governemanta HAT
21. Noue
(
11/04/2009 08:53)
Ny tena nampihomehy sady mampalahelo dia i Benja Razafimahaleo raha nanontanian`ny teknisiana dosié teknika iray dia tsy nisalasala mihitsy namaly hoe " Zah aloha tsy dia mahavoa comptabilité publique loatra" nefa dia Minisitry ny Finances . Izany dia porofo fa tsy misy zavatra sérieux ataon`ity HAT ity fa dia governemanta baroa marina ka izay alehany any alehanyfa nga io ihany?? ary ireo analfabeta ao @ HAT ?
22. andrywui
(
11/04/2009 10:56)
Hoy fijo oe::
tsy ny olona no tsy tehiditra ry fijo fa ny Fanjakana no mijery tsara ze olona teknisiannnn sy raitra tokony hatao eo fa ts kilalao akory izy io ka ho aiditra eo daholo zao TIM nivadika sy adala reeetr zao!!! ny mach.admin. koa mbola zakan'ireo eo tsara aloh hatram zao
manontany ten any vahoak a(misaina)hoe,ary maninona no tsy mbola mety feno foan aio governemanta HAT io?????hatramin'izay anefa mihazakazaka ny rehetra hidiitra amin'izany titre hoe "minisitra izany"
ireto no azo hanazavana azy:
tsy ny olona no tsy tehiditra ry fijo fa ny Fanjakana no mijery tsara ze olona teknisiannnn sy raitra tokony hatao eo fa ts kilalao akory izy io ka ho aiditra eo daholo zao TIM nivadika sy adala reeetr zao!!! ny mach.admin. koa mbola zakan'ireo eo tsara aloh hatram zao
23. xxx
(
11/04/2009 11:37)
ha ha ha ha ha ha! zakanireo tsara hono ny mach admin ha ha ha! tena jamba mifampitantana marina ireto tgv ireto le! ha ha ha tsy fantany ankory hoe mandroso makany aoriana anie io diany io e hi hi hi n'impôrté koi hi hi hi hi :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
24. menalamba
(
11/04/2009 11:50)
Hoooaaah zalahy ... Mbô nojerevako ny tarehin'ireto hoe minisitra hono...misy karaha songomby ,misy karaha kokolampy ..Tena lany fanahy aho marina mafy . Lé ramatoa tsy haiko na minisitry ny inona hono ,ny ranjony aza pilaka kely sahala @ ranjon-takatra lany atody .Dé ireny ve no taratry ny hoe mpitondra ??? :^) :^) :-P Poahh !!
25. Mirananirina
(
11/04/2009 12:52)
efa FENO izy izao e,LASA MINISTRE MIRANANIRINA E :lol: :lol: :lol:
26. xxx
(
11/04/2009 14:30)
mitady ny tena teknisiana hono jerevo ny nataony teny @ hopitaly mahamenatra.
27. pikatti
(
12/04/2009 14:44)
tsisy miheno zany teknisiana zany ny fanjakan'i baroa é, lohamboto no filamatra ,zao efa mivarotra tanindrazana zao ve sisa :evil: :evil:
