Heroda ... tara loatra
1. coopsal
(
10/04/2009 16:17)
"Faly dia faly Heroda nony nahita an'i Jeso, fa ela no naniriany hahita azy, noho ny fandrenesany azy efa maresaka erý, sady nanantena izy fa hahita azy hanao fahagagana. 9 Nanao fanontaniana maro taminy izy, fa tsy namaly na inona na inona kosa Jeso."
==> Efa ela ingahy io hono no te hahita an'i Jesoa saingy sady tsy nihetsika izy mba hanatona Azy no tsy nampiasa ny fahefany mba hiantso an'i Jesoa (possilités anakiroa azony nampiasaina mba hahitana ny Tompo). Rehefa nahita an'i Jesoa izy teto dia efa tara loatra ...
Fa izy aloha mbola nanana fotoana hibebahan mba ho voavonjy, tahaka an'izay mbola tsy voavonjy ka mamaky ity anio.
Rehefa tsy hikaroka an'i Jesoa ianao, antsoy Izy fa hanatona anao ... avant qu'il ne soit trop tard.

répondu par fahamarinana le 15/04/2009 19:09
2. ikaretsaka
(
10/04/2009 16:32)
Iza no niteny anao fa tsary voavonjy I Heroda na tsy avotra ra coopsal?
Tsy nisy nahita sy nanohy ny tantara manko hoe nandeha nankaiza izy avy eo (nony tonga ny fotoana fahataperan'ny ainy eto antany) fa Atra ihany no mahalala... I jesoa aza tsary niteny mihitsy hoe ho aiza ra heroda na ho aiza an...
Izay no ilazako foana hoe ny prejuge anao tano ho anao fa aza ahilika any @ Atra

3. rakapy
(
10/04/2009 19:10)
Ka ry zareo anie less ry Ika ka ministry ny fitsarana any @ an-danitra ka mahalala ny zava miseho rehetra any e! :-D
6. ikaretsaka
(
10/04/2009 20:25)
ka izany no tadiavin i lery hamitahana olona ary @ toriteny zoma masina ary koa...
aoka hazava!
aoka hazava!
8. ikaretsaka
(
10/04/2009 20:38)
de ho betsaka ny ho voafitaka...
tampoka mahita an'i heroda any andanitra any zay vo gaga ny mpivavaka

10. rakaroka
(
10/04/2009 20:48)
mba "antsoy any aza Izy ry Coopsal ho tonga eto" fa tsary hay 'tsony anie ny misy azy marina na mbola ao am-pasana na any an-danitra ,baiboly, Xtiana .:roll:
Dia asaivo mi-forum eto koa mbô hinoan-dry Ika, Fijo, Rakapy
Resaka zoma masina tokoa an ! Hi!hi!hi! :-D :-D :-D

12. ikaretsaka
(
10/04/2009 20:59)
o ry heroda an.. ialahy tadiavin'i coopsal fa fikainy ny sekta ato hoe tsy avotra hono ialahy
13. rakaroka
(
10/04/2009 21:20)
fijo:
sokola,sokola,sokola
Asaivo antsoin'i Coopsal i Jesoa hitondra sokola ho antsika e ! Izy mahay miresaka aminy koh!
:-D :-D :-D
14. soanja
(
11/04/2009 08:54)
coopsal:
"Faly dia faly Heroda nony nahita an'i Jeso, fa ela no naniriany hahita azy, noho ny fandrenesany azy efa maresaka erý, sady nanantena izy fa hahita azy hanao fahagagana. 9 Nanao fanontaniana maro taminy izy, fa tsy namaly na inona na inona kosa Jeso."
==> Efa ela ingahy io hono no te hahita an'i Jesoa saingy sady tsy nihetsika izy mba hanatona Azy no tsy nampiasa ny fahefany mba hiantso an'i Jesoa (possilités anakiroa azony nampiasaina mba hahitana ny Tompo). Rehefa nahita an'i Jesoa izy teto dia efa tara loatra ...
Fa izy aloha mbola nanana fotoana hibebahan mba ho voavonjy, tahaka an'izay mbola tsy voavonjy ka mamaky ity anio.
Rehefa tsy hikaroka an'i Jesoa ianao, antsoy Izy fa hanatona anao ... avant qu'il ne soit trop tard.
Ny tokony ho fantantsika dia efa firy taona tokoa taty aorian'ny nahafatesan'i Jesoa vao tena niparitaka sy nandaitra ny teny nomeny? Zany hoe oviana avy no nanoratana ny momba an'i Kristy?
Mino aho fa i Heroda dia naman'ireo izay mbola niaina tao anaty tsy fahalalana ny hoe Andriamanitra tonga nofo.
Izay no mahasarotra ny fanarahana ilay baiboly satria io vanim-potoana io dia hilaza mihitsy fa tao anaty korontana politika sy ara-piaraha-monina no niseho I Jesoa. Tsy misy afaka mitsara n'iza n'iza isika hoe iza no nahalala sy iza no tsy nahalala, mbola tsy nisy ny baiboly tamin'izany. I Jesoa aza tamin'ireny dia ombieny ombieny milaza ny fitambarany amin'ilay Ray ao ambony sy ny maha iray azy amin'ilay naniraka Azy. Tsy hidika n'inona n'inona eo iamson'ireo maika ny hahazo vola sy hahazo seza ary ranondranony tokoa izany tamin'izany fotoana izany. Ny fotoana izany no itarafana hoe ahoana tokoa moa ny amin'ireny olona nahita maso an'i Jesoa nefa tsy afaka nahazo ny hafany?
Izy ve no tsy nahay nampita sa ny hafany no tsy ampy tamin'izany sa mafy loatra ny tohatra fitiavam-pahefana tamin'izany? Asa? Tsy misy afaka mifampitsara isika saingy kosa tsara ny nitondrana ny resaka mba afahantsika mandinika avy ny itrehantsika ny finoana izay ananantsika avy satria ny Teny Fahendrena sy sakafom-Panahy dia mihamivoatra tokoa manodidina antsika no ho ireo fiainana maro efa nolalovana sy nahitana ny lesona mba hifohazana.
15. coopsal
(
14/04/2009 10:48)
soanja:
Ny tokony ho fantantsika dia efa firy taona tokoa taty aorian'ny nahafatesan'i Jesoa vao tena niparitaka sy nandaitra ny teny nomeny? Zany hoe oviana avy no nanoratana ny momba an'i Kristy?
==> Iza no tokony hahay tokoa an'i KRISTY, ireo izay nanoratana momba azy fotsiny sa ireo niara-belona taminy ary nanana chance hifanatritava sy hifanerasera taminy isanandro ?
soanja:
Mino aho fa i Heroda dia naman'ireo izay mbola niaina tao anaty tsy fahalalana ny hoe Andriamanitra tonga nofo.
==> Tsy nahalala izy, fa voasoratra hoe "naniry hahita izy". Naniry izy fa tsy nihetsika mba hahita azy.
soanja:
Izay no mahasarotra ny fanarahana ilay baiboly satria io vanim-potoana io dia hilaza mihitsy fa tao anaty korontana politika sy ara-piaraha-monina no niseho I Jesoa. Tsy misy afaka mitsara n'iza n'iza isika hoe iza no nahalala sy iza no tsy nahalala, mbola tsy nisy ny baiboly tamin'izany.
==> Tsy ny baiboly no nahatonga ahy hahafantatra an'i Jesoa, i Jesoa no nampahafantatra ahy ny Baiboly.
soanja:
Ny fotoana izany no itarafana hoe ahoana tokoa moa ny amin'ireny olona nahita maso an'i Jesoa nefa tsy afaka nahazo ny hafany?
==> Raha ireny nahita maso Azy sy ny zava-drehetra nataoNy aza tsy nino, ahoana no ahafahan'izay namaky boky fotsiny ary tsy nankato hino ?
16. coopsal
(
14/04/2009 10:54)
Ika sy ny namany >>> Indro averiko izay nolazaiko tetsy ambony :
"Fa izy aloha mbola nanana fotoana hibebahan mba ho voavonjy, tahaka an'izay mbola tsy voavonjy ka mamaky ity anio."
Tsy gaga aho raha mandiso ny teny ianareo, na i Jesoa aza rehefa niteny 'Eloy, Eloy, Lama Sabaktany', nolazain'ireo nanatri-maso fa miantso an'i Eli.
Miseho eto koa hoe maninona no diso hevitra ny amin'ny tenin' Andriamanitra sy Jesoa Kristy ny maro, satria ilay diso nolazain'ilay tetsy aloha no narahin'ny maro fa tsy niverina nijery ilay hafatra nalefan'ny mpandefa. Tahaka izany no mahadiso ny olona, satria tsy Andriamanitra tompon'ny hafatra sy ny hafaNy no jerena fa ireo fanadihadiana sy fanamarihana ary asasoratra maro manodidina ny tenin' Andriamanitra.

17. xxx
(
14/04/2009 11:22)

Izay no saika nolazaiko koa, toa tsy hitako t@ ilay nolazain'i coopsal voalohany niteny izy hoe voavonjy Heroda na tsia ... dia nefa nitohy t@ izay nolazain'i Ika daholo ny rehetra .... :oops:
18. ikaretsaka
(
14/04/2009 18:17)
"Fa izy aloha mbola nanana fotoana hibebahan mba ho voavonjy, tahaka an'izay mbola tsy voavonjy ka mamaky ity anio."
ka io indrindra no lazaiko hoe tsy mazava anie fa aza tenintenenina foana :
tsy mazava sy tsy hay satria:
tsy nisy nilaza sy tsy afaka mahalala isika tao hoe
nibebaka izy na tsia ,
na nanana fotoana izy na tsia
na voavonjy na tsy voavonjy izy ( i heroda io)
tahaka ny hoe " izay tsy mbola voavonjy ka mamaky an'ity anio"
tsy misy mahalala hoe iza @ izay mamaky no voavonjy! sao ilay nampamaky no tsy voavonjy... iza no mahalala?
19. xxx
(
15/04/2009 13:50)
Fa izy aloha mbola nanana fotoana hibebahan mba ho voavonjy, tahaka an'izay mbola tsy voavonjy ka mamaky ity anio
Tsy mazava ve izany :
- Heroda mbola nanana fotoana hibebahana
- izay mbola tsy voavonjy ka mamaky ity anio dia mbola manana fotoana hibebahana ihany koa
Fa ny ahy hafa ny fanontaniako, izaho mantsy badobado :
- inona ilay hoe mikaroka an'i Jesoa
- inona ilay hoe miantso an'i Jesoa
Mitovy ireo amiko , amiko ho aho . Sao mba misy afaka manoro ny mahasamihafa azy ireo