France Madagascar

1. tafondro ( 13/05/2009 12:17)
Raha ny tokony ho izy dia tokony hatao toy izao koa ireo mpitondra teo aloha ,ametrahana fitoriana any @ TPI .

http://www.lejdd.fr/cmc/international/200919/francafrique-biens-mal-acquis_207255.html
répondu par rakaroka le 13/05/2009 22:13
2. tafondro ( 13/05/2009 12:34)
Dia mbola misy ihany ny manaraka bétement ny jeu -ndry tsy mandalo katsamaina .
http://www.sobika.com/madagascar-informations/news_1539_akfm.php
:oops: :oops:
Mihetsika hatramin' ny akofamaina ity !!!
3. rakaroka ( 13/05/2009 13:20)
Odoooooiiieeeee!
mampme BBbe anie ry tony ny mitazana anareo asavilvoln´ny politika e!
Heu..... :roll: 8O 8O 8O :-w :-w :-w :-$ Henjehina tahaka ny inn ny Frantsay ,´nefa tsa amim-bola akory hanakaramana ny "machine admnistrative" Hi!hi!hi! :-D :-D :-D
Dia tsy hitako koa izao ze ifandraisan´ito resaka @ akfm sy ny ambasaderan´i Etazonia, :roll: :roll: sa mba te hiseho ´ngaha ny AKFM :roll: Mais 8O 8O 8O ...Miresaka Francafrique ´nareo, efa fantatra fa misy
ekipa, koa raha tiana ho reconnaisse-van´ny hafa dia tsy i Razanaka avy ary am dezaka tsy "mahalala afa tsy tombatombana momba ilay tany akory tsy mbo nifanerasera tahaka antsika ´zao no no-designe-na! Dia avy eo tolagaga hoe " driiiiy tsy fantatry rizalahy hono!
Mba lojika e :roll: :roll: 8O :-D :-D
Dia ny andaniny indray mba manao fisehoana milahatra hono, dia olona vao nalohan´ny any no arantiranty asesika hiverina hono, dia very fotoana am n´a pas, taoko sady tsy credible atsy no tsy credible ary tsony anie e, aza mannooonooofy, na ny nandray "asile" azy aza manahirana ireo firenena maaaro!
Sady mbola tsy azo antoka akory ny securite raha hiverina aza dia asesika ftsn: tokony mbo misaina eeeeee!
4. ravalotgv ( 13/05/2009 13:24)
tena mifangaro be ny resak i rakaroka avy nihaninkazo nga nareo zany

sniff
tcrouff

sady tsy mahay maelabelatra le resaka akory

:^) :^) :^) :^) :^) :^)
5. xxx ( 13/05/2009 13:32)
ravalotgv >>> avy nofahanan'ny frantsay inona indray ary rakaroka :-D :-D :-D
6. Noue ( 13/05/2009 13:50)
tsy maintsy mahita lazaina foana i rakarika ka !! na dia hita zao aza fa be dia be ny fahadisoana sy ny participation ny renimalalany dia NIET zany aminy ee :-D :-D :-D
Nous reproduisons integralement ci-après un article de l'hebdomadaire Jeune Afrique confirmant une fois de plus, entre les lignes, le rôle central de la France dans le coup d'Etat du 17 mars. Cet article "bien renseigné" donne d'autres informations tout aussi importantes.

L’imbroglio malgache commence à préoccuper sérieusement l’Élysée et le Quai d’Orsay.

fa tsy hitan'rakaroka io :-D :-D :-D :-D
7. xxx ( 13/05/2009 14:14)
AKFM reo no tena mpamosavy ny mpanao politika retra tao Madagasikara hatrizay
mpanoro vohona de avy eo ry zalahy mivadika palitao refa tsy mahavoa ny soavaliny ,
RERAKA BE RENY FA AZA ASIANA RESAKA
8. tafondro ( 13/05/2009 14:14)
Ka ilay izy anie tsy fanenjehina bontolo ,fa famaritana mazava tsara hoe ,avy aiza ny flux mangeja ny economie malagasy @ izao fotoana izao é !mba hialàna @ lavaka feno fahantrana .Misy fitenenana manao hoe raha tianao ny hamono ny biby dia reraho ny lohan\' ny tompony! Efa hitan\' ny rehetra fa misy ireo influences nefastes avy @ ireo firenena ireo ho an\' i Mada ,dia tsy misy akory malagasy mba miaro ny normalité sociale tokony hisy hampirindra ny fiainana @ rariny sy hitsiny !
Feno resaka manipulations idéologiques daholo ny site izay aleha ,dia tonga ho azy ilay désinformation avy eo,ny vokany avy eo no mampisavilivola araka ny voalazanao satria mampanao zavatra tsy voadinika ny sasany , na kely na lehibe !
Na dia miteny aza hoe tel ou tel pays no mahatonga ny olana ao mada dia tsy midika izany fa categoriquement contre azy ireny ianao ,tsy maintsy aseho an\' ireo mpitondra ireny firenena ireny fa avy any @ azy ireo ny fositra mikiky ny ain\' ny toe- karena malagasy !
Tsy midika velively izany fa ny amerikana rehetra na frantsay rehetra no henjehina ,tsy maintsy misy foana tsinona ny fiaraha- miasa @ izy ireny ,ary tsy ho vitan\' ny olomelona ny hanova izany na oviana na oviana .Ny tany boribory ka dia tsy misy afa- miala @ ny nafafiny raha mbola te ho olombelona ihany ! Raha ho lazaina @ antsipirihany ny zavatra efa niseho t@ fiaraha- miasa t@ ireny firenena ireny dia angamba tsy ho voatanisa ny fatiantoka efa nahavoa ny toe-karenan\' i Mada .



:roll: :roll:
9. AndriambyII ( 13/05/2009 14:34)
Dé aveo tonga lé sôsy bé vé ? Aza adino ny namana rah misy patsa !! :P :P :P
10. ravalotgv ( 13/05/2009 17:56)
ka adinonareo fa (Quai d’Orsay) kay de ory say anie ory lava ee
sniff
tcrouff



:^) :^) :^) :^)
11. rakaroka ( 13/05/2009 18:04)
Le izy anie tsy rehefa hoe hifanasa vangy eto ny andaniny sy ankilany dia
handroso ny firenena! Ho lany foana ny fotoana....
Ary antony nanoritako ny "hetsika deblocage ho an'ny fampandrosoam-pirenena koa no iresahako!" satria mazava BBBbbbbe fa misy "hetsika tsy mandeha @ laoniny tokony volanina" . Ny manafangaro ny resako moa dia mbo "takaro" satria i "Tafondro" eto tsapako hoe mahatakatra ny tian-ko ho lazaina ahay , ka cerveau mbo mifanahatsahana ihany angamba!",
raha tsy hoe tahaka ny an'ny akoho 'ngaha ny an'ny sasany!
Mikasika ny tenin'i Noue "position'ny Frantsay",Quai d'orsay / "arako aby io h@ position atsy ho atsy aza!... ny fifampiraharahana @ tany hafa dia "resaka fahaizana diplomasia e!" , ary aza avadika ny resaka fa hoe voafahana aho :tsia fa ny fomba hifandraisana heverina fa samy hanana tombontsoa tsy ho voambaka ny andaniny sy ankilany no "apetraho" , fa raha ny 'ndeha hiolonolona anefa ny hohanina aza tsa "hary", ataoko angamba fa tsy fahendrena izany! Natao hifameno ny fiainana an-tany:OK!
12. xxx ( 13/05/2009 18:16)
ndàna aloha mikaroka an'i andry enao de ho hita eto é
13. rakaroka ( 13/05/2009 18:23)
Raha ny marina anie tsy fomba fiasan'ny aty ny "mitady hoe "aiza i Ranona?" tahaka izay "blem"n'ny maaaro eto, izay manao "chasse" sy mis'acharne @ olona
izatsy na 'zaroa , tsia tsy toa izany fa ny drafitra no atao dia "ampitaina" dia izay "interessé tsara , izay tsy interessé dia any izy! C'est tout! :idea:
14. Noue ( 13/05/2009 19:17)
wait and see :^) :^) :^) :^)
15. ravalotgv ( 13/05/2009 19:38)
faly ery i Noue
sniff
tcrouff
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
16. rakaroka ( 13/05/2009 19:51)
Peut-étre, mois de Juin fa tsy atao miandry ela, 3 volana na 2 taona?
tandisque on est mois de mai dia efa juin ny manarak'izay !
Bref....manahirana tokoa ny miresaka @ sphère isan-karazany satria samy manana ny "fahitany sy fijeriny arakaraka ny isiany" dia araka izany koa ny tsoak'hevitra sy ny lamina isan-karazany .
Raha te hanafaingana ny tetezamita ohatra ny ambasaderan'i zamerika, remarque mitovy hevitra @ Sarkô sns anie izany...dia ny gasy MITSIPAKA IZANY; dia MIHEVITRA SY MAHATOKY TENA FA "NY HEVINY NO TENA MITOMBINA!" ;
Angamba tsy mi-discute noho ny diplomasia rizareo vahiny fa tsy milaza izany fa mankasitraka ny decision noraisina justement manana ny position-ny koa
rizareo , ary tsarovy fa mbola misy ny toerana en "amont" sy en aval"!
Ary Maaaro ny malentendu !
17. Noue ( 13/05/2009 19:58)
eisyyy aho oeee :^) :^) :^) :^) :-D :-D :-D :-D :-D
18. xxx ( 13/05/2009 20:18)
Avy nifoka sigara menthola i rakaraka fa tsy nahatakatra goloizy dia io mirediredy io .
19. rakaroka ( 13/05/2009 20:19)
Mahafinaritra aloha rehefa mitsiky i Noue :lol: :-* :-* :-* un pas en avant,
oups :lol: :lol: izay ange no tadiavina e :wink: draissssfiaina krizy hono
faut pas dramatisé kosa hoe lasa Ra-8 na ho raisina drame hatrany ny fifandraisana @ hafa! :-* :-* :-*
20. ravalotgv ( 13/05/2009 20:20)
non on dirait qu'il n y aura pas de mois de juin cette année c'est rakaroka qui a dit ça et Noue réitère la méme chose

sniff
tcroufff

:@ :@ :@ :@ :@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 5.4213