MAHAGAGA SADY MAHAVARIANA
1. naritsimba
(
20/03/2009 06:45)
Maro aminareo manoratra eto no mipetraka any Frantsa.
Ny tena mahagaga ahy sady mahavariana dia maro ireo milaza fa ny Frantsay no tao ambadiky TGV, ekeko ho marina izay raha ny trangan-javatra miseho, fa kosa mahalasa saina ahy hoe: raha tany frantsa aho no mipetraka dia nody aho satria tsy ankasitrahako ny zavatra nataony, maro be mantsy ny olona hitako manoratra eto no monina any Frantsa nefa dia manenjika ny fitondrana Frantsay, raha olona any Etazonia na ireo monina any ivelan'ny La frantsa no miteny izany dia ekeko, amiko izay fisainana izay no tsy mbola mety amintsika Malagasy.
Mody tsy tia nefa ny ao am-po taralila.
Milaza tsy tia Frantsa nefa dia ao ireo manao afera mihitsy hialana eto Madagasikara hipetrahana any Frantsa, tsy zany ve no lazaina hoe aza ny ataoko no atao fa izay lazaiko ekeo sy henoy.
Dia tena gaga sy variana ny tenako aloha hatreto.

répondu par naritsimba le 23/03/2009 05:31
2. Mandefitra
(
20/03/2009 06:59)
Otry ny fomban i tgv mitsy ilay filazan ra Naritsimba azy : mody mampifendrofendro nefa hay ihany hoe inona no tiana hahatongavana.
LaFrantsa efa fantatra ny politikany : mihaza zay rembiny izy, fefa zay no nataony hatrizay ary mbola hataony.
Fa lozan'zay nivarotra tanindrazana!
Tsisy ifandraisany @ gasy mipetraka any sy ny toy zany : ny iray politikam pitondrana, ny iray filana ravin 'ahitra tsotra. ARy ny herimpon ny gasy no hihinanany, tsy nangalatra izy, tsy nandroba.
Fa ilay toetra ory hava-manana eny ihany.

3. lasa
(
20/03/2009 07:04)
Ny mahatonga an'zany de zao:fantatra sy tsapa mihintsy le ratsy ataon'ny Frantsa,saingy ao ihany koa no hahitana lay maminy kely de aleo mikafiry eo ihany mandrampaha.....
4. Oay
(
20/03/2009 07:06)
naritsimba:
Maro aminareo manoratra eto no mipetraka any Frantsa.
Ny tena mahagaga ahy sady mahavariana dia maro ireo milaza fa ny Frantsay no tao ambadiky TGV, ekeko ho marina izay raha ny trangan-javatra miseho, fa kosa mahalasa saina ahy hoe: raha tany frantsa aho no mipetraka dia nody aho satria tsy ankasitrahako ny zavatra nataony, maro be mantsy ny olona hitako manoratra eto no monina any Frantsa nefa dia manenjika ny fitondrana Frantsay, raha olona any Etazonia na ireo monina any ivelan'ny La frantsa no miteny izany dia ekeko, amiko izay fisainana izay no tsy mbola mety amintsika Malagasy.
Mody tsy tia nefa ny ao am-po taralila.
Milaza tsy tia Frantsa nefa dia ao ireo manao afera mihitsy hialana eto Madagasikara hipetrahana any Frantsa, tsy zany ve no lazaina hoe aza ny ataoko no atao fa izay lazaiko ekeo sy henoy.
Dia tena gaga sy variana ny tenako aloha hatreto.
Tena marina tsy misy kihanina ny teninao ry naritsimba " Soit Vous aimez la France sinon vous la quittez" Jean-Marie Le Pen
Jereo fa na ny zanakin'ny filou teo aloha aza d nandrato fianarana tany frantsa tany.
D ny sasany izany zara raha mahay teny Malagasy fa ny teny frantsay no mipoapoaka kanefa d manenjika an'ilay frantsa.
Mbola averiko fa ny olona iray matoa mandeha lavitra mandao ny tany nihaviany d hitady vola izay no alehany any ka noho izany d ataony izay fomba rehetra azahoana vola be, d rehefa dondrona ny olona eo @ ilay tany hivanihanany d manararaotra izy, toa izany no ataon'ireo vahiny eto Madagasikara mila manao izay azahoany vola be izy ireo d sendra mpitondra dondrona sy mora abakaina izy d manararaotra.
5. moi
(
20/03/2009 07:08)
E e ! tsy afa-miala fa ho aiza moa rehefa mpiasany e ! Fivelomana sy fitadiavana mantsy hafa e !
Za koa mahita hoe mimenomenona tokoa ny olona hoe hiverina amin'ny frantsay. Tsy tafala tamin'ny frantsay akory anefa isika, fa nahazo toerana kokoa ny amerikana sy ny hafa teto, ary izy ireo no niala (sa hiala) tsy norohanina. Fa ny aza voan'ny loha-na colon aloha e !

6. xxx
(
20/03/2009 07:14)
naritsimba:
Maro aminareo manoratra eto no mipetraka any Frantsa.
Ny tena mahagaga ahy sady mahavariana dia maro ireo milaza fa ny Frantsay no tao ambadiky TGV, ekeko ho marina izay raha ny trangan-javatra miseho, fa kosa mahalasa saina ahy hoe: raha tany frantsa aho no mipetraka dia nody aho satria tsy ankasitrahako ny zavatra nataony, maro be mantsy ny olona hitako manoratra eto no monina any Frantsa nefa dia manenjika ny fitondrana Frantsay, raha olona any Etazonia na ireo monina any ivelan'ny La frantsa no miteny izany dia ekeko, amiko izay fisainana izay no tsy mbola mety amintsika Malagasy.
Mody tsy tia nefa ny ao am-po taralila.
Milaza tsy tia Frantsa nefa dia ao ireo manao afera mihitsy hialana eto Madagasikara hipetrahana any Frantsa, tsy zany ve no lazaina hoe aza ny ataoko no atao fa izay lazaiko ekeo sy henoy.
Dia tena gaga sy variana ny tenako aloha hatreto.
AZA HAFANGARO NY POLITIKAN'NY GOUVERENEMENT FRANTSAY SY NY FRANTSAY ARY IREO GASY ZAVATRA SAMY HAFA
7. Oay
(
20/03/2009 07:19)
XXX a! fa iza moa no nifidy an'ireo gouvernement valiny ny vahoaka (Famindrampahefana) noho izany izay ataon'ny gouvernement d nahazo fankasitrahana t@ vahoaka, ka ny politika d toa izao:
Vahoaka mifidy mpanao politika d ny mpanao politika mamoka lalana hitondrana ny toedraharaha!
Marina aloha fa tsy hoe ny vahoaka 100% satria ao ny mpanohitra é!

8. TIMTIKO
(
20/03/2009 07:29)
aleo amidy ami frantsay toy izay amidy ami daewo ny tanindrasana fa ny frantsay efa topony taloha tami fanjanahana
9. Oay
(
20/03/2009 07:38)
TIMTIKO:
aleo amidy ami frantsay toy izay amidy ami daewo ny tanindrasana fa ny frantsay efa topony taloha tami fanjanahana
Ny frantsay tsy mividy fa maka ny anajarany @ vola nampiasainy izy!
Fa ny kely maso indray d mividy satria mipetraka sady mameno ny tany klé! sa tinareo ve aloha hoe lasa kelymaso mavo hoditra indray i Madagasikara afaka 200 taona é!
10. naritsimba
(
20/03/2009 07:52)
Hevitra ny ahy ary fanamarihana noho ny fanehoan-kevitra izay mitranga tato ho ato. Raha ny Malagasy eto Madagasikara dia rariny amiko raha hiteny hoe Hiverina ho zanahina indray ve? fa raha ny monina any Frantsa kosa dia tsy ekeko ho marina. Mazava tsara angamba io hevitra nataoko io.
11. xxx
(
20/03/2009 07:52)
tsy mahagaga reo gasy havana any andafy reo é.
reo tokony ahalala tsara, fa matoa ny mpitondra rehetra nifandimby teto, tsy nanomé zo azy reo hifidy, dé satria efa iaraha-mahalala, fa tsy mitondra inn akory ny vatony. vola arina ftsn, ka naleon-dry zalah tsy nomena azy ny zony.
raha tena mahay reo any ivelany reo, dé atao zé ahazona an'zay zo hifidy zay.
mijanona any, dé tadiavo ny sosy, dé aza B tabataba. nareo ihany no B resaka, fa na t@ Zafy, na t@ ra8, na zao TGV zao, dé "ruepublique" i madagaskara. ko ataonareo inn zany ruepublique zany?
zao zao nareo omaly vo ni-grevy ndray! iza no nampianatra ny gasy ho eny andalambé? nareo frantsay taratasy :-D :-D :-D :-D :-D :-D reo ihany

12. Mandefitra
(
20/03/2009 07:54)
De tsy mety ho azon'ny gasy antsaina mitsy ve hoe tsy mampandroso an i gasikara ny frantsay fa mitsentsitra fotsiny?
Aty maurice zao, ny trano be mijoajoala mitsangana rehetra dia an i banky zay : HSBC, MCB, SBM etc ...
Efa vita ny fifanarahana t@ sinoa @ resaka projet tianli : tanana vaovao haorina mitsy io ...
Ary ny frantsay mba nanana action tao @ telecom dia saika hibodo ny anaran io ho telecom, fa nilahatra mpiasa tsy nanaiky zany satria tsy majoritaire izy.
Ny lasantsy aty dia 36.65 rs (X 60 ar)= 2199 ar ny l, mora lavitra noho ny any dago
Santionany monja ireo, fa mba inn no nataon ireo banky frantsay ireo tao mada?
Ka nony indro fa nihanandroso gasikara, nihamaro ny IDE, hotrandrahana ny petrole etc ... may lafrantsa, izy rahateo noana be, de potehina aloha. Simbaina mitsy ny image ny gasikara @ zay mitsoaka ny investisseurs, sy ny touristes.
Satria refa dondrona sy mahantra ny vahoaka , ary tsisy endriny ny tanana de miantso vonjy any @ reny malala.
le jour de gloire est arrivé

13. xxx
(
20/03/2009 08:57)
naritsimba:
Maro aminareo manoratra eto no mipetraka any Frantsa.
Ny tena mahagaga ahy sady mahavariana dia maro ireo milaza fa ny Frantsay no tao ambadiky TGV, ekeko ho marina izay raha ny trangan-javatra miseho, fa kosa mahalasa saina ahy hoe: raha tany frantsa aho no mipetraka dia nody aho satria tsy ankasitrahako ny zavatra nataony, maro be mantsy ny olona hitako manoratra eto no monina any Frantsa nefa dia manenjika ny fitondrana Frantsay, raha olona any Etazonia na ireo monina any ivelan'ny La frantsa no miteny izany dia ekeko, amiko izay fisainana izay no tsy mbola mety amintsika Malagasy.
Mody tsy tia nefa ny ao am-po taralila.
Milaza tsy tia Frantsa nefa dia ao ireo manao afera mihitsy hialana eto Madagasikara hipetrahana any Frantsa, tsy zany ve no lazaina hoe aza ny ataoko no atao fa izay lazaiko ekeo sy henoy.
Dia tena gaga sy variana ny tenako aloha hatreto.
ilay namana naritsimba dia tsy aiko na olona tena misaina tsara na ahoana fa omeko ohatra iray fotsiny ianao!!
raha manohitra fitondrana ianao ve dia tokony tsy hipetraka ao amin(io firenena toerinao io ny fitondrany?
fa satria ve ireo izay mipetraka ao frantsa no tsy manaiky ny nataon'ny frantsay taty madagasikara dia midika izany fa tokony tsy hipetraka ao izy? tsy dia lasa lavitra laotra ilay toetsaina!! tsy ny frantsay no tsy tiana fa ny mpitondra anazy!(gouvernemanta) aleo asina an'io sohy tsy azonao ilay izy! aza manao eritreritra tsy lasa lavitra fa mahamenatra!
15. xxx
(
20/03/2009 09:04)
Oay:
XXX a! fa iza moa no nifidy an'ireo gouvernement valiny ny vahoaka (Famindrampahefana) noho izany izay ataon'ny gouvernement d nahazo fankasitrahana t@ vahoaka, ka ny politika d toa izao:
Vahoaka mifidy mpanao politika d ny mpanao politika mamoka lalana hitondrana ny toedraharaha!
Marina aloha fa tsy hoe ny vahoaka 100% satria ao ny mpanohitra é!
Sarko=52% ve dia lazainao fa ny frantsay iray manontolo no tompony? misy 60millions ny frantsay dia firy ny tao anatin'izay no nifidy io filoha io?
ataoko angamba fa 20% @ ny 60 millions no nifidy dia 52% amin'izay 20% izay no nifidy sarko!! dia midika ve izany ry Oay fa ny frantsay retra no nifidy an'io?
17. xxx
(
20/03/2009 10:27)
ny akama teo :
ilay namana naritsimba dia tsy aiko na olona tena misaina tsara na ahoana fa omeko ohatra iray fotsiny ianao!!
raha manohitra fitondrana ianao ve dia tokony tsy hipetraka ao amin(io firenena toerinao io ny fitondrany?
fa satria ve ireo izay mipetraka ao frantsa no tsy manaiky ny nataon'ny frantsay taty madagasikara dia midika izany fa tokony tsy hipetraka ao izy? tsy dia lasa lavitra laotra ilay toetsaina!! tsy ny frantsay no tsy tiana fa ny mpitondra anazy!(gouvernemanta) aleo asina an'io sohy tsy azonao ilay izy! aza manao eritreritra tsy lasa lavitra fa mahamenatra
Aza atao mahagaga ry namana isany fa izy anie ao anatin'ny atidoha nikotrika ny fanonganapanjakana e , anisan'ireo milisy manao sarintava nanapoaka grenady teny @ baypass iny e, dia lay mission nande reny e , nandray anjara tao amin'ireny izy , aza gaga raha fantako ny sekiren'la lesy bainina a :-$
18. Oay
(
20/03/2009 10:43)
xxx:
Oay:
XXX a! fa iza moa no nifidy an'ireo gouvernement valiny ny vahoaka (Famindrampahefana) noho izany izay ataon'ny gouvernement d nahazo fankasitrahana t@ vahoaka, ka ny politika d toa izao:
Vahoaka mifidy mpanao politika d ny mpanao politika mamoka lalana hitondrana ny toedraharaha!
Marina aloha fa tsy hoe ny vahoaka 100% satria ao ny mpanohitra é!
Sarko=52% ve dia lazainao fa ny frantsay iray manontolo no tompony? misy 60millions ny frantsay dia firy ny tao anatin'izay no nifidy io filoha io?
ataoko angamba fa 20% @ ny 60 millions no nifidy dia 52% amin'izay 20% izay no nifidy sarko!! dia midika ve izany ry Oay fa ny frantsay retra no nifidy an'io?
_Nareo kosa ry XXX d efa tsy mijery ve sa ahoana é! Ka io MIVANDRAVANDRA be io hoe:"Marina aloha fa tsy hoe ny vahoaka 100% satria ao ny mpanohitra.
_D zao koa mba manana anterineto d vérifier-ho aloha ny zavatra omena fa aza mihevitra ny olona ho dondrona tsy 20% izany ny taux de participation t@ iny fa efa plus de 80 % [Le taux de participation au premier tour de l’élection Présidentielle 2007 devrait battre tous les records selon plusieurs instituts. A 17h, le taux de participation était déja de 73,9%…}
_Hamaranako azy d na 20% aza no mandeha mifidy d izay lany eo no mitondra ny feo ny vahoaka ary manao ny lalana fa tsy mbola misy lalana mihintsy milaza fa rehefa kely no tonga nifidy d tsy aradalana ny vokampifidianana.
19. xxx
(
20/03/2009 11:14)
xxx:
tsy mahagaga reo gasy havana any andafy reo é.
reo tokony ahalala tsara, fa matoa ny mpitondra rehetra nifandimby teto, tsy nanomé zo azy reo hifidy, dé satria efa iaraha-mahalala, fa tsy mitondra inn akory ny vatony. vola arina ftsn, ka naleon-dry zalah tsy nomena azy ny zony.
raha tena mahay reo any ivelany reo, dé atao zé ahazona an'zay zo hifidy zay.
mijanona any, dé tadiavo ny sosy, dé aza B tabataba. nareo ihany no B resaka, fa na t@ Zafy, na t@ ra8, na zao TGV zao, dé "ruepublique" i madagaskara. ko ataonareo inn zany ruepublique zany?
zao zao nareo omaly vo ni-grevy ndray! iza no nampianatra ny gasy ho eny andalambé? nareo frantsay taratasy :-D :-D :-D :-D :-D :-D reo ihany
Zay mihitsy ! zay miseho mahay d modia manao politika any dago fa tsy eto no be hevitra na mihantsy ady !
20. caprio
(
20/03/2009 11:41)
ahoana koa ary zany fomba fisainanareo zany Ranaritsimba,fa nga refa mipetraka any frantsa dia tokony tsy ankahala frantsay?mba alefaso lavitra ny fisainana ry zalahy fa aza dia miteniteny foana a!raha mpiasan'ny TIKO ve enao dia tsy mahintsy ho tia an'i Ra8? dia anjaranao ny mandinika fa asa no hipetrahan'ny gasy any an-dafy satria tsara ny karama fa tsy we fitiavana frantsay akory,ary lazaiko aminareo marina fa raha miadana ny vahoaka malagasy dia tsy hisy gasy na dia iray aza tafapetraka any an-dafy any,koa mba alavao ny fisainana Ranaritsimba aaaa,Biby tsy mitovy aza mba ampiadiana mintsy