Samihafa kosa ry faha ny mitady sy ny mahafantatra a.
Le mitady amiko ohatran'ny hafahafa ihany ..satria izy efa niteny fa "eo amintsika mandrakariva" ko tadiavina manakory ahoana indray?
Fantarina sy tsarovana ary tiavina izy amiko @ alalan'ny manodidina sy ny madinika. Ary ny fifankatiavana sy ny fifanasoavana eo @ samy ari-tanany..izany rahateo no hafany