Antso an-tariby
1. ni81
(
10/04/2009 07:32)
Manana namana aho (vehivavy). Manambady izy ary samy malagasy izy ireo. Ity namako ity dia tsy manana havana eto Frantsa fa ilay vadiny kosa dia manana.
Misy cousinen'io vadiny io miantso lava isan'alina eo anelanelan'ny 22h-23h eo. Dia vao mandre ilay sonnerie @ phone ilay vadiny dia lasa mivoaka dia eny an-tokontany izy no miresaka @ phone.
Dia hoy ity namako tamiko hoe: mandreraka mihitsy fa tena tsy misy fiainan-tokantrano vanona mihitsy hono fa dia mandritry ny 2h eo ho eo izy ireo no miresaka eo. Dia nefa raha sendra ity namako no mandray ny antso raha sendra tsy eo ity rams-ny dia tsy miresaka ela izany mihitsy ilay cousine fa manao fialan'ny jiosy :lol: .
Dia hoy aho namaly azy hoe: tsy dia tiany izany ny miresaka @ ndry dia aleony manao fialan'ny jiosy. Fa na izany koa aza anefa oa dia tsy fahalalam-pomba loatra (amiko fa tsy haiko ny hafa) izany miresaka @ olona isan'alina pdt 2h izany. Tsara ny mifampiresaka fa tsy tsara koa ny mifanelingelina lava izao.
Dia inona hoy izy no ataon-dry raha in-dry no teo @ toerako. Dia hoy aho hoe: zà aloha tsy ho voan'izay mihitsy satria ny havany tsy miantso alina be zany raha tsy sanatria misy loza be angaha. Fa raha toa zà no eo @ toeran-dry dia mba miresaka @ namako koa aho pdt 2h (@ alina io) isan'andro mandritra ny herinandro dia ho hita izay fihetsiny .
Dia hoy izy hoe: efa nanandrana aho indray mandeha fotsiny fa niasa dia eran'ny trano izy ary nanontany hoe: inona avy no resakareo teo?
Dia hoy aho hoe: ka jereo @ zany ary koa! Izay tiany no ataony nefa izay tian-dry tsy mba tanterahiny. Tokony ho fitia mifamaly ange ity fiainana ity e!
Fa asa aloha izay mba hevitrareo sasany eto e!

répondu par Ratoa le 16/05/2009 20:49
2. xxx
(
10/04/2009 07:44)
Nareo vhv reto dia tena tsy laitra mihitsy. Miresaka ny mba ataony dia maninona (marina hoe lava be, dia maninona). Tsy mampirafy izy, tsy misotro sy mifoka, ny fahitako azy koa dia ilay lahy no nitondra azy taty matoa ilay vhv tsy misy havana aty. Raha tsy tiany ve dia ho entiny aty sy ho vadiny. Mila kisa foana tenisany. :)
3. ni81
(
10/04/2009 08:38)
Fa angaha misy milaza fa hoe tsy tia azy ny vadiny eo? Aza tailanina ny resaka.
4. xxx
(
10/04/2009 10:42)
asaivo asiany ampli ny tel rehefa miresaka dia samy mihaino eo ianareo amin'izay tsy mi s'ennyuer le namandry ry ni81
raha tsy mety manao izany le bandy dia aza asaina miresaka intsony fa mamorona zavatra hafa atao rehefa afaka ilay adiny 2h iny dia mba anjarany indray no miandry eo.
Nefa na dia izany aza tsy dia mety loatra izay satria lasa miitatra be izany à long terme fa aleo miresaka tsotra hoe : tena mba tsy mety ry ise ilay antsoina amin'ny alina ity fa fotoana tokony ho antsika 2 ve dia iresahanao amin'ny hafa nefa tsy misy loza na urgence akory., maninona raha mba mitady plage horaire hafa hoe , dia henoy izay lazainy.
Ny tiako marihina koa dia misy fianakaviana izany tsy tia ny vadin'ny cousin-ny sy ny anadahiny satria mety tena akaiky azy ilay bandy io dia raha vao nanambady dia somary saropiaro kely hoe mety tsy afaka miresaka toy ny taloha intsony ry zareo
Fa efa fanaony ve le miresaka am alina io hatramin'izay e
Mila fandeferana le tokantrano nefa kosa tsy tokony ho ilay olona 1 foana no mandefitra fa lisaka ihany iny amin'ny farany

5. ni81
(
10/04/2009 11:02)
asaivo asiany ampli ny tel rehefa miresaka dia samy mihaino eo ianareo amin'izay tsy mi s'ennyuer le namandry ry ni81ka entiny mivoaka ny tél dia any ivelany izy no miresaka hono kou
raha tsy mety manao izany le bandy dia aza asaina miresaka intsony fa mamorona zavatra hafa atao rehefa afaka ilay adiny 2h iny dia mba anjarany indray no miandry eo.alina izy zao dia niresaka tamiko t@ internet na dia efa niverina tao an-trano aza ilay vadiny (zay mihitsy mantsy no natoroko azy hoe aza mitabataba aminy fa mba miresaha koa e!)
Nefa na dia izany aza tsy dia mety loatra izay satria lasa miitatra be izany à long terme fa aleo miresaka tsotra hoe : tena mba tsy mety ry ise ilay antsoina amin'ny alina ity fa fotoana tokony ho antsika 2 ve dia iresahanao amin'ny hafa nefa tsy misy loza na urgence akory., maninona raha mba mitady plage horaire hafa hoe , dia henoy izay lazainy.niteny mihitsy hono ilay namako t@ vadiny hoe: aiza ve dia isika efa fotoana kely iny fotsiny no mba mifankahita eo an-trano dia mbola lanianao @ phone indray ilay izy! Tsy mandrara anareo tsy hiresaka aho hoy izy fa mba ataovy tsindraindray dia aza ela be eo. Fa dia toy ny rano an-damosin-gana hono e. Ny week end mantsy ilay rams hono dia miaraka manao jeux @ namany dia ikala rery no ao an-trano :(
Ny tiako marihina koa dia misy fianakaviana izany tsy tia ny vadin'ny cousin-ny sy ny anadahiny satria mety tena akaiky azy ilay bandy io dia raha vao nanambady dia somary saropiaro kely hoe mety tsy afaka miresaka toy ny taloha intsony ry zareomety ho izany angamba, satria misy cousine hafa an'ilay bandy fa tsy mba miresaka elabe sy alim-be toy izao ry zareo.
Fa efa fanaony ve le miresaka am alina io hatramin'izay eeny hono. Hatry ny vao nahatongavan'ilay cousine io teto, satria tany dago izy taloha, fa somary nahalana teo alohaloha satria narary ilay cousine dia nanao traitement t@ hopitaly (fa zao efa salama).
Mila fandeferana le tokantrano nefa kosa tsy tokony ho ilay olona 1 foana no mandefitra fa lisaka ihany iny amin'ny faranyTena marina izany.
6. ari.malala
(
10/04/2009 11:13)
Misy raha tsy milamina izany! Maninona tsy ilay madama cousine no tadiavina fa ny vadiny? misy zavatra tsy mazava ao!
7. ni81
(
10/04/2009 11:37)
Misy raha tsy milamina izany! Maninona tsy ilay madama cousine no tadiavina fa ny vadiny? misy zavatra tsy mazava ao!ohatry ny tsy dia mazava @ ari lé resaka sa zà no diso famaky! Cousin sy cousine germaine ireto mifampiresaka foana isan'alina e! Ilay namako izany zaobavy raha azavaina tsara.
8. xxx
(
10/04/2009 12:33)
za akia ry ni81 nanana cousine germaine otran'io a! zany oe akaiky be an'i anadahiny izy , za sy io cousin-ko io no tena confidente-ny , ilay sipa lasa fiancée an'ilay anadahiny io aza namana akaiky azy mihintsy , ka izay ilay lazaiko hoe mety confident an'ilay cousine ilay bandy dia sarotra be ny andraisana ilay izy
midika izany fa manana complicité be ry zareo , tsy voatery hoe mifankatia fa tena hoe ouverte be amin'ny resaka e! ary mety misy resaka tsy azo resahana amin'ny olonkafa afa-tsy io bandy io ihany , averiko ihany fa tsy voatery hoe misipa akory vao manana io toetra io fa mi-existe ilay hoe complicité ka na dia hoe manambady aza ilay olona dia tsy afaka amin'izany ireo satria efa besoins anjareo le izy fa zany hoe mila mi-accepter ilay situation izany dia miteny indraindray hoe aoka kosa izay fa andao am zay hatory e
za manokana aloha dia tsy tia izany avela adiny2 izany e!

9. xxx
(
10/04/2009 12:42)
aza atao mihintsy izany hoe asaina mifidy izany izy fa tsy mety amin'ny situation ohatr'izao.
misy fahamarinany ihany le voalazan'i xxx ery ambony ery hoe: matoa ianao no novadinay sy nafarany dia tiany izany.
dia raiso tsara le anjarapitiavany anao izay
misy fahamarinany ihany le voalazan'i xxx ery ambony ery hoe: matoa ianao no novadinay sy nafarany dia tiany izany.
dia raiso tsara le anjarapitiavany anao izay
11. diamondra27
(
10/04/2009 14:05)
mirananirina: na de zany aza ve akia de anakotabaisana olona efa manambady a! asaivo soloiny ny forfait-ny ra zany, maka orange de am journée ny appel illimitéde azo atao tsara oe 18h-20h
13. ni81
(
10/04/2009 16:22)
mirananirina: na de zany aza ve akia de anakotabaisana olona efa manambady a! asaivo soloiny ny forfait-ny ra zany, maka orange de am journée ny appel illimitéde azo atao tsara oe 18h-20htsy portable hono fa fixe io fa ilay azo entina ldia mivoaka ny trano izy ry diams a.
aza atao mihintsy izany hoe asaina mifidy izany izy fa tsy mety amin'ny situation ohatr'izao misy fahamarinany ihany le voalazan'i xxx ery ambony ery hoe: matoa ianao no novadinay sy nafarany dia tiany izany dia raiso tsara le anjarapitiavany anao izayizay zany no hevitrareo xxx ireo dia ho jereny raha miady @ piesiny e, satria izy tsy mpikambana eto fa zà no nanazava teto.
XXX7 a! nasaiko niditra serasera izy hamaky ny voalazan-tsika tsirairay eto zao e!
16. diamondra27
(
10/04/2009 18:06)
ni81: ka na fixe aza ange mety foana io e! asaina am fin de la journée izy miantso fa tsy alina, ny fixe gratos foana foana am n'importe kel heure
fa le hoe hariva mba efa dodo iny le tsy mety
ny à long terme oa no mandreraka am zao satria mety tsy zakan'le sipa de mitarika ady amindry zareo foana
fa le hoe hariva mba efa dodo iny le tsy mety
ny à long terme oa no mandreraka am zao satria mety tsy zakan'le sipa de mitarika ady amindry zareo foana
17. ni81
(
10/04/2009 18:13)
ni81: ka na fixe aza ange mety foana io e! asaina am fin de la journée izy miantso fa tsy alina, ny fixe gratos foana foana am n'importe kel heureka zany mihitsy hono fa miresaka aminy aho io zao mitantara ny valiny eto e!
fa le hoe hariva mba efa dodo iny le tsy mety
ny à long terme oa no mandreraka am zao satria mety tsy zakan'le sipa de mitarika ady amindry zareo foana
18. Mirananirina
(
11/04/2009 12:39)
ary raha fixe izany,dia rehefa iny nizy mivoaka iny ka lava loatra ny resany dia tsohay ny fil dia maty e :) :) ,aza atao hitany,apetaho haingana indray avy eo :)
19. soanja
(
11/04/2009 22:26)
Ny fiarahana raha vao misy fiasana mafy amin'ny andaniny sy ny ankilany indrindra hoe ahiahy sy tsy mazava lava dia misy olana izay.
Ny fanambadiana izany tsy misy resaka tahotra sy ahiahy fa tonga dia mazava amin'ilay vady hoe: lavabe ilay resaka fa mba afohezo 10 minitra, ary mba isaky ny 3 andro no miantso fa tsy isanandro lava izao. Ny tena tiako aloha raha mba amin'ny harivariva fa tsy isanalina fa tsy mety amiko mihitsy, ahoana ny hevitr'i Malala??? de sady miangoty milaza azy. De hita eo izay havaliny. Raha vao mahita safary be dia tsy cousine izany fa sipa tanteraka mody havana ihany na lova tsy mifindra saingy menatrolona. Mila mazava lalandava ny resaka amin'ny samy mpivady ary ampitiavana hatrany.

20. ni81
(
14/04/2009 05:24)
Ny fanambadiana izany tsy misy resaka tahotra sy ahiahy fa tonga dia mazava amin'ilay vady hoe: lavabe ilay resaka fa mba afohezo 10 minitra lavabe, ary mba isaky ny 3 andro no miantso fa tsy isanandro lava izao. Ny tena tiako aloha raha mba amin'ny harivariva fa tsy isanalina fa tsy mety amiko mihitsy,itovizako hevitra