Zah vonona hisolaleka!
41. ravonjison
(
04/04/2009 11:24)
Oay:
Tsotra be izany é!
Ohatra mampiasa taratasy sy ranomainty betsaka ny orin\'asan\'i Andry Rajoelina d tsy rariny ohatra raha toa ka manamboatra lalana izy mba homora ny habatseranana aloha @ ireo zavatra ilainy ireo.Na hoe satria mila manatsara ny fitaovana ampiasainy ao @ orin\'asany i Andry Rajoelina ka izany fitaovana izany d mila afarana avy any ivelany ka d tsy ahoana tsy ahoana eo d mamoaka lalàna manao hoe foano aloha ny habatseranana @ ireto entana ireto.Zavatra ohatran\'izany é!
Valazanao : Ohatra mampiasa taratasy sy ranomainty betsaka ny orin\'asan\'i Andry Rajoelina d tsy rariny ohatra raha toa ka manamboatra lalana izy mba homora ny habatseranana aloha @ ireo zavatra ilainy ireo.
Misy antony maro nahatonga azy nanao lalána hahamora ny habatseranana mikasika taratasy sy ranomainty:
ohatra: 1- niakatra ny vidiny avy any ivelany
2- betsaka ny orinasa mila an\' ireo, noho izany betsaka ny olona manana asa raha mandeha tsara ireo orinasa ireo
3- te hampandeha ny orinasany izy
.......... sns.
Ny fanazavanao izany dia io antony fahatelo io no nahatonga azy nanao izany. Ary ahoana ireo antony faharoa, voalohany ?
Eritreritrao izany , ianao anefa tsy manana porofo mazava.
Tsy ianao mihitsy no hitsara izany , ny any @ fitrarána no tokony hanapaka izany @ alalan\' ny fisian\' ny porofo mazava.
Raha toa @ alalan\' ny eritreritreo, na zavatra henonao imbetsaka , no hanongananao na hamonoana olona dia tsy mety e. Resaka PRINCIPE no resahintsika eto fa tsy Ravalo na Rajoelina.
Raha misy zavatra tsy ara-dalána dia : - torio na manaova manifestation
- tadiavina ny porofo mazava
- tsaraina, melohina
- tanterahina ny fanapahan\' ny mpitsara
Izay ihany no lalana hitako, izay ny PRINCIPE ny demokrasia.
Jereo daholo ireo ny zavatra miseho erantany, ny terroristes ohatra, betsaka ny feo heno mikasika azy ireo, kanefa tsy maintsy tsaraina aloha izy ireo, izay vao melohina. Izay ihany.
Tsy izay ny zava-siny tao Mcar, fa tonga dia nalaina ankeriny ny fahefana, ary tsy fantatra akory na meloka Ravalo na Tsia ( officiellement, fa tsy izay henoheno teny andalam-be na @ internet).
Ianao ve ry OAY mba nametraka ny fanontaniana hoe : maninona ary no tsy mampiseho porofo ( izay tokony homena ny mpitsara) mikasika ny fanaratsiana an-dRavalo ireo TGV ireo mba hitsarána azy. Tokony hanao izany mihitsy ry TGV satria ny fisian\' ireo porofo ireo dia mba farafaharatsiny \" raisons\" hilazan\' i TGV fa noho ireo porofo ireo no antony nanaovan\' i TGV coup d Etats. Tsy mampiseo porofo mizy ireo satria NY POTROFO TSY MISY.
42. raberesaka
(
09/04/2009 04:46)
N'inon'inona fanaratsiana atao an'ity lohahevitra ity de mazava ny ahy ny teniko. Zah koa hisolelaka raha mbola misy ny azoko hanampiana ny fireneko miaraka amin'ny HAT.
Tsy Ra8 terôrista hampiditra an'i Mkara amin'ny fambolena na famarotana rongony akory no hiraharaha izay malagasy any. 7 taona tsy mitondra inona ny an-dra8. Ity vao firy volana de efa ahitam-panafany ny menaka sy vary ary mofo. Le Ra8 tompoinareo zay manana andriamanikafa de tompon'ny menaka sy lafarina nefa tsy manapy akory ny valalabemandry amin'ny fampidinana izany entana ilaina andavanandro izany.
Koa mitabataba izay te hitabataba fa samy manana ny tohanany io ary samy manana ny hevitra hiheverany ny hampandrosoana an'i Mkara.
Mazava izay
Tsy Ra8 terôrista hampiditra an'i Mkara amin'ny fambolena na famarotana rongony akory no hiraharaha izay malagasy any. 7 taona tsy mitondra inona ny an-dra8. Ity vao firy volana de efa ahitam-panafany ny menaka sy vary ary mofo. Le Ra8 tompoinareo zay manana andriamanikafa de tompon'ny menaka sy lafarina nefa tsy manapy akory ny valalabemandry amin'ny fampidinana izany entana ilaina andavanandro izany.
Koa mitabataba izay te hitabataba fa samy manana ny tohanany io ary samy manana ny hevitra hiheverany ny hampandrosoana an'i Mkara.
Mazava izay
