Fa maninona ny bandy no tia vavy antitra

1. rabaradaka ( 09/03/2009 06:49)
Tato ho ato dia mifandrombaka mitady vehivavy plus de 50 ans ny bandy, fa nahoana ? Be vola sa mahay manao sa tsy atahorana ho bevohoka intsony sa mahay milalao azy tsara ? Mba itadiavo za dadatoa ho ahy a
répondu par Djhamhal le 29/05/2009 08:51
2. Lejoba ( 09/03/2009 14:10)
izany ve dia sarotra, kôtio ilay akaman'i bôfin'ilahy isany ireny fa ireny ve tsy efa ao tsara?
Vintage indray izany izao no lamaody an!

=)) =)) =)) =))
3. Mirananirina ( 09/03/2009 14:47)
Nefa bandy kely ve no miaraka aminy vhv plus de 50ans?????????????
Bandy mpanataka sy mpanararaotra vhv izany.
tsy ilaina mitady izany ianao fa mitovitovy aminao ihany alaina e.
Mba itadiavo za dadatoa ho ahy a
4. xxx ( 09/03/2009 16:01)
Nefa bandy kely ve no miaraka aminy vhv plus de 50ans?????????????
Bandy mpanataka sy mpanararaotra vhv izany.


Miaraka @ sipa kely ny bandy, lazaina fa manararaotra, miaraka @ sipa antitra ny bandy lazaina fa mpanataka! Ka raha izany ary no mba hitany fa metimety aminy, inona moa ny olana rehefa mifanaraka izy roa?

Raha ho kianina toy izany koa anie ny vhv ka maro ireo izay azo lazaina fa mpanataka bandy fotsiny e! firifiry ireo vhv tsy an'asa fa velomin'ny lhl fotsiny?

5. Papoose ( 09/03/2009 19:07)
ka mila jerena zany hoe inona no tena mahasoa ao!


in marina ary?? :?:
6. ikaretsaka ( 09/03/2009 19:25)
ohatran'nny fintsa sy ny votsinefy ary ny moknazy sy garanadrel ary ny pi io e...
plis izy le antintrantitra ireny.. plus izy mamy sy matsiro
7. ni81 ( 09/03/2009 19:37)
ohatran'nny fintsa sy ny votsinefy ary ny moknazy sy garanadrel ary ny pi io e...
plis izy le antintrantitra ireny.. plus izy mamy sy matsiro
:-D :-D
8. rabaradaka ( 10/03/2009 06:54)
Zao dadatoa ny vehivavy toy ny labozia, arakaraky ny mahaela azy no vao mainka toa mazava. Mahay azy tsara ve zany ry zareo plus de 50 ans sa ry zavavy koa mila matanjaka
9. RATOVOARY ( 10/03/2009 13:33)
ohatran'nny fintsa sy ny votsinefy ary ny moknazy sy garanadrel ary ny pi io e...
plis izy le antintrantitra ireny.. plus izy mamy sy matsiro

Ika>Raha voankazo izy de zay, mamy rehefa antitra sy maina tsara fa raha zavatra mambody ( oh: mangahazo, bageda ) izy de maniry hazo raha antitra loatra
10. ikaretsaka ( 10/03/2009 22:46)
ka tsy "loatra " kosa gaona an!
11. kotobekibo ( 10/03/2009 23:14)
Fa maninona ny bandy no tia vavy antitra ve ?

Ny sakafo andrahoina @ vilany tonta no tena matsiro .
" c’est dans les vieux pots qu’on fait la meilleure soupe " hoy ry zareo aty ivelany . :-D :-D :-D
12. ikaretsaka ( 11/03/2009 04:03)
Hay moa misy teny an'izay koa....
Ny ahy ny saika hanaovako fanoharana de ny lasitra mofo gasy sy ramanonaka hoe milay kokoa ny mofo atao @ fatana (lasitra) tonta noho ilay vaovao
13. ari.malala ( 11/03/2009 11:16)
:-D :-D :-D :-D io kou zan mamaly ilay fanontaniako ary ambadimbadika ary e!
14. Mirananirina ( 11/03/2009 14:20)
Miaraka @ sipa kely ny bandy, lazaina fa manararaotra, miaraka @ sipa antitra ny bandy lazaina fa mpanataka! Ka raha izany ary no mba hitany fa metimety aminy, inona moa ny olana rehefa mifanaraka izy roa?

Raha ho kianina toy izany koa anie ny vhv ka maro ireo izay azo lazaina fa mpanataka bandy fotsiny e! firifiry ireo vhv tsy an'asa fa velomin'ny lhl fotsiny?

Tsy mandà izany aho.Betsaka koa ny vhv mpanataka lhl.
Ilay velomina fotsiny indray dia iny efa miseho hatrizay ,ny lhl miasa ary ny vhv mikarakara tokatrano.Tsy misy fanatahana mihitsy ny amin'io.
15. Papoose ( 12/03/2009 03:01)
sao de mba tsara andramana aza zany ry kotobekibo :-P
16. ainaheri ( 16/03/2009 18:55)
Ny vavy antitra kosa anie ry rabaradaka malemy nahandro eee :-D :-D :-D :-D
17. Papoose ( 17/03/2009 15:08)
ohatran'ny ahatsiarovako lelan'omby zany kleee :-D
18. kotobekibo ( 18/03/2009 23:11)
Papoose:

sao de mba tsara andramana aza zany ry kotobekibo :-P


efa nanandrana zà kah! ary tena nilay , andramo anie e!
ny loooza d lasa tsy d miraika @ sipa 20ans ireny intsony avy eo , indrindra fa ny -20 taona . :-P
19. mmmhh ( 19/03/2009 13:34)
Rah azoko tsara @ valintenin'ny lehilahy eto zany dia ilay FIKA iry ihany no tena antony?? sa diso aho?
kotobekibo, ainahery, ika, ... Ka mba efa nanandrana moa nareo miteny io sa eritreritra fotsiny e?
20. xxx ( 19/03/2009 16:21)
Tsy ilay fika fotsiny ka, en plus n'ilay fika ny tanora be zistoara ka mandreraka , be tomany , manao chantage sy mampifila ... etc ... Bref tsara jerena fotsiny e , sakafon'ny maso ;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1448