Antso an-tariby
21. xxx
(
14/04/2009 13:51)
Ny ahy kosa aloha na mpianadahy iray tam-po aza no hiresaka @ tel adiny 2 isan'andro dia tsy d'accord aho e !
Raha ny anabavin'ny vadiko no miantso azy dia hiresaka eo adiny 2 isan'andro , sady @ alina , dia raisiko ny tél dia ataoko hoe aoka izay ry Naotra fa lava loatra tsy misy hiarahanay mi tsam matory a

22. vale
(
24/04/2009 15:53)
xxx:
Nareo vhv reto dia tena tsy laitra mihitsy. Miresaka ny mba ataony dia maninona (marina hoe lava be, dia maninona). Tsy mampirafy izy, tsy misotro sy mifoka, ny fahitako azy koa dia ilay lahy no nitondra azy taty matoa ilay vhv tsy misy havana aty. Raha tsy tiany ve dia ho entiny aty sy ho vadiny. Mila kisa foana tenisany. :)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
tsy @ toeran'i xxx le izy de tsy tsapany, efa niainako koa izany, tena mitovy tsy misy valaka, cousine kou ilay miantso isank'hariva! :lol: , le zareo miresaka elabe tsy dia mampaninona fa ny mahasosotra avy eo lasa na ny fiainan-tokantranonao koa aza de resahin-dry zareo dol, ka lava lotra ny firesahana de mitatra ny farany, de nony taty afara lasa guidén'ilay cousine ny lohan-drangah na h@ fitantanambola kou aza. Ary ny tena ratsy dia lasa tsy nisy fifanankalozan-kvt intsony teo amin'ny couple-nay fa lasa ilay cousine indray no iresahana ny retraretra!!! 8O
De aona i xxx amin'izany aza?? :-D
23. vale
(
24/04/2009 15:57)
xxx:
Ny ahy kosa aloha na mpianadahy iray tam-po aza no hiresaka @ tel adiny 2 isan'andro dia tsy d'accord aho e !
Raha ny anabavin'ny vadiko no miantso azy dia hiresaka eo adiny 2 isan'andro , sady @ alina , dia raisiko ny tél dia ataoko hoe aoka izay ry Naotra fa lava loatra tsy misy hiarahanay mi tsam matory a
tout à fait d'accord amin'i xxx kou za eto, lasa fanelingelenana le izy rehefa tena isan'nadro. De lasa lay cousine ndray no iresahana fa tsy enao intsony, lany @ ra-cousine dol tsinona ny resaka, ela lotra le discussion.
:?
24. ni81
(
24/04/2009 16:28)
Notenenin'ilay cousine hafa mihitsy hono ilay bandy dia mba toa efa nilamina ilay phone. Tsy hoe tsy mifampiantso intsony ry zareo "hono", fa mba 15mn raha farany ela. :)
25. fahamarinana
(
26/04/2009 10:01)
:arrow: HS an ! vale :horera be akia ilay avatar-njy fa mampanonofy ratsy klé ! :) (l)
26. ni81
(
26/04/2009 10:05)
HS an ! vale :horera be akia ilay avatar-njy fa mampanonofy ratsy klé !:-D :-D :-D
28. fahamarinana
(
26/04/2009 14:20)
:arrow: vale :merci akia,namana ihany no sahiko hiantahantana an ! :wink: :-* (l)
30. bibidia
(
30/04/2009 13:16)
olona fa te-hiala izy fa manao provocations te loza @ io dia olona no henoin'ny teny fa ny vadiny atoany tsinotsinona mazava ny resaka ka ataovy basy atifikavana .....
31. xxx
(
16/05/2009 05:20)
Miarahaba,
Manam-pitiavana amina kala vavy any Dago aho (mivaivay be ny fitiavanay), ary te-hifampiresaka aminy matetika an-tarobia, kanefa lafo ny communication amin'ny finday, avy aty an-dafy.
Mitady tarif, na fomba ahazoana misera an-tarobia moramora kokoa aho, raha azonareo omena torolalana. "Teleplanète" no atao malaza kanefa 30 min ihany dia tapitra ny communication. Ny carte international, à 7€, koa anefa rehefa vidiana matetika dia midangana ny faktiora. Misaotra mialoha.

32. ni81
(
16/05/2009 05:44)
Miarahaba,amis d'afrique na sourire d'afrique vidiana. Misy koa hoe africa irradium.
Manam-pitiavana amina kala vavy any Dago aho (mivaivay be ny fitiavanay), ary te-hifampiresaka aminy matetika an-tarobia, kanefa lafo ny communication amin'ny finday, avy aty an-dafy.
Mitady tarif, na fomba ahazoana misera an-tarobia moramora kokoa aho, raha azonareo omena torolalana. "Teleplanète" no atao malaza kanefa 30 min ihany dia tapitra ny communication. Ny carte international, à 7€, koa anefa rehefa vidiana matetika dia midangana ny faktiora. Misaotra mialoha.
33. Ratoa
(
16/05/2009 20:49)
Inona ary izany fitiavana an-tariby izany fa maninona raha manango-bola dia mamangy na mifamangy.