France Madagascar
21. rakaroka
(
13/05/2009 20:22)
xxx:
Avy nifoka sigara menthola i rakaraka fa tsy nahatakatra goloizy dia io mirediredy io .
Araho tsara ny resaka fa i Ravalotgv no mifika eto fa tsy 'za ka! sa ianao koa no efa katry :?: dia mandroroa 'ngamba ny maso :{ :{ :{ :{
22. xxx
(
13/05/2009 20:32)
i ranoue lasa aiza e ! foana ny 26 juin , fa rakaroka mantsy hamalakira eto hihihi
nandalo i noue dia manome fahafahampo andrakaroka sao mideprim irery eto io ka hanahirana ;-) ;-) ;-) ;-) ;-) ;-)
nandalo i noue dia manome fahafahampo andrakaroka sao mideprim irery eto io ka hanahirana ;-) ;-) ;-) ;-) ;-) ;-)
23. rakaroka
(
13/05/2009 20:38)
'za tsy niteny 26 juin 'zany fa aza mamadi-dresaka , fa lavitra be aza 'zany knou,
bref ..."wait and see" hono e! sao hoe inn 'dray ny volana alohan'ny biby eo :?: :roll: 8O 8O 8O
bref ..."wait and see" hono e! sao hoe inn 'dray ny volana alohan'ny biby eo :?: :roll: 8O 8O 8O
24. namanabe
(
13/05/2009 20:47)
Fa inona ihany izao karohandrakaroka ao izao e! fatiantoka be mahintsy ny chercheur mahazo karama ny anareo ity toa lany andro amintsimisy antony mbĂ matotra amin'izay rakaroka o !
25. fijo
(
13/05/2009 20:56)
mba te hisarika ny sain'ny merina ny akfm,nefa vao miha manao izay hankahalan'ny olona azy.efa antoko mitsipozy ireny ka manelik arivotra sisa
26. ravalotgv
(
13/05/2009 20:56)
avy ndray le mody namanabe nefa tsy namana akory
tss
sniff
tcrouff
fa namanabe aloha ela rehefa mihaninkazo eee
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
tss
sniff
tcrouff
fa namanabe aloha ela rehefa mihaninkazo eee
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
28. rakaroka
(
13/05/2009 22:13)
fijo:
mba te hisarika ny sain'ny merina ny akfm,nefa vao miha manao izay hankahalan'ny olona azy.efa antoko mitsipozy ireny ka manelik arivotra sisa
Miombon-kevitra am'i Fijo aloha e, d'autant plus anie ny PM no niteny ny hevi-baventin'izy ity voalohany dia mbola norabachén-drizareo indray! TROP
ihany! Te hiseho marina! 'nefa raha ny marina il a raison hoe tokony hafangainina le teteza-mita!
