Tsy mahatanty demokrasia ny TGV
1. hery
(
25/03/2009 12:35)
Nandritra ny firy andro nilahatra teo @ 13 mai ry TGV tsy nisy nanembatsembana.
Amin'izao dia anirahana jiolahimboto indray handrava ny hetsi-bahoaka.
Tsy misy hanaiky intsony kosa eo.

répondu par mion le 26/03/2009 09:39
2. Bazily
(
25/03/2009 12:38)
Hitako i hery teny Ambohijatovo le nitsoaka be iny k'hay matahotra jiolahimbotondraTGV :-D :-D :-D Aiza ho aiza any Rôma moa le Ambohijatovo
3. ari.malala
(
25/03/2009 12:41)
Fanontaniana hoan'i hery,
1/aty Antananarivo ve i hery?
2/ tena nahita mintsy ve i hery hoe iny fa nisy naniraka jiolahimboto hanakorontana ilay filaharana?
Izaho tsy momba ra8 ary tsy tia TGV fa ny tsy tiako dia raha vao misy hetsika ka misy débordement dia lazaina fa nokaramaina e! nirahina e! fa ny olona io izany dia tsy misy saina aminareo ka mila irahina sy karamaina lava izao?

5. xxx
(
25/03/2009 12:45)
Ka ny nataon'dryTGV ne zao no haverin'ny olona aminy e. Nanamboatra lalantsarotra dia hitany tokou moa izy zao kou. Tsy aleo ve nandeha t@ ilay efa vita de tsy midesamorce e.
6. Bazily
(
25/03/2009 12:45)
ari.malala> Izay no dikan'y le hoe
Raha tatitra omen'oul aza aparitaka fa mihitatra nefa mety efa nisy lainga kely nomeny anao.
Aiza ho aiza any Rôma moa le Ambohijatovo.
Raha tatitra omen'oul aza aparitaka fa mihitatra nefa mety efa nisy lainga kely nomeny anao.
7. rasobakobako
(
25/03/2009 12:46)
Ny TGViste ange mamitaka ny tenany e! efa fantany ny faiblesse-ny (tsy maro an'isa izy), dia fantany koa ny force-ny (didin'ny be sandry, lainga, tsaho)
8. hery
(
25/03/2009 12:48)
ari.malala >
1/ Na tsy any antananarivo ary dia manana antenne :-)
Misy ankizy mandeha eny analakely miantso sy manome vaovao tsy tapaka.
2/ Ngah izany hita? Ka izay mihitsy. Misy saina ny olona, surtout ny gasy. Tsy misy gasy misaina handeha tonga dia higafy filaharan'olona fotsiny tsotra izao izany raha tsy misy manakarama. Fa ny tadidy kosa aloha hoy ilay mpitantara dia ry zalahy nizarana 250.000 paritety :-p teo amin'ny devant-n'ny pavillon akaikin'ny metro tamin'ny fotoana nisy gidraka ireny. Nisy nihazakazaka be hoe "zah mbola tsy nahazo"

9. KALACK
(
25/03/2009 12:57)
Hitako i hery teny Ambohijatovo le nitsoaka be iny k'hay matahotra jiolahimbotondraTGV Aiza ho aiza any Rôma moa le Ambohijatovo
eo à Italy akaikn vatican mis oe vaticanjatovo g'anga tsy jitan'toi ?
10. Andribe
(
25/03/2009 12:58)
tsy kely ve zany 250.000 zany ra hery firy euros zany =)) =)) =)) =)) =))
11. ari.malala
(
25/03/2009 12:58)
hery, anhan! matanjaka kosa ny antenne nao izany ka! :) (izaho mantsy tsy mahita satria tsy any @ ville ny fiasanako :-P)
Hitanao, ny Gasy malaza olon'ny fo, dia ny fahalalako azy, (hevitro anà rery ity an) ny ankamaroan'ny Gasy manao ilay les amis de mes amis sont mes amis et les ennemis de mes amis sont mes ennemis :P

12. andrywui
(
25/03/2009 13:00)
mahamay ndray ra-sefo zan ato hanaovan'ny pokn azy ! tsa te hiditr ah alo f'aleo mitazan-davitra ! ka !
13. Bazily
(
25/03/2009 13:05)
Na tsy any antananarivo ary dia manana antenne
Mety tsy mijoro tsara angamba le antenne fa mitongilana, mila harenina tsara.
Io anie wa ry hery rehefa resaka miampita dia mety hiova ny fandraisna azy e!
eo à Italy akaikn vatican mis oe vaticanjatovo g'anga tsy jitan'toi ?Ka izaho ange fanina mijery an'le izy @ google hearth e!
15. Oay
(
25/03/2009 13:10)
Ny tena marina eto d raha araka ny fijerin'i Hery d ny TIM anjely latsaka an-tany ka tsy manao diso mihintsy fa ny TGV d devoly velona ka ny zavatra ratsy sy ny mpanao ratsy rehetra d asan'ny TGV.
Azavaiko t@ nandeha ny fihetsiketsehana nataon'ny TGV d nolazaina fa ny TGV no mpanao asa fampiorohorohana sy mpandroba.
i Marc Ravalomanana anefa no nilaza hoe efa notsapainareo ve ny herinareo izany hoe i Marc Ravalomanana no nahatsiaro ho mafy be satria efa manontany sandry amin'ny olona.
Ny zavatra tsy fantatrin'ny any Mezzogiorno anefa d talohan'ireny fihetsiketsehana ireny d navela ny fanjakana notarihan'ny Cosa Nostra nitsoaka daholo ny gadra satria efa fantany fa hisy ny fihetsiketsehana ka ireny gadra afaka ireny no handrava ny fihetsiketsehana satria rehefa tafavoaka ny gadra d tsy maintsy hanao ny asa ratsiny d avy lazaina fa ny mpanao fihetsiketsehana no manao asa ratsy.
Mbola averiko hoe "ny asa jiolahy sy ny fandrobana d asan'ny mpanararaotra ka tsy azo lazaina hoe avy atsy na avy atsy no naniraka anazy"
Ohatra izao ilay 4x4 hoe nanao tifitradanitra iny d miaramila iray 4x4 ve d haharava olona amanetsiny maro toa izao eo Ambohijatovo izao.
PS: Mba avohay ilay sary fa efa tomefy olona hatr'ery ambony tunel ery é!

16. Andribe
(
25/03/2009 13:13)
matahotra ny ho bloker ndray ra wiwi de tsy sahy mitsaontsaona hihihihi =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
17. gasmlay
(
25/03/2009 13:16)
tsy nahita akory de manitrikitrika sefo hery! de raha tsy hanaiky de haninona? ndana hoa manao lohalaharana fa tsy eo mampirisika fotsiny eo! :-D ;-) :-P :@
18. xxx
(
25/03/2009 13:18)
Any Vatican tokoa moa ve izy ahita ze vaovaonlah any fa mba ze ahaizany azy arakeviny no andikany azy e ,politika dahol ony zany