Dia toa tsy mila famonjena intsony izany isika raha izany an
21. niryna
(
15/04/2009 23:00)
papala:
:-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@
MINO AN'ANDRIAMANITRA RAY TSITOHA AHO, IZAY NANAO NY LANITRA SY NY TANY.
=)) =)) (l) (l) (l) (l) (l) no omena ry papala a :D
22. niryna
(
15/04/2009 23:05)
fahamarinana:
:arrow: Tsy hitako tsony koa izay ambara ry zareo fa ny ahy dia tsotra monja an !
Samy nisy zavatsoa nentinareo mirahavavy (Soanja sy niryna ) na fitoriana na fampianarana na fanokafana ny masoko na fanamafisako ny Finoako ! Dia isaorako anareo mirahavavy hatrany sy ny namana maro hafa ihany koa tsy ho hary voatanisa fa efa mihaona eto hatrany isika !
Amiko manokana ihany koa dia fandalinana ny Finoana sy Fivavahana en general ny eto amin'ny forum : tsy voafaritra ko Xna na silamo na Boudista fa izy manontolo dia manana toerana daholo ! Isan'ny mampifandray ny fahalalana ny finoan'ny hafa ary isan'ny mampifankatia ihany koa satria mitarika fifanajana : Izay ilay Didy lehibe nampianarina antsika e ! Tsy mitsara ihany koa ! Fa tsy voatery mandrakariva hanafoana ny an'ny tena na hampilatsaka lanja azy ihany koa ! Impiry tokoa moa izany no naverimberina teto taona lasa izay fa betsaka ny vaovao ka mbola tsy zatra !...
Mahereza daholo e,tano ny Finoanareo dia rahatoa tsy te hamaky ny hevitry ny sasany dia itsabikinana fotsniny fa aza asiana resaka akory satria ny Finoan'ny tena no hay fa ny an'olona izy ihany koa no tena mahalala azy sy afaka miresaka azy !
Am-pitiavana be hatrany e ! :-* :-* (l)
misaotra aky a,ny fahasoavan'Atra anie no hirotsaka ao amindry mandrakariva,tano ny finoana ary araka ny tenintsika roa izay hoe miambena ,miambena
(l)niryna
23. niryna
(
15/04/2009 23:06)
diamondra27:
ity aloha mba misy video kely jereo hoe inona ny zava-miseho any am zany helo zany de naninona le olona no niverina
http://www.dailymotion.com/video/x7b8eu_23-minutes-en-enfer-lintegrale_webcam
de fantatsika hoe iza no olona hita any
misaotra betsaka aky a
24. Hinagasy
(
16/04/2009 02:27)
Fanina aho mamaky ilay resaka. Tena tsy maharaka ny resaka nisy rehetra teto aho sa tena tsy mazava amiko, fa ohatra ny hitako mivadika fitsaratsarana olona ilay izy.
Diso aho ve raha milaza hoe samy manana ny tiany hinoana? ilay izy lasa sujet be mantsy no nahagaga ahy e, dia toa procès ana olona izany! tsy voatery ho kristianina daholo ange ny olona e, na koa hoe kristianina araky ny definition antsika tsirairay!
Diso aho ve raha milaza hoe samy manana ny tiany hinoana? ilay izy lasa sujet be mantsy no nahagaga ahy e, dia toa procès ana olona izany! tsy voatery ho kristianina daholo ange ny olona e, na koa hoe kristianina araky ny definition antsika tsirairay!
25. soanja
(
16/04/2009 15:15)
rasobakobako:
Fa iza no Andriamanitra ivavahan'i Soanja sy Ikaretsaka ? ianareo ve mino an'Andriamanitra Telo izay iray ? ianareo ve mino fa Jesoa Kristy no hany lalantokana ahazoana famonjena ?
Mino an'Andriamanitra IRAY tsy toha aho. Ary mino ny FITIAVANY izay nasehony ombieny ombieny ho antsika. Jesoa Kristy izay nihombohana teo ambony hazo fijaliana ary nitsangana tamin'ny maty dia ilay Andriamanitra tonga nofo dia nitondra hafatra nanoro antsika NY FITIAVANA IZAY TSY MANAMPETRA. Izy no tonga mba hitondra famonjena. Ny famonjena antsika hirohotra hanaraka ny lalany sy ny fiainany. Efa tsy ety intsony izy satria efa lasa any amin'izay misy azy Izy fa dia ny FANAHY no eto amintsika amin'izao mampiombona antsika isanandro. Manoro antsika ny lalana sy ny taratra avy amin'ny hafa. Miresaka amintsika mangina. Io no Andriamanitra Mahery amin'izao fotoana iainantsika izao. Tsy telo ny Andriamanitra fa IRAY IHANY! Izy no miseho amin'ny endrika samihafa tokoa ka ny mahantra manoloana anao dia endriny avokoa izany.
Andriamanitra FITIAVANA anie hanenika antsika sy hanome fahasoavana ny momba antsika!
:-* :-* :-* :-*
26. fahamarinana
(
16/04/2009 17:16)
:arrow: Misaotra any Soanja miezaka hatrany manazava sy mamaly ny fanontanian'ny namana rehetra ! Dia mino aho fa efa afapo ny nametraka fanontaniana ! Tsika eto izao anie tsy hifampitsara ary tsy hifandahatra fa hifampizara hatrany ary afaka mandray izay te handray ! Aoka tsy hifampitsikera sy hifampitsara re ry namako malalako a ! Zany an ! Tsiky dia ampy ho an'ny rehetra ! :-* :-* :-* :-* :-* :-* ho antsika liana ny ahalala ny Finoana rehetra sy miezaka mizara izany ! (l)
27. tywa68
(
18/04/2009 10:22)
Misaotra anareo rhtra mampatsiahy fa tena misy tokoa Atra Tompo tia antsika : tokana olona 3 (Ray Zanaka ary Fanahy Masina) : ary raha mitady ho variana isika d tafaverina @ilay fibebahana andrasana amintsika ary manaiky fa Izy no mpanavotra antsika sy miahy antsika mandrakariva ary mba hanana anjara @ilay fiainana mandrakizay ao Aminy isika fa tsy ho very :-* :-*
28. niryna
(
21/04/2009 04:28)
diamondra27:
ity aloha mba misy video kely jereo hoe inona ny zava-miseho any am zany helo zany de naninona le olona no niverina
http://www.dailymotion.com/video/x7b8eu_23-minutes-en-enfer-lintegrale_webcam
de fantatsika hoe iza no olona hita any
io ary misy iray koa nizara izany atao hoe helo izany ^:^ ^:^
29. niryna
(
21/04/2009 04:30)
tywa68:
Misaotra anareo rhtra mampatsiahy fa tena misy tokoa Atra Tompo tia antsika : tokana olona 3 (Ray Zanaka ary Fanahy Masina) : ary raha mitady ho variana isika d tafaverina @ilay fibebahana andrasana amintsika ary manaiky fa Izy no mpanavotra antsika sy miahy antsika mandrakariva ary mba hanana anjara @ilay fiainana mandrakizay ao Aminy isika fa tsy ho very :-* :-*
=D> =D>
