Mila vatandehilah matanjak 5000lahy ny TGV hiaro am fahavalo
21. pikatti
(
16/04/2009 20:49)
KALACH=andrywui hay ve elah velona arabaina ,maty lesy le TGVendrana ato a :-D :-D :-D
22. Noue
(
16/04/2009 20:50)
hita eny ihany oa ny jiolahimboto eee !! =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
23. KALACK
(
16/04/2009 21:05)
raha misy jiolahimboto dia ireo reservistes 'i ravalomanana namono olona aminarivony tam 2002 , fa ny anareo rehefa hoe mpetraka ambany tanana zay de olona ambany jiolahimboto , mahantra , iva razana ....efa fantatra ny toetsain'ny TIM hatramin voalohany ka vao maika ho tifirinay tsy asianay indrafo nareo ze miditra eo fa ataovy moa e, dern avert. ho anialahy iny teo iny ry Pikatti fa vao hitako ialahy de qtapitra aminialahy ny chargeur ko , tena kozy zay
25. ravalotgv
(
16/04/2009 21:09)
DE AIZA DAHOLO NY VATAMBEHIVAVY AMIZAY MISY VIOLEN NY CAPSATA KELY ALOHA
SNIFFF
TCHROUFFF
ZANY NO FOMBAN NY GASY ZAO
ZANY NO MALAZA
SNIFFF
TCHROUFFF
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
SNIFFF
TCHROUFFF
ZANY NO FOMBAN NY GASY ZAO
ZANY NO MALAZA
SNIFFF
TCHROUFFF
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
27. pikatti
(
16/04/2009 21:34)
kalack= andrywui=halloween kobo elah klé ,mba fetsifetsy é :-D :-D :-D
28. andrywui
(
16/04/2009 21:48)
kobo ahoana ary les ry pikatti a! za anie les vao zao tonga niditra teto ee!! ha ha ha ah kozy e!!!
30. KALACK
(
16/04/2009 21:56)
fetsifetsy ahoana e !! lery no lasa oa fa za mbola eto fa nipisss kely fotsiny aho teo , de ahoana ?? aiza elah ry pikatti ?? ahoana le kozy teo ????
31. pikatti
(
16/04/2009 21:59)
elah atsy nanadino nanova ps klé ,bonne nuit nefa efa kalackely fa tsy mbola vavadika andrywui :-D :-D :-D
34. mihitsy
(
17/04/2009 05:48)
Noue:
hita eny ihany oa ny jiolahimboto eee !! =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
aleonay oa miseho jiolahim-boto tsy mpihatsara ivelatsihy ohatranareo: mody oe mpivavaka, pdt FJKM, vice président nefa hay baboly am tanana iray, fiafiana am tanana iray ary ody an-tselika ihany!
