Moa ve mety mitombona tokoa izany?
1. lemenakely
(
02/04/2009 17:58)
Ny vehivavy hono rehefa miaraka @ lehilahy be dia be (izany hoe misy firaisana mihintsy) dia manjary manana toetra hafahafa ary sarotra iaraha-monina
Asa mety mitombona ve izany? :roll:
Asa mety mitombona ve izany? :roll:
répondu par ikaretsaka le 13/04/2009 03:25
3. ikaretsaka
(
02/04/2009 18:54)
Ny lehilahy miara monina aminy no mahatsapa izany ry lemenakely sa ny vehivavy?
4. lemenakely
(
02/04/2009 18:59)
ikaretsaka:
Ny lehilahy miara monina aminy no mahatsapa izany ry lemenakely sa ny vehivavy?
ny fiaraha-monina mihintsy no mahatsapa an io :idea:
6. ikaretsaka
(
02/04/2009 19:21)
za aloha toa nahatsapa izany tany @ versite hoe le bandy lahitokana ireny ka manana bavy maro: sarotra iaraha miaina izany e
7. lemenakely
(
02/04/2009 19:26)
Raha ny hita eny Tsaralalàna aloha toa mitombona ihany e! Teny ratsy , ompa , vulgarités sns,??
9. lemenakely
(
02/04/2009 19:53)
ikaretsaka:
tsy azo ny hidiran tsaralala @ le resaka
Jereo ary ireny STARS malàza ireny :ELYSABETH TAYLOR,BRIGITTE BARDOT,MADONNA,....
Ity farany ity dia nampiaiky olona maro tokoa ny toetrany ,ary nisy émission izay hitako nitantara an i Rtoa MADONNA sy ireo lehilahy niaraka taminy rehetra , fa dia nitondra faisana!
12. tsinjo
(
03/04/2009 16:17)
ny fahitako azy aloy de ra ny vehivavy no miaraka aminy lehilahy maromaro de ny toetrany somary mivatambatana fiteny ,mahitsihitsy fiteny ,sahisahhy
13. Mirananirina
(
04/04/2009 09:13)
Ny vehivavy hono rehefa miaraka @ lehilahy be dia be (izany hoe misy firaisana mihintsy) dia manjary manana toetra hafahafa ary sarotra iaraha-monina.
Vehivavy mampirafy ve izany sa lehilahy mifandimby io be dia be io.
14. lemenakely
(
05/04/2009 17:48)
Mirananirina:
Ny vehivavy hono rehefa miaraka @ lehilahy be dia be (izany hoe misy firaisana mihintsy) dia manjary manana toetra hafahafa ary sarotra iaraha-monina.
Vehivavy mampirafy ve izany sa lehilahy mifandimby io be dia be io.
mety daholo ireo cas ireo
16. Mirananirina
(
06/04/2009 10:40)
a tsy mitovy ani ry menakely ny hoe:miaraka aminy lhl maromaro,mampirafy,sy lhl maro nifandimby e.
Izaho efa niaraka taminy lhl maromaro,nefa mbola tsy nampirafy hatrizay.30 taona aho vao nanambady,dia ahoana aho izany ??? :roll:

17. Lejoba
(
06/04/2009 11:47)
ka tsy sipa mivarotra mihitsy ve izany manao firaisana @ lehilahy be dia be izany eh?
Ny sipa manao an'izany @ko dia "entana" fotsiny fa tsy misy atidoha sy fo, miraikitra @ rambony, siligaoma eh, misy termes hafa mahalaza azy koa fa hainareo
Sensation forte ihany no tadiaviny fa tsy sentiments.
Dia izay fotsiny no tadiaviny @ bandy, izay mahay mampirevy, heveriny ho viril, manome fahafaham-po ny fantasmes-ny no zava-dehibe aminy. Tsy toy ny sipa hoe miaraka @ bandy satria mitady olona tia sy hotiavina.
Dia mazava ho azy, "ilay zavatra" fotsiny koa no kolokoloiny hisintomana bandy, tsy toy ny sipa hafa hoe mitrandraka toetra mahafinaritra maha-te hiara-monina.
Dia izay no maha-hafahafa azy avy eo, vita ny atao dia efa mieritreritra kôfa hafa mety hanome sensation hafa kokoa indray izy, na izy mihitsy no mizarazara ny fananany eran'ny tanàna au plus offrant.
Ento aho rey tongotro handeha hi-pà, areti-mandoza ny SIDA

18. xxx
(
06/04/2009 12:36)
Possible izany satria mety manana assurance be @ tenany izy dia tsy misy ahiahy dia elles font la loi
19. tess
(
06/04/2009 13:37)
Lejoba:
ka tsy sipa mivarotra mihitsy ve izany manao firaisana @ lehilahy be dia be izany eh?
Ny sipa manao an'izany @ko dia "entana" fotsiny fa tsy misy atidoha sy fo, miraikitra @ rambony, siligaoma eh, misy termes hafa mahalaza azy koa fa hainareo
Sensation forte ihany no tadiaviny fa tsy sentiments.
Dia izay fotsiny no tadiaviny @ bandy, izay mahay mampirevy, heveriny ho viril, manome fahafaham-po ny fantasmes-ny no zava-dehibe aminy. Tsy toy ny sipa hoe miaraka @ bandy satria mitady olona tia sy hotiavina.
Dia mazava ho azy, "ilay zavatra" fotsiny koa no kolokoloiny hisintomana bandy, tsy toy ny sipa hafa hoe mitrandraka toetra mahafinaritra maha-te hiara-monina.
Dia izay no maha-hafahafa azy avy eo, vita ny atao dia efa mieritreritra kôfa hafa mety hanome sensation hafa kokoa indray izy, na izy mihitsy no mizarazara ny fananany eran'ny tanàna au plus offrant.
Ento aho rey tongotro handeha hi-pà, areti-mandoza ny SIDA
mety tsy ho sipa mivarotra fa raha vao vevavy io voalazanao io de resaka psykoljika mitsy nymphomane izany, dejà vevavy efa tsy norme donko mety hikorotana otrzay ihany ny fiara-moniny amin'ny manodidina azy
20. Mirananirina
(
06/04/2009 15:14)
nymphomane izany
Io mihitsy ny tianao hambara ry lemenakely a.vhv makovisy sy tia lhl be dia be ,
zay mihitsy ny toetrany,raha vao tsy mahita dia mitady haingana