
29/05/2009 13:41)
booboo:ka atao ahoana fa ny fahakahalana no be aminy eeee ! sy ny osy, hany ka taraiky @ zava-marina dia Andriamanitra lava zao no hasesiny sy mitsimpona anaty baiboly
Dia tena tsy maharaka ny tantaran'i Air Mad tokoa Naritsimba izany... hadio² tsara hatrany an-dreniny ao r'ise fa diso be aby ireo porofo hanan'ise raha izao. Ataovy sérieux ouz lay hira....
:^) :^) :^) :^)