ho dorana manomboka rahampitso ny tranon'ny tgv sy ny havany

21. TIMTIKO ( 12/03/2009 00:24)
MAIMBO TGV KO
22. pikatti ( 12/03/2009 00:28)
nanitsaka frein zany i ANDRY de maimbo raikina =)) =)) =)) =))
23. TEGEVE ( 12/03/2009 01:56)
anaka pikatti aza mamporisika eo ianao (l) (l)
24. fanou14 ( 12/03/2009 06:44)
o ry filazana a. mba aoka @ zay zany e . tsy efa be loatra ve ny doro trano sy ny sisa e ? ra ny tranonao no voadoro eo dia tsy misy raisina intsony ? ny an(' i ngahy guy anie na nodorana aza iny tsy mahalany ny milliards eny ampelatanany anie zany trano zany ; calme fotsiny , ny olona nihary efa ela ve dia ho sombaina ao anatin' secondra vitsy , fa afaka manamarina nga nareo hoe mpitolona niaraka @ tgv reny , sao lahy tim atao andromba dia mody hoe ny mpitolona no ratsy , zao guy efa mitsotsotra any ivelany mety efa eny @plage ary :lol: tsy aleo mba miova fijery @ zay ? dia saika adinoko aza dia terena loatra lay jeune tim ho eny @ mahamasina fa aleo izy mba hananana ny safidiny e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0078