Dia toa tsy mila famonjena intsony izany isika raha izany an
1. niryna
(
15/04/2009 02:19)
Mahavariana ahy indraindray ny mandray ny fitorian'ny olona eto.Misy mampianatra vilana hoe tsy misy satana (iny aloha dia efa resaka lavabe ) tsy nisy fihafarany.Tsy ilaina ny baiboly,tsy ilaina ny blabla.Lany andro eto fotsiny e .Izao indray andeha ho any amin'ny helo isika tsiaby rehefa maty dia miandry fitsarana any .Anjekaky o :D :D
:roll:
Iza no nanazava tamin'iza?
ny maty rehetra indray hono dia andeha ho any amin'ny helo avokoa mandrapahatongavan'ny fitsarana
Tsaraina amin'ny inona ary iza no hitsara ?
Tsy mila mitory ny tenin'Atra intsony izany isika kristiana rehetra raha izany,tsy mila mampahafantatra ny fahaverezana satria samy ho any amin'ny helo daholo rehefa maty .sady nahazo Namaste tamin'ny anadahiny ikaretsaka koa izy ,izay miombon-kevitra aminy eto foana na marina na diso ooops :-* :-*
=)) =)) =)) :-@ :-@
soanja:
Raha mamaky ny boky hafa tsy noraisina ho isan'ny baiboly ianao nefa niara nosoratana tamin'izany fotoana izany ary mpianatr'i Jesoa ireo olona ireo dia ny iray amin'ireo teny niteny mihitsy hoe nidina tany amin'i Helo i Jesoa nony maty tao anaty telo andro nahafaty azy alohan'ny hitsanganany ary novotsorany tao ireo olony dia isan'izany i Adama. Afaka alalinina tsara io fa izy izany tsy nanameloka an'i Adama velively.
:roll:
soanja:
Ny Helo dia tsy inona no fanazavany fa toerana alehan'i maty rehetra mandrapahatongan'ny fitsarana.
Iza no nanazava tamin'iza?
ny maty rehetra indray hono dia andeha ho any amin'ny helo avokoa mandrapahatongavan'ny fitsarana
Tsaraina amin'ny inona ary iza no hitsara ?
Tsy mila mitory ny tenin'Atra intsony izany isika kristiana rehetra raha izany,tsy mila mampahafantatra ny fahaverezana satria samy ho any amin'ny helo daholo rehefa maty .sady nahazo Namaste tamin'ny anadahiny ikaretsaka koa izy ,izay miombon-kevitra aminy eto foana na marina na diso ooops :-* :-*
=)) =)) =)) :-@ :-@
répondu par niryna le 21/04/2009 04:30
2. soanja
(
15/04/2009 03:16)
Voalohany aloha dia tsy hitory no alehako eto fa hiresaka momba ny finoana sy hifampizara ary handray. Tsy manana izany tanjona fitoriana izany ny finoako.
Samy manana ny finoany ny rehetra ary izay tsapan'ny tsirairay dia zavadehibe aminy ary iny no mitondra azy amin'ny Fitoniana sy fahitana an'Andriamanitra. Ka na amin'ny alalan'ny sampy na sarivongana na baiboly na rivotra na teny n'inona n'inona no entina hatratrarana izany Fitiavan'Andriamanitra izany sy ny mampilamina azy satria mahita ny Fahazavana izy dia izay no ampy.
Milaza aho fa tsy misy i Satana dia tsotra. Rehafa mino an'Andriamanitra ianao ka tena miaina ao aminy dia tsy ahita afa tsy Hazavana ary Fahamarinana. Foana ny aizina. Ny Satana sy maro hafa ratsy fanahy sns... dia naman'ny TAHOTRA izany.
Roa ihany no zavamisy tsapantsika na dia samihafa ny fisehony: NY FITIAVANA na TAHOTRA. Ireo roa ireo dia misampana isan-karazany ny fisehoany fa ny mahasamihafa azy dia ny fijaliana. Izay mahita an'Andriamanitra tsy lany fotoana manazava ny Satana sns.. satria efa ao aminy ny Fahazavana ary izy hanaparitaka izany Fahazavana izany amin'ny hafa. Ka ny taratra hitay avy any aminao dia hanala koa izany Tahotra izany eo aminy.
Diso ianao, Nyrina raha mihevitra fa izaho dia tsy mila baiboly. Ilaiko ny baiboly mba hianarako sy hahafantarako an'Andriamanitra. Samihafa ny mpanoratra ao anaty baiboly dia miankina amin'izay soratany no ahafahaka mandray na tenin'Andriamanitra no voasoratra na heviny mahaolombelona azy. Tsy manompo baiboly kosa aho ary sanatria tsy handray ny baiboly ho 1005 tenin'Andriamanitra satria misy teny ao anaty baiboly manimba tokoa no sady tsy mitory Fitiavana. Izay mifanohitra tokoa amin'ilay Andriamanitra inoako. Izay tsy voatery voafehy ao anaty baiboly fa manerana ny fisiany ary hitako taratra n'aiza n'aiza ny fahalebiazany.
Tsy ianao Nyrina io izay mialona sy matahotra ny fahefako amin'ny filazana ny zavatra inoako no hahasakana ny Taratra ety amiko izay mamiratra tokoa ho an'ny mpiarabelona amiko.
Goavana ny fitiavan'Andriamanitra Nyrina ary na ianao io izay mankahala ahy aza dia mbola ao anaty valam-parihiny fitiavako. :-* :-* :-* :-*

3. rakapy
(
15/04/2009 04:25)
Mahaliana no sady mampihomehy ahy ny manaraka ny adi-hevitrareo roa ato.
Mampihomehy hoy aho satria dia toy ny renibe sy tanora iray miady hevitra. Tsy fantatro aloha izay taonanareo fa izay ny fahitako azy.
Mahaliana koa satria dia mampiseho endrika vaovao ilay forum fivavahana sy finoana izay efa saika nankaleo tao ho ao satria dia ny teo no miverimberina.
Asa aloha ny an'ny hafa fa amiko manokana dia tsy fitoriana no alehako eto ary tsy mitady ny hanova na hanozongozona ny finoan'ny hafa koa ny tenako fa mba milaza izay hevitro sy zavatra fantatro aho. Izany dia hisaorana an'i Soanja tamin'ny lohahevitra vitsivitsy izay nentiny tato ato.
Amiko dia tsy misy ny maharatsy ny fandalinana boky hafa ankoatra ny baiboly satria izao zavatra rehetra hianantsika izao dia vokatry ny fikarohana avokoa, eny fa na ilay A/tra izay hinoanao aza dia ataoko fa manao fikarohana ihany koa.

4. ikaretsaka
(
15/04/2009 04:27)
namaste soanja
mbola tsy mety azon'i niryna foana hatr@ izoa fa raha milaza momban'andriamanitra ka tsy mampiasa baiboly akory dia mankahala an'Atra.
I Md paoly sy r6y Piera sns.. tsy nampiasa izany baiboly izany ary tsy nihonona t@ bokinjiosy (izay afaka hatao hoe baiboly t@ izany)
ry st thomas , sy st augustin, sns.. tsy baiboly irery ihany sy Tenin'Atra efa hita no nataony pli vava sy naveriny, blabla, fa Atra 1 manontolo mihitsy

5. Nandra1
(
15/04/2009 05:16)
Raha mamaky ny boky hafa tsy noraisina ho isan'ny baiboly ianao nefa niara nosoratana tamin'izany fotoana izany ary mpianatr'i Jesoa ireo olona ireo dia ny iray amin'ireo teny niteny mihitsy hoe nidina tany amin'i Helo i Jesoa nony maty tao anaty telo andro nahafaty azy alohan'ny hitsanganany ary novotsorany tao ireo olony dia isan'izany i Adama. Afaka alalinina tsara io fa izy izany tsy nanameloka an'i Adama velively.
A@ fomba ahoana no hanamarinany an'izany satria voalaza fa nisy mpiambina tao ary Izy irery no tao anaty fasana???? sa nisy niara-maty taminy ihany koa ny mpianany de niara-nitsangana taminy t@ io fotoana io?
Tsy mila mitory ny tenin'Atra intsony izany isika kristiana rehetra raha izany,tsy mila mampahafantatra ny fahaverezana satria samy ho any amin'ny helo daholo rehefa maty .sady nahazo Namaste tamin'ny anadahiny ikaretsaka koa izy ,izay miombon-kevitra aminy eto foana na marina na diso ooops
ZAy le hoe tano mafy ny finoanao.
6. rakapy
(
15/04/2009 05:34)
ZAy le hoe tano mafy ny finoanao.
Ka forum sy ady hevitra anie ity ry zareo fa tsy hoe fitoriana teny any am-piangonana ka matahotra ianao fa hoe toa mamafy lainga i pasitera ka mihozongozona ny finoana satria misy milaza zavatra tsy fahitanao ao anaty ny baibolinao.
7. ikaretsaka
(
15/04/2009 05:41)
izay mihitsy...
any ampiangonana dia natao izay lazain'i pasitera dia henoina sy raisina
fa eto de mifampizara..sady mandray no manome

8. rasobakobako
(
15/04/2009 06:24)
Fa iza no Andriamanitra ivavahan'i Soanja sy Ikaretsaka ? ianareo ve mino an'Andriamanitra Telo izay iray ? ianareo ve mino fa Jesoa Kristy no hany lalantokana ahazoana famonjena ?
9. papala
(
15/04/2009 07:23)
:-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@
MINO AN'ANDRIAMANITRA RAY TSITOHA AHO, IZAY NANAO NY LANITRA SY NY TANY.

10. ikaretsaka
(
15/04/2009 11:57)
inoanay tokoa izay ry rasoabakobako... fa tsy feranay ao anaty baiboly ny fotom-pinoanay Azy!
Manenika ny zava ndrehetra Izy ary tsy manam-petra: donc tsy voafehy ao anaty boky 1

11. diamondra27
(
15/04/2009 12:06)
ity aloha mba misy video kely jereo hoe inona ny zava-miseho any am zany helo zany de naninona le olona no niverina
http://www.dailymotion.com/video/x7b8eu_23-minutes-en-enfer-lintegrale_webcam
de fantatsika hoe iza no olona hita any

13. soanja
(
15/04/2009 13:11)
Nandra1:
Raha mamaky ny boky hafa tsy noraisina ho isan'ny baiboly ianao nefa niara nosoratana tamin'izany fotoana izany ary mpianatr'i Jesoa ireo olona ireo dia ny iray amin'ireo teny niteny mihitsy hoe nidina tany amin'i Helo i Jesoa nony maty tao anaty telo andro nahafaty azy alohan'ny hitsanganany ary novotsorany tao ireo olony dia isan'izany i Adama. Afaka alalinina tsara io fa izy izany tsy nanameloka an'i Adama velively.
A@ fomba ahoana no hanamarinany an'izany satria voalaza fa nisy mpiambina tao ary Izy irery no tao anaty fasana???? sa nisy niara-maty taminy ihany koa ny mpianany de niara-nitsangana taminy t@ io fotoana io?
Tsy mila mitory ny tenin'Atra intsony izany isika kristiana rehetra raha izany,tsy mila mampahafantatra ny fahaverezana satria samy ho any amin'ny helo daholo rehefa maty .sady nahazo Namaste tamin'ny anadahiny ikaretsaka koa izy ,izay miombon-kevitra aminy eto foana na marina na diso ooops
Aza manahy fa hovaliako ny fanontanianao raha vao misy fotoana handikana teny aho. Ary amin'ilay lohahevitra Ny Helo araky ny voasoratra no hanohizako azy. Mazotoa indrindra mikaroka momba ny finoanao.
ZAy le hoe tano mafy ny finoanao.
14. soanja
(
15/04/2009 13:14)
Misaotra an' Ika sy Rakapy nanamafy ny tokony lalandava hikarohantsika momba ny zavatra efa hinoantsika na izay mbola mety hampisokatra ny finoana ho lalindalina na hafa izay tsy azo ferana koa.
Manerana Andriamanitra ary Izy dia miresaka amintsika isanandro eo amin'ny fiainantsika. Iainana Izy.

15. fahamarinana
(
15/04/2009 14:19)
:arrow: Tsy hitako tsony koa izay ambara ry zareo fa ny ahy dia tsotra monja an !
Samy nisy zavatsoa nentinareo mirahavavy (Soanja sy niryna ) na fitoriana na fampianarana na fanokafana ny masoko na fanamafisako ny Finoako ! Dia isaorako anareo mirahavavy hatrany sy ny namana maro hafa ihany koa tsy ho hary voatanisa fa efa mihaona eto hatrany isika !
Amiko manokana ihany koa dia fandalinana ny Finoana sy Fivavahana en general ny eto amin'ny forum : tsy voafaritra ko Xna na silamo na Boudista fa izy manontolo dia manana toerana daholo ! Isan'ny mampifandray ny fahalalana ny finoan'ny hafa ary isan'ny mampifankatia ihany koa satria mitarika fifanajana : Izay ilay Didy lehibe nampianarina antsika e ! Tsy mitsara ihany koa ! Fa tsy voatery mandrakariva hanafoana ny an'ny tena na hampilatsaka lanja azy ihany koa ! Impiry tokoa moa izany no naverimberina teto taona lasa izay fa betsaka ny vaovao ka mbola tsy zatra !...
Mahereza daholo e,tano ny Finoanareo dia rahatoa tsy te hamaky ny hevitry ny sasany dia itsabikinana fotsniny fa aza asiana resaka akory satria ny Finoan'ny tena no hay fa ny an'olona izy ihany koa no tena mahalala azy sy afaka miresaka azy !
Am-pitiavana be hatrany e ! :-* :-* (l)

16. ikaretsaka
(
15/04/2009 14:40)
ny ahy dia hoe fantaro aloha ny finoan'ny hafa vao miresaka momban'iny... manjary raha vao tsy hainao ka miresaka an'iny ianao dia lasa le mi accuser amin' a pas (=sous forme ana manendrikendrika)
raha fantatrao le izy ka na mi accuse aza ianao de mba manana antony hi accuser na azy...
sady averiko foana hoe natao handalina sy hampitombo talenta sy fahalalana isika fa tsy handevina ny talentantsika tahaka ilay fanoharana iry sanatria..
ny fahalalanao ny manodidina anao dia mainka mampiorina ny finoanao raha tena finoana marina ny anao

17. niryna
(
15/04/2009 22:50)
soanja:itako eto :D
Voalohany aloha dia tsy hitory no alehako eto fa hiresaka momba ny finoana sy hifampizara ary handray. Tsy manana izany tanjona fitoriana izany ny finoako.
Samy manana ny finoany ny rehetra ary izay tsapan'ny tsirairay dia zavadehibe aminy ary iny no mitondra azy amin'ny Fitoniana sy fahitana an'Andriamanitra. Ka na amin'ny alalan'ny sampy na sarivongana na baiboly na rivotra na teny n'inona n'inona no entina hatratrarana izany Fitiavan'Andriamanitra izany sy ny mampilamina azy satria mahita ny Fahazavana izy dia izay no ampy.
Hanky va re e :roll: Raha ny baibolinay kristiana tokoa mantsy dia manambara mazava tsara fa
3 Aza manana andriamani-kafa, fa Izaho ihany.
4 Aza manao sarin-javatra voasokitra ho anao, na ny mety ho endriky ny zavatra izay eny amin'ny lanitra ambony, na izay ety amin'ny tany ambany, na izay any amin'ny rano ambanin'ny tany.
5 Aza miankohoka eo anatrehany, ary aza manompo azy; fa Izaho, Jehovah Andriamanitrao, dia Andriamanitra saro-piaro ka mamaly ny heloky ny ray amin'ny zanaka hatramin'ny zafiafy sy ny zafindohalika, dia amin'izay mankahala Ahy; [/color]
soanja:dia tazony ho anao izany fa dia solontenan'ny kristiana rehetra aho izay mino fa misy satana ary tsy lavitra amintsika izy izao fa amin'ny herindrin'ny hafa no itondrany azy eto amin'ny sera koa dia miambena ry hava-malala eo amin'ny Tompo isany .
Milaza aho fa tsy misy i Satana dia tsotra. Rehafa mino an'Andriamanitra ianao ka tena miaina ao aminy dia tsy ahita afa tsy Hazavana ary Fahamarinana. Foana ny aizina. Ny Satana sy maro hafa ratsy fanahy sns... dia naman'ny TAHOTRA izany.
soanja:naanmpianarina tompoko izahay hatahotra an'Atra ,tsy tahotra araka ny resahinao akory io fa hanaja Azy,handray izay fitikavana nomena ho an'ny rehetra ,Tia antsika izy na inona finoantsika fa ny fanontaniana dia hoe moa ve mino ilay Atra nahary izao tontolo izao isika? raha mino dia mino ny teny izay nampitondraina ho antsika,raha tsy mino dia mazava ho azy fa hanohitra izay nolazaina ka ilaza antsanga tsy aman'orana.Satria ahoana? izy tenany aza tsy mahalala izay hinoany koa ataony ahoana no itory izay tsy fantany sy tsy hinoany .
Roa ihany no zavamisy tsapantsika na dia samihafa ny fisehony: NY FITIAVANA na TAHOTRA. Ireo roa ireo dia misampana isan-karazany ny fisehoany fa ny mahasamihafa azy dia ny fijaliana.
soanja:fahazavana amin'ny inona? afaka milaza ho mazava avokoa anie e,fa moa fa ny taratr'ilay kristy izay fahazavana lazaiko eto foana io fahazavana resahinao io ?
Izay mahita an'Andriamanitra tsy lany fotoana manazava ny Satana sns.. satria efa ao aminy ny Fahazavana ary izy hanaparitaka izany Fahazavana izany amin'ny hafa.
soanja:tahotra amin'ny inona aloha io resahinao io e.
kanefa milaza ny fahaKa ny taratra hitay avy any aminao dia hanala koa izany Tahotra izany eo aminy. a
soanja:tsindrimanjin'Atra daholo tompoko no nahatonga ny olona nanoratra ny baiboly,tao ny nahita vatana Azy,tao ny nofy,tao ny fahitana sns .Tsy afaka ny hanery anao aho akory fa izay voasoratra ao anaty baiboly dia efa nitranga,mitranga amin'izao tenenako izao ary mbola hitranga ,koa na olona no nirahina na heviny io dia manankery foana ny baiboly .Koa zaza fafazana zavatra tsy niseho tao anaty baiboly ny olona tompoko.Marina ny teninao fa tsy natao hitory hianao ,tsy misy filamatra eto ka izay koa no izarako izay mba fantatro ho an'ny rehetra.Tsy ahasakana ny tsy mpino azy tsy hiteny izay teneniny akory izany
Diso ianao, Nyrina raha mihevitra fa izaho dia tsy mila baiboly. Ilaiko ny baiboly mba hianarako sy hahafantarako an'Andriamanitra. Samihafa ny mpanoratra ao anaty baiboly dia miankina amin'izay soratany no ahafahaka mandray na tenin'Andriamanitra no voasoratra na heviny mahaolombelona azy.
soanja:izay izany no fahafantaranao dia izay izy koa akory atao baba
Tsy manompo baiboly kosa aho ary sanatria tsy handray ny baiboly ho 1005 tenin'Andriamanitra
satria misy teny ao anaty baiboly manimba tokoa no sady tsy mitory Fitiavana. Izay mifanohitra tokoa amin'ilay Andriamanitra inoako.
marina izany ,itako eto ,satria aminay ny baiboly dia tsy fitiavana ihany no torian'Atra ao,fa raha ny hoe izay tiako ihany no inoaka ao anaty baiboly dia efa manompa ny fanahy masina sahady aho izany ,sanatria anie izany satria izay manompa ny fanahy masina dia tsy ahita ny fiainana mandrakizay raha tsy mibebaka tena mibebaka.
soanja:ka ilay taratra resahinao io anie ilay Atra inoanay izay milaza izany fanamboarany ny zava-boary izany ao anatin'ilay baiboly e ? Tena tsy azoko mihitsy izany finoanao hafa dia hafa noho ny kristiana izany.mba azonao resahina eto ve izany finoanao izany e .azafady :D ,please,please fa mahaliana
Izay tsy voatery voafehy ao anatyebaiboly fa manerana ny fisiany ary hitako taratra n'aiza n'aiza ny fahalebiazany.
soanja:mialona? misy taratra azoko alaina ve eo aminao ka ampihalona ahy ,sanatria anie izany fa hialako tsiny indrindra tompoko .Tsy afaka ny hanakana anao ny hilaza izay finoanao aho ary tsy afaka ny anala ilay Atra ato anatiko izay zaraiko eto koa hianao ,tadidio fa ny teny izay nafafy eto na iza izy na izy dia tsy misy hiverina any amin'ny tompony avokoa. Anjaran'ireo izay mandray na tsia sisa. Fantatry ny olona foana koa ka ,tsy mila miteny na inona na inona isika fa ampy ny soratra eto
Tsy ianao Nyrina io izay mialona sy matahotra ny fahefako amin'ny filazana ny zavatra inoako no hahasakana ny Taratra ety amiko izay mamiratra tokoa ho an'ny mpiarabelona amiko.
soanja:satria hianao no mitsara ahy dia ao anatinao izany ny fankahalana ahy.Mamela anao aho ary mivavaha mandrakariva,miambena,antsoy ao anatin'ny toerana mangina ilay Atra idia i kristy izany ,ataovy ny fanandramana ,voay ho azy amin'izay ny fonao fa mbola tsy tara akory ,antsoy mangina ny fanahy masina mba anampy anao ahazo ny tenin'Atra .Izay rehetra miantso ny anarany dia ho vonjeny avokoa.Misaotra anao aho nitia ahy ary tiako ho fantatrao fa tsy misy fankahalana anao ato amiko,ny mitsetra anao aza no mibahana atao amiko ary malahelo anao foana aho isaky ny miteny izay finoana hafa hianao ,anisany ao anatin'ny vavaka atao isan'andro ny anaranao ry soanja .
Goavana ny fitiavan'Andriamanitra Nyrina ary na ianao io izay mankahala ahy aza dia mbola ao anaty valam-parihiny fitiavako. :-* :-* :-* :-*
Tadidio fa araka ny voalazan'ny soratra masina ,ny kristiana dia tsy mankahala ilay olona mivantana fany mitia azy ireny sy mivavaka azy ireny no atao isan'andro.Indraindray tokoa mantsy tsy fantany izay fanahy miaraka aminy ,ahoana koa moa no hankahalako olona tsy fantatro? sady efa nomena lava ny teny fa mivavaha ho an'ireo izay manenjika anao,aza mamaly ratsy ny ratsy.
Izao fotsiny no tadidio ,raha mahafantatra zavatra hianao ka tsy mizara izany na miteny izany ireo olona manodidina anao ,dia hianao no hianjeran'ny fahotan'ireny olona ireny,voasoratra ao anatin'ny baiboly koa izany ...Raha toa ka manao vavolombelon'ny mpandainga kosa dia mbola voasoratra ihany koa izany .Inona indray re no tiako tenenina e,raha fantatra fa tsy marina izany kanefa manao namaste lava eto dia tsy ahafantatra ilay fahamarinana intsony ilay olona nahazo namaste satria nandainga ilay mpanome namaste
:-* :-*
18. niryna
(
15/04/2009 22:52)
Nandra1:
Raha mamaky ny boky hafa tsy noraisina ho isan'ny baiboly ianao nefa niara nosoratana tamin'izany fotoana izany ary mpianatr'i Jesoa ireo olona ireo dia ny iray amin'ireo teny niteny mihitsy hoe nidina tany amin'i Helo i Jesoa nony maty tao anaty telo andro nahafaty azy alohan'ny hitsanganany ary novotsorany tao ireo olony dia isan'izany i Adama. Afaka alalinina tsara io fa izy izany tsy nanameloka an'i Adama velively.
A@ fomba ahoana no hanamarinany an'izany satria voalaza fa nisy mpiambina tao ary Izy irery no tao anaty fasana???? sa nisy niara-maty taminy ihany koa ny mpianany de niara-nitsangana taminy t@ io fotoana io?
Tsy mila mitory ny tenin'Atra intsony izany isika kristiana rehetra raha izany,tsy mila mampahafantatra ny fahaverezana satria samy ho any amin'ny helo daholo rehefa maty .sady nahazo Namaste tamin'ny anadahiny ikaretsaka koa izy ,izay miombon-kevitra aminy eto foana na marina na diso ooops
ZAy le hoe tano mafy ny finoanao.
^:^ ^:^
19. niryna
(
15/04/2009 22:54)
rasobakobako:
Fa iza no Andriamanitra ivavahan'i Soanja sy Ikaretsaka ? ianareo ve mino an'Andriamanitra Telo izay iray ? ianareo ve mino fa Jesoa Kristy no hany lalantokana ahazoana famonjena ?
:D :D anontanio izy ireo dia vereno jereo daholo ny hafatra ato dia ho fantatrao ny tiako tenenina eto =))
20. niryna
(
15/04/2009 22:58)
rasobakobako:
Fa iza no Andriamanitra ivavahan'i Soanja sy Ikaretsaka ? ianareo ve mino an'Andriamanitra Telo izay iray ? ianareo ve mino fa Jesoa Kristy no hany lalantokana ahazoana famonjena ?
niryna:
:D :D anontanio izy ireo dia vereno jereo daholo ny hafatra ato dia ho fantatrao ny tiako tenenina eto =))
Mbola miandry an'i soanja hilaza ny Atra hivavahany isika ka
Ny fantatro aloha dia efa voalazany eo ambony fa afaka mivavaka amin'izay tiana hivavahana ny olona ,izay fomba ahitany an'Atra .Vakio tsara ireo hafatra eo ambony ireo e,sao dia miteniteny eto aho ka lazaina fa mialona azy eto indray :D
Ny an'ika dia miaraka ny crystal ny fanampiny ary tsy mino ny ATra telo izay iray izy,ary tsy kristy no famonjena fa mbola misy mpanelanelana iray hono ,dia aleo izy ilaza,lany eto ny andro
Aza omena ny kisoa ny vatosoanao hoy ilay olona izay ,ooops kanefa omeko ihany ka satria ny zavatra rehetra no tonga eto dia misy antony avoko,mety tsy ho izy ireo no andray fa mety misy olona hafa aaaaaannnnny eeee :D