Tsy mahatanty demokrasia ny TGV

21. andrywui ( 25/03/2009 13:29)
hoy andribe :

atahotra ny ho bloker ndray ra wiwi de tsy sahy mitsaontsaona hihihihi


tena marina letsy zany a !!! fa itanlah fa misy didy jadona miainga zay foan ato matetik amity fanalana ps ty de aleo mailo ! efa roa ny ahy zay no niainga teto zay ! tsa niverina koa !
22. Andribe ( 25/03/2009 13:31)
raikitra ny polifika ao anaty governemasaka =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
23. KALACK ( 25/03/2009 13:34)
Ar ten tsy hitsitsitsitsiandr leron marn ny sefo zan a , voan ambavafo be lery zan ato léty e , courage hery a, mamalia e, az miari -pery any fa maf ty anaovandr zala anao anie ,
24. Andribe ( 25/03/2009 13:34)
andrywui:

hoy andribe :

atahotra ny ho bloker ndray ra wiwi de tsy sahy mitsaontsaona hihihihi


tena marina letsy zany a !!! fa itanlah fa misy didy jadona miainga zay foan ato matetik amity fanalana ps ty de aleo mailo ! efa roa ny ahy zay no niainga teto zay ! tsa niverina koa !



kay ela zany le hoe tsy miady tsy miady nefa kibay ankelika ihany ann ampirimo iny basy iny fa aza tifirin ela i ra hery sao foana eo ny serasera
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
25. andrywui ( 25/03/2009 13:36)
Tandremo fotsin ra hery sao miteny ratsy eto fa tong de ataonay ze anesorana io PS Tsiky dia ampy io an !! ha ha ha
26. Andribe ( 25/03/2009 13:41)
sao de heverin ela fa fitondrampanjakana aza ny eto mbola fitondran dra hery ny eto zao =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
27. KALACK ( 25/03/2009 14:17)
F'ang ko les ry andrib ra hery no HAT ato de hanao dictature ato izy ? ts met zan fa las ataon ol oe taha dray eo lery ,
28. Noue ( 25/03/2009 14:26)
ari.malala:

2/ tena nahita mintsy ve i hery hoe iny fa nisy naniraka jiolahimboto hanakorontana ilay filaharana?
tsy voatery oe tena nahita vao afaka milaza ny marina eee !!! misy ny olona manome vaovao, misy ny site manome vaovao koa
15:00 - Tirs entendus à Analakely

15:15 - Des personnes très jeunes s’en sont prises à certains manifestants légalistes. Les forces de l’ordre les ont dispersés

14H45 : Tirs de grenades lacrymogènes sur Analakely ( photos à venir )
14H20 : Des témoins nous indiquent des tirs des coups de feu ( tirs de sommation ? ) vers Analakely.

sa inona daholo ireo?? sa izay lazainao ihany koa no marina ???


29. xxx ( 25/03/2009 14:31)
aiza le source ry Noue?????????????????????????
30. KALACK ( 25/03/2009 14:35)
Ampi demerdiavo eo i Noue d hamorn zavtr ts mis eo ndray , hial zavt ts marn eo ref may loatr n hanome source
31. Noue ( 25/03/2009 15:04)
KALACK aa ! tsisy mamorona zany lesy eo aa !!

http://www.topmada.com/

http://www.sobika.com/
32. zandikely ( 25/03/2009 16:48)
Angamba kosa efa jamba ary Hery milaza fa tsy nisy nanembatsembana ny TGV nanao tolona, lalana niditra tany Analakely nobahanana ireny ve dia lazaina fa tsy nisy nisakana. Mampalahelo mihitsy ireto fanatique isany ireto fa efa mora very tadidy.
Ny tokony lazaina dia hoe, miverina tamin'ny nataon'ireo taloha iany koa i TGV, ary mivadika amin'ny teny nolazainy , ny hanorina demokrasia nefa misakana olona hitolona izao.
Mba diniho sy lanjalanjao iany ny zavatra soratana fa mandreraka ny tsy fananareo (objectivité) ity. Izany tokoa moa no vokatrin'ny fanatisme tsy mahagaga, efa voarara ny saina hijery sy hanaiky ny zavatra marina
33. gasmlay ( 25/03/2009 17:17)
mitovy am am radio mada ihany ny ato, serasera mada ... :-D
34. itaramasoandro ( 25/03/2009 17:35)
afindrako etoana ny hafatra napetrako teo @ sehatry ny fiaraha monina satria izao fifanenjahana an-tsoratra izao dia resabe faona ka manalavitra antsika ny firaisankina. Io ihany, ankoatran'ny resaka tsy hitoviana, no hanandratra ny Nosintsika ho @ fahaleovan-tena sy fampandrosoana.

Ady hevitra ihany ireo fa ny fotony dia ny maha-Malagasy iray antsika ka harovy izany.

aza mety horanitin'ny mpanankaso na avy eto an-toerana izy na avy any ivelany fa TSY NISY, TSY MISY ARY TSY HISY NAOVIANA NAOVIANA, ny fampiadiana ny Malagasy iray fototra-iray fihaviana.

jereo ny lasa sy ny tantaran'ny Nosy ary ekeo fa nitambatra ny sakalava sy ny merina tsy hidiran'ny frantsay hanjaka, ary nitambatra ho iray ny Malagasy nohon'ny fahaizan'Andrianampoinimerina izay nilaza andrariny fa ny ranomasina no valamparihin'i Madagasikara, tany iray vahoaka iray tsy azo zarazaraina, miteny teny iray izay nanaja hatrany ny tenimparitra satria noraisina tao @ tenim-pirenena ny teny hitoviana ary manaja ny hitenena'ny tsirairay ny tenin'ny faritra hiainany.

ary manankaikeza kely ny taonjato hiaintsika fa ny mdrm dia Malagasy iray fototra, tsy misy hoe foko aty na foko ary, fa iray no nitambatra hanafaka ny tanindrazana teo ampelatanan'ny mpanjana-tany frantsay. Nopotehin'ny mpanjanaka anefa izany firaisankina izany.

ankehitriny, isika Malagasy indray va re no hamerina ny natoan'ny mpanjanaka? Sanatria.

TSY NISY, TSY MISY ARY TSY HISY NAOVIANA NAOVIANA, ny fampiadiana ny MALAGASY IRAY FOTOTTRA-IRAY FIAVIANA.

itaramasoandro 8)
35. nancy ( 25/03/2009 17:40)
De aza miditra fotsiny rehefa tsy revenao e.

gasmlay:

mitovy am am radio mada ihany ny ato, serasera mada ... :-D



36. gasmlay ( 25/03/2009 18:23)
:-@ :-@ :@ :@ :@
37. fijo ( 25/03/2009 22:04)
le fizarava vola aloha nisy io ary za koa nahita tamin'ny 26 janoary ireny.fa io dia samy nanao na ny tgv na ny tim.

fa ny vaovao kosa,dia tsy voatery hoe any mada vao maharaka azy.hafaka maharaka tsara na aty lavitra aza.
38. ari.malala ( 26/03/2009 07:03)
ka ity filazana ity
Nandritra ny firy andro nilahatra teo @ 13 mai ry TGV tsy nisy nanembatsembana.
no ts ekeko satria inona dool reny toraka mananasy mandatsadranomaso sy fanenjehena ireny... Raha hoe ny mpandroba no tina ialana, d tena ny mpandroba no ciblena sy identifiéna fa ny mpitifitra sy mpanelingelina olona milahatra aty manao ny ataony, ny mpandroba faly ery mandroba satria ts voaelingelina...

Ny momba ilay hoe voasakatsakana ireo manao fitokonana amizao fotoana izao d tsotra iany, ny TIM e! ny Teo Ihany no Miverina hihihi
39. mion ( 26/03/2009 09:39)
hira fanevan'ny TGV ity :

Oueeeee, la "dictature" est morte, vive la DICTATURE.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1845