"Shariah Finance" sy ny mpanao politika tgvendrana
21. andrywui
(
05/05/2009 13:48)
Bon ity ihany aho fa mamaha ndalitra vahoaka elah de tsy mintsy faizina !! ary aza manao xxx matetika eo ry penguin fa kobo be !!!
--Ze firenena rehetra te hiara hiasa amin M/car de raisina daholo fa nareo TIM ireo iahny no nadroaka ny volampanjakna stao ka ts maints mietsika ny fitondrana eeee !!! azafadyooo TAPITRA
--Ze firenena rehetra te hiara hiasa amin M/car de raisina daholo fa nareo TIM ireo iahny no nadroaka ny volampanjakna stao ka ts maints mietsika ny fitondrana eeee !!! azafadyooo TAPITRA
23. penguin
(
05/05/2009 14:08)
adala sahala amn'elah ngah aho ka hanao xxx ? Tsy mbola nataoko io na indray mandeha aza hatramin'ny naha-mpikambana ahy tato ary nifaneraserako teto. penguin mijoro ary tsy miafina ho xxx sahalan'elah. Tsy barofo ny anay fa miatrika ny olona hatrany izahay ny hanala ny barofo sy fitondrana tgvendrana.
24. andrywui
(
05/05/2009 14:10)
Ze firenena rehetra te hiara hiasa amin M/car de raisina daholo fa nareo TIM ireo ihany no nandroaka ny volampanjakana tao ka tsy maintsy mihetsika ny fitondrana hanasoa ny vahoaka !! atsipazo ihany ny hoditrakondro ry TIM a !!! azafadyooo TAPITRA
25. penguin
(
05/05/2009 14:20)
Tsy mifandona amiko fa mifandona amin'ny resaka Jesosy Kristy ventesin'i andry tgvendrana ooo. Azafady fa tsisy saina ooo.
26. xxx
(
05/05/2009 14:20)
Tsy misy firenena mandeha tsisy vola zany eo é, fa elah ve refa tsy mikarama mamelom-bady @ rano
27. andrywui
(
05/05/2009 17:15)
penguin a tsy maints mtad vola am fomba rehetr ny fanjakan mba hamenoana le nalainareo Tim tao am bank rehetr !! fa rah averinareo sy ny dadanareo ny vola nopehany tao de malammm ny tanana !! tsisy arabo tsis sinoa !!!
28. fijo
(
05/05/2009 20:39)
ô ra andry wuiiiii an,mba mijere tsara,fa ny silamo dia mampifandray foan any fivavahan aamin'izay ataony rejhetra
29. xxx
(
05/05/2009 21:12)
Tsy azon'ny andrywui tanteraka lesy fijo ty sujet iray ty fa niteniteny foana mantsy nedala io tao ambanibany tao dia miezaka manamrina le resaka tsy mitombina foana,efa hatry naraina no nanazavain'i penguin le kozy fa nedala tsy ao @ le niveau
30. penguin
(
06/05/2009 13:44)
Tsy fantany fa hianarana any amin'ny "Islamic Studies" ny "Economy" ho an'ny Silamo ary tsy misaraka mihintsy. Efa niresaka mazava aho ary naka ohatra sy nanoratra "Islamic Banking" na "Islamic Finance" koa saingy tereny amin'ny sainy amin'ny maha tgvendrana azy hatrany. Asa tsy mba manokatra ny mikasika izany ngamba izy fa variana mampiasa ny loha tgvendrana anaty serasera fotsiny. Hitaro ny fahalalana ry andrywui a
