hoan'i naritsimba
21. ravonjison
(
29/05/2009 15:53)
Voalaza teo : "Manaiky aho fa fanonganam-panjakana no nisy teto fa fanonganam-panjakana neken'ny be sy ny maro ankoatran'ireo eo@ Magro."
: "Efa tsy misy mandà fa coup d'Etat iny nataon'ny vahoaka iny fa ny zavatra TSY METY MIDITRA AO AN-TSAIN'NY MPANOMPON'I Ravalomanana d ny hoe: FA NANINN NY VAHOAKA NO NANARAKA AN'ILAY FANAOVANA Coup d'Etat! "
Matavy loatra ilay resakareo, kanefa betsaka ny tsy mitombina ao. Ohatra , io voalaza eo ambony io.
Tsy nisy fanonganam-panjakana neken' ny be sy ny maro izany , fa aza mamoromporona eo. Eeritreritra sy fanirianareo fotsiny izany.
Ny vahoaka dia nofahanana lainga, mba hahazoana seza, ary natao tohatra fiakarana. Tsy misy chifre mihitsy milaza , firy na firy ny vahoaka nanohana na tsy tsy nanohana ilay fanonganana. Ary tsy ireo vahoaka tonga teny @ kianja akory no malagasy iray manontolo.
Aza mamorona e.
22. rakaroka
(
29/05/2009 19:57)
Manaraka lé resaka ato aloha aho dia MIAIKY fa tsy ao lé resaka e : "TSY MITOMBINA le size e, ary MARINA TANTERAKA NY voalazan-dRanamana etsy ambony hoe MIHIDINA ilay valéra sy ny "Considération'ny olona an'ilay mametraka zavatra tsy mitombina tahaka izao.
Ravalo efa nitondra des années ve ampilaharina @ i Andry tsy sokajiako akory ho efa mpitondra :roll: 8O 8O Fa ahoana ary izany fijerinareo izany e :?: :roll: 8O , tsy fampitaha akory anie ny faharetan'ny "champs d'actions e" , ny timing sns, raha "course le izay dia efa nomena vahana 7 taona lé 8 vao manomboka ny chrono ho an'i TGV, dia mbô miady ve ny fampitahana izany?...
Raha marina izany tsapako horohoronareo tokoa ilay TGV :{ :{ :{ :{

23. fijo
(
29/05/2009 20:38)
mazava izao,fa tsy mahita lazaina ny sasany rehefa tena asaina maneho ny tsy tiany.
laviko ny filazan'i naritsimba hoe ravalo n oten atohanako(za manokana)misy tahiry ato dia jereo ,hoe iza no notoanako tamin'ny fifidianana mera tao tana?????mba hamarino kely izay.
tsoriko fa za di ananohan aTGV hatramin'ny 26 janoary 2009.teo aho vao nahita fa fitak any nataony ary izay aho ,vao tsy nomba intsony ary nandinika foan aizay voalazany.(mino aho fa maro ny toa ahy ao mada sy eto)

24. fijo
(
29/05/2009 20:43)
rakaraoka an,mba asio fisainana le resak afa tena tsy ampy be.mato aaho mahasahy mangataka fampitahana,dia tsotra.ny ratsy lazaina fa vitan'i ravalo 7 taona,dia noaran'i andry tao anaty 4 volana.ka asio saina le mijery fa tsy hoe misy ny maso de vita.
25. rakaroka
(
29/05/2009 20:57)
fijo:
rakaraoka an,mba asio fisainana le resak afa tena tsy ampy be.mato aaho mahasahy mangataka fampitahana,dia tsotra.ny ratsy lazaina fa vitan'i ravalo 7 taona,dia noaran'i andry tao anaty 4 volana.ka asio saina le mijery fa tsy hoe misy ny maso de vita.
Ny dikany tsotra izany dia nahahoitra ny vitan-dRa8 nandritra ny fito taona
ny vitan'i TGV vao 4 volana ?.....
Fehiny : B-R-A-V-O TGV =D> =D> =D> =D> =D> =D>
27. rakaroka
(
29/05/2009 21:38)
De toute façon manana solomaso MAINTY spesialy kosa Rafijo ka afaka mijery loupe positif max 'ze vao vitan'iTGV tao anatin'ny fotoana fohy fotsiny . Je crois pas ka ahafantatra azy toa anao izao ny "tierce perso" hafa . Ny fantatro aloha dia hoe "teteza-mita ihany" , ka ny teteza-mita izany tsy ampitahaiko @ rafi-pitondrana feno , dia tahaka ny olona mampitaha ny zavatra tsy fampitaha mihitsy e? Io anie no mahalasa saina hoe "tsa raisonnementn'olo nianatra kosa ny toa izao e!
29. rakaroka
(
29/05/2009 22:31)
fijo:
resaky ny matahotra tsikera ny anao
8O :lol: :-D :-D :-D
Le TSIKERA anie tsy hoe nanaovan'ny olona TSIKERA "size" ianao " hoe ho an'i "Fijo" dia 'ndeha hanaovana koa i Naritsimba :-D :-D :-D =)) =)) =)) :@ :@ :@
Toa tahaka irony olona mpanara-kefa irony ftsn .
30. Noue
(
30/05/2009 14:50)
fijo:sady be wawa @ tsinapany nefa tsisy raisina akory
rakaraoka an,mba asio fisainana le resak afa tena tsy ampy be.
:^) :^) :^) :^) :^)
31. rakaroka
(
30/05/2009 18:24)
Noue:
fijo:sady be wawa @ tsinapany nefa tsisy raisina akory
rakaraoka an,mba asio fisainana le resak afa tena tsy ampy be.
:^) :^) :^) :^) :^)
Bon! asiantsika fisainana marina tokotrany aza.
Rehefa misy ny "compétition" na fampitahana herin'olona na zavatra ,dia mba "fe-potoana mitovy foooooooaaaaaana" na mitovitovy no ametrahana izany , raha hitsapa ny tanjaky ny mpilalao fanatanjahantena ohatra dia
izay vitany ao anaty fe-potoana mitovy sy "conditions"mba mitovy vao tokony mitombina ny "comparaison" , ny lalao baolina ohatra samby 90 minitra fa tsy hoe vao mba nandaka baolina 2 segaondra dia hotsaraina fa tsy alehany, ary 'ndeha ampitahaina @ efa nilalao foana!....sns ,
ny fampitahan-dRafijo eto ny tsy antsoina hoe fitondrana feno akory 4 mois no alahatra @ nitondran-dRa8 efa an-taonany maaaaaro koa !
FEHINY: TSY MITOMBINA le Comparaison ,ary 'za indray no lazaina fa tsy ao!
:roll: :roll: 8O 8O :-D :-D :^) :^) =)) =)) :@ :@
32. Noue
(
30/05/2009 18:37)
rakaroka:ndàna aloha milalao baolina aza fa ny eto dia resaka politika ee
ny lalao baolina ohatra samby 90 minitra fa tsy hoe vao mba nandaka baolina 2 segaondra dia hotsaraina fa tsy alehany, ary 'ndeha ampitahaina @ efa nilalao foana!....sns ,
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
33. Noue
(
30/05/2009 18:54)
tena tsy mahay miresak aianao ka mahakamo be.tena tsy manambany aho fa manahirana be le miresaka aminao.sady tsy maharak azavatra no mana ofijery antedron'oronatsy mahagaga ahy raha io no nolazain'ny sasany momba ny zavatra lazainao ry rakaroka satria hafangaronao daholo ny zavatra tsy tokony hiditra @ zay hiadian-kevitra ! aiza koa lasa nivadika resaka baolina indray ny eto :-D :-D :-D :-D :-D :-D
34. rakaroka
(
30/05/2009 19:55)
Noue:
rakaroka:ndàna aloha milalao baolina aza fa ny eto dia resaka politika ee
ny lalao baolina ohatra samby 90 minitra fa tsy hoe vao mba nandaka baolina 2 segaondra dia hotsaraina fa tsy alehany, ary 'ndeha ampitahaina @ efa nilalao foana!....sns ,
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
8O :roll: :-D :-D :-D Fanoharana hanazavanasaina ihany no niresahako baolina, ary tena hita hoe misy olona kely saina tsy afaka ahatakatra ny similituden'ilay izy tokoa!
Ny resak'i Fijo ery @ fampidirana dia ahatsapana fa TSY AMPY ny fe-potoana "ahafantaran'ny olona an'i Andry" raha mitaha @ "taona maaaaaro
efa nitantanan-dRa8 , i Fijo izay manao tazan-davitra aty no mihambo ho mahalala azy araka ny fijeriny ihany ! ary ny "blem"ko dia betsaka anefa ny resaka mandeha eto tsy mi-partage "avis" @ i Fijo. Ka tsy "maharesy lahatra lé
famendrananareo an'i TGV satria mampieritreritra ihany ny hoe tena vitany izany lé efa 7 taona teo klé, ary tsy dé vendrana araka ny filaza ihany izy matoa nahavidy Capsat sy ny Frantsay sns ka!.....
35. Noue
(
30/05/2009 20:14)
"rakaroka":tsara rehefa mahatsapa tena ianao rakaroka aaa ! YES !! au moins tena voalazanao tsara mahintsiny ny momba anao eee !!
ary tena hita hoe misy olona kely saina tsy afaka ahatakatra ny similituden'ilay izy tokoa!
"rakaroka":hita mahintsiny ilay fisainana fa tena tsy ao eee ! pire noho ny vendrana tsisy azondamosina fa dia mividy olona no atao fiainana mba ahazahoana inona nefa ??? aiza re zany eee ! mampalahelo be ny toetsainao ! mila mijery psy fa tena grave kleti'eee !
ary tsy dé vendrana araka ny filaza ihany izy matoa nahavidy Capsat sy ny Frantsay sns ka!.....
36. rakaroka
(
30/05/2009 20:31)
Noue:
"rakaroka":tsara rehefa mahatsapa tena ianao rakaroka aaa ! YES !! au moins tena voalazanao tsara mahintsiny ny momba anao eee !!
ary tena hita hoe misy olona kely saina tsy afaka ahatakatra ny similituden'ilay izy tokoa!
Bien sur ny olona mi-reconnaitre" sy mahatsapa tena fa mbola misy "lalana haleha" no "afaka hivoatra" ! fa ny olona mitompo tena ho efa feno , inn 'tsony moa no ampiana ny aminy raha tsy miandry fahafatesana sisa :roll: :roll: :?:
hita mahintsiny ilay fisainana fa tena tsy ao eee ! pire noho ny vendrana tsisy azondamosina fa dia mividy olona no atao fiainana mba ahazahoana inona nefa ???
Draiiiiiiy mahavidy olona aza izy kou , Mahay mikarataka matoa mahavidy olona, toa 'reko nividy koa Ra-8 , donk ts'isy hazon-damosina koa izany izy? ary ireo mbola mi-soutenir ny "alony" inn kay ny folaza azy?....Andevo :roll: :?:mpanompo :roll: :?:
aiza re zany eee !
Dia marina mihitsy ny teninao fa ireo mpanohana "cause perdue", tsy mahatsapa hoe tsy an-tanindrazana tsy omban'ny aty ivelany koa =>
mampalahelo be ny toetsainao ! mila mijery psy fa tena grave kleti'eee !