ho dorana manomboka rahampitso ny tranon'ny tgv sy ny havany
1. filazana
(
11/03/2009 21:33)
ho dorana manomboka rahampitso ny tranon'ny TGV sy ny havany rehetra
répondu par fanou14 le 12/03/2009 06:44
3. tovolahy007
(
11/03/2009 21:35)
kayyyy! Aza mamaly ratsy ny ratsy e! Raha izay no hiseho de toy ny tany Kenya ito tantara ito zany e, GERA SIVILY.
4. tafondro
(
11/03/2009 21:41)
Rahoviana ny maraina vaovao nampanantenaina hatramin' izay ho an' ny malagasy tsy mandady harona ? nofinofy sa famitahana ampahibemaso ?
7. xxx
(
11/03/2009 22:01)
ifiona:
aoka marina e! hatsaharo ny fifandragitana e!
ndana mihitsy aloha ianao mankany @ resa behivavy any e ,omaly alina ianao namaky forum tim dia nisy nandefa tsaho efa saika tsy nahita tory,mandeha @ izay midodo
:roll: :roll:
8. ifiona
(
11/03/2009 22:04)
xxx6: matoa anie fantatrao fa namaky forum tim aho dia NIJERY koa zay enao e
sady tao @ sobika no nahitako azy voalohany, dia no-vérifiéko
ampahafiry an'ny sasany mpanely tsaho ato anefa zany e? tahotra zaraina ireny
sady tao @ sobika no nahitako azy voalohany, dia no-vérifiéko
ampahafiry an'ny sasany mpanely tsaho ato anefa zany e? tahotra zaraina ireny
10. sitlo
(
11/03/2009 22:19)
filazana:
ho dorana manomboka rahampitso ny tranon'ny TGV sy ny havany rehetra
Tetiteteo ataovy sakafo-kisoa any mihitsy fa izaho vonona hihinana.
12. TEGEVE
(
11/03/2009 22:48)
anaka isany aza mifamono izany ianareo fa mety ho vonoina ihany koa
anaka sitlo tsy azo hanina ny olombelona anaka (l) (l)
anaka sitlo tsy azo hanina ny olombelona anaka (l) (l)
14. zandikely
(
11/03/2009 23:30)
ISIKA ETO AMIN'NY SERASERA DIA TANORA NY 90 % RAHA TSY DISO AHO.
MAMPALAHELO RAHA TANORA HO AVIN'NY FIRENENA AMBANY FISAINANA TAHAKA IZANY, HAMPORISIKA OLONA HANIMBA ZAVATRA.
TSY DIA MAHAGAGA LOATRA RAHA IZAO NO LASA NIAFARAN'ILAY MADAGASCAR
NY RAZANAY FAHINY, TSY NANDALIM-PIANARANA NEFA NANANA NY FAHENDRENY, NANAJA NY AINA, NANAJA NY FIARAHAMONINA SY NY FANANAN'OLONA.
:(

15. sitlo
(
11/03/2009 23:35)
Hey, tsy nandalim-pianarana ahoana ny fahiny? Fa agaha raha tsy nandalo sekoly system vahiny dia hoe tsy nianatra?
Nandala ny fihavanana ry zareo satria niaina ny adim-poko tamin'izany.
Nandala ny fihavanana ry zareo satria niaina ny adim-poko tamin'izany.
16. pikatti
(
11/03/2009 23:47)
ndana koa elah matory any fa stressé be elaha zany ,jereo ihany klou le lien napetraky andywui ao ambony ao de dodo tsara =)) =)) =)) =))