Mila vatandehilah matanjak 5000lahy ny TGV hiaro am fahavalo

1. KALACK ( 16/04/2009 17:15)
Mety hanani bohitra ny Fahavalo sy ny mpanongampanjakana ka dia handray olona eo amin 5000lahy eo ny TGV hiaro ny lapampanjakana sy ny Fiandrianampirenena mitady ho voahosihosin'ny Fahalompirenena
répondu par mihitsy le 17/04/2009 05:48
2. Mirananirina ( 16/04/2009 17:20)
hihihihi, :lol: :-D :-D
izay indray Kalack fa tsss.........Ianao ny 1 ,dia iza hono ny 4999 lahy,teneno izy fa anao sarindahy aho dia ho avy. :^)
3. Noue ( 16/04/2009 17:24)
mbola be nga ny vola hividianana an'ireo jiolahimboto mpandoro, mpandrava, mpampihorohoro, sns??? hay moa natao aiza ilay vola rehetra nangalarina tao @ banky?? hay moa nisy oe ohatrinona moa avy @ firenena iza moa???? ary ireo capsat voavidim-bola?? sa tsy nanaiky intsony izy ireo satria tsisy saosy intsony?? dia mila mi-embauche indray zany???? :^) :^) :^)
4. Mirananirina ( 16/04/2009 17:29)
Adinonao angaha ry Noue,fa miandry MANDA LATSAKA AVY ANY ANDANITRA IZY IREO.
5. KALACK ( 16/04/2009 17:30)
Efa eo ny capsat miaro ny lapa ireo , fa ny vatandehilahy dia ampianarina hitifitra sy hanafuika ireo mpanani bohitra ho antindravalo hanimba ny firenena ! tsy mila vola ireo fa fitiavantanindrazana tsotra izao ! mahery fo izany e, hiaro ny tanindrazana
6. Noue ( 16/04/2009 17:32)
any izy io ô ?? =)) =)) =)) =)) =)) hampianarina hitifitra oe ee ?? hay moa ireny jiolahimboto nataon'tgv sorona ireny??? mino aho fa zay no tao an-tsainy oe jiolahimboto tsisy hivakl ireny fa aleo ireny no alaina
7. xxx ( 16/04/2009 17:35)
ka ny mpanohana an'i tgv aza farany teo efa 1500sisa koa,sady ny saosy efa tsy misy intsony hanakaramana foza,
8. xxx ( 16/04/2009 17:35)
mipararetra mangovitra ry tgv fa ho avy dada d mody hoe:
20H12: Suite à une conférence de presse, la HAT indique qu'elle ne s'opposera pas au retour de Marc Ravalomanana. Celui ci devra répondre a des questions nationales précise t elle par ailleurs

9. KALACK ( 16/04/2009 17:36)
Tia tanindrazana ireny Noue fa aza ambaniana aminizany jiolahimboto zany a, raha misy jiolahimboto dia ireo reservistes 'i ravalomanana namono olona aminarivony tam 2002 , fa ny anareo rehefa hoe mpetraka ambany tanana zay de olona ambany jiolahimboto , mahantra , iva razana ....efa fantatra ny toetsain'ny TIM hatramin voalohany ka vao maika ho tifirinay tsy asianay indrafo nareo ze miditra eo fa ataovy moa eeee
10. xxx ( 16/04/2009 17:45)
hoavy ny responsable sadeky f'angaha tsy mila visa no fidirana eto dago dago e. :^) :^) :^)
11. xxx ( 16/04/2009 17:50)
hatramizao aloha tsy mila satria ny jiolahimboto sy ny basy no milaza ho pitondra eto, rehefa miongana ireo miverina ny fiandrianam-pirenena!
12. xxx ( 16/04/2009 17:52)
vatany fotsiny ve no ilainy tgv? fa raha misy saina izany tsy ilainy? satria tsy azony hoentina aminy sangany!
13. fijo ( 16/04/2009 19:34)
îo fa koditra ,io fa koditra,i hery aza mba nanome 3 volana,fa toa tsy aharitra an'izany akory le izy ko.izao ny miaramila efa sahy miseho ts ymiafina intsony fa miaraka amin'ny olona eny ambohijatovo sy tao amin'ny carlton.efa dila ra hat ôoo
14. BeraMuc ( 16/04/2009 19:43)
KALLACK efa mi-delire fa tratrany ny surmenage type TGV
Mila EVASAN haingana dia haingana
15. Noue ( 16/04/2009 19:44)
KALACK:

Tia tanindrazana ireny Noue fa aza ambaniana aminizany jiolahimboto zany a,
fa ahoana kay zany oe TIA TANINDRAZANA zany @ nao ry KALACK ? sahala @ zao sary zao ve no atao oe tia tanindrazana?

[URL=http://img256.imageshack.us/my.php?image=20090318phowww00290.jpg][IMG]http://img256.imageshack.us/img256/435/20090318phowww00290.jpg[/IMG][/URL]

[URL=http://img256.imageshack.us/my.php?image=dsc7752.jpg][IMG]http://img256.imageshack.us/img256/1087/dsc7752.jpg[/IMG][/URL]

[URL=http://img256.imageshack.us/my.php?image=revolutionorangea12.jpg][IMG]http://img256.imageshack.us/img256/4116/revolutionorangea12.jpg[/IMG][/URL]





16. fijo ( 16/04/2009 19:48)
tany no tian'ireo fa tsy firenena
17. pikatti ( 16/04/2009 19:51)
fananan-olona no tiny rombana roe ny jiolahim-boto :-D :-D :-D masaka lisany
18. fijo ( 16/04/2009 20:15)
ireny ve moa ho ita intsony fa ry vendrana ao ambatobe no ahita faisana.mangovitra sahady koa izoa lafrantsa le
19. pikatti ( 16/04/2009 20:36)
la frantsa efa mivaralila , tsy an-tany tsy am-parafara :-D :-D :-D
20. KALACK ( 16/04/2009 20:45)
Alefaso ihany ny vavabe sy ny fanambaniana qfa ahita ny tena pire amzay reto dondrona be sarimbavy reto , ataonay tena lasa passoir miitsy ze tim mikivilavila famindra eo fa defa milaza izahay zay ,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1668