"Shariah Finance" sy ny mpanao politika tgvendrana

1. penguin ( 05/05/2009 10:59)
Ny "Shariah Finance" dia nahitan'olona fahombiazana ary efa miely sy manomboka malaza eran'izao tontolo izao. Na ny tany mandroso izay hianteheran'ny Malagasy aza mandinika fatratra izany "Islamic Banking" izany. Etsy ankilany kosa dia ny fihetsika ataon'ny tgvendrana izay milaza ho kristiana sy milaza ny sasany ho demony rehefa tsy manonona ilay hoe Jesosy Kristy. Manampy izay ny fisainana Malagasy izay tambesaran'ny foto-pisainana sy fivavahana Kristiana ka malahelo mafy rehefa voakasika ny FFKM na FJKM na koa ny fankalazana ireto FPVM. Hafa ny fisainana arabo koa hitondra ny volany amin'ny foto-pisainana izay manaraka ny lohan'ny mpanao politika Malagasy vé ry zalahy ka hiala ny Shariah Law. Vao ré fa namngy an'i Pastora ANDRIAMANJATO RICHARD hono ireo vahiny handraindraina hitondra Solika sy entana mora vidy ka hampihena farafaharatsiny 40 na 50% -n'ny vidin'entana. Tandremo ihany ny vava ry tgvendrana fa mitotototo any amin'ny tsy hisainana rehfa difotra tsy mahita rirany amin'ny Mpamatsy vola mahazatra.
répondu par penguin le 06/05/2009 13:44
2. andrywui ( 05/05/2009 11:07)
tena reraka aho ry penguin manazava resaka amlah aka !!!
mbola averiko farany angamba ka rah mbola manotany ihany elah defa tena olona voan'ny alzeimera elah !!!! bon vakio ndray ary :!!!
----Tsy misy hifandraisan'ny resaka politika sy ny resaka fivavahana hoa ny resaka sosialy !!! TSY MISY !! zavatra samy hafa mitsy zany !! ny arabo tsy hanao forcé ny malagasy hiditra hamaky corann ny gasy tsy hanery hiteny aminy oe io ny baiboly vakio fa hisavoritaka izao ttlo izao mihitsy rah ny firenena rehetr samy hanao anzany daholo !!!! de hilaza koa ny sinoa fa io bodha haingana ivavaho fa rah ts zan tsy hitondra entana eto M/car tson zahay !!! sns....... mba misia saina kely papa! hazavina foana zay fa tsy azon'i penguin mihitsy !!! angamba ampiarahina amin'ny felaka mihitsy vao azoazonlah kely le resaka e !!!????
3. penguin ( 05/05/2009 11:14)
papa ngah ry andrywui tgvendran ty a.
"Islamic Finance: Applying religion to economics" fa inona no nianaranitony andrywui tgvendrana itony é. Isaky ny mahavita zavatra ny Silamo dia noho ny fanampian'i Allah hoy izy ary rehefa lasa mpitarika ny HAT i andry tgvendrana dia avy amin'ny fanampian'i Jesosy Kristy tompon-tsiaka hoy izy. Tsy mifandray ireo koa inona no hiantsoana FFKM hanelanelana ry andrywui tgvendrana a?
4. xxx ( 05/05/2009 11:15)
Zany dia mbola tsy handraisan'ireto tgvendrana lesona foana
Efa nitranga io cas io t@ andron'i PR Zafy ary dadamalamavava Andriamanjato ihany no tao ambadika tao,
Tadidido ny zava nisy fa tsy nahazo vola tany @ FMI sy ny Banque Mondiale ry zareo t@ zay dia natao daholo zao tetika rehaetra azahoana vola izao , ny off shore nalaza ery t@ zay , ny pseudo prince de Luxembourg sns ,ary t@ zay dia nomena ho takalony iny faritra atsimo rehetra iny sy izay mety nisy harena an-kibon'ny tany ho takalony, dia tonga taiza ,vita matavy teo ry zalahy ary tena naleon'ny gasy aza namerina lay raikalahy iny toy izay hivarotra tanindrazana

Non !!!!tsy misy miverina @ zany ntsony ry zalahy a, tsy vendrana toa anareo mpitondra ao akory ny vahoaka Malagasy ary mba mihainoa ny feony
5. penguin ( 05/05/2009 11:25)
I dadamalama vava izay nalaza tamin'ny FINANCEMENT PARALELYYYY =)) =)) =)) mbola mitana toerana be satria ry zalahy ao amin'ny Ministeran'ny Raharam-bahiny entin-janany no mitantana ireto vahiny ireto. Fa HAT ngah moa sa inona i malama vava no vangiana sy hitafan'ireto vahiny ireto ? andrywui tgvendrana aza mihevitra anay hanaraka tgvendrana izany.
6. benkintana ( 05/05/2009 11:34)
Aza midi-kizo ianareo ry mpitondra malagasy ,miaro ny rariny foana ny tandrefana ,ary matoa ianareo tsy nomenay vola dia satria tsy mendrika anareo izany
Ataovy haingana ny fifidianana , fa raha mitohy izao ataonareo ny vahoaka ao @ nareo izao dia alefanay any Guatanamo any lisany tgv sy capsat kely tony
7. penguin ( 05/05/2009 11:42)
Hahaha ny benkintana Malagasy moa nianatra fotsiny fa misy hatramin'ny sarim-bavy hoy ny capsat ka dia ireo niakatra niadana avy tany @'ny sous-officiers no misy ny tanjaka ka manapatra azy tsara. Ny kely sandry tsy maintsy mangina fa dia miandry ny fitambaram-ben'ny hery vao tsapa sy re. Ny FIFIDIANANA HAINGANA TSY SAHIN'NY TGVENDRANA SATRIA HO RESY IZY KA NY FANOVANA NY RAFITRA ISAKY NY FARITRA (REGIONS) NO MAHAMAIKA ALOHA. Hahahaha sao mba i Coutiti no nanoro hevitra an-dry tgvendrana ngamba. Hahahaha Jesosy Kristy hoy andry tgvendrana ary lelafo ny arabo fa maika hisy vola hoy ny tgvendrana isany.
8. tsiafoi1 ( 05/05/2009 11:44)

Izay tian'ny NGEZA ihany no ho tafapetraka eo, ny ankoatr'izay manararao-paty fotsiny ihany. TODIO NY LASA de ho fantatrao hoe : IZA ARY O???
9. ravalotgv ( 05/05/2009 11:49)
raikitra indray izany sharia entre gasy atombohy eto @ serasera rangaha aloha aa
iza no voalohany i Noue sy andrywui ary i mirananirina

sniff
tcrouff

za mpaka sary de alefa @ internet sa moa alefa @ scanner


=)) =)) =)) =)) =)) =))
10. xxx ( 05/05/2009 12:04)
Ny lohan'elah mintsy no scanner-na ry ravalotgv fa misy voadona klé
11. penguin ( 05/05/2009 12:08)
Hoy ny Silamo hoe "Islamic Way Is the Only True Way". Resaka ara-toe-karena sy politika mazava izany ary mifototra amin'ny fivavahana izay tsy miala naiza naiza misy ny Silamo koa aza faly amin'ny resa-bola miditra fotsiny fa amboary tsara aloha ny fomba fisainan'ny vahoaka Malagasy iray manontolo. Tsy ny maha-tsara na maha-ratsy ny Silamo no havoitra fa ny fahaizany miaraka amin'ny fiaraha-monina Malagasy. Ny QMM nalaza ho nitondra vola be indrindra nefa vao tonga ny tgvendrana dia ireo no natao sava hao ary ireo koa no naratsiana mafy hoe manimba tontolo hiainana tamin'ny andro fanonganam-panjakana. Fananganana fanadiovana Solitany ary fivarotana ireo voadio no anisany heverin-dreo hatao noho izany hiaina eto ireo olona ireo ry tgvendrana a. Resaka savony hafarana aza mba hanjifan'ny olona savony mora vidy hifanosehan-dry Alain Ramaroson ho tsy fitiavana vokatra vita Malagasy.
12. xxx ( 05/05/2009 12:20)
Tadidido ny tantara é, t@ andron'i deba dia nalaza ery izany révolution verte tany lybie zany ary naka ohatra lery @ iny boky mena iny(ny azy moa iny tsy asiana resaka fa marxiste be vita matavy iny) , dia nisy ny fifanarahana t@ reo libiana ireo ,nahazo vola 5 milliard ry zareo t@ zany ary ny takalony dia ilay fandaharana @ t@ radio malagasy le toriteny sy fandaharana silamo isaky ny alakamisy hariva ireny
Tsisy olona hanomé maimaimpoana zany io ry zalahy a,
13. Mirananirina ( 05/05/2009 12:35)
dia nisy ny fifanarahana t@ reo libiana ireo ,nahazo vola 5 milliard ry zareo t@ zany ary ny takalony dia ilay fandaharana @ t@ radio malagasy le toriteny sy fandaharana silamo isaky ny alakamisy hariva ireny
Tsisy olona hanomé maimaimpoana zany io ry zalahy a,

samy Malagasy ary moa mifanaratsy ko.
Ary tadidio fa misy Silamo gasy ao amintsika ,iny faritry VOHIPENO sy ny manodidina iny,de ahoana??????????????
14. penguin ( 05/05/2009 13:13)
Ny Arabo no tonga voalohany teto Madagasikara ary ny sorabe no niasa teto Madagasikara ka izany no hifandraisan'ny teny Malagasy amin'ny teny Indoneziana na Malaiziana izay nadova teny arabo ihany koa. Na izany aza tsy ny fariitra no Silamo fa ny fomba no manakaiky ny fihetsika Silamo. Ny tena fomba fiasa sy fampifandraisan'ny Silamo amin'ny politika sy toe-karena no tsy mitovy amin'ny fomba fiainan'ny Malagasy. Ny Malagasy zatra ny mandeha hoazy ka ny satroka Silamo ohatra hanaovany na hivavaka any ampiangonana aza izy satria heveriny ho satroka sahalan'ny amidy rehetra eny. Tsy hainy fa tsy manaiky ny hanaovana fahatany ny fitafiny akory ny Silamo ary na teny ampiasainy aza lazainy hoe voatokana ho an'ny Silamo izany fa tsy tokony ampiasan'ny "kofar" na kristiana. hahahaha. Tsara raha ny tgvendrana no ahay hitantana ny Silamo ka ny vola fotsiny no miditra ary tsisy resaka fivavahana izay tena nofinofy raha ny toerana alehan'ny Silamo no jerena.
15. andrywui ( 05/05/2009 13:18)
sasatra ny manazava resaka amlah aho ry penguin !!!!
tsy haiko na donto na tena nandra marina elah fa mampite hamelaka mihits ny manazava resaka amlah !!
rah resaka resahana amin'ol normal 5mn
tapa kandro maninjitra mikabary amlah foan !!!!

tsy hikozy amalah tson ah fa vakio ao ambany ao ny valin'io kozinlah io !!
16. xxx ( 05/05/2009 13:22)
K ale resak'elah resaka ambany foitra foana kosa koa aiza elah no henon'ny olona ry andrywui a, sady tsy mitovy ny lenta @ lery rahateo moa elah fa verezin'i penguin lavitra
17. penguin ( 05/05/2009 13:35)
Izaho penguin aloha tsy afaka ny hanaraka hevitra tgvendrana mihintsy na hovonoina ho faty aza. Efa fantatra izao fa tsy misy ny Train à Grande Vitesse vita gasy koa ahoana no hanereko ny saiko hanaraka izany na hisambotra sy hamono hatrany aza ry capsat. Asa na ny aiza marina no misaina amin'ty andrywui tgvendrana ty ? Aza mikozy amiko mihintsy ary tsy nanasa an'elah tgvendrana hamaly ahy aho fa ny samy mitovy fisainana afaka miady hevitra eto. TGVENDRANA TSY MAINTSY ESORINA F'AZA MIJANONA IZANY FA AFABARAKA NY FIRENENA.
18. andrywui ( 05/05/2009 13:38)
sasatra ny manazava resaka amlah aho ry penguin !!!!
tsy haiko na donto na tena nandra marina elah fa mampite hamelaka mihits ny manazava resaka amlah !!
rah resaka resahana amin'ol normal 5mn
tapa kandro maninjitra mikabary amlah foan !!!!

tsy hikozy amalah tson ah fa vakio ao ambany ao ny valin'io kozinlah io !!
azafadyoooo TAPITRA
19. xxx ( 05/05/2009 13:42)
Ka ela zany kay ry andrywui tsy asaina mamaly akory fa mandray tsy raisina toy ny tsipolitra fotsiny,ary aza aty no mitaraina fa omeko ny daka eo
20. penguin ( 05/05/2009 13:45)
hihihihi ra-xxx fa tsy mila tgvendrana mihintsy penguin fa izy andrywui no tia hiditra sy hamaly ny loha-hevitro eto. Ndana any amin-dry essera any mameno andalana fa izahay TSY MIOVA ary manohy ny hoe TSY MAINTSY MIALA NY TGVENDRANA. =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0788