governemanta HAT
1. fijo
(
10/04/2009 19:32)
manontany ten any vahoak a(misaina)hoe,ary maninona no tsy mbola mety feno foan aio governemanta HAT io?????hatramin'izay anefa mihazakazaka ny rehetra hidiitra amin'izany titre hoe "minisitra izany"
ireto no azo hanazavana azy:
_voalohany,tsy eken'ny olona ilay fitondrana,dia tsy misy misisika ao.
_faharoa,fantatry ny tia seza,fa mamono tena arapolitika izy raha miditra amin'io fitondrana tsy ahavita zavatra sy tsy eken'ny vahoaka io.
_faha telo,manahy ny te hiditra ,sao dia hovoahongan'ny ambohijatovo ilay toerana ,nefa ny tena tsy nahazo akory.
_faha efatra,fantatry ny tena mahay mitantana ,fa tsy hafaka hiasa akory io fitondrana io.
_matahotra ny rehetra,fa toa kilalaonjaza no ataon'ny sasany eo,fa tsy dia izay ten anotakiany akory.
_ny mpanao politika ,di amiandry ny fifidianana izay hitranga ,ka aleony,mitazan aaloha fa mbola tsy milamina ny lalao.

répondu par pikatti le 12/04/2009 14:44
2. fijo
(
10/04/2009 19:39)
sady tsy mety feno le governemant a,no manondrana izay mba eo.
jereo ity natao tao befelatanana,sy tao amin'ny banky foibe.avy eo vao hoe ao ary fa sintomiko ny hevitro.
eo indray hoe,hidina ny tiko,kay may ,vao hoe ao fa avel ahiasa ihany ka..toa tena kitoatoa be le izy

3. Noue
(
10/04/2009 19:41)
o l'ty fijo aaa ! ka ny olana anie dia zao eee ! i tgv aloha dia inona no mba fantany @ zay fitondrana?? @ zany oe politika zany?? aza hadino fa DJ fotsiny anie lery eee !!
manarakzany dia ireo olona ao ambadiny, mpampirisika azy, ireo dinozaoro eee !!! faux cul daholo, i tgv no natao pantin, zao may kila lery satria tsy hitany zay atao ee !!! etsy an-daniny, ireo gadra navokany, nomeny toerana avy hatrany ary nanalany ny toeran'ny sasany!! mpanao bodongerina fotsiny!
manarakzany, diniho kely anie ity eee!!
Au moins, une partie de ceux qui prétendent étre du Kmd, Tgv, ou carrément « akaman’i Dadafara » seront casés.
Du côté d’Ambohitsorohitra, on reçoit énormément de gens. Beaucoup se réclament avoir mené la lutte dans telle ou telle région de l’île et méritent, selon eux, une place dans le gouvernement, dans le conseil de redressement économique et social, ou à la Haute Autorité de la Transition si certains tentent carrément de faire revenir Andry Rajoelina sur la nomination d’un tel ministre, ou membre du Hat
http://www.laverite.mg/index.php?option=com_content&view=article&id=5811:gouvernement-difficile-accouchement-&catid=34:actualites-madagascar&Itemid=53

4. Noue
(
10/04/2009 19:43)
dia io eee! samy mitady seza avy ry dinozaoro ka mampisavoritaka ny hatidohany dia io no mahatonga an'zao ee!
5. ra8enforce
(
10/04/2009 19:47)
fitondrana tsy alehany io ra8 ihany ,manao effort kely mba omena ny mpanohitra ny premier ministre na miaramila
7. Noue
(
10/04/2009 19:48)
k'ita fa fitondrana tsy alehany ee! tsy ho ela oa io dia ho kila ee! :^) :^) :^)
8. fijo
(
10/04/2009 19:58)
kiiiii de hirehitra toa ny zavatra nodorany tao tan akoa ve?????,aoka moa e
9. Noue
(
10/04/2009 20:06)
ny tena milay zao dia nanaiky roindefo fa tsisy harakaraka ny ao @ mpiasan'ny banque fa raha tsy zany dia asa fotsiny :^) :^) :^)
manarakizany dia
Le Professeur Paul Rajaonarivelo reste finalement à la téte de l’hôpital de Befelatanana qu’il a dirigé durant 35 ans. Le ministre de la Santé par intérim de la HAT, Augustin Andriamananoro, voulait le remplacer par un médecin généraliste mais a fait face à la grogne du corps médical et professoral : «cette décision émanant du ministère ne respecte pas les règles d’éthique et de la déontologie médicale et risque d’enfreindre la profession en général» selon le président du Collectif des professeurs et du conseil médical d’établissement, le Pr Rabenja Rapelanoro.
tsss !! aiza koa no hisy an'zany oe profesiora nitazona an'io hopitaly io nandritry ny 35 taona ve dia ho halana fahatany eo fotsiny dia generaliste no hasolo azy?? tena efa tsy ao intsony zany eee !! zao kay NANAIKY ihany ?? ahahahaha zany ny aina ka te hanao !!
siora oa fa tsy maintsy hihafara oatran'io sary io eee
[URL=http://img18.imageshack.us/my.php?image=sanstitrekja.png][IMG]http://img18.imageshack.us/img18/9533/sanstitrekja.png[/IMG][/URL] =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))

11. rakaroka
(
10/04/2009 21:40)
Marina aloha ny fanamarihana eto hoe "manalasala toa vozon'akoho ihany ny hitsofoka @ HAT". Heu...koa raha manasa aza valilahy hoe "inn aza no mi-interesse anao ?...Toa "Dinosaure aby 'reto efa ekipany koa 'ndrao petsa eo !"
12. zakilinina
(
10/04/2009 21:43)
Mikororosy fahana ny firenena. Milaza ny iaraha-mahita aho saingy misy olom-bitsy sahy miziriziry amin'ny heviny. Ireo vahoaka anarivony milahatra sy miaritra orana eo Ambohijatovo ireo koa dia milaza ampilaminana ny iaraha-mahita.
13. xxx
(
10/04/2009 22:07)
aza adino koa fa tsisy saosy io gouvernemanta io ka sarotra ho any sasany ny hiditra ao fa sady efa tsy tiany olona no mbola tsy hahita ho raisina!
14. bazylou
(
10/04/2009 23:08)
soa dia niy tim sy ny laingany no tsy misy saosy ee!!!! ny olona miaccusé ihany mantsy no tena fositra .
15. xxx
(
11/04/2009 06:51)
Ny tim nisy saosy kà ! Nahavita làlana sy zavatra betsaka. Ny HAT indray, na dia nandroba banky foibe aza dia tsy mba nanome kely akory anay vahoaka.
16. Noue
(
11/04/2009 06:59)
zay indrindra manko! mpandromba, mpangalatra, mpamotika, mpandrava ! ao daholo eee :^) :^) :^)
17. mion
(
11/04/2009 07:44)
tena dondrona mintsy ity HAT ty ka, hatram voalohany de tena kôndrana sy mivadika ati-doha, fa toa tsy mahavita azy . faly hitaingitseza fotsiny nefa ny sôsy tsy misy , i wiwiw tsy nahazo toerana, i oay maty noana ka minaonaona mandamina ato @ forum ato fotsiny, ry bozy boleta moa de miletaleta tokoa ato @ serasera ato
aleo ampatsahiviko mintsy : "On ne crée rien sur du mensonge", ny akamanareo frantsay ihany no tompon'io ohabolana io.
Eny e, tsy mahagaga, zao no iafarany refa ol tsy nianatra sy tsy mikatona loha malemy no iankohofana : Main'ny afo natsangany
hon hon hon , ha ha ha , hi hi hi :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:

18. Noue
(
11/04/2009 07:51)
mion:ka noheverina fa inona aza ny dikan'io tgv io ee??? ilay train kely mandeha @ vapeur dia manao quelques kilometres dia en panne ve ??
tena dondrona mintsy ity HAT ty ka, hatram voalohany de tena kôndrana sy mivadika ati-doha, fa toa tsy mahavita azy . faly hitaingitseza fotsiny nefa ny sôsy tsy misy
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
19. mion
(
11/04/2009 08:01)
Hoy i Noue
valiny : trou géant du cul
ka noheverina fa inona aza ny dikan'io tgv io ee??? ilay train kely mandeha @ vapeur dia manao quelques kilometres dia en panne ve ??
valiny : trou géant du cul
20. reeves
(
11/04/2009 08:47)
Ny tena nampihomehy sady mampalahelo dia i Benja Razafimahaleo raha nanontanian`ny teknisiana dosié teknika iray dia tsy nisalasala mihitsy namaly hoe " Zah aloha tsy dia mahavoa comptabilité publique loatra" nefa dia Minisitry ny Finances . Izany dia porofo fa tsy misy zavatra sérieux ataon`ity HAT ity fa dia governemanta baroa marina ka izay alehany any alehany . @ lafiny iray tiako ihany ry zalahy hikiribiby hanao bontolo eo amin`izay angamba mety ho TONGA SAINA ireo TGV-ISTE nanohana azy fa nanao fahadisoana goavana satria efa manomboka simba ny toe-karena am`zao , hiakatra be io vidim-piainana io , tsy hahazo karama intsony ny mpiasam-panjakana ...sns ary tsy ho ela dia hihatra aman`ain`ny valala be mandry ny vokatr`izany . Etsy andaniny koa anefa , dia tena manahiran-tsaina ny mieritreritra fa hoe " hambom-po politika tsy misy dikany ataon`ny antokon`olona sasantsasany fotsiny no hahavoa ny vahoaka rehetra . Ary ny tena zava-doza dia ny hoe " Izao olona rehetra mivorivory etsy sy eroa ka afaka manakarama MIARAMILA MPIKOMY rehetra izao ve dia afaka ho lasa Prezidà daolo ka hiseho hikirakira ny volam-bahoaka nefa olona tsy manana ny fahefana ho amin`izany akory satria tsy lanim-bahoaka ara-pifidianana akory . Na ahoana na ahoana tsy tokony hanaiky izany ny citoyen mahatsapa tena rehetra fa raha tsy zany dia ho zary fahazarana eto amin`ny firenena ny zavatra ohatran`izany ary izany indrindra no antony mahasarotiny ny rehetra ka tsy hanekena ny Coup d`Etat intsony , izay efa nilaozan`ny toetr`andro .