Zah vonona hisolaleka!
1. soanja
(
02/04/2009 14:27)
Tsy haiko aloha ianareo fa ny tenako dia vonona hisolelaka amin'ity fanjakana vaovao ity satria izay ihany no hitako fanafody hanarenana ny firenena na hoe fika farany azo ampiharina.
Mila manaiky isika mianakavy fa ok aloha ny zava-drehetra izay tiany apetraka eo dia miangavy azy ireo hanomboka ny fikarakarana ny fifidianana manaraka ary any no manao izay mety hahalany izay tiantsika. Raha misy ny halabato dia akory atao fa izay zany ilay firenentsika hatramin'izao. Mahatsiaro ny vahoaka Cubanina aho dia izay no nataondry zareo dia niodina ny fiainan'ny olona na dia fadiranovana aza ry zareo dia mba tsy ra mandriaka lava no miseho.
Mandritry izany fotoana izany anefa dia miezaka mifandray amin'ny fampianarana sy ny fanabeazana ho iray loha ny vahoaka (focus) amin' izay mba hanana olom-banona afaka isika 40 taona eo no eo. Any angamba dia mba efa lasa any ankoatra aby ny dinozoro rehetra amin'izao ary masoandro vaovao no miposaka amintsika sy ny firenentsika.
Mino mantsy aho fa na dia ratsy aby aza ny fahitantsika ny ankamaroan'ny mpitondra amin'izao dia tsy hilaozan'ny iray na maromaro tena mieritreritra tokoa ny hahatsara ity firenena ity saingy tsy afa nanoatra izy teo amin'ny fitondrana teo aloha.
Misy Fanantenana ao amin' i Madagasikara saingy mila paika milamina fa tsy maika velively.
Atsipy ny tady ho eny an-tandroky ny omby, atsipy kosa ny teny dia ho am-pon'ireo mahalala.
:-* :-* :-*

répondu par raberesaka le 09/04/2009 04:46
2. xxx
(
02/04/2009 14:39)
soanja:ka rehefa ekipan'ry deba ve ianareo tsy hisolelake e ! dia mazotoa misolelaka aza ko ! ny zava-nitranga rehetra t@ andron'deba ireny ve dia mbola tsy ampy foana? indrindra aza hadino ity dia mazotoa tsara mihaino ny feon'i debanao hoe tifiro dia aza hadino ny mitondra ny antandroy miaraka @ fronde! tsakitsaky maty zato arivo!!!
Tsy haiko aloha ianareo fa ny tenako dia vonona hisolelaka amin'ity fanjakana vaovao ity satria izay ihany no hitako fanafody hanarenana ny firenena na hoe fika farany azo ampiharina.
Atsipy ny tady ho eny an-tandroky ny omby, atsipy kosa ny teny dia ho am-pon'ireo mahalala.
4. patrick2002
(
02/04/2009 14:44)
ra xxx kou sahala @ tsy nisolelaka t@ ravalo nahazahoana anio toerana io ,mitady ho very seza ao @ ambasady kou zay vao hoe.
Zah indray tsy misolelaka izay no hipetrarako aty .

5. yuka
(
02/04/2009 15:03)
io ry soanja izay tina mitombo tarehy a!
izany zany no antony handresenao lahatra eto,ndana mintsy ianao misolelaka
any fatssss.Zay aloha zao tsy mila ratsiraka sy ny forongony,ny dinosore koa
tsy ilainay
Ianao moa ilay nilaza hoe te hanao minisitrin'ny fampianarana atsy amilay dinika iny :-D :-D :-D
Mahazoa toerana e!

6. rasobakobako
(
02/04/2009 15:06)
Izaho indray aloha tsy hisolelaka @ olombelona izany velively e! hanompoko an'i Jesoa Kristy ny fotoana tokony hanaovako an'izany. Raha olona samy olona dia aleo fifanajana, fifandeferana, fifankatiavana no ampiasaina fa JAMAIS hisolelaka.
Izaho dia Izaho no mpampionona anareo, koa nahoana hianao no dia matahotra ny zanak’olombelona mety maty sy ny zanak’olona izay hatao tahaka ny ahitra.
Ka manadino an’i Jehovah Mpanao anao
Isaia 51 - 15b

8. xxx
(
02/04/2009 15:24)
lelafo tsara ao aloha fa mbola matsiro b fa rehefa mangidy d arora indray!
9. xxx
(
02/04/2009 15:24)
mahavariana, mahatalanjona, tena vonona hisolelaka an ? nefa diniho kely ity.
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m49b923d4085d7
dia aza hadino ity tsakitsaky maty zato arivo
http://www.dailymotion.com/video/x2a3s6_madagascar-carnage

11. soanja
(
02/04/2009 15:27)
xxx:ka rehefa ekipan'ry deba ve ianareo tsy hisolelake e ! dia mazotoa misolelaka aza ko ! ny zava-nitranga rehetra t@ andron'deba ireny ve dia mbola tsy ampy foana? indrindra aza hadino ity dia mazotoa tsara mihaino ny feon'i debanao hoe tifiro dia aza hadino ny mitondra ny antandroy miaraka @ fronde! tsakitsaky maty zato arivo!!!
[quote=soanja]
Tsy haiko aloha ianareo fa ny tenako dia vonona hisolelaka amin'ity fanjakana vaovao ity satria izay ihany no hitako fanafody hanarenana ny firenena na hoe fika farany azo ampiharina.
Atsipy ny tady ho eny an-tandroky ny omby, atsipy kosa ny teny dia ho am-pon'ireo mahalala.
Tsy mety azoko mihitsy ny mahatonga an'i xxx mihevitra fa tsy maintsy misy fifandraisana amin'i Ratsiraka foana ny hevitry ny olona mitondra hevitra eto ka tsy mifanaraka aminao. Tena mahagaga mihitsy. Angamba dia efa voavidy ambongadiny mihitsy ianao avy amin-dRa8 any dia izay no mahazatra anao ka tsy mahalala afa tsy io. Ny fanasoketana olona amin'ny zavatra tsy ataony dia toetra ratsy tokoa. Ezaho fantarina aloha ilay olona vao miteniteny foana. Fampianarana ny ahy.
Mba manam-pahaizana ihany ve ianao dia tsy maintsy zavatra tsy misy sy lolon-keritreritra foana no etinao hiadiavan-kevitra. Izay mahasoa re zaraina fa tsy ny fanaosekatana olona foana.
Izay namono sy nampamono dia aoka hotsarain'ny lalana daholo indray andro any. Raha tsy misy moa io dia aleo ny konsiansany hanome azy fahalalana indray andro any ka hanenenany amin'izay nataony.
Ny fitiavan-tanindrazana dia manomboka amin'ny hevitra asosoka fa tsy tondromolotra akory! Fanimbana ny hafa izany ary tena fahambanin-tsaina tokoa!
12. xxx
(
02/04/2009 15:37)
Tsy aleo ve i Lalao na i Mialy no lelafina ra bandy no te hilelaka de i Andry na ra 8 no an'ny sipa de samy mankafy ny azy eo ê!!! :-* :-*
13. soanja
(
02/04/2009 15:38)
Ka le mot fisolelahina angamba hafa ny fahenoanareo azy ao an-tsofina fa io nazavaiko io no tiako atao.
Manaiky izay eo ary miezaka miezaka manatsara rehefa ao anatiny. Ary indrindra miezaka mitady izay olona afaka hitady ny tsara ho an'ny firenena ary iny no irahamiasa.
Tsy ministra no tiako atao Yuka fa ny hanome hevitra momba ny fanatsarana ny fampianarana ao Madagasikara. Raha te ho Minisitra aho dia efa ela no nahazo izany toerana zany. Tadidio fa io fanjakana Ra8 io no fanjakana tsara nahazoana izany raha ny taminay.
Satria maherisetra ny fanjakana amin'izao fotoana izao dia zay no mahatonga ny teny hoe misolelaka. Tsy maninona teneno izay tianareo lelafiko fa zah indray izay hahasoa ny firenena no tsinjovina fa tsy ny fanaovana sorona ny rehetra akory.
Non violence hatramin'ny farany ny ahy!
Anareo indray!

14. soanja
(
02/04/2009 15:40)
xxx:
mahavariana, mahatalanjona, tena vonona hisolelaka an ? nefa diniho kely ity.
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m49b923d4085d7
dia aza hadino ity tsakitsaky maty zato arivo
http://www.dailymotion.com/video/x2a3s6_madagascar-carnage
Ny tsy hisian'ny herisetra no tiako ahatongavana. Tsy tsara raha aroso atao sorona ny vahoaka madinika nefa ianareo eto ambony latabatra mahita horesahina ery satria tsy manana ny maty.
15. Samoana
(
02/04/2009 15:40)
lasa hatsikana sy lalao izy izany =))
Iza no mba afaka manazava tsara ny dikan'ny hoe "misolelaka" fa tsy azoko sary an-tsaina loatra :roll: ?

16. soanja
(
02/04/2009 15:47)
Imehezo aho fa dia io no zavatra hitranga tokoa hatramin'izay nahafantarako ny atao hoe fifandraisana iraisam-pirenana. Na dia tsy d'accord amin'ny zavamisy aza dia manaiky tsy sazoka satria izay no ahitana filaminana sy fahasoavana ho an'ny rehetra.
Ny teny no tsy zakanareo fa ny asa vita kosa dia ho hitanareo. Androany androany aho dia hanoratra any amin'i Obama sy ireo manam-pahefana afaka nihaino sy nanome toerana ny zoko ho zava-dehibe.
Raha tsy mihinana moa ny trondro akory atao. Ny fahafatesan'ny zanaky Madagasikara dia tsy no inona akory fa noho ny fitiavan-tena be loatran'ireo izay nanararaotra teo aloha.

17. xxx
(
02/04/2009 15:48)
bon! terna serieux @ zay ary ty an! ny blem angeh de ny oe hanaiky an'io fanjakana zay misy io ve ny mpamatsy vola ? mety betsaka angamba ny iteny oe tsy misy rarahianay zay mpamatsy vola zany!! marina tokoa zany satria tsy fantatry ny olona rehetra anie zay tena asan'zany ê! sy ny lanjan'zany ê! satria tsy de nampahafantarina ny olona zany nefa i gasikara anie ka mbola tsy mahavelontena ê! ary firifiry moa ny trosan'reo atty amintsika hatr@ zay 50 taona zay ?? eny na de ny karaman'ny fonksonera aza anie ka mbola tsy voaloan'ny budget tsika ê! de inona ary no atao ????????
18. Mirananirina
(
02/04/2009 15:51)
Iza no mba afaka manazava tsara ny dikan'ny hoe "misolelaka" fa tsy azoko sary an-tsaina loatra ?
Ny atao hoe misolelaka dia :milelaka glasy na zavatra na olona :lol: :lol: :lol: .Ny lela no ampiasaina :lol:
19. xxx
(
02/04/2009 15:51)
soanja:aoka re tompoko o ! aiza re zany e ! marina mihintsy ilay voalazan'ranamana atsy ambadika hoe t@ nanaovan'i tgv sorona ny vondron'olona dia tsy mba teto i soanja,
Ny tsy hisian'ny herisetra no tiako ahatongavana. Tsy tsara raha aroso atao sorona ny vahoaka madinika nefa ianareo eto ambony latabatra mahita horesahina ery satria tsy manana ny maty.
fa hono hoa e? fa iza no nanao sy manao SORONA ny olona ? natao sorona ny olona nohentina teny ambotsirohitra nefa ny mpitarika nitsaoka taiza ? aoka marina mafy e ! natao sorona ny "mpiandry" natao sorona ny makorelina fa tsy nahita hafitsoka intsony dia mody lazaina hoe vadin'ny miaramila misarona voaly! aiza re zany e ! FA IZA MARINA NO NANAO SORONA NY OLONA ? NATAO SORONA NY ZAZA ! tena manao fanahiniana hoe tsy mahafantatra an'ireo rehetra ireo ve i soanja sa tara, sa, koi keu hay moa hisolelaka ? diso angamba aho
20. yuka
(
02/04/2009 15:52)
Afa koa zany dika-teny misolelakanareo zany soanja hisolelaka a!
ilay famalinao an'ilay xxx aloha dia heverinao fa izaho angamba io :-D :-D :-D
manontania ny mpiandraika fa tsy panao xxx i yuka,fa analan'ny kil ianao :-D
solelafo ao daholo sao mba lasa minisitrin'ny fampianarana arakan'ny fanirinao ianao :-D :D :)