Voadingana koa la frantsa fa tonga dia any guangzhou
1. diamondra27
(
29/04/2009 11:29)
hosokafana ny vol tana -guangzhou dia iza moa no manana tombotsoa amin'izany raha tsy ny manambola fa any no iantsenan-jareo mahitahita rehefa tsy misokatra intsony ny ao behoririka
marihina fa ny pasiporo gasy hoe tsy mila visa makany
mandrapaha aloha dia mijaly amin'ny PPN ny vahoaka , sa moa hoe taiza no nahitana ireny huile chinois ireny?

répondu par rakaroka le 30/04/2009 20:51
2. diamondra27
(
29/04/2009 11:30)
http://www.sobika.com/madagascar-informations/news_1476_airmad.php
3. tsiafoi1
(
29/04/2009 11:37)
De ze manam-bola ihany no miantsena any... Velom-bolo indray ry Rafikaly sy ry tsongly fa tsy maintsy raikitra indray ny risorisoly....
Velomina @'ny Tsaky popy ry gasikely de ampilaharina eny @'ny fokontany @'ny bizna PPN.
Fozaorana mandroso mitorina e!
4. lemenakely
(
29/04/2009 11:48)
Io moa dia resaka MARKETING io e!Amiko tsy olana na mankany Sydney aza ny Air Mad , fa ny résultat no mi compte .
Nofoanana mantsy ilay Milan - Nosy Be- Antananarivo fa maty antoka ny Air Mad , toy izany koa ny Tana-Singapour .
Tsy misy maharatsy ny fifamezivezena ara- toekarena miaraka @ Kely maso , ny vazaha aza mankany sy miara- miasa @ ry zareo ,fa saingy Mila mitandrina kosa satria ho fihazandry zareo ny harenan ny gasy raha tsy mitandrina !

5. ravalotgv
(
29/04/2009 11:48)
miala any ny gripankisoa avy any chine zany fa tandremo
sniff
tchroufff
ary manao ahaoana raha mihaninkazontsinoa
sniff
tchrouff
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
:@ :@ :@

7. lemenakely
(
29/04/2009 11:54)
ravalotgv:
miala any ny gripankisoa avy any chine zany fa tandremo
sniff
tchroufff
ary manao ahaoana raha mihaninkazontsinoa
sniff
tchrouff
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
:@ :@ :@
Efa misy tena kofehy sisa no mihazona ny atidohany !
9. diamondra27
(
29/04/2009 11:59)
tsiafoy1: ka izay indrindra akia a! tsy ny gasy rehetra no afaka mankany miantsena anefa avy eo ny zavatra azo any amidy lafobe amin'ny vahoaka
Lemenakley : eo indrindra isika izao fa ry zareo kely maso ity nge mitady lalana erak'izao tontoloizao e!
any afrika koa izao dia misy ligne direct ary be de be ny mpanao bizna fa mitovy ihany ze manambola mihamanabola dia mahazo vahana ny kely maso satria mihanaka eratany;
Tany afrika zao nisy méme cas amin'io daewoo io ary tena mitaraina ny afrikana fa zany hoe tsy afa-manoatra ry zareo dia manaiky tsy sazokaNampidirina ny sinoa hanampy amin'ny fambolena , hanjaka am tany afrikana fa dia izay mahitahitaihany no avotra e!
Ilay fisokafana ara-toekarena aloha dia tsy misy olana e! fa misy dikany daholo ange ireny e! fa tsy hoe sokafana ny lalana dia zay tongava daholo nareo makaty aminay mietsena etc etc, jereo behoririka zao efa lasanjareo aby

11. diamondra27
(
29/04/2009 12:03)
adino : tonga de any shangai ndray ny bizna afrikana fa tsy guangzhou
entina amin'ny contenaire mihintsy ny entana

12. Oay
(
29/04/2009 12:21)
diamondra27:
Tany afrika zao nisy méme cas amin'io daewoo io ary tena mitaraina ny afrikana fa zany hoe tsy afa-manoatra ry zareo dia manaiky tsy sazokaNampidirina ny sinoa hanampy amin'ny fambolena , hanjaka am tany afrikana fa dia izay mahitahitaihany no avotra e!
Ilay fisokafana ara-toekarena aloha dia tsy misy olana e! fa misy dikany daholo ange ireny e! fa tsy hoe sokafana ny lalana dia zay tongava daholo nareo makaty aminay mietsena etc etc, jereo behoririka zao efa lasanjareo aby
Ka izao ry Diamondra27 a! ny tena olana d ny mpitondra afrikanina tena manambany tena, satria na ny TANINDRAZANY AZA TSY TIANY, misy ohatra moa mi-choquer ny olona rehefa lazaiko manao hoe "Ny afrikanina sy ny Malagasy raha vao mahita fotsy d tonga d manompo" jereo anefa ny asiatika fa raisintsika ohatra i Japon, tsy ambaka ny jap's ny Malagasy fa ny mahavoa ny Malagsy d ilay maika hakatahaka, ilay atao valalan'amboa ka ny tompony aza tsy tia, hoan'izay nanao Géstion d mahalala ny atao hoe Toyotisme izay modely narafitra t@ fomba fisainana sy fanao japanese fa manarampenitra!
Manana an'izany isika Malagasy satria tadidio fa zavatra vitan'Andrianampoinimerina d anisan'ny zavatra mahalasa saina ny japs!
Ka raha olona tsy dedaka @ Mahamalagasy fa mpisoleleka sy matimbononahitra no hotohanantsika d tadidio fa maika ny ho any amposiny izy d maty eo ny Malagasy fa izy rehefa tsy mety ny ataony d lasa izy mitsoaka any ivelany!
Mila olona tena tia an'i Madagasikara sy ny Malagasy tahaka ny hitiavany ny tenany isika é!
13. rakaroka
(
29/04/2009 12:21)
Ity zava-misy ity dia manamafy fa tsy I Frantsa IRERY anie wa ny firenena IFAMPIRAHARAHAN' ny gasy ka asakareo mbola bloqué voazanaka ara-tsaina mis'acharne toa mamo midelire Frantsa ! Frantsa lava ts'isy farany isak'izay misy zava-miseho , na lalitra manidina aza..., izao ho any NY i Andry , dia misokatra koa ity , dia mbola lazaivo koa fa noho i la Frantsa aby izany :roll: :roll: :roll:
14. falyfenosoa
(
29/04/2009 12:27)
Ny hevitro aloha dia tsotra, aleo tsy mifampiraharaha @ n'iza na iza aloha, aleo amboarina ny eto an-toerana, inona moano tombotsoa azoko raha nitrosa an-tapitrisany t@ tandrefana na tatsinana izay mpitondra nifandimby teo? na nifandray t@ tany iza na iza mba nahazo tombotsoa ve ny vahoaka madinika? nefa dia t@ anaran'ny firenena malagasy no nitrosana nanomboa t@ repoblika 1 ka hatramin'ny repoblika faha-3, dia ho sanatria ve dia hitrosa indray koa ny HAT?
Ho ahy dia rehefa misy ny zava-bita mivaingana eto madagasikara @ herin'ny tena dia tsy misy antony hindramana vola any ivelany fa manantona ho azy eto ireo firenena miseho azy ho mpanam-bola ireo ka manambitamby.
Jereo tsara Maroc, tsy ao anatin'ny union Africain izy nefa dia tafavoaka soa aman-tsara ary milamina sy tafita ny mponina, marina mihitsy ny fanazavana nomen'ilay ray aman-dreny efa lehibe atao hoe Rainijaonary izay tsy tapaka nanazava ny fomba fifandraisana @ ireo firenena tandrefana rehetra izay antsoina hoe "Communauté International", jereo Irak, afganistan, sns.
Antsika no mieritreritra? Dia ho sanatria ve dia ho lasa fitaovana hamelona ny firenena miseho azy ho lehibe sy manankarena i Madagasikara izay manana ny tahirin-tsolitany anisan'ny goavana indrindra @ izao fotoana? manana ny harena ambanin'ny tany be indrindra ihany koa?
Raha ny zava-misy dia averiko foana ny hevitro ary tsy mahakivy ahy dia ny: Mino aho fa lalana voasoratr'Andrimanitra izao ho an'i Madagasikara, ho an'izay mitovy hevitra amiko dia mivavaha mandrakariva fa Andriamanitra sy Jesoa Kristy zanany momba sy mitahy antsika mandrakariva.

15. tsiafoi1
(
29/04/2009 12:36)
Marina tokoa fa tsy i Frantsa irery, fa tao de tao tokoa ireo ngeza (hyprocritte rehetra nanao angaredona - Miteny ho azy anie ireny fivezivezena teny Ambatobe ireny e).... Porofon'izany, raha mandalo eny an-tsena, na miditra grande surface enao @'izao fotoana izao, de ny entan-barotr'ireo vahiny no milahatra mameno ny étagère (sauf ny savonnerie tropicale ihany sisa, izay no mahatonga an-dRamarosaona mijapy TGV io, sao tratran'ny angaredona eo koa, ny hany sisa tazana koa de ny produits locaux sy ny légumes). Teo aloha mba nahitana ny Tiko sy Magro vita malagasy fanampiny, fa @'izao fotoana 100% importés.
- Ka iza ary no nahazo tombotsoa ara-économique t@'iny crise iny? Ny gasy sa ny vahiny?.
- Iza no tena tia tanindrazana ry Oay? Ny namotika ny kely mba nananan'ny gasy naman'ny tena, ary nanome vahana ny vahiny? sa ny mba niezaka niaro izay kely nananana?
Am-bava omana am-po mieritreritra, fa raha de tena tsy mety mihiritra ny maso fa jamban'ny fialonana sy ny matin-kanin-kely toa amalona, de alefaso lavitra ny tsilon-tsaina.

16. rakaroka
(
29/04/2009 12:37)
Ny "blem" anie na ny sakafo hohaniny aza toa mbola manahirana ny gasy an! satria koa angamba variana mifandipatra toa valala an-karona ftsn .
Ny "AMBO-PO" hoe "gasy ka manja" , mahavita azy , tsy mena mutaha @ any ivelany aloha dia hanana , fa rehefa tena "ALAHATRA" tokoa lé vokatra dia miala any ny "voambolana" hoe : vita gasy ! Ka izay aloha no isokafako @ vazaha
na dia hi-inspiraka ihany aza hoe fa ahoana loatra aza ny fataon-drizareo satria tsy tafa loatra lé vita gasy! Ka ny soa hono fianatsa !

17. falyfenosoa
(
29/04/2009 13:09)
Maromaro izahay Malagasy aty Madagasikara no variana ihany @ ity fanenjehana frantsay ity.
Ny tena mahagaga dia ireo olona monina sy mipetraka ary mila ravinahitra any Frantsa no tena mampiseho tsy fahafaliana @ Frantsay, ary rehefa tonga eto aza moa ny sasany dia miseho tsy mahay teny malagasy mihitsy. ratsy ve ny Frantsay dia andeha hangataka ny tenako hoe avelao hizaka ny zom-pirenena frantsay? sanatria dia sanatria, fa miavon-tsy feno ny malagasy sasantsany ka lasa firinga mievotra.
Mbola averiko indray, ampy hiveloman'ny malagasy ny sakafo eto Madagasikara ary aleo tsy miankin-doha na @ iza na iza, tsy maintsy manambitamby ireo na iza na iza.
Andriamanitra ô! ampahafantaro an' ireo izay mihevitra fa ambony noho ianao ny fahefanao, mino aho fa hainao ny maneho ny herinao eo anatrehan'ny zava-misy eto @ firenenay dia i Madagasikara sy ireo mponina eto aminy. Aoka izay olona voafidinao ka tena vonona hanaja sy hankato ny didinao no hitondra ity Madagasikara nosindrazanay ity. AMEN

19. Oay
(
29/04/2009 13:51)
tsiafoi1:
- Iza no tena tia tanindrazana ry Oay? Ny namotika ny kely mba nananan'ny gasy naman'ny tena, ary nanome vahana ny vahiny? sa ny mba niezaka niaro izay kely nananana?
Am-bava omana am-po mieritreritra, fa raha de tena tsy mety mihiritra ny maso fa jamban'ny fialonana sy ny matin-kanin-kely toa amalona, de alefaso lavitra ny tsilon-tsaina.
tsiafoi1 a! ALETEO TSARA AO AN-TSAINAO FA TSY NISY IZANY TIKO IZANY RAHA TSY NISY FANAMPINA AVY @ IRETO OLONA IRETO:
_Rakotovao Razakaboana.
_Ratsirahonana
_Pierrot Rajaonarivelo
Efa nolazaiko teto fa maninn ny mpanankarena toa ndry Bill Gates, Mittal, Pinault no tsy manao politika fa mijanona ho mpandraharaha, fa maninn i Ravalomanana vao nisongadina ny fananany d iny izy fa nilatsaka nanao politika na d tsy olona tokony hanao an'izany aza?
Valiny any andrefana (occident) d mazava fa tsy afangaro ny harena sy ny politika!
i Ravalomanana indray d satria hitany fa raha tsy narovan'ny mpitondra izy d tsy lasa mpanankarena d tonga d niketrika izy nanao hoe :"Hirotsaka hanao politika za ka rehefa azoko ny pouvoir d vao maika hitombo ny harenako satria tsy miandry olona intsony aho hiaro ana fa izay tiako ataoko d ataoko" tadidio anefa fa ny nahafaty an'i Rapeto d satria nanakatra ny volana!
Amizao fotoana izao d latsaka ankaterena ny firenena satria mba nahafahan'i Ravalomanana nanao ny nataony d nisolelaka t@ ireo jiolahy mpandromba sy mpangalatra iraisampirenena (MAFIA) izy d ny firenena no nataony takalon'izany, namidiny ambongadiny d jereo fa mandrovitsihy satria tratran'ny faneren'iretsy Mafia ka tsy misaina intsony i Ravalomanana fa mampiady ny samy Malagasy.
20. tsiafoi1
(
29/04/2009 14:02)
ITY KOSA ALOA TSY AZO LAVINA :
Le gasy teo alohan'ny 2002 sy le tsy niaina ny 2002 à 2008 teto Dago, no tsy te ho atao hoe malagasy, ka nisarangotra nitady nationalité tetsy sy teroa, nahavatra nividy ex-combatant na vazaha reraka tany @'ny sisin-tany mba nahazoana nationalité frantsay (jereo any @'ny fitsarana ny archivage ny demande de nationalité hoe t@'ny taona firy no betsaka indrindra vao mamoaka analyse). Fa ny gasy niaina tao anatin'ny 2002 ka hatreo @'ny 2008, de tena fière mihitsy hoe malagasy, ary indrindra ny VITA MALAGASY.
Matahotra ho very fihinana raFrantsa sy ny tariny, satria tsy ho ela de ho lasa lavitra toa an-dry kelimaso ramalagasy, ka de izao nohezahiny nopotehina aingana izao izany firehana izany. Ary haverina @'ny teny frantsay indray ny fampianarana, AIZA ARY IZANY SUITE LOGIQUE ny analyse ataon-dry falyfenosoa zany e???